Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i degree, milahatra araka ny daty
degree
(
22/12/2006 23:08)
bonne année
Tonga tokoa ity ny faran'ny taona,koa enga anie hamela mamy ho antsika tsirairay ity taona 2006 izay handao antsika tsy ho ela ity ka hitondra antsika ho any @ 2007 indray,enga anie mba samy ho tratri...
tohiny
novalian'i degree ny 23/12/2006 17:24
degree
(
16/12/2006 22:20)
mahazaka fitiavana ve ?
Teo ampivohahana handeha hiasa mihitsy ny tenako gaga raha nahita ireto ankizy kely roa tokony ho 12 taona na 14 taona teo ho eo,indreo izy roa fa mifampitantana mampiaraka eny @ moron-dranomasina eny...
tohiny
novalian'i degree ny 17/12/2006 19:24
degree
(
17/11/2006 21:07)
mba tia ve ?
Amba tsy tia fa ampo taralila :?::?::?:inona no antony ? ...
tohiny
novalian'i pimaso ny 28/11/2006 13:28
degree
(
17/11/2006 20:59)
aiza ho aiza
hono ho aho ry reto a: sambany indray ity nisy vhv nilatsaka ho fidina ,moa ve tokoa ny vhv efa mitoman-dahy sa mba te hiady ny fitoviantsaranga @ lhl sa kosa mba hitsapa vitana fotsiny ?:-D
:-D...
tohiny
novalian'i bazylou ny 19/11/2006 12:55
degree
(
07/11/2006 20:09)
fahazarana ve sa aretina
Tsy arakara-tarehy voajavatra satria na dia hoe degree aza ny ahafantaranareo ahy dia tsy hidera vady mahay mandihy aloha aho fa ny fifanerasarantsika no hitsara ny toetrako,satria olon'ny fo,tia fiha...
tohiny
novalian'i prime ny 10/11/2006 15:10
degree
(
04/11/2006 19:35)
TENA FITIAVANA MARINA VE SA FANARARAOTANA ,
Misy bandy sy sipa iray mpiara-miasa mpinamana be tokoa,nitombo hatrany anefa ny fitiavan'ilay bady ka te haka io kala io ho olo-tiany ,nefa ny fihavanana no taloha.Inona no tokony hataony ?
Marina f...
tohiny
novalian'i degree ny 26/11/2006 17:53
degree
(
04/11/2006 13:52)
mba andramo hoe !
Ity misy tantara kely mahatsikaiky e!
-Neny a!.......avia ange i neny e!
-ahoana anaka ?
-avia ange i neny fa ilazako zavatra!
zavatra inona e!
-aiza aloha i dadabe ?
-ato an'efitra izy,......in...
tohiny
novalian'i cutie ny 06/11/2006 15:01
degree
(
04/11/2006 11:14)
mba marina ve ?
tany NOSYBE HELLE VILLE aho nahita saka sy voalavo miaraka misakafo @ vilia iray;
tsy miady izy ireo,ka moa ve ilay saka no be fitiavana sa ilay voalavo no efa siviliser ka tsy mataotra saka intsony...
tohiny
novalian'i MTN ny 06/11/2006 21:32
degree
(
03/11/2006 23:00)
Fitiavana ve sa fihavanana ?
azoko lazaina tia ahy ve ny olona iray : tena mitory fitiavana amiko izy rehefa manalavitra ahy nefa kosa raha mifankahita izahay dia dia toa namana fotsiny nohitondrany ahy ?...
tohiny
novalian'i dailynews ny 05/11/2006 22:53
