miaramila

1. ifiona ( 18/04/2010 15:21)
Dans une république bananière, tout le monde se croit au dessus des lois.

Eux ont commencé, pourquoi pas nous? se disent les militaires.

Zao ny valin'ny natao ry TGV.

Le serpent se mord sa propre queue.

ARRESTATION : 16 militaires et civils ont été appréhendés en milieu d’après midi, et transférés à la brigade de Betongolo. Ils sont soupconnés d’avoir préparé une attaque contre la Primature (Mahazoarivo). - 18/04/10

Ce n'est que le début d'un cycle infernal.
novalian'i fijo ny 22/04/2010 19:33
2. feticon ( 18/04/2010 19:48)
cinema io ry ifiona an,ohatran'ireny resaka baomba artisanal ireny ihany io,tsy manaiky ny hidinika io fatin'alika extremiste dia manao chabotage hisamborana ny legaliste filme efa nandeha io ,hanafika an'i mahazoarivo ve dia ho tokony 16militaire fotsiny,nefa ny garde eny au moins 2bataillons (200hommes bien armeé)
3. ndotofetsy ( 18/04/2010 20:01)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. ifiona ( 18/04/2010 20:17)
tena chinéma tkou ve? kiii

:^) :^) :^) :{ :{
5. feticon ( 18/04/2010 20:30)
juste mihomehy fotsiny no nandehanan'i ndoto teto
6. pikatti ( 18/04/2010 21:21)

Manao resaka masiso fotsiny io , zavatra i Charles no tena lasibatra ao izay no tena paika, na le fika hotran'ilay hoe nisy nitifitra i Rajoelina de mody lazaina fa tsy milamina ny HAT nefa tsy misy fika aroso hifandahatra any Sud Af
Tsy mety voavarotra foana le saka be loha :lol:
7. Rajakoo ( 18/04/2010 22:22)
Asory tany daholo @ izay ireo mpanontsainanao ry lavasanga fa tena tsy alehany a, raha te hila koa rangahy dia arahaba soa arahaba tsara , fa tsy ty fihetsiketsehana mandamoaka lava ty foana , fika efa lany daty
8. diloo ( 18/04/2010 22:27)
filme efa nandeha io ,hanafika an'i mahazoarivo ve dia ho tokony 16militaire fotsiny,nefa ny garde eny au moins 2bataillons (200hommes bien armeé)
=))=))=))
i Charles no tena lasibatra ao izay no tena paika

Ary matoa i lelyson en tenue civile nanao ny fanambarana avy aminy, dia tsy ofisialy izany ny fanambarany.Raha nanao fanamina, dia nahazo alalana izy izany.Mitady plan izy handetehana an'i sarloty.
Ary raha mbola miampy ny fanambaran'i ramaroson, dia voamaika lainga be ny tetika naroso, mody hoe i Ra8 hoy izy no ao ambadika ao, fa ny tanjona, dia hitadiavana argument manoloana ny vahoaka sy ny CI,fa tsy ilaina i rajoelina mankany Johannesbourg.
:?: :wink:
9. diloo ( 18/04/2010 22:56)
Avant sa dernière conférence de presse, le Lieutenant-Colonel Charles Randrianasoavina s'était entretenu pendant une heure avec Andry Rajoelina. Ce dernier lui aurait proposé un poste d'Attaché militaire à Paris.
Kii.Mety manomana ny exile ngambany lery fa mahery vaika ny rapport ny Amnesty International.
Tena tsy mananana hazon-damosina lery izay nilaza fa ataon'ny malala ny anarany i Madagasikara.
Na koa manaratsy pasipaoro an'i fingotra lery, no koa tsy te ho voaroiroy i joyandet raha fantatry ny commission parlementaire fa io gorille io no nokaramaina nanaovana ilay putch. :wink:
10. katrikatry ( 18/04/2010 23:23)
Sôfera ve no ati-doha mpibaiko raha tsy inona, marina io voalazan'i diloo , tsisy sahy nanao tenue miaramila izay be vava , fa na i Ndrianarijaona aza milaza fa manana ny eritreriny manokana momban'io raharaha io fa tsy noteneninny aloha, montage hanimbana ny sy hanakanana an'i Rajoelina tsy ho any Johannesbourg fotdiny io,
11. diloo ( 19/04/2010 06:57)
Ho hataon'i sarloty mahalala ny anarany izany atsy ho atsy i renimalalany sy ny GTT,ao @'ny masoivo parisy.
Na koa mivadika ny hery,ho ataon'ny GTT misotro ny amaniny i sarloty, toa ny nanaovany ilay mpitandrina Fjkm.
Hijery film en 3D mihintsiny izany ny galasam kle.=))=))
12. fijo ( 22/04/2010 19:33)
fanalana baraka olona fotsiny io fa tsy misy dikany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1746