Famonjena

81. tealala ( 07/07/2017 12:59)
tsy 100% halatra fa ny omby tsy halatra eny dia tahaka ny "une goute dans l'océan "
Fa ny mahalasa saina ahy anie dia ianao tretrika sy faly miaraka amin'i Jesosy ity dia tsy mba misy regret mihitsy hoe mihinana omby halatra matetika.
Fa zaranao aza misy TV, korentianina e Timoty sns hiadina hevitra eto, tena hatramin'izay niadina hevitra teto izao ra nisy dia 0.2% ny argument nao avy am TT.
82. RBNIR ( 07/07/2017 12:59)
Raha ilay raisonnementnao mantsy no arahina hoy aho dia tsy tokony hividy na dia iray aza sao mety halatra iny.....

Ka inona moa izany fa tsy dia obligé mamboly daholo na miompy daholo dia samy mihinan'ny azy sa????

Hafakely ilay fisainanareo an!!!
83. RBNIR ( 07/07/2017 13:01)
tafiditra ao amin'ilay hoe miahiahy ratsy izany sainao izany....

Izay no ataoko hoe aleo diovina ny fo toy izay isak'izay mihetsika izao dia sao dia izao ity na sao dia izao iry.....

Hisy fiainana intsony????
84. RBNIR ( 07/07/2017 13:03)

tealala:

tsy 100% halatra fa ny omby tsy halatra eny dia tahaka ny "une goute dans l'océan "
Fa ny mahalasa saina ahy anie dia ianao tretrika sy faly miaraka amin'i Jesosy ity dia tsy mba misy regret mihitsy hoe mihinana omby halatra matetika.
Fa zaranao aza misy TV, korentianina e Timoty sns hiadina hevitra eto, tena hatramin'izay niadina hevitra teto izao ra nisy dia 0.2% ny argument nao avy am TT.

Tiany hadio ny fon'ny olona fa tsy hiahiahy ratsy isan'Andro lava izao ry tealala a!

Eritrereto hoe isaky ny hividy zavatra v dia ametrapanontaniana foana hoe sao dia izao ity na izao iry hisy fiainana vanona intsony????

Ho lasa adala ngamba ny farany....
85. tealala ( 07/07/2017 13:07)
Izaho indray ve no lasa adala ry RBNIR izaho anie ka tsy mifona isaky ny 1 minitra e.
tsy miahiahy izany aho rehefa sur hoe izao no zavatra hoaniko, rehefa mihiditra hotely aho no miahiahy angamba. fa izaho tsy mpandeh amin'ireny.
sady tsy aleo ve miahiahy lalandava anefa sur hoe tsy manota araky ny fiteninareo azy toy izay tsy mivakiloha ny hafa hoe avy aiza ity...toe tsain'olona tsy mba lasa alavitra izany fampianarana avy amin'y bokinareo izany ry RBNIR a, sady efa feno diso tsy voavalinao tatsy amin'ilay ady hevitra tatsy iny (tsy novalinao intsony manko aho fa lasa alavitra loatra ny fisainako % amin nenao)
86. tealala ( 07/07/2017 13:17)

RBNIR:

Tiany hadio ny fon'ny olona fa tsy hiahiahy ratsy isan'Andro lava izao ry tealala a!

Ekeko hoe mila madio ny fo, fa resaka sakafo ve no hanaovana ratsy ry RBNIR?
87. tealala ( 07/07/2017 13:50)
Dia mihevitra izany i RBNIR fa ny fo madio no amonjy an'i RBNIR?
fa ny fiatraikan'ny zavatra hataon'i RBNIR dia afaka maimaim'poana satria efa nalana teny amin'ny hazo fijaliana?
88. tealala ( 07/07/2017 14:04)
Rapitso anontanio tsara i Pasitera hoe ianao ve mihinana hen'omby?
89. RBNIR ( 07/07/2017 15:17)
tealala:

sady efa feno diso tsy voavalinao tatsy amin'ilay ady hevitra tatsy iny (tsy novalinao intsony manko aho fa lasa alavitra loatra ny fisainako % amin nenao)

1 avao tsara aloha ny hoe diso sy ny hoe tsy voavaly,
2 tena mangetaheta marina v ianao ity e? hovaliana hoy aho raha sitrapon'Andriamanitra!
90. RBNIR ( 07/07/2017 15:18)
tealala:

Dia mihevitra izany i RBNIR fa ny fo madio no amonjy an'i RBNIR?

Voalazanao tealala....
« Sambatra ny madio am-po; fa izy no hahita an'Andriamanitra, » (Matio 5:8)
91. RBNIR ( 07/07/2017 15:20)
tealala:

Ekeko hoe mila madio ny fo, fa resaka sakafo ve no hanaovana ratsy ry RBNIR?

Raha izaho no manao ratsy dia ekeko tena meloka aho ary mendrika ahy ny hoheloina,

Fa raha izay tsy fantatro kosa, fantatro fa tsy hanameloka ahy Andriamantra tealala!!!
92. RBNIR ( 07/07/2017 15:22)
P.S : ianao ange no mihevitra fa halatra daholo ny omby amidy e!!! fa izaho sady tsy mino an'izany no tsy manana porofo ahafahana manamarina izany....

Aiza ary izao ny porofonao??? mino aho fa tsy misy na dia iray aza, fa hono hono no hinoanao namana!!!
93. RBNIR ( 07/07/2017 15:40)
ny atao hoe porofo dia
1 fantatrao ny tompon'ilay omby,
2 fantatrao tsara koa ilay nangalatra,
3 fantatrao tsara koa ny nanao ny taratasy halatra
4 fantatrao tsara koa fa tena nisy ny firaisana tsikombakomba tamin'ny mpamongady sns sns...

Izany hoe fantatrao tsara daholo amin'ny antsipirihiny ny momba ireo omby halatra amidy rehetra ireo...

Ka fanontaniana iray fotsiny ity, milaza hoe ianao omby anankiray amidy eny antsena halatra dia tondroy tsara hoe iza ny tompony, dia iza no nangalatra azy dia iza no niray tsikombakomba rehetra nahafahana namarotra azy....

Fahamarinana mantsy hoy ianao,
Fahadisoana koa mantsy ny manameloka olona marina amin'ny lainga hoy ILAY AVO INDRINDRA tealala ( « Aza mety ho vavolombelona mandainga hanameloka ny namanao. » (Eksodosy 20:16))

Eto ianao izao dia nanameloka ny mpivarotra omby rehetra ho mpiray tsikombakomba amin'ny mpangalatra omby ka dia mba ento hoe ny porofonao ry tealala????
94. RBNIR ( 07/07/2017 16:01)
Fa iverenako kely ilay resaka fahadiovampo tealala, ity ny teny manamarina ny fampianaran'i Jesosy ilay nolavinao.....

« Tsy fantatrareo va fa izay rehetra miditra amin'ny vava dia mankao an-kibo ka avoaka ao amin'ny fivoahana? » (Matio 15:17)
« Fa izay mivoaka avy amin'ny vava kosa dia avy amin'ny fo, ka izany no mahaloto ny olona. » (Matio 15:18)
« Fa avy amin'ny fo no ivoahan'ny sain-dratsy, dia ny vonoan'olona, ny fakam-badin'olona, ny fijangajangana, ny halatra, ny ampanga lainga, ny fitenenan-dratsy*;[*Gr. blasfemia, izahao 9. 3] » (Matio 15:19)
« izany no mahaloto ny olona; fa ny mihinana amin'ny tanana tsy misasa tsy mba mahaloto ny olona. » (Matio 15:20)

Io ny secretn'ny fiainana mandrakizay tsy nampahafantarina ireo fariseo sy mpanora-dalàna io*

Diovina ny ao anaty dia tanteraka ho azy ety ivelany ireo lalàna rehetra takin'Andriamanitra,

Ny fanadiovana azy??? mbola resaka hafa koa izay fa voalohany indrindra amin'ireny dia ny fanesorana ny ota izay manetsika ny filàna ao anatin'ny olona iray (vaiko ny romana 7) dia ho azonao tsara ny asan'ny ota ao anatin'ny olona iray....

.....Tsy izay ihany anefa fa.......Hotohizana raha sitrapon'Andriamanitra!!!
95. RBNIR ( 07/07/2017 16:12)
Izao no teny fikasana nomena ny olona.....

« Ary homeko fo vaovao ianareo, ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo, ary hesoriko amin'ny nofonareo ny fo vato, ka homeko fo nofo ianareo. » (Ezekiela 36:26)

Fanomezana (fahasoavana) no homen'Andriamanitra , tsy misy ezaka avy amin'ny tena izany fa fanomezana maimai-poana, dia tsy inona fa fo vaovao , fanahy vaovao madio eo anatrehan'Andriamanitra....

Ny zavatra mivoaka avy ao amin'io fo vaovao io dia izay rehetra mifanohitra amin'ilay hita ao amin'ny mat.15:19 , tsy misy sain-dratsy mivoaka ao, fitiavana fa tsy fankahalana, fahamasinana fa tsy fahavetavetana, fahamarinana fa tsy lainga ary teny soa fa tsy teny ratsy....

Ny olona manana izany fo vaovao sy fanahy vaovao izany no hahavita hanantateraka ny sitrapon'Andriamanitra rehetra....

Mangetaheta v ianao,

Araho ary ilay fandaharana fa atoro anao ilay LALANA (CHEMIN) hahatongavana amin'izany

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
96. tealala ( 07/07/2017 17:05)
P.S : ianao ange no mihevitra fa halatra daholo ny omby amidy e!!! fa izaho sady tsy mino an'izany no tsy manana porofo ahafahana manamarina izany....
dia miandrasa porofo eo ianao e
fa asa hoe ataon'ny dahalo inona ary ireo omby angalariny? hompiny angamba e? na par miracle dia manjavona dia mipoitra avy any anaty ranomasina indray ny sasany
ianao rehefa miresaka dia io TV io foana no ampiasaina tsy tafita aty amiko ny hafatrao raha izany
Ny hitako izao dia bla bla bla B fotsiny eo dia fampianarana hoe hoano ny hena fa aza manontany hoe avy aiza izy ity.
« Ary homeko fo vaovao ianareo, ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo, ary hesoriko amin'ny nofonareo ny fo vato, ka homeko fo nofo ianareo. » (Ezekiela 36:26) i zao bravo mihitsy
« Aza mety ho vavolombelona mandainga hanameloka ny namanao. » (Eksodosy 20:16)) iza no niteny fa olo marina ianao mihinana halatra io? ianao anie anisan'ny maniraka ankolaka ny dahalo handroba e tsy afaka ko ianao satria misy vola miala avy aminao mandeha any iny vola iny anefa dia ny ainao no niala tamin'iny ny fahasasaranao izany hoe misy ampahny aminao lasa manao dahalo any.
''
Raha izaho no manao ratsy dia ekeko tena meloka aho ary mendrika ahy ny hoheloina,

Fa raha izay tsy fantatro kosa, fantatro fa tsy hanameloka ahy Andriamantra tealala!!!''
mandray anjara lehibe ianao amin'ny halatr'omby e satria ianao mihinana tsy misy heritreritr mihitsy hoe misy rà nalatsaka tamin'izy ity tena io TV anareo io anie tsy mitsinjo ny olona izany e
97. tealala ( 07/07/2017 17:07)
Inona moa izany ny fahotana voalohany indrindra ry RBNIR?
98. RBNIR ( 08/07/2017 03:30)

Tsy mety hoy aho ny miaina amin'ny honohono, tsy voaporofo, ery ambony koa ianao izao dia miteny fa diso ny TV voasoratra amin'ny teny grika...

Ampiasao ny lojika e! TV v dia tokony ho voasoratra amin'ny teny hebreo avokoa???, nefa misy ny epistily izay natao ho an'ny hafa firenena?????

Dia gaga ianao v raha mahita ampahany amin'ny baiboly voasoratra amin'ny teny hafa????

Ny olona miaina sy mivelona amin'ny honohono dia manjary lasa mpiampanga lainga ny sasany, zavatra tsy marina lazaina fa marina, zavatra marina lazaina fa tsy marina....
Izao ny mpivarotr'omby rehetra lazainao fa iray tsikombakomba amin'ny mpangalatra dia taominao tsy hisy hividy omby???? dia mihevitra ianao fa manana ny rariny manoloana ilay IVAVAHANAO amin'izany????

Didy faha sivy testameta taloha nampianatra ny olona tsy hiampanga lainga tealala a! aiza ary izany? ianao indray v no ampianarina an'izany...

Itony koa izao fananarana mbola nalaina tamin'ny TT daholo
« Aza manangan-tsaho foana. Aza mifandray tanana amin'ny ratsy fanahy ho vavolombelona mampidi-doza. » (Eksodosy 23:1)

Tsaho = honohono tsy voamarina..... Izao ianao mijoro ho vavolombelona mampidi-doza ny sasany eto!!! farany koa dia taominao tsy hividy akanjo koa ny olona sao dia hoe halatra sns????

Mandiniha tena ry tealala a!

99. RBNIR ( 08/07/2017 03:32)

tealala:

Inona moa izany ny fahotana voalohany indrindra ry RBNIR?

Tsy misy lehibe sy kely fa rehefa fahotana dia fahotana ,
Ny minia manota no tsy azo atao fa raha sendran'ny ota tsy nahy ny olona mbola azo avotana ihany....
100. RBNIR ( 08/07/2017 03:42)
Itony koa izao ohabolana ry tealala!!!
« Izay mitahiry lolompo dia manana molotra mandainga, Ary izay mampiely endrikendrika dia adala. » (Ohabolana 10:18)

Fanendrikendrehina ange izao ataonao izao e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3429