Hajo: Antanikatsaka Itaosy
1. Aina_Malala
(
24/09/2013 05:26)
Hajo ANDRIANAINARIVELO
Dia faly manasa anao hanokatra
ny fampielezan-kevitra
mahakasika ny fifidianana Filoham-pirenena
ny 24 Septambra 2013
amin’ny 9 ora maraina tsy diso
ao amin’ny kianja fanaovam-baolina
Antanikatsaka Itaosy
Via facebook.

novalian'i Rnrs ny 27/09/2013 12:41
2. tamiah
(
24/09/2013 05:43)
Zay hanaraka @ Télé Kolo sy MAtv fa tsy afaka hankeny noho ny asa. Manantena fa tsy hanao kobaka am-bava ny kandidà Hajo A. fa hanao asa misy porofo toy ny efa nataony foana.
Aleo koa aloha ze asa fampandrosoana fantatra fa ho vita sy possible @ zao conjoncture misy zao no ambara e. Ny ahy zao no andrasako @ izao fampielezan-kevitra zao dia ny fijerena hoe inona no tena mampiavaka ny kandida tsirairay.

3. nilex
(
24/09/2013 07:36)
Mba manontany anao izay mpanentana etsy ambony fotsiny aho hoe tena olona azo itokisana ve i Hajo raha ny tantarany sy ny zavatra efa hita ireny no jerena.Indrina fa ny fiarahany tamin'ny TGV ireny.Tsy efa maloto pasipaoro ve i Rajo raha jerena.
4. spain
(
24/09/2013 14:27)
nijery izany mivantana t@ MATV ny tenako ary io no occasion nahafantatra bebe kokoa ny kandidà.
isan'ny nanamarika ahy ihany koa ny filazany fa tsy misy faritra eto madagasikara ka atao ambanin-javatra satria mitovy ny malagasy ary ny firaisan-kinan'ny rehetra no hampandresy ity firenentsika ity.
ireo mpitondra nifanesy mantsy dia tsy nijery afa-tsy ny tenany sy ny tombontsoany foana aloha ka mahafinaritra ahy ny mahta fa misy olona mahay mametraka ny tombontsoan'ny vahoaka malagasy ho laharam-pahamehana

Aina_Malala:
Hajo ANDRIANAINARIVELO
Dia faly manasa anao hanokatra
ny fampielezan-kevitra
mahakasika ny fifidianana Filoham-pirenena
ny 24 Septambra 2013
amin’ny 9 ora maraina tsy diso
ao amin’ny kianja fanaovam-baolina
Antanikatsaka Itaosy
Via facebook.
5. andrywui
(
25/09/2013 19:10)
aleo alo hanao propagandy ny oul faza kianina e , ze tsara programme no fidio fa tsy hanao "otran'ny sasany" oe esory faty any alou reo TGV reo de avy eo isika ze ambiny eo na kisoa na apondra zany de mifanaradratsy eo !! ppffff
6. Rnrs
(
27/09/2013 12:41)
tsy aleo ve rzalah mitad lalankafa toy izay hiaraka @ frantsay de ikorosofahana lava eny! jereo ange ny firenena zanatanin'ny frantsay rehetra rah mba misy mandroso e! sad mahantra no mbola mikorosofahana ihan koooo! tsy leo mihintsy ve isika malagasy e??