Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i kabota, milahatra araka ny daty
kabota
(
24/04/2009 10:26)
HAINGANA RY TGV FA TOA MIADANA LOATRA IZANY
Izany no tina hampitaina, haingana fa TRAIN A GRANDE VITESSE fa sao dia regarega ny fitondrana raharaha
Omeo ilay mpamily mahay fa ianao manao co pilote
Tony tsara mamaly ity an...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:15
kabota
(
24/03/2009 12:21)
raharahampivavahana
Miangavy anareo tena Kristiana izay manaiky an i Jesoa ho Tompo sy mpamomnjy mba hijoro vavolombelona fa tena latsaka ankaterena ny firenena amin ny ataon ny Kristiana
Fanompoana Sampy
Lainga
fam...
tohiny
novalian'i kabota ny 27/03/2009 11:06
kabota
(
27/02/2009 09:10)
MILA MIJORO NY KRISTIANA
Efa mitady hatsatso ny lohany ka mila ampaherezina satria masina ny firenena
Mila atambatra ny vavaky ny kristiana . Tsy manao politika fa mitady izay hahasoa ny mpiarabelona. Maro ireo fikambanana k...
tohiny
novalian'i tanymasina ny 28/02/2009 20:31
kabota
(
26/02/2009 10:55)
VOAFITAKA NY FFKM-
TENA VOAFITAKA NY FFKM SATRIA LASA NAMONO AFO NY FIHETSIKA NATAONY. HEVERINA FA TONY NY OLONA NADRITRY NY TELO ANDRO. TANDREMO AN!
misaotra anao aho RAKAZAKOLONA FA IZANY KA ZANAKA OLONA MANANA HAZ...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 27/02/2009 02:08
kabota
(
17/02/2009 09:04)
FANAGANANA RAFITRA VAOVAO
Atsangano ry Andry miaraka amin'ny FFKM ny rafitra itondrana ny tetezamita fa tsy mijanona amin'ny gouvernemanata fotsiny
- Assemblée consultatif izay manao lalana sy mijery ny préparation 4é repu...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 17/02/2009 11:12
kabota
(
23/01/2009 11:35)
asabotsy 24 janvier 2009
Inona no hevitrareo aminio. Zaho de manahy ny adin'ny samy manambola io. Nefa tena mahantra anie ny vahoaka e. Na izany aza dia tongava eny Ambohijatovo e...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 23/01/2009 15:22
kabota
(
12/08/2008 07:19)
FANAGASIANA NY FAMPIANARANA / LOZA HO AN'NY MADINIKA
Nosy anie isika e! Azo atao ny mampita ny fianarana mba ho azon'ny gasy kely Ny documents rehetra anie mbola amin'ny teny vahiny e! Nahoana raha omanina mandritry ny 10 taona ny mpampianatra handalina...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 20/08/2008 15:24
