FANTARO NY ZAVATRA HO AVY TSY HO ELA INTSONY
81. RBNIR
(
31/10/2016 13:57)
rhaj0:
HItanao io #1-nao io, raha vao "maizina ny masoandro", dia ... eritrereto tsara... mbola mafana ve ny Tany iainanao eto io? Dia tena tsy takatrao ve fa miteniteny foana i Jesosy mbola milaza fa "hahita kintana miraraka" ianao aorian'izay atsy @ #3?
Inona marina no hitranga??
Hiditra karazana période glacière ny tany...
Tsy mahafaty akory izany satria tsy hoe vao izao akory ny tany no nandalo période glacière...
Ny masoandro rahateo raha ho maizina aza dia tsy hoe tsy hisy Afo intsony akory eny fa ny endriny no hiova : ho lasa "farihy Afo" izy fa tsy boribory tahakan'ny baolina intsony....
82. rhaj0
(
31/10/2016 14:23)
dia mi-abandonne koa aho @ ity resaka ity... isaka ny miteny ilay rangahy dia vao mainka ridicule... Fitserana anao no anajanonako resaka ry RBNIR aaa...
Fa efa lazaiko mialoha ihany, fa raha mirediredy toa io ianao eny ambony alitara, na hoe, toroinao hevitra i Herinirina mba hirediredy toa io, dia .. euh... sa tairo ao izany ho'a eee... zara azany mihahaka tsara ny aminareo.
Raha tsy mipiaka maso iana(re)o mikepokepoka 1/10-mpananan'olona, inona moa ny irahirahianareo ny miteniteny foana toa io... Efa lany ny henatra kouh...

83. RBNIR
(
01/11/2016 05:54)
Sarotra inoana marina tokoa izany zavatra izany....(ho an'ny olona tsy mahafantatra ny marina sy tsy manana ilay maso mahita ny tsy hitan'ny olona).....
« Ary hoy Elisa: Aza matahotra; fa ny momba antsika dia be noho ny momba azy. » (2 Mpanjaka 6:16)
« Ary Elisa nivavaka hoe: Jehovah ô, mifona aminao aho, ampahirato ny masony mba hahitany. Ary Jehovah nampahiratra ny mason'ilay zatovo; ary dia nahita izy, ka, indro, ny tendrombohitra feno soavaly sy kalesy afo manodidina an'i Elisa. » (2 Mpanjaka 6:17)
Nisy fotoana ny mpaminany iray atao hoe Elisa niresaka tamin'ny zatovo iray,
Hiady amin'ny Syriana ny zanak'Israely tamin'io fotoana io....
Raha ny maso tsotra dia resy amin'ny isa ny zanak'Israely, ilay mpampinany kosa nampahiratan'Andriamanitra ka nahita fa hay misy maro lavitra nanodidina teo nanampy azireo...
Nivavaka ilay mpaminany, nahita ihany koa ilay zatovo....
Ho tonga amin'ny maro anie izany fahitana izany.....
Misy "tontolo" hafa ankoatran'izao Galaxie Lactée izay hitan'ny masontsika izao.......
ILAY ANDRIAMANITRA AVO INDRINDRA NO MANAPAKA ANY!!!
Jesosy dia nirahiny mba hampahafantatra ny olona misy marina io ANDRIAMANITRA MANAPAKA IO ary misy marina tokoa ilay atao hoe FIAINANA MANDRAKIZAY....
Nisy ny fahagagana nataon'i Jesosy (Marary sitrana ao anatin'ny indray mi pi maso ary miverina toy ny tsy narary (tsy nisy sequelle)....Ny maty mitsangana ao anatin'ny indray mi pimaso.....(voarakitra ao amin'ny bokin'ny matio marka lioka ary jaona ao amin'ny baiboly izany famanatarana nataony izany).
NIsy ihany koa fampianarana nataon'i Jesosy izay nahatalanjona ny olona satria tsy fampianarana avy amin'ny olona fa fampianarna avy amin'Andriamanitra......
« Ary ny vahoaka, raha nandre, dia talanjona tamin'ny fampianarany. » (Matio 22:33)
Ho antsika aty aorina dia io ny porofo fa tena "hafa" mihitsy i Jesosy, tamin'ny 2000 taona lasa dia efa nambarany mazava ny fomba hamotehana izao tontolo izao....
Ny fahalalana fantatry ny olona aty aorina dia manamarina ny fanambaran'i JEsosy....
Ny faminaniana nataony dia ny lanitra sy ny tany ho levona....ary araka ny fanambarana nataony dia hita fa trou noir no hanatanteraka izany fandevonana izany....
Ireo mpianany dia efa nanehoany izany tamin'ny alalan'ny fahitana (toa an'i Elisa)
Niverina indray Jesosy ankehitriny mampianatra toy ny nampianarany an'i paoly apostoly fahiny....
Tsotra ny hafatra, tianao ve ny havotana mba tsy ho tratra izany fandringanana mahatsiravina izany????
Hoy i Jesosy hoe « Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Matio 7:21)
Mila mahafantatra sy manantanteraka ilay atao hoe Sitrapon'Andriamanitra isika....
Mianara ato ary tanteraho izay rehetra sitrapon'Andriamanitra fantatrao ao dia ho voavonjy ianao sy ny ankohonanao....

84. rhaj0
(
01/11/2016 13:20)
RBNIR:
Tsotra ny hafatra, tianao ve ny havotana mba tsy ho tratra izany fandringanana mahatsiravina izany???
Fa IZA hono izany "mpandringana mahatsiravina" izany eee ???
Dia tarihinao HIADY @ ilay "mpandringana mahatsiravina" ve izany ny olona ry RBNIR??
Sa ny stratejia atolotrao, dia ... avelao ilay "mpandringana mahatsiravina" handringana ao, fa iana(re)o mahita lalana itsoahana mba "tsy ho tratra" ???
85. RBNIR
(
02/11/2016 04:49)

Misy fetra ny fiantson'Andriamanitra....
« Miverena ianareo hihaino ny fananarako; Indro, haidiko aminareo ny fanahiko, Ary hampahafantariko anareo ny teniko. » (Ohabolana 1:23)
« Satria efa niantso Aho, fa nandà ianareo; Efa naninjitra ny tanako Aho, fa tsy nisy nitandrina; » (Ohabolana 1:24)
« Fa nolavinareo ny saina rehetra natolotro, Sady tsy nety nanaiky ny anatro ianareo: » (Ohabolana 1:25)
« Izaho kosa hihomehy, raha tonga ny fandringanana anareo; Handatsa Aho, raha tonga ny mahatahotra anareo. » (Ohabolana 1:26)
« Raha tonga ny zava-mahatahotra anareo tahaka ny rivo-doza Ary ny fandringanana anareo toy ny tadio, Ka manjo anareo ny fahoriana sy ny fangirifiriana, » (Ohabolana 1:27)
« Dia vao hiantso Ahy izy, fa tsy hamaly Aho; Dia vao hitady Ahy fatratra izy, fa tsy ho hitany Aho. » (Ohabolana 1:28)
« Satria nankahala ny fahalalana izy Ary tsy nifidy ny fahatahorana an'i Jehovah, » (Ohabolana 1:29)
« Tsy nekeny ny saina natolotro, Notsiratsirainy avokoa ny anatro rehetra, » (Ohabolana 1:30)
« Dia hihinana ny vokatry ny alehany izy Ka ho voky ny fihendreny. » (Ohabolana 1:31)
86. RBNIR
(
02/11/2016 04:55)
P.S : Tsy misy fitiavana inconditionel izany eo amin'Andriamanitra fa nametraka mazava hatrany IZY fa IZY DIA MPAMORONA ARY ISIKA DIA FORONINA.....
Mitaky amin'ny olona rehetra ambonin'ny tany IZY mba hiankohoka hatahotra ary hanome voninahitra AZY...« [Ny amin'ny anjely telo izay nitory, sy ny fahasambaran'izay maty ao amin'ny Tompo, ary ny andro fijinjana] Ary hitako fa, indro, nisy anjely iray koa nanidina teo afovoan'ny lanitra, nanana filazantsara mandrakizay hotorina amin'izay monina ambonin'ny tany sy amin'ny firenena sy ny fokom-pirenena sy ny samy hafa fiteny ary ny olona rehetra, » (Apokalypsy 14:6)
« nanao tamin'ny feo mahery hoe: Matahora an'Andriamanitra, ka omeo voninahitra Izy; fa tonga ny andro* fitsarany; ary miankohofa eo anoloan'izay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano. [* Gr. ora] » (Apokalypsy 14:7)

87. rhaj0
(
02/11/2016 11:01)
Ka inty izany ny filazana (ankolaka) avy @ RBNIR. ka i RBNIR moa miolankolana fa tsy mba mahay manome valim-panontaniana tsisy-kilema, ka dia ... aleo avoitra ny resak'i RBNIR :
1- i Andriamanitra dia mpandringana mahatsiravina.
2- i Andriamanitra dia mitaky anao mba hiankohoka hatahotra Azy.
3- i Andriamanitra dia TSY manome anao izany Fitiavana (inconditionnel) izany.
Miombo-kevitra tanteraka aminao aho ry RBNIR. Hay ve mitovy hevitra ihany isika eee... :-)

88. RBNIR
(
02/11/2016 11:09)

Sahala amin'izao no toetrany,
1 Miantso IZY : manaiky ianao ka mibebaka manao ny sitrapony dia tsy esoriny aminao ny fitiavany mandrakizay..
« ary tehirizo ny tenanareo ao amin'ny fitiavan'Andriamanitra, miandry ny famindram-pon'i Jesosy Kristy Tompontsika ho fiainana mandrakizay. » (Joda 21)
2 Miantso IZY : miavonavona ianao fa tsy manaiky dia io ambony notanisaiko io no anjaranao..
3 Miantso IZY : manaiky ianao ka mibebaka nefa miverin-dalana indray dia esoriny aminao indray ilay fitiavana efa nomaniny ho anao mandrakizay...« Fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena. » (Matio 24:13)
Fehiny: izay manaiky ka mibebaka ary mahatahiry hatramin'ny farany no handova....
89. RBNIR
(
02/11/2016 11:11)
Lojika ange izany e, IZY MPAMORONA IZAHO SY IANAO NOFORONINA (MANANA ADIDY MANOLOANA NY MPAMORONA ANTSIKA)
90. rhaj0
(
02/11/2016 12:21)
Mbola tsy novalianao (toa ny mahazatra) ry RBNIR ny fanontaniana hoe, toatoa ny ahoana ny "namoronan'Andmntra" anao tao. NoforoniNY toa an'i Adama avy t@ fota-drevo ianao RBNIR, sa noforoniny toa an'i Eva avy t@ taolana?
91. RBNIR
(
02/11/2016 12:32)
« [Ny amin'i Kaina sy Abela] Ary Adama nahalala an'i Eva vadiny; dia nanan'anaka Eva ka niteraka an'i Kaina, ary hoy izy: Efa nahazo zazalahy tamin'i Jehovah aho. » (Genesisy 4:1)
92. tealala
(
02/11/2016 12:53)
RBNIR:
« [Ny amin'i Kaina sy Abela] Ary Adama nahalala an'i Eva vadiny; dia nanan'anaka Eva ka niteraka an'i Kaina, ary hoy izy: Efa nahazo zazalahy tamin'i Jehovah aho. » (Genesisy 4:1)
Dia aiza ho aiza ilay hoe noforoniny ianao, aiza ny vavin'i kaina sy Abela ry RBNIR?
Mba ampianaro anay sy rhajo hoe ilay lojikanao.
94. rhaj0
(
02/11/2016 13:03)
Ka TSY noforonin'Andrmntra izany i RBNIR eee... Izany koa no ihodikodinanao toa tandrimo eo ry RBNIR. Koa raha izany dia TSY "manana adidy" manoloana Azy ianao izany eee...
Averiko faramparany ity, fa tena TSY nolavin'i RBNIR ity izany, fa inty no kabarin'i RBNIR (ankolaka) :
1- i Andriamanitra dia mpandringana mahatsiravina.
2- i Andriamanitra dia mitaky anao mba hiankohoka hatahotra Azy.
3- i Andriamanitra dia TSY manome anao izany Fitiavana (inconditionnel) izany.
4- i Andrmntra dia TSY namorona an'i RBNIR izany.
Ny marimarina kokoa, i RBNIR no namorona an'ireo abobo rehetra ireo :-)

95. tealala
(
02/11/2016 13:05)
RBNIR:
ianao angah moa tsy taranak'ilay norofoniny ry tealala?
Ka iza ary no vadin'i Kaina e?
96. RBNIR
(
02/11/2016 13:13)
dia miverina amin'ilay resaka hoe tantaram-pirazanana tsy hita lany....Tsy afaka valiana....
97. tealala
(
02/11/2016 13:18)
Fantatro mihitsy efa nandrasako mihitsy i 1Timote, maninona rehefa tsy hay tsy tsorina fa iny no hatao excuse isanandro eto e, vao mainka manko ridicule be ilay izy hoe zara aza misy an'iny ao voizina hialana bala amin'ny resaka firazanana sy anganongano.
izao nolojika amin'i RBNIR Adama, niteraka an'i Kaina sy Abela, tsy nisy vehivavy intsony teo afatsy ny reniny. dia indro isika mianakavy

98. tealala
(
02/11/2016 13:20)
Tsy haiko hoe ry RBNIR a, tsy misy hanameloka anao eto rehefa tsy hainao rehefa tsy voazava ara-bakiteny ny jenezy dia aleo tsorina hoe tsy misy haiko ao fa anganongano dia mipetraka eo fa manjary ny lohany tsy fantatra ny lazaina fa farany no voizina sy torina isanandro eo.
99. endriny
(
02/11/2016 13:21)
tamin'izany hono dia hitan'Atra fa tsy ampy vehivavy intsony teto ambonin'ny tany dia nandefa anjely izy mba iterahan'ny zanak'i Adama sa Eva.
Fa lany ny ranomaintin'ny mpanoratra tamin'io ka tsy voadikany tamin'ny boky ilay izy, fa lasa lovan-tsofina fotsiny ho antsika taranaka mifandimby.

100. tealala
(
02/11/2016 13:26)
Izay ilay fampianarana ara-bakiteny dia tsy mahavaly n'inona n'inona rehefa anontaniana momba ny jenezy.