Liste des messages

Liste des messages, inserés par Vony501, par ordre de date
vony501 ( 04/08/2015 07:46)
HIRAN'NY LOLO SY NY TARINY
Sao mba misy manana ity hiran'i Lôlô sy ny tariny ity? tsy haiko ny titre fa toy izao ilay tononkira/ Indro hono izy avy atsy mivadika avy aroa Dia mijery fitaratra Fanontaniany miodina ao an-doha ... suite
répondu par mpisotrtoaka le 30/10/2015 09:17
vony501 ( 05/05/2015 12:54)
Fitiavan-tanindrazana
Mety azo itarafana na handrefesana ny fitiavan-tanindrazana ananantsika ve ity? http://cnpmadagascar.org/index.php?option=com_content&view=article&id=165&Itemid=74... suite
répondu par vony501 le 05/05/2015 12:58
vony501 ( 10/11/2014 07:18)
Dahalo niova fo?
Ô ry zalahy ah! ohatran'ny ampieson'ny mpitondra amin'ny "cinema" indray anie isika amin'ity resaka dahalo ity e? Izaho mahita hoe "toe-javatra novolena" tamin'ny andron'ny tetezamita io resaka dahal... suite
répondu par mpisotrtoaka le 20/11/2014 14:36
vony501 ( 29/10/2014 06:05)
feraparan'ny tsy mino an'Andriamanitra
Ity endrika "ferapara" ity ve midika fa tsy mino an'Andriamanitra (athée) ilay maty sy ny havany? [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/a438c5a0fdb23bd1c4eddedc1f56aa9c.jpg][img]http://forum... suite
répondu par bor2lais le 07/11/2014 08:59
Vony501 ( 13/06/2014 11:54)
Hafahafa ihany...
Hafahafa ihany ny mahita lehilahy lehibe manankaja mivilana cravate izany an! Indrindra hoe hiseho vahoaka sy miseho amin'ny haino aman-jery.[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/3541384e22411... suite
répondu par endriny le 20/06/2014 04:35
vony501 ( 13/12/2013 12:35)
De gaga tokoa...!
Inona no ifandraisan'ilay hoe "Ray ô! Misaotra eh!" sy ilay hoe "De gaga enao!" ???[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/1d42dbdfe80058e79ee35bf9b6c4779f.JPG][img]http://forum.serasera.org/me... suite
répondu par 5laody le 16/12/2013 11:14
vony501 ( 15/07/2013 11:54)
JIRAMA
Ny jiro aty aminay mirehitra @ fotoana tsy hilana azy. @ folo alina vao mirehitra ny pôtô, ary @ folo atoandro vao maty. N'importe quoi!!! [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/dc0e1bb8d331... suite
répondu par hadji le 17/07/2013 07:45
vony501 ( 16/05/2013 06:46)
Mahatahiry ny Gasy nefa mora manadino?
Tamin'ny taona 1996 no nisian'itony Tee-shirt itony. Mahagaga ihany, 17 taona aty aoriana, mbola misy manana azo anaovana. Asa aloha raha mifanaraka amin'ilay ilay soratra ny tena ao an-tsain'ilay man... suite
répondu par vony501 le 22/05/2013 07:06
vony501 ( 19/12/2012 08:09)
six trop enina
Sao mba hividy fiara ianareo fa amidiko ity Tsy haiko loatra ny "marque"-ny fa vao avy novidiako koa izy io [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/af7eec6bf1d195cb114a39af28f796ed.JPG][img]http... suite
répondu par ral_ le 02/01/2013 14:03
vony501 ( 23/11/2012 07:42)
Tetsy sy teroa
Izaho no RA-VIKY [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/95d9f04e209eb4cbeb69f15d9dafa2d8.JPG][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/95d9f04e209eb4cbeb69f15d9dafa2d8.JPG[/img][/url] Ato a... suite
répondu par hery le 30/11/2012 04:48
vony501 ( 14/06/2012 07:36)
FANORENANA FIANGONANA
" Fa ny zavatra efa nateriny dia ampy hanaovana ny asa rehetra ka nanana amby aza" Ekso 36 : 7 - Noho ny "VINA" iaraha-manatontosa, - Noho izaho sy ianao voafidy hanangana ny tranon'i Jehovah, - Noho ... suite
répondu par vony501 le 09/07/2012 07:42
vony501 ( 17/02/2012 11:59)
moteur-na toyota essence 12 valves
Sao mba misy manana na mahita moteur-na Toyota essence 12 valves, na farafaharatsiny carburateur fotsiny. Misaotra mialoha... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096