FANTARO NY ZAVATRA HO AVY TSY HO ELA INTSONY

101. RBNIR ( 02/11/2016 13:26)
Normal izany e, isika mpanaraka ny tsy misy kilema....
« na hitandrina ny anganongano sy ny tantaram-pirazanana tsy hita lany izay mahatonga ady hevitra, fa tsy mampandroso ny fitondrana araka an'Andriamanitra amin'ny finoana, dia toy izany koa no ataoko ankehitriny. » (1 Timoty 1:4)
102. tealala ( 02/11/2016 13:28)

RBNIR:

Normal izany e, isika mpanaraka ny tsy misy kilema....
« na hitandrina ny anganongano sy ny tantaram-pirazanana tsy hita lany izay mahatonga ady hevitra, fa tsy mampandroso ny fitondrana araka an'Andriamanitra amin'ny finoana, dia toy izany koa no ataoko ankehitriny. » (1 Timoty 1:4)

Tena mino ve ianao fa izay no nampianarin'i Moizy avy teny sinai an'ireo olona tety ambany tety raha nametraka fanontaniana zareo?
103. endriny ( 02/11/2016 13:29)
Tamin'ny andron'i Timoty tsy nisy google o!
104. tealala ( 02/11/2016 13:30)
Aminao izao ry RBNIR dia tena teneniko eto fa tsy misy mahalaza izay fa vetaveta be i Kaina sy Eva raha ny ara-bakiteninao no harahina a.
105. tealala ( 02/11/2016 13:34)

endriny:

Tamin'ny andron'i Timoty tsy nisy google o!

Mbola tsy nisy ka.
106. RBNIR ( 02/11/2016 13:34)
« Fa ankehitriny isika mizaha ao amin'ny fitaratra ka tsy mahita marina; fa rahatrizay dia mifanatrika; ankehitriny sombintsombiny no fantatro; fa rahatrizay dia ho fantatro tsara toy izay nahafantarana ahy. » (1 Korintiana 13:12)

Efa voasoratra fa ankehitriny dia sombitsombiny no fantatra.....

Inona no mahamaika (manana ny mandrakizay aho rehefa avy eo hamantarako azy.....) rehefa miteny izy hoe aza miady hevitra amin'izay anganongano sy tantaram-pirazanana tsy hita lany dia ny anjarako dia ny mankatoa....
107. tealala ( 02/11/2016 13:39)

Mino ? Mahalala
108. tealala ( 02/11/2016 13:41)
Mino =/ Mahalala
Ianao mino tsy midika hoe mahalala, fa tsy midika hoe tsy misy n'inona n'inona hainao ao ry RBNIR, raha ho tanteraka koa izany lanitra vaovao sy tany vaovao nao izany dia eo ianao mijanona minoa fa tsy mahalala n'inona n'inona.
109. RBNIR ( 02/11/2016 14:03)
tany vaovao sy lanitra vaovao = galaxie vaovao...tsy misy ranomasina, tsy misy masoandro (tsy système solaire intsony) satria raha système solaire dia tsy maintsy mbola ho tonga amin'ilay atao hoe fin de vie ihany koa ilay soleil rehefa avy eo...

IZA NO HANAZAVA SY HITONDRA NY ENERGIE ANY???« Ary tsy hisy alina intsony; ary tsy mba mila fahazavan'ny jiro na fahazavan'ny masoandro izy; fa ny Tompo Andriamanitra no hanazava azy; ary hanjaka mandrakizay mandrakizay izy. » (Apokalypsy 22:5)

IZY NO HITONDRA NY HAZAVANA SY NY ENERGIE ANY IZY ILAY TSY MANANA FAHATAPERANA HO MANDRAKIZAY MANDRAKIZAY!!!

P.S : tsy fantatrao izany secret izany satria ianao nandà ny testameta vaovao,
110. endriny ( 02/11/2016 15:50)

RBNIR:

IZA NO HANAZAVA SY HITONDRA NY ENERGIE ANY???« Ary tsy hisy alina intsony; ary tsy mba mila fahazavan'ny jiro na fahazavan'ny masoandro izy; fa ny Tompo Andriamanitra no hanazava azy; ary hanjaka mandrakizay mandrakizay izy. » (Apokalypsy 22:5)

Io izany ilay farihy mirehitr'afo mandrakizay? dia mazava foana e, sa moa angovo nokleary koa io?

Aza midelira re e

Avy trohan'ny tiroa noara ve ianao dia hivadika galaksia vaovao indray, sa izay moa ilay lazainao hoe Galaxie lactee moa?

Esy aho e.

Tena tiako be ilay fomba fisolokiana ny ondry
111. rhaj0 ( 02/11/2016 16:18)
tsy mipiaka maso mihintsy anie ilery miresaka @ io eee... ny systeme solaire hono no potika, dia ny galaksia lactée avy no lasa vaovao, hono... dia ho eo amorom-parihy daholo hono raolona...

Fa io sahala @ zareo rehefa (miresaka ny) mikepokepoka ny 1/10-katsembohan'ny olona ihany ee...

indraidray aho hiteny hoe, dia adalan'izay "ondry" mino ka manaraka an-dry Herinirina/RBNIR... nefa indray tena victime ary mampalahelo anie ireo "ondry" mino an-dry Hrnrn/RBNIR ireo... sendran'izay tsy mataho-tody moa ka dia...
112. endriny ( 02/11/2016 16:40)
mampivanitika fotsiny marina

Efa hoe "trou noir" hono ny anarany dia mbola lazaina ihany fa "farihy mirehitr'afo". Dia sanana mihintsy izany ilay vazaha niantso an'io hoe "noir" raha mbola "mirehitr'afo ihany io"

Dia ilay hoe ny Masoandro no hivadika Trou noir... (mba marina mafy, mba TENA marina hoe) rehefa avy mandalo fazy Supernova hono.

Tsy hay akory amin'io hoe inona aza izany Supernova izany a? Ataony fa raha misy angamba ny Supernova dia mbola hitany eto an-tany ihany? Mbola velona hono ny tany kanefa ny masoandro aza efa nandalo Supernova?

Ary ilay hoe: Lavitra be ireny kintana fa akaiky izy raha eny amin'ny masoandro, maty aho basin-janako marina a
113. tealala ( 02/11/2016 17:05)

RBNIR:

P.S : tsy fantatrao izany secret izany satria ianao nandà ny testameta vaovao,

Io anie rehefa tsy hay dia lazaina fa secret e, efa harako anie ny famalinao ry RBNIR e, rehefa tsy hazo ny voalazan'ny boky dia secret dia rehefa tsy fantatra ny fiandohana dia i 1timote.
114. rhaj0 ( 02/11/2016 17:38)
Io ilay "misy tery izany ry zanakouh" an'i Mopera. Hay va re toa an'i Mopera ihany ny tsisy-kileman-dRBNIR sy Herinirina eee...

Fa ilay secret, dia hoe, iizay toa an'i RBNIR (mahay) mandalina Baiboly IHANY no mahay secret. In-1 mandeha ny resaka dia hoe, ka i Jesosy dia tia misotro divay. Vavolombelona daholo ny olona (ny rà lasa divay, ny divay lasa rà). Dia hoe, ilery ve tsy mba katry eee?.. dia hozy i RBNIR, izao ny secret-n'i Jesosy: mpisotro izy fa tsy mety mamo. Dia hoe, fa ahoana? dia hoe, TSy mahamamo ny divain'i Jesosy, hozy RBNIR.
115. RBNIR ( 02/11/2016 18:31)
endriny:

Efa hoe "trou noir" hono ny anarany dia mbola lazaina ihany fa "farihy mirehitr'afo". Dia sanana mihintsy izany ilay vazaha niantso an'io hoe "noir" raha mbola "mirehitr'afo ihany io"

Ka ny manampahaizana ange izany no tokony hotoherinao manao itony sarina trou noir voadidin'ny farihy afo itony e!!!

116. RBNIR ( 02/11/2016 18:44)
endriny:

Tsy hay akory amin'io hoe inona aza izany Supernova izany a? Ataony fa raha misy angamba ny Supernova dia mbola hitany eto an-tany ihany? Mbola velona hono ny tany kanefa ny masoandro aza efa nandalo Supernova?

Efa nazavaina foana fa tsy maninona e,

Ny 1/3 n'ny masoandro hoy ny manampahaizana dia tsy voatery manao supernovae fa mijanona amin'ilay phase atao hoe supernovae ratée dia mivadika ho trou noir avy hatrany.

Amin'izay fotoana izay hoy ireo manampahaizana dia zara raha mahavita ilay tsipaky ny miala aina izy fa avy dia mivadika ho trou noir avy hatrany....

Raha tsy voasokatrao ilay rohy dia izao no voasoratra ao:

Des supernovae ratées qui s'effondrent directement en trou noir

Une théorie a été avancée qui veut qu'au moins un tiers de ces soleils vont s'effondrer gravitationnellement directement en trou noir, sans passer par la case supernova. Le phénomène étant nettement moins brillant (10.000 fois moins lumineux), cela expliquerait pourquoi il aurait échappé jusqu'à présent aux observations. On parle à son sujet de supernova ratée (failed supernova en anglais). Toutefois, pour vraiment gagner ses lettres de noblesse, ce scénario doit conduire.

Ny tena zava-doza dia ity: tsy mampiomana io supernovae ratée io fa afaka mitranga amin'ny fotoana tsy ampoizina (izay no mahatonga ireo observateurs tsy mahita azy rehefa mitranga izy fa izay efa tafavadika ho trou noir vao gaga ireo observateurs...
117. RBNIR ( 02/11/2016 18:53)
tealala:

Io anie rehefa tsy hay dia lazaina fa secret e, efa harako anie ny famalinao ry RBNIR e, rehefa tsy hazo ny voalazan'ny boky dia secret dia rehefa tsy fantatra ny fiandohana dia i 1timote.

Zavatra 3 hoy aho aminao no tsy azoko valiana eto:
1- Zavatra tsy natao ho fambara imasom-bahoaka fa ireo izay tena mangetaheta ihany no navela hahafantatra azy any amin'ny manginginga...
« Ary dia nanatona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Nahoana no fanoharana no itenenanao aminy? » (Matio 13:10)
« Ary namaly Izy ka nanao taminy hoe: Satria ianareo no navela* hahalala ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa ireny kosa tsy mba navela**. [* Gr. nomena] [** Gr. nomena] » (Matio 13:11)

Koa raha te hahafantatra ianao dia midira amin'ny lalin-dalina dia any ho fantatrao ny tena valiny...

2 Anganongano na tantara pirazanana tsy hita lany (tsy hisy farany fa mahabe adihevitra fotsiny) tsy mampandroso...
« na hitandrina ny anganongano sy ny tantaram-pirazanana tsy hita lany izay mahatonga ady hevitra, fa tsy mampandroso ny fitondrana araka an'Andriamanitra amin'ny finoana, dia toy izany koa no ataoko ankehitriny. » (1 Timoty 1:4)

3 fanaratsiana no ataonao, izaho voarara tsy hamaly ny fanaratsiana fa natao hiaino sy hizaka izany tahaka an'i Jesosy ihany...Ary hisaotra ny olona rehetra fa tsy hanozona akory....

« tsy mamaly ratsy ny ratsy, na fanaratsiana ny fanaratsiana; fa aoka hisaotra kosa, satria ho amin'izany no niantsoana anareo mba handova fitahiana. » (1 Petera 3:9)
118. RBNIR ( 02/11/2016 18:59)
Io fahatelo io angamba ilay lazain'i rhajo hoe fo sport, fa ny filazan'ny baiboly azy dia fandeferana sy fahalempanahy ary izany dia vokatry ny fitiavana ny namana mba tsy ho very avokoa...

« Ary tsy mety raha miady ny mpanompon'ny Tompo, fa ho malemy fanahy amin'ny olona rehetra, mahay mampianatra, mahalefitra, » (2 Timoty 2:24)

« Ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy; ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo, » (1 Korintiana 13:4)
« tsy manao izay tsy mahamendrika, tsy mitady ny azy, tsy mora sosotra, tsy manao otri-po, » (1 Korintiana 13:5)
« tsy mifaly amin'ny tsi-fahamarinana, fa miara-mifaly amin'ny fahamarinana kosa, » (1 Korintiana 13:6)
« mandefitra* ny zavatra rehetra, mino ny zavatra rehetra, manantena ny zavatra rehetra, maharitra ny zavatra rehetra. [* Na: manarona] » (1 Korintiana 13:7)
119. rhaj0 ( 04/11/2016 15:34)
TSY ho an'i RBNIR ity (i RBNIR ho'a efa tsy avotra intsony) fa ho an'ny Ankizy izay mandalo eto. Satria ho'a dia fianarana daholo izany : inty izany lesona sintomina avy @ hadalan'i RBNIR.

ilay lahatsoratra arentirentin'i RBNIR, dia,

0- satria ho'a tsy takatr'i RBNIR na ny basique-n'ny fizika na astrofizika (izany tsy manakana azy hamariparitra resaka toa @ fanaony @ resa-baiboly)

1- notsindrotsindrohan'i RBNIR ny fehezan-teny izay mirima @ baiboly (tsindrontsindroka toa ny mahazatra azy, ary araka ny mba fahatakarany azy ao)

2- ary dia ataony dridran-gilo eto (toa ny mahazatra, ny an'i RBNIR rahefa averimberina ny resak'hehy dia lasa marina-toa-baiboly farany)

3- sy hidedahany fa mba "mahatakatra" resaka Siansa koa hono izy RBNIR. Ny mampahonena, dia lazainy fa izay "(tsy-)fahalalany" izay indridnra hono no noresahan'i Jesosy koa. Io moa no fomban-dRBNIR : ny imagination-ny dia akapony ho Andmntra na Jesosy.

Fa jereo tsara ilay lahatsoratra io :

La théorie de l'évolution stellaire, et les simulations numériques que l'on peut faire avec, nous indique qu'une étoile dont la masse est supérieure à 8-10 masses solaires ne finira pas en naine blanche comme le Soleil

Ilay lahatsoratra dia miresaka supenovae/trou noir en général. Ny fivaoaran'ny Etoile (ohatra ny Masoandro) dia miankina @ izay raha sy izay habetsahan-draha ao aminy (masse). Ary ny Masoandro dia efa fantatra, averiko indray, efa fantatra fa ho lasa "naine blanche" (satria efa fantatra ny habetsahan-draha, masse, ao aminy).

120. RBNIR ( 04/11/2016 16:37)
rhaj0:

La théorie de l'évolution stellaire, et les simulations numériques que l'on peut faire avec, nous indique qu'une étoile dont la masse est supérieure à 8-10 masses solaires ne finira pas en naine blanche comme le Soleil

Na dia tsy ho ahy aza dia tsy maninona fa mety hanampy ny hafa ihany...
Tahaka ilay théorie supernovae ratée ihany io, taloha dia samy nihevitra avokoa ny olona fa tsy maintsy handalovana ny supernovae...

Ankehitriny dia resy lahatra ny maro fa mihotran'ny 1/3 n'ireny masoandro ireny dia mandalo supernovae ratée avokoa ary dia mivadika avy hatrany ho trou noir...

Dia toy izay ihany, ho gaga ny olona ao aoriana kely ao fa hisy kintana mitovy "masse" amin'ny masoandro ho hita fa mivadika tampoka dia lasa trou noir ihany rehefa nandalo supernovae ratée...

Tsy hiadian-kevitra hoy aho, aleo no ho avy no hitsara Azy,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3512