Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rafotsy, milahatra araka ny daty
Rafotsy ( 07/11/2008 16:06)
Sakafo krismasy sy taom-baovao !!!
Manao ahoana daholo indray ! Tsy ho ela dia ho tonga indray ny fety ! Zah no mandray ny fianakaviana @ ity raiky ity ! Tiako hatao sakafo gasy ny plat de resistance ! Vorontsiloza sy henakisoa no t... tohiny
Rafotsy ( 19/11/2007 18:51)
Sakafo gasy @ didi-poitra
Salut daholo indray o ! Mba mangataka aminareo aho raha misy manana recettes ( ilay tena gasy an ) fanaovana composĂ© , fanaovana saucissess gasy sy izay sakafo hitanareo fa tsara ! Ilay izy , soirĂ... tohiny
novalian'i Rafotsy ny 30/11/2007 18:46
Rafotsy ( 11/05/2007 10:25)
Mitomany ny foko !!
Salut daholo ! Tsy dia haiko na eto no tokony hametrako ity ! Anniversaire ny nahaterany zanako lahimatoa androany , tokony ho 31 ans izy raha velona teo , kanefa moa dia izay ny sitrapon' Andiamani... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 03:36
Rafotsy ( 08/04/2007 19:16)
Mangataka toni-kira !
Manao ahoana daholo Ă´ !! Sao mba misy manana ny tonin'ity hira ity nareo : o isa o , o isa o , isaky izay mahatsiaro anie aho ka malahelo , o roa e , o roa , rohizan'ilay olon-tiako anie ka tsy af... tohiny
Rafotsy ( 28/02/2007 11:30)
SMS @ portable hoe rappeler o fa nahazo loka ianao
Salut daholo ! Tsy fantako na eto no tokony hamoako ity ! Zah dia naharay Sms nilaza hoe : votre n° a été tiré au sort et vous avez gagné 1 pack vidéo ou 3000€ ! Veuillez appeler le n°....p... tohiny
novalian'i tolona ny 09/04/2007 23:51
Rafotsy ( 21/07/2006 16:00)
Fotoanany courgettes izao
Manao ahoana daholo indray ! Ity omeko recette courgettes farcies : - courgettes izay tiana ary sasana 2 sens longueur dia esorina @ sotrokely ilay pulpe ao anatiny dia teteina madinika - voatabia... tohiny
novalian'i Rafotsy ny 04/08/2006 17:39
Rafotsy ( 23/06/2006 04:12)
17ème Convention Annuelle
Ary misy namana ve hanatrika io convention any Troyes io du 10 au 16 Juillet 2006 ? Za manko mba manampikasana "hijerijery" any ka faly raha mifanena @ namana serasera eto !... tohiny
novalian'i Rafotsy ny 24/06/2006 16:57
Rafotsy ( 22/06/2006 04:44)
Efa nisy namaky Baiboly -de la Genèse à l'Apocalypse ve ?
Manao ahoana daholo ô ! Mba manotany aho : efa nisy ve tamintsika ireto no efa namaky ny Baiboly voalohany ka hatramin'ny farany ? ( de la genèse à l'apocalypse izany ) ! Izahay efatra mianaka m... tohiny
novalian'i Azrael666 ny 17/04/2025 18:21
Rafotsy ( 09/06/2006 03:23)
Manao ahoana daholo o !
Tsy dia fantako fa te hiarahaba anareo rehetra aho vao nifoha ! Ka dia bonjour daholo ianareo namana rehetra tsy ankanavaka , bonne journée ary koa bon week end !:-* ... tohiny
novalian'i Aino ny 12/06/2006 11:48
Rafotsy ( 30/05/2006 13:19)
Riz gluant
Salut daholo ! Mba misy afaka manoro ny fandrahona io vary io ve , fa izaho manandrana fa tsy mety mihintsy ! Naraiko ny mode d'emploi t@ ilay sac de riz fa tsy nahafa po , nijery tao @ marmiton.com ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 14:29
Rafotsy ( 23/05/2006 15:55)
Misy magasin na prothèse auditive ve any Dago ?
Tonga aty 2 volana ny rafozako ka tianay hividianana appareil auditif ! Rehefa naka renseignements izahay dia mila 3 na 4 mois eo momba ny adaptation n'ilay apparei ! Izy anefa 2 mois fotsiny no mija... tohiny
novalian'i Rafotsy ny 29/05/2006 11:25
Rafotsy ( 25/04/2006 11:30)
Antsary manga
Manao ahoana daholo ! Izaho mba mitady recette antsary manga ilay tahaka ny avy any Diègo ireny ( ilay ao anaty tavoangy , sy misy sakay kely ) Misaotra mialoha izay afaka manoné !... tohiny
novalian'i Fanja1 ny 26/04/2006 13:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0326