Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i andrea, milahatra araka ny daty
andrea
(
06/02/2009 08:49)
hoy ny gazety
mba vakio..
http://www.rue89.com/2009/02/05/madagascar-victime-de-ses-politiques-et-des-multinationales
De mba mahaliana ny hevitrao... ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 17/02/2009 13:16
andrea
(
20/08/2007 16:06)
hafatra...
Lasa aiza dôly ny hafatro ?
snif ! de adino sahady ve ? =(( :b :b...
tohiny
novalian'i Ralay ny 03/09/2007 08:47
andrea
(
30/04/2007 07:57)
mbo to ho Adim nefa ... tssss !
za koa wa mbo te ho admin satria tia
resaka sy mihainohaino sekiré ..
- mba mangilikilika hoe iza i "xxx"?
- iza ireo namana be-ps?
- iza no be taraina?
- aiza i salmo?
- de afaka manao koa...
tohiny
novalian'i bozylove2 ny 25/05/2007 14:53
andrea
(
20/04/2007 08:58)
marika fanontaniana mistingolika ?
hono wa,
Ahoana kay ny fomba fanaovana ireny "?" ho lasa mistingolika? manana clavier spécial ve ?
Salmo1, mahazo mamaly na resaka ho an'i olona lehibe aza.. elah manko mahay an'io.. :D :D
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/04/2007 15:56
andrea
(
11/04/2007 09:52)
Tazomy fa tady lasan'ny olona hafa Miss SERASERA ..
Io ary izy fa lasa.
http://www.sobika.com/miss-sobika-fanja.htm
Ndry ry fasaly mapirafy .. sa kompatible sobika sy serasera ?
Na izany aza .. Love foana !! ! manja e !!!
...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/04/2007 21:38
andrea
(
27/03/2007 19:35)
Leo BE ..
Hono waaaa ..
Tsy haiko na izaho no somary niova .. na bestaka ny namana no lasa ni-grevy.
Na tato ato, betsaka loatra ny resaka tsy misy lohany , tsy misy dikany ato amin'ny forum !!!
Na izaho no...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/03/2007 20:33
andrea
(
26/03/2007 15:47)
Cinema ...
Efa elaela tsy nadeha Cinema ..
Inona zao no sary mihetsika mbo mety jerevana ? afatsy 300, vao nahita ny forum nosoratan'fiffi manko .. ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 09:33
andrea
(
17/03/2007 08:59)
Happy Birthday NIKOPOL ..
zouaeeeezzzeee anniversaire niko.
Que cette journée soit la tienne....
Et que toutes les copines serasera te réponde ...
Aujourd'hui tu seras notre star.. sa tsy izany rankizy ?! ...
tohiny
novalian'i ftma ny 19/03/2007 20:24
andrea
(
14/02/2007 11:08)
ANTI-STVALENTIN .... (mpifakatia s'abstenir ... )
ho ani'zay leo .. aleo indray mba ovaina ho fetin'ny tsy mpifakatia sa ahoana hoy ianareo ?
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
tohiny
novalian'i fasaly ny 21/02/2007 12:10
andrea
(
14/02/2007 10:21)
fanontaniana kely
bjr,
efa fantatro fa efa nandalo ilay fanontaniana fa tsy arako ny valiny.. ahoana ny atao raha manana fichier jpg de tiana apetraka eto amin'ny forum?
...
tohiny
novalian'i hery ny 14/02/2007 10:29
andrea
(
12/02/2007 10:25)
mon annif
Dain kou !! akoatran'i watafom sy gloom de adinon'ny mes "namana " ny annif-ko =(( =((..
De za lasa mialina an'i Aino !!! (:-*)..
de mbo omeo biz'oroka de lasa faifaly e !! ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 23/02/2007 14:44
andrea
(
31/12/2006 23:45)
tratry ny taona
Tratry ny taona 2007 ....
Indrindra fa izay nanao fety double (Hery 8))
Saika adinoko .. hafatra manokana ....
tena faly nahafantatra anareo ry fasaly (:-* miss serasera ) , Aino ( :-* zandry k...
tohiny
novalian'i felanawil ny 03/01/2007 21:04
andrea
(
11/10/2006 07:13)
Volana tohiny ...
Ndao indray tohizana..
Niko> ianao no mamorona haingampanahy mahalasa eritreritra androany - volana karekare sa pompier manao zipo? sa hoe niverina ilay volana dia lasa voaborosy tsara ny lela teo a...
tohiny
novalian'i simplex ny 14/10/2006 21:49
andrea
(
24/02/2006 14:01)
Resak'olona lehibe
Ry mpikambana,
Manao ahoana daholo tompoko ô !
Mba miangavy raha afaka antokana amin'ny loha-hevitra iray ny resaky ny olana lehibe (mihaotra ny 18 taona? ohatra 'Lohateny sodomie vao nampidirin...
tohiny
novalian'i majakely ny 02/03/2006 12:37
andrea
(
03/02/2006 13:04)
Nounou
Manahoana daholo o!
Mitady olona "nounou ponctuelle" :
Sao mba mahafantatra vehivavy lehibe (entre 40 et 50 taona) mipetraka Paris (na akaiky) afaka mitaiza zaza 2 ao an-trano ianareo, fotoana ke...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/02/2006 06:13
andrea
(
05/10/2004 10:07)
L’e-gouvernance
Nisy intreview nataon\'i Olivier Robinson, [ directeur général des TIC (Technologies de l’Information
et de la Communication) au ministère des Télécommunications ]
Lahatsoratra tao amin\'ny e...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/10/2004 20:07
andrea
(
29/09/2004 13:00)
Inona no atao hoe fahasambarana ?
Nisy ankizy nandefa hafatra nanotany hoe : c\'est quoi le bonheur ?
Mba alefaso ny hevitrareo hoe ? ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2004 21:21
