FANTARO NY ZAVATRA HO AVY TSY HO ELA INTSONY

61. RBNIR ( 30/10/2016 03:18)
P.S : rehefa mivadika ho trou noir ilay masoandro dia izy indray no lasa kely no ilay planeta (saingy afaka hitelina ilay planeta ihany anefa izy (satria na étoile aza amin'izany fotoana izany manakaiky azy dia azony atelina foana.....

Araho ato ny momba ny tany manokana.....

http://www.maxisciences.com/trou-noir/voila-ce-qui-arriverait-si-un-trou-noir-s-039-approchait-de-la-terre_art34546.html

Araho tsara ny voalazan'io manampahaizana io fa voatonony daholo ireo teny nolazain'i JEsosy fahiny.

"ny kintana hiraraka"
"ny herin'ny lanitra hozogozonina"
sns.......ary voalazany koa hoe ny tany sy ny afo ao anatin'ny tany ao dia hatelin'ilay trou noir ihany koa (ny fahafatesana sy ny fiainantsihita hoy ny tenin'Andriamanitra dia atsipy any anaty farihy mirehitra afo.... fahafatesana = tany, fiainantsihita = ilay afo anaty tany....

P.S : tsy niresaka tamin'io olona io aho ry rhajo ary izy koa tsy mahafantatra mihitsy izay nolazain'i Jesosy...

62. endriny ( 31/10/2016 03:13)
Kay izay no nanindrin-dRanakombe mandry aho io maraina io. Hay misy zavatra toa izao ato.

Ny masoandro re ry RBNIR tsy hiova tiroa noara na oviana na oviana a. Mandehana aloha miresaka amin'i Profesora Mahiratra eny Ambohidepona. Fa tena mahamenatra be marina e.

Na dia efa nolazain'ny baiboly aza hoe "Amin'ny andro farany ny Liona dia ihinam-bilona, dia tena mbola tsy fanome ny liona aloha hatreto ny vilona"
63. endriny ( 31/10/2016 03:15)

RBNIR:

Ilay sary tsy voatery exagerena rhajo an!




Ny an'ilay fitaka tsy mampiasa an'ilay ataon'ny vazaha hoe echelle ity. Dia ilazao koa fa kely noho ny tany ny masoandro..

Izaho aloha tsy afaka ny handoa rakitra amin'izao e.
64. RBNIR ( 31/10/2016 04:36)
endriny:

Ny an'ilay fitaka tsy mampiasa an'ilay ataon'ny vazaha hoe echelle ity. Dia ilazao koa fa kely noho ny tany ny masoandro..

Izaho aloha tsy afaka ny handoa rakitra amin'izao e.

Izaho tsy niteny hoe kely noho ny masoandro ny tany fa hoy aho hoe ilay sary afaka tsy exagérena...
65. RBNIR ( 31/10/2016 04:39)
endriny:

Ny masoandro re ry RBNIR tsy hiova

Teo aloha (tamin'ny fotoana mbola tsy nahafantarana ny atao hoe supernovae ratée dia nitombina tsara izay noresahinao izay,

Saingy ankehitriny (vao aingana kely) hita ary voaporofo fa ny 1/3 n'ireny masoandro ireny dia tratran'ny supernovae ratée avokoa...

http://www.futura-sciences.com/sciences/actualites/hubble-hubble-aurait-observe-naissance-trou-noir-64311/#xtor=EREC-49-%5BACQ%5D-20160920-%5BACTU-Hubble-aurait-observe-la-naissance-d-un-trou-noir%5D
66. rhaj0 ( 31/10/2016 10:55)
TEna tahian'izay inoanao ao re ianao ry RBNIR ary TSY hanohy hiteniteny foana eto toa io, fa dia... giravy ilay di-dohan'ilay be-di-doha an... Jereo ho'a ny Kristiana namanao fa efa mihatakataka.

Dia tsy takatrao ve ry RBNIR hoe, fa maninona ohatra ry Mopera/Pasitera tsy milingilingy miresaka Siansa toa anao io? Satria
1- ny zavatra TSY hainy dia TSY anaovany famaritan-drambon'osy (toa io fanaon'i RBNIR io)
2- ary zareo mba manana pitika-na honnêteté ihany, ka rahefa tsy hay dia tsy hay, fa tsy prétentieux manapoapoaka teny crane dia milaza-tena ho mahay raha eo (toa io fanaon'i RBNIR io)
3- ary zareo mba manana pitika décence ihany, ka mahalala menatra, ary mijery ny mason'Ankizy, fa TSY mamitaka sy mamiravita resaka eo (toa io fanaon'i RBNIR io)

Dia tsoriko eto ry RBNIR, ahoana azany no tsy mipi-maso mihintsy ianao, fa dia mitsotsotsotso miteniteny be famaritra mitompo-teny fantatra toa io.

Mampahonena mihintsy ity RBNIR ity.. Sao dia ataonao fa toa ny Baiboly azany ny Siansa, ka hoe, izay teny tsimpotsimponina esty sy aroa, dia apetapetaka miaraka ao, dia ikimpiana maso mafy toa constipé ao, dia hoe, marina hany izany, satria tere-ko masa toa resa-baiboly.

Inty izao ampianarina @ ankizy en y@ T12, ngo dia ... hadinonao



Dia eritrereto tsara ao, raha
- M = masoandro
- m = Latera, na koa ireo meteorites izay atsy @ "asteroid belt" any akaikin'i Mars/Jupiter, izany hoe alavitra @ masoandro raha mitaha @ Latera



Fa rehefa dinihiko, dia ... tena sintomiko indray ilay hoe "aza miteniteny foana eto" ry RBNIR.. Satria, zara aza mivoaka ny marina. Satria ireo Kristiana namanao TSY miteny anie ka "mandevi-tay an-tsalaka". Izao izao, mba hita ary tsapan'ny Ankizy tsara hoe, hay ve karazan'olona toa izao ireny Kristiana ireny.

Dia ho takatry ny Ankizy hoe, io zavatra TSY hainy io azany "itompoany teny fantatra", mainka fa ireo resa-Baiboly tatatatainy ireo.

Dia ao ianao izany eee...
67. RBNIR ( 31/10/2016 12:09)
Inona moa no hidiran'ny loi de Newton de la gravitation universel amin'ny resaka hoe masoandro hivadika ho trou noir?
Ny masoandro ange na ho ela na ho aingana tsy maintsy ho tonga amin'ilay atao hoe fin de vie foana e,

Ary tsarovy fa rehefa tafiditra ety akaikintsika ny trou noir iray dia tsy misy loi de Newton mitombina izany intsony fa ny tany sy ireo planeta dia mety ho tafala amin'ny orbite avokoa...


Ka araho tsara ilay fanazavana.... Ny masoandro hivadika ho trou noir, iny trou noir miforona iny no 'hanozongozona ny herin'ny lanitra sy hitelina ary handrava ireo singa rehetra eto amin'ny voie lacté manomboka amin'ireo astre sy planeta akaiky azy dia avy eo miitatra tonga ety amin'ny tany ihany koa....

P.S : raha mba mety theorie manambara fa ny masoandro dia tsy hivadika trou noir na oviana na oviana entina azfady satria izay ilay lohahevitra......

Manjary otran'ny zazakely hoy aho : lany hevitra momba ilay adihevitra dia aseho avokoa ny dimy plaoma rehetra izao, ialahy angaha mahay noho izaho, izao manana dimy plaoma be sns.....Ilay hevitra amin'io modiana hiodikodinana fa tsy mahavita manazava tsara akory...

Ngamba ataoko fa nazava tsara ny fomba nitondrako azy teto
68. rhaj0 ( 31/10/2016 12:35)
Tena tsisy mi-clic mihintsy ao @ coco-ndRBNIR... tsisy.. rien... nada... loz'ty...
Ary tena tsy azon'i RBNIR akoriny ahoana ny formation-na trou noir, fa io no hitany dia tiatiany, dia averimberiny eto eee...

Fa na izany aza, tsara fa tohizo ry RBNIR aaa...

[size=8]ilay gravitation universelle re no mihatra rahefa misintona izay manodidina azy ilay... resa-baibolinao @ trou noir ee...[/size]
69. RBNIR ( 31/10/2016 12:44)
Ataovy mazava ny fanaporofoanao ry rhajo a, izaho ange raha nizara teto nataoko mazava tsara ny antony nahatonga ahy niteny hoe ny masoandro ihany no hivadika ho trou noir e,
70. endriny ( 31/10/2016 12:47)
RBNIR a, mba atoroko fika ihany ianao.

I Madagasikara mba manana toeram-pitiliana sy fianarana ny habaka ihany eny Ambohidepona sy eo Ankatso. Fa mba mandehana eny mba maka hevitra.

"Saingy mbola sarotra ho an'ny liona ny ihinam-bilona aloha hatreto, fa aza terena loatra ohatran'ny ao anaty baiboly e!"
71. RBNIR ( 31/10/2016 12:54)
rhaj0:

ilay gravitation universelle re no mihatra rahefa misintona izay manodidina azy ilay... resa-baibolinao @ trou noir ee...


Aleo HALEBIAZINA ITY FA MITENITENY FOANA ILAY RHAJO....

Sao dia heverinareo fa tsy mahay mamaky teny ary aho ry rhajo sy ry endriny????

http://www.physagreg.fr/Cours2nd/Physique/Theme2/Cours/Physique-chapitre9-gravitation.pdf
72. RBNIR ( 31/10/2016 12:57)
ny gravitation universelle dia loi phisique amin-tsika izao (mbola tsy misy trou noir)........
Ohatra : loi phisique izay ifampisontoman'ny tany sy ny volana ka mahatonga ny volana mihodikodina eo amin'io tany io,

Ohatra ny loi phisique izay mahatonga ireo planeta, manaraka orbita iray hatrany sns....

Averiko hatrany rehefa misy trou noir tafiditra eto amin'ity izao tontolo izao ity dia hikorontana avokoa ireny loi physique ireny....

Izay ilay nolazain'i Jesosy hoe ny herin'ny lanitra hozongozonona (misy hery eo amin'ny lanitra mahatonga antsika miaina tsara otran'izao (orbita tsy mifangalatra sns....)
73. RBNIR ( 31/10/2016 13:05)
Mba hanaporofoko izay lazaiko....
http://intra-science.anaisequey.com/physique/astronomie/219-lune
74. rhaj0 ( 31/10/2016 13:06)
RBNIR:
1 Hohamaizinina ny masoandro (hotaperina ny androny = fin de vie dia ho lasa trou noir izy)
2 Vokat'izay, ny volana tsy hazava satria ny masoandro no nanazava azy
3 Ny kintana hiraraka : vokatry ny herin'ilay trou noir iny (nolazain'i Jesosy)
4 Ny herin'ny lanitra hozogozonina (mbola vokatry ny herin'ilay trou noir daholo izany (nolazain'i Jesosy)

Esy e ry RBNIR... Ireo Kristiana namanao ho'a tena TSISY mba tsara sitra-po mba manampy anao,:
- ilaozan-drizareo "mandevi-tay an-tsalaka" ao,
- ianao RBNIR ity manahy "manahy ny salakanao"

Fa dia toa izaho sy Endriny ho'a no miezaka irery eto mba hanampy anao eee... Tsy maninona fa dia hiezaka ary dia hamerina indray aho izany ee..

HItanao io #1-nao io, raha vao "maizina ny masoandro", dia ... eritrereto tsara... mbola mafana ve ny Tany iainanao eto io? Dia tena tsy takatrao ve fa miteniteny foana i Jesosy mbola milaza fa "hahita kintana miraraka" ianao aorian'izay atsy @ #3?

Averiko indray :
Dia tena mila mi-négocier @ Hery ianao izany ry RBNIR, hoe, fafao daholo ireo rediredinao momba ny "fara-andro" ireo, fa ny zanakao na zafikelinao mihintsy no ho tapa-tsinay voalohany, ary eo imasonao.
75. RBNIR ( 31/10/2016 13:08)

Mba hanaporofoko izay lazaiko....

http://intra-science.anaisequey.com/physique/astronomie/219-lune
76. RBNIR ( 31/10/2016 13:11)
rhaj0:

Fa dia toa izaho sy Endriny ho'a no miezaka irery eto mba hanampy anao eee... Tsy maninona fa dia hiezaka ary dia hamerina indray aho izany ee..

Efa impiry aho no niteny aminao hoe "faly ny kristiaina" ankehitriny fa izay vao tena mazava ny lalana......

Amintsika miteny izao dia mino aho fa b dia b no efa nibebaka sady mandinintena....
77. RBNIR ( 31/10/2016 13:12)
Ianareo ireo hoy aho raha tsy tonga saina??? dia aoka fotsiny....

SAMIA MAMISAVISA HOY I DEDESA IZAY....
78. endriny ( 31/10/2016 13:18)

RBNIR:

Averiko hatrany rehefa misy trou noir tafiditra eto amin'ity izao tontolo izao ity dia hikorontana avokoa ireny loi physique ireny....

Fa ilay trou noir sa ataoko hoy "Ity roho an'i Noah re", tsy mys gravitation, tena tsy misarika mihintsy io lavaka io fa manimba fotsiny?

Aza miteniteny foana re e (in-7)

Aleo hajanoko eto ity resaka ity fa meliokala mirehitra mihodikodina be.

Mbola sarotra ho an'ny Liona ny ihinam-bilona, na afangaro poti-kena aza io mbola mety anahirana azy ny hitelina an'io
79. tealala ( 31/10/2016 13:26)
Ampenarin'i Herinirina ao izany ry izy mirahalahy a.
Io boky be diso be io marina io.
80. RBNIR ( 31/10/2016 13:34)
endriny:

Fa ilay trou noir sa ataoko hoy "Ity roho an'i Noah re", tsy mys gravitation, tena tsy misarika mihintsy io lavaka io fa manimba fotsiny?

Aza miteniteny foana re e (in-7)

Vakio ato ity ry endriny a,

Si la force de gravité ou la vitesse de la lune augmentaient soudainement, cet équilibre serait rompu, entrainant la chute de la lune, sa déroute dans le cosmos ou l’instauration d’une nouvelle orbite à une distance différente.

Trou noir manana ny hery ahafahana mandrava io equilibre io......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1942