Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bounany, milahatra araka ny daty
bounany ( 02/06/2010 11:23)
accord de guitares
manahoana daholo tsika rehetra ! za ry reto mba mitady ny accord de guitare n hiran mika sy davias an : je misy ! za mantsy mirevy be ny hiran zareo reny nefa hatram zao efa firy taona zay ah no nitad... tohiny
bounany ( 14/12/2009 07:08)
sipan'ny namako talou mikôty: tiko izy (...)
za de vevav 23ans d mis sipa namako zay 19ans: mpiray tanan zay ar mifandra b mits, mifampitondrana otran mpirahavavy mits az !! mifampiresak fona: na resak fitiavan zan, asa sy fianaran d ny retr re... tohiny
novalian'i tefy0 ny 28/12/2009 08:39
bounany ( 26/10/2009 07:23)
menaka kapôty : mampaniry volo hono
marina ve fa ny menaka kapôty dia mampaniry volo ary tena efficaec mitsy???? Aona ny fomba fampiasana azy kay ho an zay efa nampiasa??? Inona no zavatra tokony hotandremana sdy ny sisa ?? Ny voloko ... tohiny
novalian'i Djhamhal ny 11/11/2009 14:46
bounany ( 09/06/2009 14:31)
aza kianina ny vitany fa manaova mba ho hitany !!!
resaka HAT HAT HAT aza kianina ny vitany fa manaova mba ho hitany !!! teo i anona tsy poince ! teo i anona tsy poince ! teo dada: monopolisation no mba sitrany hatao am gasikara ! ka tsy aleo vempi... tohiny
novalian'i reeves ny 10/06/2009 08:27
bounany ( 25/05/2009 11:50)
sipa tara am bandy ao an-tanana ah de.................
Za de vevavy 23ans! in-1 mande nanao sipa za de amzao mande seule. Fa ao an-tananay oa misy bandy zay : matetika zahay talo mihaona de otran mifampijerijery.Lery mou tode hita be hoe tara aminà fa t... tohiny
novalian'i xxx ny 30/06/2009 13:56
bounany ( 15/04/2009 06:13)
inona hono ny antony matonga ny vevavy ho tia..........????
za de vevavy !! nisy sipako talou zay nanontany ana hoe inona no antony matonga ny vevavy ho tia mifamihina na mifampitantana am bandy refa eny an-dalana!! novaliko ihany izy tam zay !!! fa mba arosok... tohiny
novalian'i xxx ny 23/04/2009 13:56
bounany ( 09/03/2009 07:53)
goodbye my friend
mba mangataka ny tondrom-peon'ny hiran'ny MIKA SY DAVIS, le hoe GOOD BYE MY FRIEND. Misaotra mialoha!... tohiny
novalian'i bounany ny 13/03/2009 10:10
bounany ( 05/03/2009 13:27)
aboridana hono
marina ve fa atsy ankoraotra hono de aboridan'ny miaramila ny vevav mifanena aminy!! vevav za no miteny ka hande hody za zao ka mba manontany eto !! misôtra e... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 22:36
bounany ( 29/01/2009 07:36)
TONDROM-PEO N'NY AMBONDRONA
Salut! mba mangataka ny tondrom-peo n'ny hiran'ny Ambrondrona le hoe LEO. Misaotra mialoha!!!!!... tohiny
bounany ( 28/01/2009 12:05)
NY ANTONY MATONGA NY BANDY HAMPIRAFY HONO E!!!!!!
Salut! Philosophie ihany ty an! Nisy rangahy prof philo nay zay oa t@zay t@ terminale: D hoz lery t@ zay: "Fantatrareo ve ny antony mahatonga ny bandy hampirafy! Eny hoz ny mpianatra. Teneno ary... tohiny
novalian'i pssid02 ny 06/02/2009 20:03
bounany ( 28/01/2009 10:33)
NY TENA FITIAVANA
Salut ! VÖ HIARAKA NY OLONA 2 LAHY SY VAVY DE AÖNA KAY NO AHAFANTATARAN'LE VAVY FA TENA TIA AZY LE BANDY HIARAHANY? AÖNA NO AHAFANTARANA AN'IZANY @ FIHETSIKY NY LE BANDY, @ FITENINY ARY @ ATAO... tohiny
novalian'i bradley7 ny 15/02/2009 20:27
bounany ( 26/01/2009 08:30)
NY VEHIVAVY VIERGE
Salut daôly e! Mba misy fanontaniana ty e! Aôna kay no ahafatarana fa vierge ny sipa iray raha jerana @ fiseho ivelany fontsiny? Fantatra @ endrika, bika sy fihetsika ve zany sa? Misy kôfa boay sa... tohiny
novalian'i NADEGE ny 23/12/2017 08:08
bounany ( 20/01/2009 14:37)
MANAPEPO VE SA ? INONA NY DIKANY?
Indray mande zay d nanatitra ana ny sipako; tonga teo @ arrêt na bus makany @ nay de hoy za hoe andao hande tongotra fa tsy hande bus (satria tsy de lavitra n misy ana) ! d izy mo otrany tsy te hande... tohiny
novalian'i bema555 ny 29/01/2009 13:51
bounany ( 20/01/2009 14:21)
MIKA SY DAVIS
Azafady mba mangataka ny tondrom-peo n'ny hiran'ny Mika sy Davis! Tsara ny hira ndry zalahy reo ka otrany mba tiko hotendrena @ gitara e! Misaotra mialoha e!... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.009