Liste des messages

Liste des messages, inserés par gabidemony, par ordre de date
gabidemony ( 09/03/2010 13:04)
virtual dj pro + crack pour dj console RMX
Mba mitady[b] logiciel ny virtual dj pro[/b] mety @ [b]dj console rmx[/b] azafady ... :-o ... suite
répondu par gabidemony le 22/06/2010 23:33
gabidemony ( 17/01/2010 16:35)
TELECHARGEMENT
[b]INONA NO PROGRAMME AHAFAHANA MITELEGARGER VIDEO @ DAILLIMOTION NA YOU TUBE ?[/b] EFA NANANDRANA AN-LE [b]WWW.KEEPVID.COM[/b] INY IHANY NY TENANAY FA [b]OHATRA NY TSY METY TSONY @ZAO..[/b]. ... suite
répondu par neo83 le 13/04/2010 07:04
gabidemony ( 04/12/2009 07:01)
Aiza no misy ny toerana Otran'ny OMDA aty ITALIE na FRANCE ?
Za manana hira izay noforoniko izany hoe ahy ilay hira dia tiko hosoratana amiko ilay izy nefa tsy haiko hoe aiza no tokony halehako aty ...Ny tany Dago zao de ny OMDA fa ny aty ITALIE na FRANCE n... suite
répondu par hery le 16/12/2009 08:47
gabidemony ( 07/07/2009 13:14)
@NAO HATRAIZA NY LANJAN'NY VOLA ETO AN-TANY
N'aizanaiza alehanao de tsy maintsy mila VOLA Mampamono tena olona VOLA Mampitsiry fanahy ratsy ny olona VOLA Mampiadana olona VOLA ... HATRAIZA NY LANJAN'NY VOLA ? ary INONA MARINA IO VOLA I... suite
répondu par Ratoa le 16/08/2009 11:14
gabidemony ( 01/04/2009 00:03)
FOSAFOSA
Fa inona marina le fosa eh?... suite
répondu par niryna le 06/04/2009 02:48
gabidemony ( 22/03/2009 21:08)
Gasy sasany aty an-dafy sy rehefa Tonga any DAGO
Mahagaga sy maha-talanjona ny zavatra ataon\'ny sasany rehefa tonga any Madagasikara manao vacance,tena hoe zany no manala azy aminy angà ary noho izany ihany koa no anisan\'ny mam-paniry ny Malagasy... suite
répondu par tiris8786 le 28/08/2015 15:39
gabidemony ( 18/03/2009 11:07)
Aòna ny hiafaran'ny Avion nividin-dra8
hamidy sa hampiasain'ny filoha sa aòna marina?... suite
répondu par TIMTIKO le 18/03/2009 14:07
gabidemony ( 17/02/2009 01:05)
NAòNA NO TSY MAMPANDREZATRA NY MIDAMA ????
De mahagaga tokoa eh :!: :!: :?: sa aòna hoy nareo :?: De fafinaretana tsy ampy firy minitra iny de manadala ny saina. Nahay ihany zao A/tra zao ka!!!... suite
répondu par gabidemony le 21/03/2009 11:22
gabidemony ( 15/02/2009 20:44)
INONA NY CONCLUSION ZANY ??!!!
Efa fantatsika izao ny mombamomban'i Ra8 sy Andry mikasika an'i MADAGASIKARA ,ary samy manana ny lohany izy roalahy,misy ny mety ary misy ny tsy mazava. Milomano ao anatin'ny olana isika izao ka at... suite
répondu par Andribe le 15/02/2009 22:57
gabidemony ( 15/02/2009 11:23)
NY HEVITRY NY VAHOAKA @ ANDRY TGV ?
Mba aòna ny hevitry ny vahoaka @ Andry @ty zavatra ho kasainy sy ataony @zao ity ? Mba anisan'ny le olona hanova ny gasikara handroso fa tsy hihemotra nandrasan'ny olona ve izy :?: :?: :?: ... suite
répondu par gabidemony le 17/02/2009 00:28
gabidemony ( 12/02/2009 20:20)
MITADY LOGICIEL FRUITY LOOPS 8 ET CRACKER AZAFADY RA MISY
Mba mitady fomba fi-telecharger-na logciel FRUITY LOOPS 8 gratuit et cracker ze mba mahita hirika merci :oops: ... suite
répondu par fahamarinana le 19/02/2009 09:20
gabidemony ( 09/02/2009 17:27)
AINA PAZZAPA & TOVO J'HAY
Tena aòna tena tsy azoko mintsy tsony ko reto panakanto reto fa de òtran'ny de mifampihinakinana aby ka!!!! nefa ny sasany zany de efa manambady aman-janaka de raharaha sa d'efa ao anatin'ny zava... suite
répondu par bradley7 le 15/02/2009 21:49
gabidemony ( 09/02/2009 17:26)
AINA PAZZAPA & TOVO J'HAY
Tena aòna tena tsy azoko mintsy tsony ko reto panakanto reto fa de òtran'ny de mifampihinakinana aby ka!!!! nefa ny sasany zany de efa manambady aman-janaka de raharaha sa d'efa ao anatin'ny zava... suite
répondu par xxx le 13/02/2009 12:10
gabidemony ( 09/02/2009 12:20)
NANENINA V ANDRIAMANITRA NAMPISY NY FANANAHANA ???!!!!
Aninao manokana, nanenina v andriamanitra nanisy ny fitaovampananàna teo ò lahy sy ny vavy:?: [b]Eo @ fampiasan'ny olombelona azy[/b] ... suite
répondu par Fanhaiky le 05/03/2009 13:03
gabidemony ( 07/02/2009 18:42)
RAHA NY SIPA NO MANAO DE TSY MAHAZAKA NY BANDY
Raha ny vehivavy no mampirafy de rangitra ra lehilahy ...???!!!! Nefa raha ny lehilahy no mampirafy tratran'ny jòba de hoe: CALMA FOTSINY IANAO RY NENY FA CONSIGNER NY TAVOANGY !!! ... suite
répondu par fenouhy le 17/02/2009 21:34
gabidemony ( 07/02/2009 16:21)
ZAY ARY NENAREO!!! NY TEO IHANY NO HITA!!! DISO LALANA ISIKA
Efa lany manja le fitokonana sy ny grevy ary mihafara t@ fatin'olona izany. Tany aloha nisy lohateny nataoko zay hoe:"ahoana no hevitra hangalana an'le8 teo ò fitondrana? " de nisy eritreritro t@z... suite
répondu par Andribe le 07/02/2009 20:20
gabidemony ( 17/01/2009 22:08)
REHEFA MANAMBOLA VE DE HOE MILAY SA MATIERALISTA
Akamaroan'ny vehivavy no manao toen-tsaina tahaka an'io na any òtsika izany na aty ivelany,tsy azo afenina.Mahota bandy mikata de iny manao sora mananton'afo nefa iny olona iny ve tena tia anao sa ny... suite
répondu par gabidemony le 09/02/2009 10:53
gabidemony ( 17/01/2009 18:50)
S.O.S.NY ZAZA GASY, METISY ATY IVELANY ARY NY HOAVINY
Manahirana tokoa ny mitaiza zaza aty ivelany,indrindra fa le zaza nitombo taty ireny,mifanohitra t@ fitaizana tany @tsika. Hitako ny aty italie mantsy de misy ireoakizy gasy eny, na olon-dehibe izan... suite
répondu par gabidemony le 07/02/2009 17:39
gabidemony ( 17/01/2009 13:59)
OLONA IZA NO TOKONY HITONDRA
Maro izay efa teo @ fitondrana izay fa toa tsy mahazaka ny ny toerana nomena azy.T@ propagandy de be fanantenana sy mahatsapa ny olan'ny legasy nefa vòazo ny toerana de iny ko izy no tsy re ints... suite
répondu par ravonjison le 21/01/2009 15:33
gabidemony ( 16/01/2009 17:28)
AòNA NY MIALA SIGARA ???
Efa taona maro za zay mo nifoka sigara , ary roa taona lasa izay no te hiala aho fa tsy mety fa te hifoka fòna. Ao an-trano aho mahavita tsy mifoka mihintsy satry tsy misy mpifoka afatsy izaho i... suite
répondu par mpisotrtoaka le 13/06/2019 11:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093