Liste des messages

Liste des messages, inserés par ANARIM, par ordre de date
ANARIM ( 15/03/2011 11:22)
firarian-tsoa ho an'i zoky sipagasy sy 'datou ravatorano
bonanif milay b laisany d bibiz mamy b doly!... suite
répondu par dadabe le 26/06/2011 12:54
ANARIM ( 21/02/2011 11:19)
rahoviana no hamboly hazo ny serasera dago???
sa ....???... suite
répondu par ravatorano le 26/05/2011 06:35
ANARIM ( 29/01/2010 10:03)
bory ny karaman'ny mpiasam-panjakana
d inona izao no ataon'ireo mpiasam-panjakana rehefa bory manodidina ny 60.000 Ar ka hatramin'ny 200.000 Ar tsirairay avy tao ny karaman'izy ireo??? (resaka rubrik 508) raha hatramin'ny voalohany ne... suite
répondu par diloo le 02/02/2010 00:36
ANARIM ( 29/01/2010 09:21)
bonannif Angie
tsoda be bonannif malalako d bisou koa andry kely arabaina vita batemy! mirary soa be dia be! tvtb AMM... suite
répondu par sipagasy le 29/01/2010 21:27
ANARIM ( 25/01/2010 11:39)
miongotra be ny voloko, ho sola zà atsy ho atsy ...
inona no tokony ataoko??? efa manify volo de nature izahay telo vavy zanak'i dada sy neny!!! tamin'ny nampinono ny zanako mianadahy aho toa tsy mba niongotra volo izany, nefa izany no henoko hoe mampi... suite
répondu par Ratoa le 10/02/2010 00:32
ANARIM ( 20/01/2010 08:40)
safidy sekoly
Mianadahy ny zanakay!!!Feno 9 taona ny desambra 2009 teo i Mirana, vavy kely, ary ho feno 3 taona amin'ny aogositra 2010 izao i Miranto, lahy kely. Efa dodona ery i Miranto hoe hianatra amin'ny septa... suite
répondu par ANARIM le 27/01/2010 08:26
ANARIM ( 19/01/2010 08:40)
solonanarana ao amin'ny sary rehetra
bjr daholo! tsy haiko na ny ordi ampiasaiko no manondrana na ahoana fa teo amin'ny pejy voalohany ihany no nisoratra teo anilan'ny sary rehetra ny solonanaran'ilay eo amin'ny sary, dia nony pejy mana... suite
répondu par pikatti le 01/06/2010 06:51
ANARIM ( 19/01/2010 07:55)
misy hevitry ny fo tsy takatry ny saina ...
le coeur a ses raisons que la raison ne connait pas ..... hatramin'izay dia matetika resin'ny foko ny fisainako tamin'ny fomba nitondrako tena teo amin'ny lafiny ara-pitiavana... androany aho nanapa-... suite
répondu par navigo le 15/02/2010 12:30
ANARIM ( 17/12/2009 06:16)
mahatsiaro, mirary soa, manoroka mamy an'i Angie
Dia tena faly, tena faly, tena faly fa tonga soa ny boay kely, sady nizotra tsara daholo ny lafiny rehetra!!! Manoroka mamy dia mirary soa anareo telo mianaka. tvtb mia Angie.... suite
répondu par ANARIM le 19/01/2010 06:15
ANARIM ( 16/09/2008 11:06)
lasa i Rado (Georges Andriamanantena)
eny e, ampy izay, dia akatony mora io varavarako io fa hitomany aho...... suite
répondu par mangidy le 07/11/2008 13:37
ANARIM ( 16/05/2008 14:06)
bonne occasion
sao dia misy radiateur sy silencieux bonôkaz miady am 205 motera kely le talou b reny fa tena ilaina!!!... suite
répondu par azamanadino1 le 22/05/2008 22:55
ANARIM ( 01/08/2007 09:33)
karajia serasera na resaka mivantana
miarahaba! betsaka amintsika mpandalo ato amin'ny dinika ihany angamba ny mba mpiresaka mivantana ao amin'ny efitranon'ny karajia #serasera mampalahelo ny zavanisy voatsikaritro tato ho ato fa dia m... suite
répondu par UB40 le 27/08/2007 14:50
ANARIM ( 12/09/2006 06:39)
moa misy marina va?
tiako raha misy afaka manambara eto fa efa nahita, niaina, na nitrangana zavatra hafahafa (azon'ody hoy ny fitenintsika mahazatra azy) ka afaka izara amiko ny mety fitrangany, ny vokany, ny fomba naha... suite
répondu par prime le 20/09/2006 09:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0286