Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Narilala, milahatra araka ny daty
Narilala ( 22/05/2005 07:58)
Maintimolaly SFX Fianarantsoa
Sao mba misy amintsika namana eto @ serasera mpianatra tao @ SFX Fianarantsoa, na prom tranainy na vao haingana, mba mifampizara eto @ forum ny fiainana fahiny tao @ kolejy. Za mantsy mpianatra tany f... tohiny
novalian'i Tirah ny 10/10/2005 22:31
Narilala ( 20/05/2005 18:03)
Lalao tennis: Dally
Mba mety hahafaly ny maro, araho fa en demi-final i Dally any Strasbourg ary toa efa tetes de serie roa no nahintsany. http://www.sports.fr/fr/tennis/2005/wta/resultats/tournois/internationaux_de_str... tohiny
novalian'i Angie ny 23/05/2005 09:57
Narilala ( 08/05/2005 18:46)
Ajesaia champion du monde
miarahaba manokana ny mpialalaon'ny Ajesaia isika fa nahazo ny amboara t@ modial pupilles du Plomelin. resiny t@ isa 1 no ho 0 ny FC Nante. Voninahitra ho an'ny afirenena izany. Marihina fa tsy resy m... tohiny
novalian'i DotMG ny 12/05/2005 08:16
Narilala ( 14/04/2005 10:54)
mba mahalasa fisainana ihany
asa ry zareo fa toa Anjely latsaka an-tany avokoa angamba izay tsy katolika satria toa tsy mba mahita ho resahina sy ho tsikeraina afa tsy ny Katolika ianareo. Izay rehetra sujet mivoaka eto dia tsy... tohiny
novalian'i fijo ny 20/04/2005 23:05
Narilala ( 07/04/2005 10:50)
Mpitondra fivavahana tsy Katolika nefa kristianina,...?
Iza no mba mpitondra fivavahana malaza nahavita soa be teto an-tany, na teo @ fireneny @ ireo fiangonana hafa ankoatra ny katolika, tao anatin'ny 20 na 10 taona lasa na @ izao fotoana izao . Dia avy @... tohiny
novalian'i annie ny 10/04/2005 19:47
narilala ( 09/01/2005 08:11)
Ao @ WC, mba andramo
Maro izao no mieritreritra sahady fa zavatra ratsy no hambara eto, kanefa ny mifanohitra @ izany. Mba andramo ange ho an\'izay mbola tsy nanao fa tena milay be ny mamaky gazety na boky, fa indrindra a... tohiny
novalian'i tranokely ny 11/04/2005 14:46
narilala ( 08/01/2005 22:51)
mba avadika kely indray ny resaka
Tsy aleo ve mba avadika kely indray ny lohateny. Hatr@ izay mantsy hoatry ny hoe resaka indrokely sy fitsikerana izay misy any am-piangonana any foana no nataontsika. Tsy hoe tsy mankasitra an\'ny le ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0092