Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i donemaskit, milahatra araka ny daty
donemaskit
(
30/05/2004 09:07)
Rolland Garros
H@ fahazazako ah no nanaraka an'ity fifaninanana iraisam-pirenena ity, nefa za tsy mba mpilalao tennis !
Aôna raha mba miresaka kely an'izy ity e ?
Efa nanomboka moa ilay izy, betsaka ny favoris ni...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/06/2004 00:04
donemaskit
(
18/05/2004 11:25)
Festival de Cannes 2004
Raha tsorina : "Le Festival de Cannes a pour objet, dans un esprit d'amitié et de coopération universelle, de révéler et de mettre en valeur des oeuvres de qualité en vue de servir l'évolution d...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 04/06/2004 19:19
donemaskit
(
21/03/2004 18:54)
coming soon
vaovao momba ireo sarimihetsika :
actualités du cinéma...
tohiny
novalian'i ds ny 19/04/2005 22:59
donemaskit
(
15/03/2004 20:59)
grands classiques
ireo hira heverinareo fa be mpitia sy mpahalala indrindra eran-tany...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 04/04/2004 22:06
donemaskit
(
23/01/2004 20:02)
NBA - mania (tohiny fa lava loatra !)
Tsy mifandanja mihitsy ilay short-handed LA vs Mavs anio alina : Payton mety haharaka an'i Nash ihany, fa ry Nowitzki sy ny Walker sy ny Finley no tsy ho laitra !...
tohiny
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 06:49
donemaskit
(
23/01/2004 12:30)
original soundtrack
Ry namana mpankafy sarimihetsika :
> antony itiavanareo film ve ny bande originale-ny ?
> B.O. an'iza no tena nahaliana sy nanaitra anareo ?...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 14/02/2004 10:29
donemaskit
(
10/01/2004 19:26)
Mifangaro ny resaka!
Asa raha izaho irery no mahita an'io fa tsy milahatra chronologiquement intsony ilay resaka!
Misy hafatra lasa any @ lohahevitra hafa mihitsy aza!...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2004 11:53
donemaskit
(
10/01/2004 14:47)
Dihy sy fihetsika
Iza no mpanakanto tianareo indrindra (na Gasy na hafa) ny fandihiny sy ny fihetsiny?...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 11/01/2004 11:02
donemaskit
(
10/01/2004 09:26)
salle de spectacle
Iza no salle de spectacle tianareo haleha indrindra?
Raha afaka hanamboarana salle vaovao dia toy inona ny habeny? aiza no toerana tsara? ......
tohiny
novalian'i donemaskit ny 24/01/2004 09:05
donemaskit
(
10/01/2004 09:09)
cinéma US
Quels films (ou films d'animation) ont le plus révolutionné le cinéma US?...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 09/02/2004 15:52
donemaskit
(
01/01/2004 16:44)
Tia fandrosoana
Tena te sy vonona ny handroso tokoa ve ny Malagasy?...
tohiny
novalian'i kally ny 15/01/2004 16:27
donemaskit
(
01/01/2004 11:52)
cinéma malagasy
Inona no tena hitanareo fa lesoka lehibe eo @ cinéma malagasy? Ny hevitrareo hanatsarana ny eo @ lafiny :
> production
> réalisation
> scénario
> jeu d'acteurs
> vidim-pidirana
> salles de ...
tohiny
novalian'i gasitiako ny 29/09/2005 06:03
donemaskit
(
22/12/2003 16:10)
NBA - mania
Isika rehetra ngamba efa nahare momba an'i Jordan, Kobe sns daholo. Ny tiako fantarina dia :
> Iza amintsika no tena mpanaraka sy mpankafy an'ity basket pro américain ty?
> Ekipa tena ankafizina?...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 18/01/2004 19:29
donemaskit
(
22/12/2003 14:48)
Ela niarahana
Mba tiako fantarina leisy raha fidèles isika :
> Tantarao ny fifankahitanareo
> Teo no ho eo ve sa taty aoriana?
> Inona no nanintona anao tany aminy?
> Inona no nanintona azy tany aminao?
> F...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/02/2004 10:19
donemaskit
(
21/12/2003 19:07)
maditra ny sipa ankehitriny
Ny lehilahy efa hatrizay, fa tsy hitanareo nihanaditra ve ny vehivavy @ zao fotoana?...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2004 10:29
donemaskit
(
21/12/2003 18:53)
raha hamorona tarika nareo...
... dia iza no hataonareo anarany?...
tohiny
novalian'i rapah ny 27/05/2004 06:03
