Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Aina_Malala, milahatra araka ny daty
Aina_Malala ( 08/10/2013 14:31)
La transparence est une obligation dans la vente de bois de rose
Le candidat Président Hajo Andrianainarivelo, en visite électorale à Antalaha, exige que la transparence soit de mise pour toutes les transactions concernant les richesses du pays.... tohiny
Aina_Malala ( 08/10/2013 05:43)
636
ny premier tour @io fifidianana io dia i n°6 sy n°3 no hitarika ny salan'isa betsaka, fa @deuxième dia hazon'ny n°6 io ka izy no ho lany filohan'i Gasikara!! ka zay ilay hoe 636.....ainao tsara iz... tohiny
Aina_Malala ( 05/10/2013 10:42)
Dentiste va re??
Heverin'i n°3 fa dentiste ary ve ny olona no aseho be foana iny tsikim-boalavony iny, tsssss sady hitah fa terena hitsiky fotsiny izy @ireo sary misy azy... tohiny
Aina_Malala ( 05/10/2013 10:25)
Aza varian eee
aza dia variana enao ngah 34 fa fenoy ny banga navelanao ah!!! zao zao simba ny ery Ambanidia dia jerem-potsiny,sa hamono vahoaka @io????... tohiny
Aina_Malala ( 05/10/2013 09:04)
Fa iza no hilatsaka eh???
ingahy n°34 dia tsy hita be ny any.... tsy afaka misedra irery izy ary tsy hafaka ny hitolona amin'ny vahoaka raha tsy eo anilany i ngahy "Rajao"... Toy izany ihany koa ingahy n°33 .... raha tsy eo ... tohiny
Aina_Malala ( 24/09/2013 05:26)
Hajo: Antanikatsaka Itaosy
Hajo ANDRIANAINARIVELO Dia faly manasa anao hanokatra ny fampielezan-kevitra mahakasika ny fifidianana Filoham-pirenena ny 24 Septambra 2013 amin’ny 9 ora maraina tsy diso ao amin’ny kianja fanaov... tohiny
novalian'i Rnrs ny 27/09/2013 12:41
Aina_Malala ( 07/09/2013 12:21)
Efa nifanesy ny baomba sy ny baombina
Olon-kafa no tohanan’I Rajoelina. Inona ary izany no tambiny ho an’I kandidàn’ny TGV? Inona ihany koa ohatra, no fanovàna azo antenaina, satria na ny fanjakàna aza natsipy tampoka satria ba... tohiny
Aina_Malala ( 04/09/2013 09:28)
Tanora Malagasy Miara Miainga
Ndao hiara_hiainga ry tanora Malagasy a ;) https://www.facebook.com/pages/Tanora-Malagasy-Miara-Miainga-T-M-M/408257552611854?ref=hl... tohiny
novalian'i bazylou ny 18/09/2013 14:41
Aina_Malala ( 04/09/2013 07:52)
Kandidà iray mitsatsaka
Misy kandidà mividy ny sefo distrika mangingina mba ahafahana mampalàny ny filatsahany ! dia mbola inona koa no atao ankoatran'izay?... tohiny
novalian'i hery ny 05/09/2013 10:51
Aina_Malala ( 31/08/2013 10:23)
Présidentielle de Hajo Andrianainarivelo : retour aux sources à Ankadinandriana
Lors d’une rencontre directe avec la population de cette localité, il a affirmé avec détermination qu’il est prêt à briguer les fonctions de président grâce à son travail et son expérienc... tohiny
novalian'i pisoonja ny 03/09/2013 12:16
Aina_Malala ( 23/08/2013 07:05)
Manaiky ny handeanan'ny fifidianana hono ANR
Manaiky ny hanaovana ny fifidianana hono ny ankolafy Rajoelina hoy Ratsirahonana. Manana ny marina sa teren'ny zava-marina?... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/08/2013 12:33
Aina_Malala ( 21/08/2013 07:23)
Mifoaza ry malagasy ô
Mifoaza ra malagasy fa aza manaiky rebirebena intsony a, sokafy ny maso fa nareo ve mievitra fa ny fandehanana an dalambe indray no vahaolana @zao, mbola korontana ihany ny vokan izany fa mandinihy ts... tohiny
Aina_Malala ( 19/08/2013 07:52)
Mankasitraka ny CES
Mankasitraka ny CES satria afaka miroso @ fifidianana @ izay isika izao, hita fa mitsinjo ny vahoaka tokoa koa dia misaotra e!!!... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/08/2013 07:27
Aina_Malala ( 14/08/2013 12:33)
Fanakatonana ny Kolo Tv/Fm
Ny fanakatonana Kolo Tv/Fm: Dia sanatria ve ny t@ 2009 ihany no miverina? ... tohiny
novalian'i hery ny 05/09/2013 10:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1438