FANTARO NY ZAVATRA HO AVY TSY HO ELA INTSONY

21. rhaj0 ( 25/10/2016 12:35)
RBNIR:
Inona daholo ireto HS entinao ireto rhajo a?? toa fanaratsiana no bdb...

f'angaha "ratsy" ilay (fanaonao RBNIR) votatitra eto io, ka hoe..
- dia "mitsimpontsimpona",
- dia "misavisavika",
- dia manao "tere-ko marina araka ny resa-baiboly"
- dia "mikepoka ny 1/10-karenan'ny olona" ???

esy ee.. dia voalazanao izany eeee... :-)
22. RBNIR ( 25/10/2016 12:40)
inona izao no ifandraisan'ireo amin'ilay lohahevitra sy ilay theorie (tsy Ahy fa an'i Jesosy)???

Sa hazavaiko tsara ilay lohahevitra fa mety tsy mazava????

Izao ary, ilay izy : raha araka ny fanambarana nataon'i Jesosy 2000 taona lasa izay dia trou noir no hamotehana izao tontolo izao (galaxy lactée)....Ny masoandro ihany no hiova ho trou noir ary mandalo phase supernova ratée izy alohan'izany.....

Ankehitriny dia voamarina avokoa ireo teny rehetra nolazainy ireo satria mifanaraka tsara amin'ny hitan'ny manampahaizana ankehitriny avokoa ary misesy tsara ny scenario araka ny hitan'ny manampahaizana ihany koa....

23. RBNIR ( 25/10/2016 12:41)
inona izao no idiran'ny 1/10 amin'izany???? :) misy ankizy mijery ange eto rhajo e!! hihomezan'ny ankizy ianao fa lasa manao adinjazakely...Tsy maharesy intsony amin'ilay hevitra dia avoaka daholo izay azo avoaka rehetra ,

P.S: tsy aleo v mangina????
24. rhaj0 ( 25/10/2016 13:17)
RBNIR:
raha araka ny fanambarana nataon'i Jesosy 2000 taona lasa izay dia trou noir no hamotehana izao tontolo izao (galaxy lactée)....Ny masoandro ihany no hiova ho trou noir ary mandalo phase supernova ratée izy alohan'izany..

Averina indray ny antso avo eee... Aiza izay Kristiana nianatra astrophysique sy science, ary tsara sitra-po, aiza ireo namana Krisitiana ireo, mba hanazava an'i RBNIR ny @ io resakany efa cadré manjabe io eee...

Eo ampiandrasana, dia efa nangomiko ny Ankizy eee..
25. endriny ( 26/10/2016 06:17)

rhaj0:

RBNIR:
raha araka ny fanambarana nataon'i Jesosy 2000 taona lasa izay dia trou noir no hamotehana izao tontolo izao (galaxy lactée)....Ny masoandro ihany no hiova ho trou noir ary mandalo phase supernova ratée izy alohan'izany..

Averina indray ny antso avo eee... Aiza izay Kristiana nianatra astrophysique sy science,


Izany hoe Voix Lactée angamba no tian'i RBNIR lazaina fa diso fanoratra izy koa. Ka amin'i RBNIR izany dia mipika ny masoandro dia lasa lavaka mangitsokitsoka. Mety ho mety ihany aloha izany rehefa miraraka ilay maolekiola kely mirehitra mihodikodina e.

Sady eo akaikin'ny masoandro eo koa moa ny kintana hoy I RBNIR, ka tsy ho ahodikodin'ny masoandro eo ve ireo kintana ireo e?

Io Phase supernova io indray izao: hisy anjely mandalo vaovao izany eo amin'ny masoandro ohatran'ny superman, tonga dia tsofiny ny masoandro dia lasa mitsilopilopy aloha dia izay vao maty dia lasa troue noire.

Dia ny olona eto ambonin'ny tany amin'io mivavaka be daholo miandry anjely mpanapa-doha.

Mba mianara rey re olona fa mahamenatra marina e! Ny tenin'ny tena efa tsy hay, ny fahalalan'ny olona tsy takatra, ny finoan'ny olona isavihana; "dia iza indray no namorina ny maolekiola hoe?"

Maty aho basin-janako
26. RBNIR ( 26/10/2016 06:34)
endriny:

Izany hoe Voix Lactée angamba no tian'i RBNIR lazaina fa diso fanoratra izy koa.

Mitovy ihany hono ny voix lactée sy galaxie Lactée ry endriny....
https://fr.wikipedia.org/wiki/Voie_lact%C3%A9e
27. RBNIR ( 26/10/2016 06:37)
zfdy voie (fa tsy voix) mantsy e,
28. endriny ( 26/10/2016 06:41)
ahahahahahahahaha, misaotra anao nanitsy e. Tenigasy aza manahirana ahy fa maika fa tenivazaha
29. RBNIR ( 26/10/2016 07:05)
:) ny teny diso tsy mba kabary endriny a, (otran'ny mba nianatra kely ihany aho na dia mpivavaka aza an!) ary raha ny marina mba menatra ihany koa raha dia hiteniteny foana ety imasom-bahoaka ety...

Fa izaho mino: matoa mangina ny sasany dia faly izireo fa izay vao manomboka mazava aminy ny zavatra rehetra....

HOY NY FAMINANIANA HOE HISY MARINA HIPOITRA HO AZY!!!!

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
30. rhaj0 ( 26/10/2016 12:21)
RBNIR:
Fa izaho mino: matoa mangina ny sasany dia faly izireo fa izay vao manomboka mazava aminy ny zavatra rehetra....

esy e ry RBNIR... nianatra astrophysique, na fotsiny physique ve ho'a k'lou ianao io, sa .... nosambosamborinao, dia notsindrotsindrohanao izay hitanao teny @ google, ary dia toa ny fananaonao @ baiboly, dia napetapetakao tao izay metimety @ imagination-nao fa manaraka ny Baiboly, dia io horakorahanao tsisy farany io?

Izaho indray "mino" fa ireo Kristiana namanao mahalala astrophysique dia manongo-tena fotsiny ary misitri-belona eto @ interinety eto. Iza koa no te-hiray petsapetsa @ ity habadoana be toa ny anao io?

Fa tsy ianao ihany anie no mivaralila manahaka habadoana sy adalana fa ... jereo ho'a i Robertson, izay mpitory mahasarika olona amina-million, dia nanome ny paquet-ny an'i Ken Ham, izay bevola mahasarika olona amina-million koa. Dia jereo tsara fa Kristiana toa anao ihany no mitatitra (christianpost). Dia eritrereto tsara ho'a fa amina-million ho'a ny kristiana mpanaja ireto olombe mifanoga an-tsena ireto, fa tsy amina-volom-pe toa an'i Herinirinanao

http://www.christianpost.com/
"Pat Robertson to Ken Ham: 'Let's Be Real, Let's Not Make a Joke of Ourselves'
"Soyons réalistes, ne faisons pas une plaisanterie de nous-mêmes."

31. RBNIR ( 26/10/2016 12:36)
hatramin'izao aloha dia hs foana ny resaka rhajo, tsy misy mihitsy fanakianana mivantana hoe itony izao tsy mety na itony tsy mitombina na koa sahalahala amin'izay fa dia resaka hs foana no ataonao, inona no hidiran'i robertson sy ken ham amin'ny hoe tahakan'izao no fomba hamotehana izao tontolo izao raha araka fitantaran'i Jesosy fahiny????
32. RBNIR ( 26/10/2016 12:41)
P.S : matahotra ngah i rhajo sao hisy millions hanaiky an'io théorien'i Jesosy io?????
raha eto aloha ny faran'ny betsaka hitako nitsidika lohahevitra iray eto amin'ny fivavahana sy finoana izao dia eo ho eo amin'ny 3000 eo ho eo....

Mbola lavitra B rhajo fa aza mbola matahotra ianao a!!!
33. rhaj0 ( 26/10/2016 12:51)
Efa nohazavaiko taminao ny @ etoile/trou noir/supernovae/galaxie/... nozaraiko teto youtube... fa tena ni-abandonne aho, fa tena na ny basique-n'ilay izy kay tsy takatrao akoriny (satria tsy ao @ baiboly).. dia ny fiasan'ny sainao koa moa toa hotsahotsan'ny kentrina be izany (satria mpiasam-baiboly)... ka dia niantso ireo Kristiana tsara sitra-po hamerina hanazava anao azy aho.. fa TSISY Kristiana te-hiray petsapetsa aminao ho'a, ka dia io ianao izany hitan'ny havanao eto io, avelan'ny kristiana namanao ihahaka eto an-kalamanjana eto io ny habadoanao eee....
34. RBNIR ( 26/10/2016 12:58)
ilay tato v?


Ny problema napetrakao farany tao dia hoe, raha ohatra ka hivadika ho trou noir ny masoandro dia tsy hisy aina velona intsony eto ambonin'ny tany ary tsy hisy hahita an'izany lanitra mirimorimo be sns izany satria hisy supernova izay hamotika ny zavatra rehetra manodidina ny masoandro ...

Efa novaliko : tsy voatery ho tonga amin'ny atao hoe supernova ny étoile iray dia mivadika ho trou noir fa misy dia misy karazana etoil manao supernova ratée dia mivadika ho trou noir avy hatrany,

Raha tsy diso aho nifarana teo ny resantsika tao.......;
35. RBNIR ( 26/10/2016 13:06)
Des supernovae ratées qui s'effondrent directement en trou noir
Une théorie a été avancée qui veut qu'au moins un tiers de ces soleils vont s'effondrer gravitationnellement directement en trou noir, sans passer par la case supernova. Le phénomène étant nettement moins brillant (10.000 fois moins lumineux), cela expliquerait pourquoi il aurait échappé jusqu'à présent aux observations. On parle à son sujet de supernova ratée (failed supernova en anglais). Toutefois, pour vraiment gagner ses lettres de noblesse, ce scénario doit conduire à des prédictions pouvant être validées par des télescopes. Les astrophysiciens en ont trouvées.

vakio tsara fa izao no voasoratra ao : Une théorie a été avancée qui veut qu'au moins un tiers de ces soleils vont s'effondrer gravitationnellement directement en trou noir, sans passer par la case supernova.


36. RBNIR ( 26/10/2016 13:07)
ny fanontaniana hafa rehetra moa dia efa voavaly avokoa fa io sisa no novaliana farany....
37. RBNIR ( 26/10/2016 13:08)
1 tiers de ces soleils.....betsaka anie izany e! tsy azo atao tsinontsinona ka nahoana no tsy hanaiky ianao fa ny masoandro koa mba mety ho anisany?????
38. RBNIR ( 26/10/2016 13:12)
il aurait échappé jusqu'à présent aux observations. On parle à son sujet de supernova ratée (failed supernova en anglais).
matoa tsy hita tamin'ny observateurs dia satria kely dia kely ny activité tao talohan'ny nivadihany ho trou noir.......

Fantatrao tsara ange izany rhajo e! fantatrao tsara izany.....
39. rhaj0 ( 26/10/2016 13:18)
Ndana k'lou mianatra ry RBNIR, fa isaka izay teneninao toa hotry ny vao mainka mandetika anao ao anatin'ny habadoanao lalina ao, fa dia... tetezo moramora k'lou ny ato ee...

http://lmgtfy.com/?q=astrophysics+101

Na koa mihintsy hoe, ndana maka pause ho'a fa hotry ny surmené anie ianao izany ee.. i Strong3 izao mba te-hiresaka aminao nefa toa hiavonavonanao (fa ny resak'i Endriny no novalianao); tsy mba faly ve ianao fa niverina i Strong3? ngo dia lasa niridana ka tsy tana eo indray ilery... :-)
40. RBNIR ( 26/10/2016 13:21)
mbola hovaliana daholo ry strong3 sy ry tealala ry rhajo fa miandry kely fotsiny a!

Inona daholo ireto rohy resahinao ireto isika ange trou noir no resaka e????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5232