FANTARO NY ZAVATRA HO AVY TSY HO ELA INTSONY

41. rhaj0 ( 26/10/2016 13:27)
efa hoe ndana ianaro ny basique-n'ny astrofizika, na ny fizika k'lou...
42. RBNIR ( 26/10/2016 13:29)

rhaj0:

efa hoe ndana ianaro ny basique-n'ny astrofizika, na ny fizika k'lou...

Efa nomeny ahy v ny fahalalana ny marina ry rhajo dia mbola andeha hiverina any amin'ny abidiampampianarana indray izaho a??!!!

Zavatra tsotra sady mazava no nozaraiko teto ka dia anjaranao sisa na handray ianao na tsia...
43. rhaj0 ( 26/10/2016 13:40)
RBNIR:
Efa nomeny ahy v ny fahalalana ny marina

wow... tena izay mihintsy ilay caricature-ndry Mpino.. Hoe tena ao @ imagination-ny ao, dia izy no "mitana ny fahalalana" izay "nomena" azy manokana. Ka dia miala any izany Itsimahalalaafatsynysaimpantany sy Ibaotsymivily eeee... na dia efa ridicule eo ankalamanjana azany dia mbola mitsotsotsotso be foana eee...

Tohizo ho'a fa mba misy hihomehezana eee...
44. RBNIR ( 26/10/2016 13:43)
Mbola tsy mety voaporofonao aloha hatreto ny maha ridicule an'ilay izy fa mbola affirmation "gratuite fotsiny no betsaka an!
45. rhaj0 ( 26/10/2016 14:14)
RBNIR:
raha araka ny fanambarana nataon'i Jesosy 2000 taona lasa izay dia trou noir no hamotehana izao tontolo izao (galaxy lactée)....Ny masoandro ihany no hiova ho trou noir ary mandalo phase supernova ratée izy alohan'izany..
rhaj0:
Averina indray ny antso avo eee... Aiza izay Kristiana nianatra astrophysique sy science, ary tsara sitra-po, aiza ireo namana Krisitiana ireo, mba hanazava an'i RBNIR ny @ io resakany efa cadré manjabe io eee...

Eo ampiandrasana, dia efa nangomiko ny Ankizy eee..

Ka hozy hono i RBNIR, manana ny tampi-pahalalana avy @ Andrmntra fa:
1- ny masoandro miova ho "trou noir"
2- ary dia mamotika ny "galaxie lactée"

Fa aleo aloha manontany, ialana nenina
1-i Jesosy ve no nilaza an'io k'lou,
2- sa i RBNIR no namboatra io teoria rezatra be io
3- sa nobitsihan'Andmntra i RBNIR, ary ny bitsika dia hoe, izany no nolazain'i JEsosy

46. endriny ( 27/10/2016 04:27)

RBNIR:

rhaj0:

efa hoe ndana ianaro ny basique-n'ny astrofizika, na ny fizika k'lou...

Efa nomeny ahy v ny fahalalana ny marina ry rhajo dia mbola andeha hiverina any amin'ny abidiampampianarana indray izaho a??!!!

Zavatra tsotra sady mazava no nozaraiko teto ka dia anjaranao sisa na handray ianao na tsia...

Izaho aloha miaiky ny fahaizanao mihintsy. TENA vitanao ny mamolaka ny Ondry andoa rakitra sy vokatra ary 1/10 karena ho any aminao.

TENA ao aminao tokoa tokoa ny fahaizana sy ny fahamarinana ary ny fahamasinana.

Fa hihofa koa anefa i Ranakombe a
47. RBNIR ( 27/10/2016 04:49)

endriny:

Rhajo, hoy aho nanokatra ity lohahevitra ity hoe "hizara fahalalana ho anao aho"...
Endriny HS hoy aho ny 1/10 eto....
48. endriny ( 27/10/2016 05:35)
Aza fady aza fa tsy haiko koa.

FA inona moa ilay HS fa angaha tsy IHS ilay izy e?
49. RBNIR ( 27/10/2016 05:48)
endriny:

FA inona moa ilay HS fa angaha tsy IHS ilay izy e?

:-)
50. RBNIR ( 27/10/2016 20:58)
Aleo ho fitinina ngamba aloha dia hotohizana indray...

1 Hohamaizinina ny masoandro (hotaperina ny androny = fin de vie dia ho lasa trou noir izy)
2 Vokat'izay, ny volana tsy hazava satria ny masoandro no nanazava azy
3 Ny kintana hiraraka : vokatry ny herin'ilay trou noir iny
4 Ny herin'ny lanitra hozogozonina (mbola vokatry ny herin'ilay trou noir daholo izany

Rehefa vita izany dia ahoana ny tohiny?

Hihalehibe ilay trou noir rehefa mitelina ireo kintana (astres) sy planeta izay akaiky azy, ary tsy boribory tahaka ny baolina intsony fa lasa toy ny farihy Afo lehibe mihodidina lavaka mainty iray.....

Hihamanantona ny tany izy ary rehefa tonga akaikin'ny tany ilay izy dia hotanteraka ity teny ity....« Ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita* dia natsipy tany amin'ny farihy afo. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo. [* Gr. Hadesy] » (Apokalypsy 20:14)

Ny fahafatesana voalaza eto dia tsy inona fa ity tany izay fitoeran'ny fahafatesana ity...
Ny fiainan-tsihita (na adikan'ny baiboly koa hoe helo) dia tsy inona fa ilay afo ao anatin'ny tany ao ihany....

Ireto ny teny manamarina fa ny fiainantsihita dia ilay afo ao ambanin'ny tany ao ihany

« Dia latsaka velona ho any amin'ny fiainan-tsi-hita izy mbamin'izay azy rehetra; ary ny tany dia nikatona taminy, ka fongotra tsy ho amin'ny fiangonana intsony izy. » (Nom.16:33)

« Fa arehitra ny afon'ny fahatezerako, Ka mandoro hatrany amin'ny fiainan-tsi-hita any ambany indrindra, Sady mandevona ny tany mbamin'ny vokatra ao aminy Ary mampirehitra ny fanambanin'ny tendrombohitra aza. » (Deo.32:22)

Ary ankehitriny dia efa porofoin'Andriamanitra ihany koa ny fahamarinan'izany....

http://rustyjames.canalblog.com/archives/2010/12/25/19966322.html

https://vimeo.com/145457780

Atsipy ao anatin'ilay trou noir (ilay masoandro izay niova endrika ho farihy Afo) araka izany ny tany sy ilay afo ao anatiny ao....

Efa hitan'ny manampahaizana ihany koa izany

Tahakan'izay no fomba handravana an'izao tontolo izao ity, io masoandro io ihany no entin'Andriamanitra handravana ny voie lactée.....Hotaperiny ny andron'io (ho tonga amin'ilay atao hoe fin de vie izy) , ho lasa maizina izy (ho lasa trou noir) hiova endrika lasa toy ny farihy afo lehibe ary hitelina ireo singa rehetra manakaiky azy ao amin'ny voie lactée, hihalehibe izy ary dia hitelina tsikelikely ireo planeta rehetra ao amin'ny galaxie lactée ....

Hotanteraka ity teny ity « Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona. » (Lioka 21:33)

Ho levona ity tany ity sy io lanitra hitantsika io (voie lactée) satria ny singa rehetra dia hatelin'ilay trou noir avokoa...

Hoy i petera hoe....« Fa ho avy tahaka ny mpangalatra ny andron'ny Tompo, ary amin'izany ny lanitra dia ho lasa amin'ny firimorimoana mafy, ary ho levon'ny afo ny tenan'ny zavatra rehetra*, ka hodorana avokoa ny tany sy ny asa izay eo aminy. [* Na: ny masoandro sy ny volana ary ny kintana] » (2 Petera 3:10)
« Koa raha ho levona toy izany izao zavatra rehetra izao, dia olona tokony hanao ahoana moa ianareo amin'ny fitondran-tena masina sy ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, » (2 Petera 3:11)

Ary any amin'ny apokalipsy dia milaza manao hoe : « [Ny amin'i Jerosalema vaovao] Ary nahita lanitra vaovao sy tany vaovao aho; fa efa lasa ny lanitra voalohany sy ny tany voalohany, ary ny ranomasina dia tsy misy intsony. » (Apokalypsy 21:1)

Araka io teny io dia GALAXIE VAOVAO mihitsy no hampanantenaina fa ity galaxie lacté ity dia volaza hoe efa lasa......

MIBEBAHA DAHOLO RY ZANAKOLOMBELONA TENA EFA AKAIKY NY FARANY!!!
EFA NOZARAINA TAMIN-TSIKA ERY AMBONY FA MIHAMALEFAKA NY HERIN'NY MASOANDRO ANKEHITRINY.....ARY RY ZAREO AMERIKANA EFA MIOMAKOMANA NY HANDOSITRA LAVITRA ITY TANY MISY ANTSIKA ITY KA MITETIKA NY HIFINDRA ANY AMIN'NY PLANETA MARS ANY.....

INONA NO TOKONY ATAON-TSIKA???? MIANATRA.....ILAY FAMPIANARANA TSY MISY KILEMA

Ao anatin'io fandaharana io no hahitanao ny tsiambaratelon'ny fiainana mandrakizay sy ny fomba fandosirana ireo loza rehetra izay ho avy aoriana kely ao.....

TENA TIANAO JESOSY MATOA IANAO MAHARAY IZAO HAFATRA IZAO.....

51. rhaj0 ( 28/10/2016 01:55)
averina indray:

Fa aleo aloha manontany, ialana nenina
1-i Jesosy ve no nilaza an'io k'lou,
2- sa i RBNIR no namboatra io teoria rezatra be io
3- sa nobitsihan'Andmntra i RBNIR, ary ny bitsika dia hoe, izany no nolazain'i JEsosy
52. endriny ( 28/10/2016 05:02)
RBNIR:

Inona indray re ity ry lanitra o? Tena tsy misy mahay manao sary hafa afa tsy izao ve any ry RBNIR ? Mba miantsoa an'ireo mpanao sary eo akaikin'ny glacier ireo fa ireo tena mahay noho io a
53. RBNIR ( 28/10/2016 06:30)
Raha mba mety, dia arosoy ny hevitrao izay manohitra ny hevitra zaraina dia porofoy zfdy fa lasa fanakianana be fahatany tsy misy hevitra aroso no fahitako azy,

Ohatra, raha mahita ianao fa diso ilay hoe masoandro hivadika trou noir ka hamotika ity galaxy lactée ity dia azavao mazava amin'ny antsipirihiny ny antony,

Raha tsy manana kosa moa ianao dia tsy aleo v mba mangina e????
54. RBNIR ( 28/10/2016 06:30)
Misokatra malalaka ilay adihevitra o!!!!
55. rhaj0 ( 28/10/2016 13:03)
RBNIR:
... dia tsy aleo v mba mangina e????
RBNIR:
Misokatra malalaka ilay adihevitra o!!!!

"mangina" ve sa "miady hevitra" ry RBNIR aaaa ??? Sa ve hozy i Jesosy hoe "miady (hevitra)"; dia nefa hozy ny Apostaoly (na i Paoly na Herinirina) hoe, "mba mangina" (satria efa voky i Vatican sy ny 1/10).. Dia io ianao misangolo-body tsy mahita izay tenenina eo??

Ity ho'a aza hiavonavonana (toa ny mahazatra) fa lazao mazava. Averiko fanin-3 indray:

Fa aleo aloha manontany, ialana nenina
1-i Jesosy ve no nilaza an'io k'lou,
2- sa i RBNIR no namboatra io teoria rezatra be io
3- sa nobitsihan'Andmntra i RBNIR, ary ny bitsika dia hoe, izany no nolazain'i JEsosy
56. endriny ( 28/10/2016 13:43)

RBNIR:

Hihamanantona ny tany izy ary rehefa tonga akaikin'ny tany ilay izy dia hotanteraka ity teny ity....« Ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita* dia natsipy tany amin'ny farihy afo. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo. [* Gr. Hadesy] » (Apokalypsy 20:14)

Vonalohany kalongany ry RBNIR asa raha mba mahay teny frantsay ilay nanao an'io sary io na tsia. Fa na izaho badobado be ity aza mahalala hoe noir = maintimainty. Ka zavatra mirehitr'afo be sahala amin'io ve dia ho mainty aminao?

Tsy haiko aloha a

Izany ny ANDRIAMANITRA amin'ny fizika fa tokony mba hiankohoka aminy I RBNIR dia mahazo fahalala momba ny Fizika tsy mandoa ekaolazy.
57. rhaj0 ( 28/10/2016 16:10)
O ry RBNIR aaa... mba conseil d'ami ity.. 'ndana ho'a miverina mianatra astrophysique k'lou, fa dia manala baraka an'i Kristy anie ianao eee.. mampiteniteny foana azy eo. Ianao moa efa maty henatra dia mitsotsotsotso lava eto, efa hain'ny olona, na ny Kristiana namanao azany efa mihatakataka fotsiny. Fa raha i Kristy kosany no arosonao ivanitihan'ny Ankizy eto, dia mampalahelo ihany... Izy efa nitsangana @ maty io dia mety tena hiverina hisitri-belona noho ny ataonao :-)

Izao re no ampianarina @ ankizy T5 aty, ngo dia ... hadinonao.

Ao @ systeme solaire, dia misy ireo planeta Mercure, Venus, Latera, ets...

Dia eritrereto tsara @ izay:
- raha ohatra, averiko indray, raha ohatra ho'a an.. raha ohatra ka resaka supernova izany no ahafatesan'ny masoandro, dia ... hibinaka be ary handoro ny manodidina azy izany ny masoandro. Izay azonao? Dia iza hoz'ianao no planeta kila fanintelony @ ireo?
- raha ohatra, averiko indray, raha ohatra ho'a an.. raha ohatra ka resaka trou noir izany no ahafatesan'ny masoandro, dia... hisintona be ary hitelina ny manodidina azy izany ny masoandro. Izay azonao? Dia iza hoz'ianao no planeta voatelina fanintelony @ ireo?

ka raha tianao tere-ko marina ny resa-baiboly, ka hoe, voalohany hoz'ianao, maninona maninona ny masoandro, dia ... TSY mitombona mihintsy izany na hiodin-kavia na hiodin-kavanana eee...

En tout cas... mbola amina milliards d'années vao hanomboka, averiko ihany, mbola amina milliards d'années vao hanomboka ny ho faty ny masoandro.

Fa dia ampiasao ho'a ilay coco eeee... Hainao tsara izao, fa t@ l'an-3000, toatoa ny ahoana ny ao @ coco-ndrizareo nanoratra ny Baiboly, dia izay no mba takany dia nofaritany, k'atao ahoana moa. Dia ianao ve efa lehilahy lehibe 2016 taona io, dia mbola manahy vary @ izany foana eo?

Dia tena mila mi-négocier @ Hery ianao izany ry RBNIR, hoe, fafao daholo ireo rediredinao momba ny "fara-andro" ireo, fa ny zanakao na zafikelinao mihintsy no ho tapa-tsinay voalohany, ary eo imasonao.
58. RBNIR ( 30/10/2016 02:25)

endriny:

RBNIR:

Hihamanantona ny tany izy ary rehefa tonga akaikin'ny tany ilay izy dia hotanteraka ity teny ity....« Ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita* dia natsipy tany amin'ny farihy afo. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo. [* Gr. Hadesy] » (Apokalypsy 20:14)

Vonalohany kalongany ry RBNIR asa raha mba mahay teny frantsay ilay nanao an'io sary io na tsia. Fa na izaho badobado be ity aza mahalala hoe noir = maintimainty. Ka zavatra mirehitr'afo be sahala amin'io ve dia ho mainty aminao?

Tsy haiko aloha a

Izany ny ANDRIAMANITRA amin'ny fizika fa tokony mba hiankohoka aminy I RBNIR dia mahazo fahalala momba ny Fizika tsy mandoa ekaolazy.

Sary hitan'ny manampahaizana io endriny,
Trou noir dia anarana nomena ilay masoandro mivadika otran'io....
59. RBNIR ( 30/10/2016 02:45)
rhaj0:

Dia eritrereto tsara @ izay:
- raha ohatra, averiko indray, raha ohatra ho'a an.. raha ohatra ka resaka supernova izany no ahafatesan'ny masoandro, dia ... hibinaka be ary handoro ny manodidina azy izany ny masoandro. Izay azonao? Dia iza hoz'ianao no planeta kila fanintelony @ ireo?
- raha ohatra, averiko indray, raha ohatra ho'a an.. raha ohatra ka resaka trou noir izany no ahafatesan'ny masoandro, dia... hisintona be ary hitelina ny manodidina azy izany ny masoandro. Izay azonao? Dia iza hoz'ianao no planeta voatelina fanintelony @ ireo?

Mahafinaritra rehefa vonona hiady hevitra e:
Efa novaliko ity resaka ity, misy hoy aho trou noir miforona amin'ny atao hoe supernovae ratée.
Izany hoe saika hanao supernovae ilay masoandro nefa tsy nahatanteraka
Ato ny rohy manazava an'izany

http://www.futura-sciences.com/sciences/actualites/hubble-hubble-aurait-observe-naissance-trou-noir-64311/#xtor=EREC-49-%5BACQ%5D-20160920-%5BACTU-Hubble-aurait-observe-la-naissance-d-un-trou-noir%5D

Izao no voasoratra ao :

Des supernovae ratées qui s'effondrent directement en trou noir
Une théorie a été avancée qui veut qu'au moins un tiers de ces soleils vont s'effondrer gravitationnellement directement en trou noir, sans passer par la case supernova. Le phénomène étant nettement moins brillant (10.000 fois moins lumineux), cela expliquerait pourquoi il aurait échappé jusqu'à présent aux observations. On parle à son sujet de supernova ratée (failed supernova en anglais). Toutefois, pour vraiment gagner ses lettres de noblesse, ce scénario doit conduire à des prédictions pouvant être validées par des télescopes. Les astrophysiciens en ont trouvées.

Araka ny voalaza dia ny 1/3 amin'ireo masoadro no tratran'io supernovae ratée io...

Amin'izany fotoana izany dia kely dia kely ny herin'ilay "tsipaky ny miala aina" ataon'ny masoandro ary ho an'ny tany manokana dia hahatsapa ihany izy saingy tsy hahafaty ny olona ary tsy avy dia hanapotika ny tany avy hatrany....

« Ary ny fahelatra nampidina ny tao an-doviany tamin'ny masoandro; dia nasaina nandoro ny olona tamin'ny afo izy. » (Apokalypsy 16:8)
« Ary main'ny hafanana be ny olona, dia niteny ratsy* ny anaran'Andriamanitra, Izay manam-pahelana amin'ireny loza ireny, izy sady tsy nibebaka mba hanome voninahitra Azy. [* Gr. nanao blasfemia; izahao Mat. IX. 3] » (Apokalypsy 16:9)

Ito teny io dia manambara ny loza fahaefatra (iray amin'ireo loza fito farany alohan'ny hamotehana izao tontolo izao.....

Izany hoe hisy ihany ilay supernovae saingy ho ratée ilay izy ka kely dia kely ny fiatraikany amin'ireo planeta manodidina azy....

60. RBNIR ( 30/10/2016 03:07)
Ilay sary tsy voatery exagerena rhajo an!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1038