Famonjena

61. tealala ( 07/07/2017 11:01)
Azo ampiharina eto amintsika tsara mihitsy ilay fampianarana ao amin'y TV nao ao ry RBNIR e?
Ianareo tsy miasa saina amin'ny asan'dahalo any fa ny hena hoanina aloha.
62. RBNIR ( 07/07/2017 11:03)

tealala:

Azo ampiharina eto amintsika tsara mihitsy ilay fampianarana ao amin'y TV nao ao ry RBNIR e?
Ianareo tsy miasa saina amin'ny asan'dahalo any fa ny hena hoanina aloha.

afaka tsy mihinan-kena ange i tealala e, misy ny kristianina végétarien hoy ny baiboly....

fa resak'ity, amin'i tealala izany 100% n'ny hena hamidy eny antsena dia azo antoka fa halatra avokoa v?
63. RBNIR ( 07/07/2017 11:04)
zfdy hay moa ianao tsy kristiana...
64. tealala ( 07/07/2017 11:06)
Ahoana RBNIR a?
ny fo madio ve no ilaina sa ny lalàna no tsy azo dikaina?
madio ivelany ve sa madio fo?
Mitondra aiza le fo madio anefa tsy misy fihezahana? tsy misy hetsika hatao fa efa nofafan'i Jesosy ny fahotana.
65. RBNIR ( 07/07/2017 11:08)

tealala:

Ahoana RBNIR a?
ny fo madio ve no ilaina sa ny lalàna no tsy azo dikaina?
madio ivelany ve sa madio fo?
Mitondra aiza le fo madio anefa tsy misy fihezahana? tsy misy hetsika hatao fa efa nofafan'i Jesosy ny fahotana.

madio ny eritreritro hoy aho, izaho tsy afaka haminany hoe ity halatra na ity tsy izy fa ny soratra masina efa nanoro hevitra amiko...
66. tealala ( 07/07/2017 11:14)
Hahahaha!!! asan'dahalo isanandro io ve ry RBNIR omby no angalarina alefa aty Tana.
"soratra masina efa nanoro hevitra amiko...
io TV anao io t@ teny grika io no mampandry ny sainao io efa noresahitsika fa io be diso be io :D
io no mahatonga anao tsy hangoraka tompon'omby any atsimo any io, « Izay hena rehetra amidy eny an-tsena dia hano, fa aza manontany akory noho ny fieritreretana; » (1 Korintiana 10:25)
Aza miheritreritra izay nanjo ny tompon omby sy ny mpiray tanana aminy.
67. tealala ( 07/07/2017 11:25)
Mbola hihinana hen'omby izany i RBNIR?
68. RBNIR ( 07/07/2017 11:36)
afaka tsy mihinana ianao hoy aho!!! safidy io!! resaka konsiansy koa...
69. tealala ( 07/07/2017 11:39)
conclusion : ny TV izay mikatsaka ny famonjena amin'ny ota dia manosika ny olona hanota ihany sady be diso ao anatiny => fahotana ny ao anatin'ny TV :D
70. RBNIR ( 07/07/2017 11:41)

tealala:

io TV anao io t@ teny grika io no mampandry ny sainao io efa noresahitsika fa io be diso be io :D

Efa natoro ahy koa ny momba an'iny misy dikan-teny maro ny baiboly dia ny famakiana an'ireo dikanteny rehetra ireo no tena hahafantarana ny marina....
71. tealala ( 07/07/2017 11:51)

RBNIR:


tealala:

io TV anao io t@ teny grika io no mampandry ny sainao io efa noresahitsika fa io be diso be io :D

Efa natoro ahy koa ny momba an'iny misy dikan-teny maro ny baiboly dia ny famakiana an'ireo dikanteny rehetra ireo no tena hahafantarana ny marina....

ohatr'ilay hoe : Emmanuel est dérivé de l'hébreu "'Imanou El" (???????? ???) : « dieu avec nous » (Isaïe, 7, 14), via le grec ????????? [Emmanou?l] (Septante, Esaïe. 7, 14).
Dia terenareo hoe Emmanuel = Dieu ve
Hahahahahaha!!!!
72. tealala ( 07/07/2017 11:54)
Io ry RBNIR rehefa diso io dia diso a, fa tsy misy hoe diso dia lasa marina aveo a
73. RBNIR ( 07/07/2017 11:55)
misy zavatra "fantatray" fa tsy fantatrao no antony mahatonga anao manao raisonnement sahala amin'izao....

« fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin'ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany; » (2 Petera 1:20)
« fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy. » (2 Petera 1:21)


Io ny zavatra fantatray, fa tsy fantatrao tealala!!!
74. tealala ( 07/07/2017 11:58)
Rehefa mihinana halatra ianao dia mangalatra izany fa tsy hoe mihinana ahy fa zao no nolazain'ny korentianina dia olo-marina aho izany.. indirectement ianao maniraka dahalo hamono olona ho an'ny kibonao.
75. RBNIR ( 07/07/2017 12:17)
tealala:

Rehefa mihinana halatra ianao dia mangalatra izany fa tsy hoe mihinana ahy fa zao no nolazain'ny korentianina dia olo-marina aho izany.. indirectement ianao maniraka dahalo hamono olona ho an'ny kibonao.

raha izany v hisy olona hihinankanina intsony eto ambonin'ny tany ry tealala???? hafakely marina ny fisainanao..
76. RBNIR ( 07/07/2017 12:19)
mety tsy hitafy lamba intsony koa ny farany fa hoe ity izao mety halatra koa sns...

Aleoko ihany madio am-po...

P.S : tsy fantatrao marina ny atao hoe madio am-po....
77. RBNIR ( 07/07/2017 12:31)
dia ahoana tsy azo hanina koa izany ny hena am-by fotsy ry tealala? ny amidy eny amin'ny grande surface sns??

Tena mba mieritrereta ihany lahy....lahy lehibe v ianao sa???
78. tealala ( 07/07/2017 12:41)
Mampiomehy ahy ianao rangah ty a.. Tena lany bala ianao dia milaza fa aleo madio am-po, efa hita fa manota mbola ao ihany mahatsikaiky mihitsy e.
79. tealala ( 07/07/2017 12:42)
Fa aiza moa ny fournisseur an ireny grande surface lazainao ireny?
80. RBNIR ( 07/07/2017 12:50)
o ry tealala a! mbola tsy novalinao ange e! ianao izany resy lahatra fa ny 100% ny omby amidy eny antsena dia halatra avokoa,

Misy mpiompy iray ohatra nivarotra ny ombiny tao ambala dia halatra koa izay (satria v mety hoe taranak'ilay halatra taloha)..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2545