Liste des messages

Liste des messages, inserés par ifiona, par ordre de date
ifiona ( 18/04/2010 15:21)
miaramila
Dans une république bananière, tout le monde se croit au dessus des lois. Eux ont commencé, pourquoi pas nous? se disent les militaires. Zao ny valin'ny natao ry TGV. Le serpent se mord sa... suite
répondu par fijo le 22/04/2010 19:33
ifiona ( 26/01/2010 18:41)
nahemotra ihany ny fifidianana ry zareo
Andry Rajoelina vient d’annoncer le report des élections législatives prévues pour le 20 mars 2010 pour une date ultérieure. Toutes les élections seront programmées entre avril et novembre 2... suite
répondu par esserra le 01/02/2010 00:47
ifiona ( 25/11/2009 10:31)
aiza ny forum politika??
very aho raha ts misy forum politika :-D :-D :-D :* :* :* ... suite
répondu par pikatti le 30/11/2009 13:42
ifiona ( 16/10/2009 06:31)
La nomination de Mangalaza suspendue!
Le Conseil d’Etat a ordonné hier le sursis à exécution du décret de nomination du Premier ministre de consensus, Mangalaza Eugène, suite à la requéte déposée lundi dernier par les deux avoc... suite
répondu par pikatti le 17/10/2009 10:18
ifiona ( 10/10/2009 14:17)
hoy Monja Roindefo
16h00 MONJA ROINDEFO : Monja Roindefo se porte candidat aux élections présidentielles "pour continuer la lutte populaire, et rester fidèle aux aspirations du peuple malgache". - 16h15 MONJA RO... suite
répondu par pikatti le 12/10/2009 12:38
ifiona ( 23/09/2009 21:47)
kadô kely ho an'i bazylou
La police française a dû intervenir hier pour rétablir l'ordre dans le foyer universitaire malgache Arago. Un groupe de personnes s'est rendu sur le lieu pour revendiquer le départ d'Émile Ra... suite
répondu par bazylou le 25/09/2009 09:36
ifiona ( 05/09/2009 08:49)
resabe MATV omaly
Miarahaba antsika rehetra, Tsy haiko na nijery sy naharaka ilay fandaharana hoe RESABE t@ MATV omaly ianareo. Ramatoa isany Lalatiana Ravololomanana sy Rinah Rakotomanga no vahiny tao. Raha ampatsi... suite
répondu par fijo le 08/09/2009 22:16
ifiona ( 02/09/2009 18:05)
ahoana ny ho tohin'ny tantara?
Miarahaba antsika rehetra indray, Tanteraka androany zany ilay fivoriam-bahoaka nataon'ireo mpiara-dia @ Andry TGV tao Ambotsirohitra. T@ zany no nilazàny sy namafisiny fa [b] tsy ho any Maputo in... suite
répondu par diloo le 05/09/2009 22:33
ifiona ( 01/09/2009 15:16)
mety tokoa ve ny hoe "référendum" ataon'i TGV rahampitso?
miarahaba antsika Rahampitso dia tanterahina ao @ kianja mitafo Mahamasina ny "mini-référendum" mifanaraka amin'ilay hevitra hoe consultation populaire efa tian'ny mouvance Rajoelina tanterahina ... suite
répondu par fijo le 02/09/2009 20:14
ifiona ( 31/08/2009 14:58)
naverina ny MAGRO
miarahaba antsika indray nanomboka ny andro niverenan'ireo ankolafi-kery avy any Maputo andihany faharoa (MAputo II) dia niverina koa ny hetsik'ireo mpitaky ny ara-dalàna etsy Magro Ankorondrano.... suite
répondu par fijo le 01/09/2009 22:18
ifiona ( 28/08/2009 12:12)
saika nosamborin'ny cmdt Charles i Manandafy teny ivato
miarahaba antsika Raha vao nigadona tao @ aéroport Ivato ny mouvance Ravalomanana dia indro fa nisy miaramila tarihin'ny commandant Charles nikasa hisambotra an'i Manandafy Rakotonirina. Nisahota... suite
répondu par fijo le 02/09/2009 20:20
ifiona ( 25/08/2009 16:36)
efa indroa nikatso zay ny fifampidinihana MAPUTO II
amin'izao ora hanoratana izao dia re fa efa nihato indroa ny fifampidinihana any Maputo, izay marihina fa ny delegasiona Rajoelina foana no mangataka ny hampiato azy. Ny mampikatso ny dinika dia ny mo... suite
répondu par pink le 28/08/2009 22:16
ifiona ( 22/07/2009 12:54)
lazao fa tsy ao ambadiky ny hat ndray ny frantsay?!?
gaga sy talanjona ny tenanay raha nahita ny "gros titre" t@ midi madagasikara. Un accord secret cautionné par la France? Vrai ou faux document, sa publication dans un journal de la place a fait... suite
répondu par pink le 22/07/2009 22:05
ifiona ( 10/07/2009 04:52)
petsa be ny pro-hat omaly!
he he he :lol: ! sali daholo e! ho anareo zay nijery ny fandaharana TAHALA t@TVM t@ alina dia naharaka angamba ilay adihevitra teo @ Raharison Hery, ex député SAVA sy KALETA, ex-sénateur! ts... suite
répondu par fijo le 11/07/2009 20:22
ifiona ( 12/06/2009 12:42)
fa nankaiza daholo ny forumers politika fa toa mangingina
efa nanomboka omaly no tsy dia be mpandray anjara! aiza dahol ooooo... suite
répondu par Noue le 12/06/2009 14:32
ifiona ( 25/04/2009 10:48)
Ny vahaolana: miala TGV sy ny tariny dia atao ny fifidianana
condition sine qua none: tsy maintsy miala tgv, car source de tension et de tueries. tsy mbola miverina eo @ toerany anefa Ra8 satria mampiady olona koa ny fijanonany eo @ toerany, na dia tokony mb... suite
répondu par nancy le 26/04/2009 19:00
ifiona ( 23/04/2009 20:06)
nahazo lafarine be Mialy Rajoelina tany @ aeroport
ndryyyy! http://img145.imageshack.us/img145/1025/09090423parismialyrajoe.jpg... suite
répondu par Hinagasy le 26/04/2009 23:09
ifiona ( 23/04/2009 10:15)
raikitra ny fifampitifirana tetsy Ambohijatovo. Mikorontana.
aleo aloha aho mba hametaka afisy kely e! 11:20 - Des coups de feu ont été entendus à Ambohijatovo 11:40 - Tirs continus et jets de grenades lacrymogène depuis 20 minutes. Les manifesta... suite
répondu par fijo le 23/04/2009 20:22
ifiona ( 08/04/2009 08:37)
grevin'ny mpiasan'ny banky...
# 11h00La grève des employés de la Banque Centrale continue. Le MID est suspendu. - 08/04/09 http://www.sobika.com/madagascar-photos/2009/marcravalomanana/07avril_001.php # Début de grève ... suite
répondu par fijo le 08/04/2009 21:05
ifiona ( 01/04/2009 18:25)
poisson d'avril iny resaka air force one namidy iny fa sao d
voafitaka eo koa lisany. :-D :-D source orange.mg Le Journal de l’île de la Réunion (JIR) a publié ce matin ce qui est sans doute le meilleur poisson d’avril de la journée, en af... suite
répondu par tgvra8 le 01/04/2009 20:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0267