Testamenta vaovao/Testamenta taloha

361. stahtam ( 14/09/2016 04:50)

[quote=calin.brandon]
1. Tadidio koa fa ny Jiosy dia tsy mino an'i Jesoa Kristy ho Mesia, satria ny Mesia dia tsy maintsy mahatanteraka ny iraka ampanaovina azy. Io iraka io, izay voalazan'ny Testamenta Taloha mazava tsara, dia tsy vitan'ny Jesoa Kristy. Izay no mahatonga ny Kristiana milaza fa hiverina indray izy hanatanteraka ireo. Ny Jiosy milaza fa tsy mbola nisy Mesia efa tonga na Mesia miverimberina, fa mbola ho avy izy ary amin'izay vao hanatanteraka ny iraka hampanaovina azy.

2. Samia ho tahian'Andriamanitra Andriananahary.

[quote=stahtam]
1. Ny Mesia @ Jiosy dia Jiosy (taranak'i Davida) araka ny faminaniana ka omeko rariny izy ireo raha tsy mino an'io J.K. resahinao io ho Mesia. Io mantsy dia zanaky ny Fanahy sy i Maria (Levita rahavavin'i Elizabeta hoy ny Lioka) ka tsy taranak'i Davida ara-nofo izany; noho izany: J.K.= tsy Mesia. Ny Jiosy izay lazainao hoe "milaza fa tsy mbola nisy Mesia efa tonga" dia safobemantsina satria nisy Jiosy nino sy nanaraka azy.
2. Ny mpanaja ny finoana malagasy taloha ihany no tahian'io anarana teneninao io fa tsy ny rehetra (ataovy hoe samia ho tahian'izay ivavahany avy!)
362. calin.brandon ( 14/09/2016 06:22)
Statham >>>> Marina fa nisy ny jiosy nanaraka azy tamin'izany ka. Hatramin'izao koa. Kristiana ireny. Fa ny tiako ho lazaina dia ny Jiosy any Israely amin'izao fotoana izao ary manaraka ny fivavahana jiosy, fa tsy ireo izay efa kristiana akory.
363. stahtam ( 14/09/2016 08:08)

[quote=calin.brandon]
Statham >>>> Marina fa nisy ny jiosy nanaraka azy tamin'izany ka. Hatramin'izao koa.
1.Kristiana ireny.
2. Fa ny tiako ho lazaina dia ny Jiosy any Israely amin'izao fotoana izao ary manaraka ny fivavahana jiosy, fa tsy ireo izay efa kristiana akory.
[quote=stahtam]
1. Tsia, hazavaiko tsara: ny tahirin-kevitra kristiana aza dia milaza fa taty aorian'ny niakaran'ny Mesia tany an-danitra ELABE vao nisy ny teny hoe kristiana (tsy fantatra hoe iza no nametaka azy, fa hoe napetaka hono) niantsoana ny mpianatry ny Mesia (Asan'ny Apostoly 11 angamba izay boky izay). Ny tahirin-kevitra kristiana, bokin'i Jaona (toko 4) dia misy teny hoe Mesia - "izany hoe raha adika Kristy". Porofo io fa nisy nampiditra "commentaire" taty aoriana t@ ireo tahirin-kevitra ireo. Dia iza àry ilay nandika sy nametaka???
Noho izany, tsy kristiana velively ny mianatry ny Mesia
Fanazavana fanampiny: ny kristiana ve mahay mivavaka any anaty Synagoga na tempoly tao Jerosalema? Tsia. Ny mpianatry ny Mesia anefa tany no nivavaka, ka diso ny filazana fa "kristiana" ireny.
2. Misy fivavahana marobe any Israely @ izao fotoana izao ka misy ihany koa ny mino fa efa tonga t@ nofo ny Mesia, ary tsy kristiana ireo. Ny kristiana dia Kristy (olo-malaza avy any anaty mythe sy légende) no inoany:
Hoy F.D. Gearly, ao amin’ny boky The Interpreter Dictionary of the Bible, vol. 1 – pp. 571-572 : “Ny fomba nampiasana ilay teny hoe ‘kristiana’ izay hita in-telo ao amin’ny Testamenta Vaovao dia ahitana fa io fiteny io tamin’izany fotoana izany no nentin’ireo “païens”* niantsoana ny mpianatra” (Asa 11: 26). Hitantsika koa ao amin’ny boky nosoratan’i J.M. Robertson : Christianity and Mythology, p. 331 fa i ‘Osiris’ izay andriamanitry ny masoandron’i Egypta dia nohajaina tamin’ny anarana hoe ‘Christos’. Manaraka izany dia ilay tatitry nataon’i Emperora Hadrian nanao hoe: “ Nisy Kristiana tany Egypta nivavaka tamin’i ‘Serapis’ ary izy ireo dia nanolotra ny tenany ho an’i ‘Serapis’ ary ireo dia milaza fa izy ireo no evekan’i Kristy ” (Giles, Hebrew and Christian Records, vol. 2, p. 86). I ‘Serapis’ dia andriamanitry ny masoandro koa, ary izy no nanolo toerana an’i ‘Osiris’ tany Alexandrie. Noho izany, dia hitantsika fa ny teny hoe ‘Christos’ na ‘Christ’ no mora andresena lahatra ireo “païens”* noho ny teny hoe “Mashiach”, indrindra noho izy ireo manohitra ny Jodaisma.
Nandritra ny taona maro, ny kristianisma dia nampianatra ny “Théorie de Remplacement” (izany hoe ny foto-kevitra hoe ‘nisy zavatra nosoloina’). Nampianatra ireo fa efa nolavina ny Jiosy ary nosoloina ny kristianisma, ary koa hoe efa nohomboina tamin’ny hazo fijaliana (la croix) ny Lalàna ! Noho izany dia sarotra amin’ny Kristiana ny hahafantatra fa ny tena finoana Israely dia tsy finoana secte izany ! ny Israely mino ny Mesia tonga nofo dia tsy inona fa tena anisan’ny firenena Israely izay nino an’Ilay voalazan'ny faminaniana hebreo (Mashiach).
364. RBNIR ( 14/09/2016 11:53)

tealala:

RBNIR:

tealala:

Fa i RBNIR izany mihevitra fa io famorana hataontsika gasy eto io dia mitovy amin'ilay famorana natao an Izak sns?

Misy olona manao famorana nefa tsy noho ny fahafantarany an'i Jehovah Andriamanitra velively fa noho ny antony ara-pahasalama....

Inona no olana????

Tsy misy olana mihitsy rehefa tsy mihevitra izy hoe toy izao ilay famorana nanaovana fifanekena, fa tsy hoe nifora tsy hay hoe nahoana izy na hoe ara-pahasalamana izay dia hiteny fa nanao fifanekena dia hilaza fa jiosy ara-nofo izy avy eo tsy valide ilay zavatra dia ara-panahy indray ny tenany hoy izy.
Izay anie ilay Opium an RBNIR e, ara-panahy fa tsy ara-nofo, nga ianao rehefa mino an'i jesosy dia tsy noana..ny anareo manko mijanona amin'ny ara-panahy ihany ny maha olombelona dia mandrevirevy eny, ny tany ho foana fa ny lanitra hisokatra ka hadino tanteraka ilay tany izay nandaniana firy andro no nanaovana azy.

Hoy ny teny hoe « Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra ety an-tany. » (Kol.3:2)

Hoy koa anefa ny teny hoe « Ary Andriamanitry ny fiadanana anie hahamasina anareo samy ho tanteraka, ka aoka harovana avokoa ny fanahinareo sy ny ainareo ary ny tenanareo ho tanteraka ka tsy hanan-tsiny amin'ny fihavian'i Jesosy Kristy Tompontsika. » (1 Tes.5:23)

Amin'ity faharoa ity dia mila harovana avokoa ny 1 fanahy 2 aina 3 ny tena, ny fanantaterahana azy 3 ireo no mahatonga ny olona tsy hanan-tsiny rehefa hiverina i Jesosy...

Koa mila mahafantatra tsara ny tokony atao sy ny tena hevitry ny teny namana tealala a!!!
365. calin.brandon ( 15/09/2016 05:41)

stahtam:

[quote=calin.brandon]
Statham >>>> Marina fa nisy ny jiosy nanaraka azy tamin'izany ka. Hatramin'izao koa.
1.Kristiana ireny.
2. Fa ny tiako ho lazaina dia ny Jiosy any Israely amin'izao fotoana izao ary manaraka ny fivavahana jiosy, fa tsy ireo izay efa kristiana akory.
[quote=stahtam]
1. Tsia, hazavaiko tsara: ny tahirin-kevitra kristiana aza dia milaza fa taty aorian'ny niakaran'ny Mesia tany an-danitra ELABE vao nisy ny teny hoe kristiana (tsy fantatra hoe iza no nametaka azy, fa hoe napetaka hono) niantsoana ny mpianatry ny Mesia (Asan'ny Apostoly 11 angamba izay boky izay). Ny tahirin-kevitra kristiana, bokin'i Jaona (toko 4) dia misy teny hoe Mesia - "izany hoe raha adika Kristy". Porofo io fa nisy nampiditra "commentaire" taty aoriana t@ ireo tahirin-kevitra ireo. Dia iza àry ilay nandika sy nametaka???
Noho izany, tsy kristiana velively ny mianatry ny Mesia
Fanazavana fanampiny: ny kristiana ve mahay mivavaka any anaty Synagoga na tempoly tao Jerosalema? Tsia. Ny mpianatry ny Mesia anefa tany no nivavaka, ka diso ny filazana fa "kristiana" ireny.
2. Misy fivavahana marobe any Israely @ izao fotoana izao ka misy ihany koa ny mino fa efa tonga t@ nofo ny Mesia, ary tsy kristiana ireo. Ny kristiana dia Kristy (olo-malaza avy any anaty mythe sy légende) no inoany:
Hoy F.D. Gearly, ao amin’ny boky The Interpreter Dictionary of the Bible, vol. 1 – pp. 571-572 : “Ny fomba nampiasana ilay teny hoe ‘kristiana’ izay hita in-telo ao amin’ny Testamenta Vaovao dia ahitana fa io fiteny io tamin’izany fotoana izany no nentin’ireo “païens”* niantsoana ny mpianatra” (Asa 11: 26). Hitantsika koa ao amin’ny boky nosoratan’i J.M. Robertson : Christianity and Mythology, p. 331 fa i ‘Osiris’ izay andriamanitry ny masoandron’i Egypta dia nohajaina tamin’ny anarana hoe ‘Christos’. Manaraka izany dia ilay tatitry nataon’i Emperora Hadrian nanao hoe: “ Nisy Kristiana tany Egypta nivavaka tamin’i ‘Serapis’ ary izy ireo dia nanolotra ny tenany ho an’i ‘Serapis’ ary ireo dia milaza fa izy ireo no evekan’i Kristy ” (Giles, Hebrew and Christian Records, vol. 2, p. 86). I ‘Serapis’ dia andriamanitry ny masoandro koa, ary izy no nanolo toerana an’i ‘Osiris’ tany Alexandrie. Noho izany, dia hitantsika fa ny teny hoe ‘Christos’ na ‘Christ’ no mora andresena lahatra ireo “païens”* noho ny teny hoe “Mashiach”, indrindra noho izy ireo manohitra ny Jodaisma.
Nandritra ny taona maro, ny kristianisma dia nampianatra ny “Théorie de Remplacement” (izany hoe ny foto-kevitra hoe ‘nisy zavatra nosoloina’). Nampianatra ireo fa efa nolavina ny Jiosy ary nosoloina ny kristianisma, ary koa hoe efa nohomboina tamin’ny hazo fijaliana (la croix) ny Lalàna ! Noho izany dia sarotra amin’ny Kristiana ny hahafantatra fa ny tena finoana Israely dia tsy finoana secte izany ! ny Israely mino ny Mesia tonga nofo dia tsy inona fa tena anisan’ny firenena Israely izay nino an’Ilay voalazan'ny faminaniana hebreo (Mashiach).

Averiko indray : ny atao hoe Jiosy amin'izao fotoana dia ireo olona de confession juive, mivavaka any amin'ny synagogue ary ny Torah no boky fototra iorenany. Ka io fivavahana Jiosy io no matanjaka indrindra any Israely ankehitriny, ary fototry ny Fanjakana any. Ny Israeliana kristiana na ny Israeliana silamo na ny Isareliana manana fivavahana hafa dia vitsy an'isa any. Tsy azo hohadinoina koa anefa ireo Jiosy ( de confession juive ) mbola miparitaka maneran-tany ary tsy mbola niverina any Israely hatramin''izao (io dia fepetra iray napetraky ny Testamenta taloha ary tsy maintsy tanterahan'i Mesia, izany hoe : ny fahatongavan'i Mesia dia tsy maintsy mifanojo amin''ny fiverenan'ny Jiosy rehetra maneran-tany any Israely.

Marihana fa matoa misy ny ady any Proche-Orient ankehitriny dia diso ny sisintany nomena ny Fanjakana Israeliana. Israel amin'izao fotoana izao dia ny Fanjakan'i Jodia taloha, izany hoe telo amin'ireo taranak'i Jakoba : Levi, Juda sy Benjamin. Ireo ihany no mbola tafody izao. Ny 9 ambiny dia mbola miely eran'izao tontolo izao (ireo 9 ireo no Fanjakan'Israely taloha izay notarihan'i Jeroboama, mpanompon'i Salomon nony maty ity farany. Ny fanjakan'i Jodia dia notarihan'i Roboama, zanak'i Salomon).

Koa aza hafangaro ny fampiasana teny hoe : Israeliana, Israelita, Jiosy, Hebreo ary Kristiana satria manjary tsy mety ny fanadihadiana.
366. stahtam ( 15/09/2016 07:14)

calin.brandon:

[quote=stahtam]

[quote=calin.brandon]
Statham >>>> Marina fa nisy ny jiosy nanaraka azy tamin'izany ka. Hatramin'izao koa.
1.Kristiana ireny.
2. Fa ny tiako ho lazaina dia ny Jiosy any Israely amin'izao fotoana izao ary manaraka ny fivavahana jiosy, fa tsy ireo izay efa kristiana akory.
[quote=stahtam]
1. Tsia, hazavaiko tsara: ny tahirin-kevitra kristiana aza dia milaza fa taty aorian'ny niakaran'ny Mesia tany an-danitra ELABE vao nisy ny teny hoe kristiana (tsy fantatra hoe iza no nametaka azy, fa hoe napetaka hono) niantsoana ny mpianatry ny Mesia (Asan'ny Apostoly 11 angamba izay boky izay). Ny tahirin-kevitra kristiana, bokin'i Jaona (toko 4) dia misy teny hoe Mesia - "izany hoe raha adika Kristy". Porofo io fa nisy nampiditra "commentaire" taty aoriana t@ ireo tahirin-kevitra ireo. Dia iza àry ilay nandika sy nametaka???
Noho izany, tsy kristiana velively ny mianatry ny Mesia
Fanazavana fanampiny: ny kristiana ve mahay mivavaka any anaty Synagoga na tempoly tao Jerosalema? Tsia. Ny mpianatry ny Mesia anefa tany no nivavaka, ka diso ny filazana fa "kristiana" ireny.
2. Misy fivavahana marobe any Israely @ izao fotoana izao ka misy ihany koa ny mino fa efa tonga t@ nofo ny Mesia, ary tsy kristiana ireo. Ny kristiana dia Kristy (olo-malaza avy any anaty mythe sy légende) no inoany:
Hoy F.D. Gearly, ao amin’ny boky The Interpreter Dictionary of the Bible, vol. 1 – pp. 571-572 : “Ny fomba nampiasana ilay teny hoe ‘kristiana’ izay hita in-telo ao amin’ny dia ahitana fa io fiteny io tamin’izany fotoana izany no nentin’ireo “païens”* niantsoana ny mpianatra” (Asa 11: 26). Hitantsika koa ao amin’ny boky nosoratan’i J.M. Robertson : Christianity and Mythology, p. 331 fa i ‘Osiris’ izay andriamanitry ny masoandron’i Egypta dia nohajaina tamin’ny anarana hoe ‘Christos’. Manaraka izany dia ilay tatitry nataon’i Emperora Hadrian nanao hoe: “ Nisy Kristiana tany Egypta nivavaka tamin’i ‘Serapis’ ary izy ireo dia nanolotra ny tenany ho an’i ‘Serapis’ ary ireo dia milaza fa izy ireo no evekan’i Kristy ” (Giles, Hebrew and Christian Records, vol. 2, p. 86). I ‘Serapis’ dia andriamanitry ny masoandro koa, ary izy no nanolo toerana an’i ‘Osiris’ tany Alexandrie. Noho izany, dia hitantsika fa ny teny hoe ‘Christos’ na ‘Christ’ no mora andresena lahatra ireo “païens”* noho ny teny hoe “Mashiach”, indrindra noho izy ireo manohitra ny Jodaisma.
Nandritra ny taona maro, ny kristianisma dia nampianatra ny “Théorie de Remplacement” (izany hoe ny foto-kevitra hoe ‘nisy zavatra nosoloina’). Nampianatra ireo fa efa nolavina ny Jiosy ary nosoloina ny kristianisma, ary koa hoe efa nohomboina tamin’ny hazo fijaliana (la croix) ny Lalàna ! Noho izany dia sarotra amin’ny Kristiana ny hahafantatra fa ny tena finoana Israely dia tsy finoana secte izany ! ny Israely mino ny Mesia tonga nofo dia tsy inona fa tena anisan’ny firenena Israely izay nino an’Ilay voalazan'ny faminaniana hebreo (Mashiach).

Averiko indray : ny atao hoe Jiosy amin'izao fotoana dia ireo olona de confession juive, mivavaka any amin'ny synagogue ary ny Torah no boky fototra iorenany. Ka io fivavahana Jiosy io no matanjaka indrindra any Israely ankehitriny, ary fototry ny Fanjakana any. Ny Israeliana kristiana na ny Israeliana silamo na ny Isareliana manana fivavahana hafa dia vitsy an'isa any. Tsy azo hohadinoina koa anefa ireo Jiosy ( de confession juive ) mbola miparitaka maneran-tany ary tsy mbola niverina any Israely hatramin''izao (io dia fepetra iray napetraky ny ary tsy maintsy tanterahan'i Mesia, izany hoe : ny fahatongavan'i Mesia dia tsy maintsy mifanojo amin''ny fiverenan'ny Jiosy rehetra maneran-tany any Israely.

Fantatro fa ny fivavahana judaisme no tondroinao eto. Io no fivavahana "tokana" lazainao fa arahin'ny maro an'isa any Israel ankehitriny. Saingy na ny confession juive voalazanao aza dia misy tena anisan'ny lohalaharana @ anti-sionisme (indrindra ireo ultra-conservateurs); ankoatra ny judaisme rabinique. Maro ny sampan'ny judaisme ka raha vao resaka finoana no resahinao dia mbola misy antsipiriany maro mifamahofaho tsy azo atao safobemantsina ao ka holazaina fa izay rehetra mino ny Mesia tonga nofo dia kristiana. Eo no misy ny fahadisoan-kevitra goavana.
Tsy misy mahay MINO ny Mesia (Jiosy) mihoatra ny Israelita satria natao ho azy ireo ny faminaniana hoe: Zaza no teraka ho ANTSIKA (araka ny faminanian'i Isaia). Iza no isika resahina eo? Ry zareo (judaisme), fa tsy ny hafa firenena (christianisme).
Raha mamaky (sy mandinika lalina) ny tantara ao amin'ny Jaona 11/49-52 ianao dia mety ho takatrao ihany izany zavatra ambarako izany.
367. calin.brandon ( 15/09/2016 12:33)

Ka tsy mifangarika anie ny resantsika izany e.

Fa izao fotsiny : ny Jiosy ( judaisme ) dia mijanona eo amin'ny ancien testament, fa tsy manaiky ny nouveau testament. Esaïe ao amin'ny ancien testament ary Jean any amin'ny nouveau testament. Raha mandinika lalina ny ancien testament, dia mahita fa tsy tanterak'i Jesoa Kristy tokoa ny zavatra voalaza fa ho tanterahan'i Mesia rehefa tonga izy. Manaiky an'izany ny kristiana, indrindra fa ny any Vatican, ary antony hilazana fa ho avy INDRAY i Kristy hanatanteraka ny iraka. Izany hoe, hamita ny tsy vita.

Marina ny voalazanao hoe "Tsy misy mahay MINO ny Mesia (Jiosy) mihoatra ny Israelita satria natao ho azy ireo ny faminaniana". Fa ho azy ireo fotsiny dia tsy mbola tanteraka ilay faminaniana fa vao ho avy.

Ny fanontaniana dia izao : rehefa miverina i Kristy izay Mesia ka ho tanterahany sy ho tanterany amin'izay ny iraka, tsy hiteny ve ny kristiana hoe io ary ilay efa nolazaina hatrizay ? Ary tsy hiteny koa ve ny Jiosy (judaisme) hoe : io izy vao tonga, fa ilay taloha tsy izy ?
Mety hitovy ny finalité amin'izay fa ny fomba nahatongavana teo no tsy mitovy.

Mankasitraka.

368. stahtam ( 15/09/2016 13:04)

Misy Israeliana mino ny Mesia efa tonga t@ nofo mihitsy @ izao fotoana izao ka! Ary tsy kristiana ireo. Raha jerena tsara dia hanohitra ny Zakaria 8/23 no tanjon'ny kristianisma ka izany no tsy maha iray ireo zavatra resahina ireo fa lalana tena roa samy hafa miavaka tsara mihitsy. Ny Judaisme dia hanangona ny israely rehetra efa niely, ho antoko IRAY ka ny finoana Ilay Mesia novonoiNY NO HAHATANTERAKA IZANY. Misy izany finoana izany ankehitriny.
Ny kristiana kosa dia ny OLONA REHETRA hatrany @ faran'ny tany rehetra no hitoriany ka i Kristy izay mythe grika no heveriny fa mesia(ny) hahatanteraka izany.
369. tealala ( 17/09/2016 16:42)
Fa naninona marina ilay aviavy ry RBNIR no voaozona raha tsy nisy voa? Anefa voalaza fa tsy fotoana akory ilay izy?
370. RBNIR ( 19/09/2016 08:25)

tealala:

Fa naninona marina ilay aviavy ry RBNIR no voaozona raha tsy nisy voa? Anefa voalaza fa tsy fotoana akory ilay izy?

Salama,
Ny fahitako azy ny Jiosy ihany no noteneniny an'io, nantenaina hanirina nefa vao maika nampivandravandra....

Tonga tao JESOSY dia nolavina fa hoe TSY MBOLA ITY ILAY NANDRASANA (mbola tsy fotoana araka ny nambaranao)......
371. tealala ( 19/09/2016 09:00)
RBNIR:

Tonga tao JESOSY dia nolavina fa hoe TSY MBOLA ITY ILAY NANDRASANA (mbola tsy fotoana araka ny nambaranao)......

Mazava, misaotra betsaka.
Vali-panontaniana tahtahaka izay no nandrasako.
Fa ny tenany manokana sy ny mpianany moa izany tsy jiosy intsony?
372. RBNIR ( 19/09/2016 11:42)
tealala:

Mazava, misaotra betsaka.
Vali-panontaniana tahtahaka izay no nandrasako.
Fa ny tenany manokana sy ny mpianany moa izany tsy jiosy intsony?

Izao no nambarany :
« Tonga tany amin'ny Azy Izy, fa ny Azy tsy nandray Azy. » (Jao.1:11)

Ny Jiosy izany dia an'Azy, saingy tsy nandray Azy...
373. calin.brandon ( 19/09/2016 12:09)
" Ny Jiosy izany dia an'Azy, saingy tsy nandray Azy...".

Tsy nandray azy ny Jiosy satria ireto farany dia manaraka ara-bakiteny izay voalaza ao amin'ny Testamenta taloha izay fototry ny Torah. "Tsy mbola izy ilay nandrasana".
374. RBNIR ( 19/09/2016 12:18)

calin.brandon:

" Ny Jiosy izany dia an'Azy, saingy tsy nandray Azy...".

Tsy nandray azy ny Jiosy satria ireto farany dia manaraka ara-bakiteny izay voalaza ao amin'ny Testamenta taloha izay fototry ny Torah. "Tsy mbola izy ilay nandrasana".

Vakio ato......http://forum.serasera.org/forum/message/m57d6a25c709ca#m57d97bb44af48
375. tealala ( 19/09/2016 12:46)

calin.brandon:

" Ny Jiosy izany dia an'Azy, saingy tsy nandray Azy...".

Tsy nandray azy ny Jiosy satria ireto farany dia manaraka ara-bakiteny izay voalaza ao amin'ny Testamenta taloha izay fototry ny Torah. "Tsy mbola izy ilay nandrasana".

Misafidiana aza ianao hoe zanak'i Davida i Jesosy sa zanak'Andriamanitra, sa andriamanitra zanak'i Davida ?
376. tealala ( 19/09/2016 12:48)
Dia apetraho hoe aiza ny finoanao raha bevoka tampoka ny vadinao dia teneniny hoe zanaky ny fanahy masina io
377. calin.brandon ( 19/09/2016 13:15)
Tealala >>>>> Tsy msy hidiran'izany na kely aza ka. Ny maha samy hafa ny hevitry ny judaisme sy ny hevitry ny christianisme no lazaiko. Fanazavana no omena. Ny finoako indray dia ahy manokana.
378. tealala ( 19/09/2016 13:21)
Ao ary e, ny testamenta ve milaza fa zanak'andriamanitra aza i jesosy sa zanak'i Davida?
Dia raha zanak'i Davida dia zanak'i Davida izany andriamanitra?
Ny Testamenta taloha manko milaza fa zanak'i Davida ny Messi, fa ny testamenta vaovao tsy aiko izay hevitra avohitrany manoloana izany.
379. RBNIR ( 19/09/2016 13:55)

tealala:

Dia apetraho hoe aiza ny finoanao raha bevoka tampoka ny vadinao dia teneniny hoe zanaky ny fanahy masina io

Izay ilay fanaovana tsinontsinona ILAY MANANA FAHALEHIBIAZANA....VAKIO NY BOKIN'I JODA....

http://www.smartbaiboly.org/online#JODA%201

Io dia aretin'ny olona tsy mino an'Andriamanitra, tsy mino an'i Jesosy ary koa tsy mino ny finoana kristianina.....

Tandremo anefa fa hoy ny teny hoe

4 Fa misy olona sasany efa niditra misokosoko, izay voasoratra fahiny ho amin’ izany fahamelohana izany, dia olona ratsy fanahy izay mamadika ny fahasoavan’ Andriamanitsika ho fijejojejoana sady mandà ny Andrian-tokana, dia Jesosy Kristy Tompontsika [Na: mandà ny Andrian-tokana sy Jesosy Kristy Tompontsika] .
5 Ary ta-hampahatsiaro anareo aho, na dia efa fantatrareo rahateo aza ny zavatra rehetra, fa rehefa novonjen’ ny Tompo ho afaka tany Egypta ny olona, dia naringany ihany tao aorian’ izany izay tsy nino.
6 Ary ny anjely izay tsy nitana ny anjara-fanapahany, fa nandao ny fonenany, dia voahazony amin’ ny fatorana mandrakizay ao amin’ ny maizina ho amin’ ny andro fitsarana lehibe.
7 Ary toy izany koa, Sodoma sy Gomora mbamin’ ny tanàna nanodidina azy, izay nijangajanga tahaka azy koa ka lasa nanaraka nofo hafa, dia aseho ho fananarana amin’ ny iaretany fijaliana amin’ ny afo maharitra mandrakizay.
8 Kanefa toy izany koa, ireo dia manonofy ka mandoto ny nofo sady mandà ny manana fahalehibiazana ary miteny ratsy [Gr. manao blasfemia; izahao Mat. IX 3] ny manana voninahitra.
9 Fa Mikaela arikanjely aza, raha niady tamin’ ny devoly ka nifanditra ny amin’ ny fatin’ i Mosesy, dia tsy sahy niteny ratsy hahameloka azy, fa hoy izy: "Hananatra anao anie Jehovah".
10 Fa ireo kosa dia miteny ratsy izay zavatra rehetra tsy fantany akory; ary izay zavatra fantany fotsiny, tahaka ny fahalalan’ ny biby tsy manan-tsaina kosa, no animbany [Na: andotoany] ny tenany.
11 Hahita loza izy! fa efa nandeha tamin’ ny làlan’ i Kaina, sady efa nimaona fatratra hanaraka ny fahadisoan’ i Balama hahazoany tamby, ary efa ringana tamin’ ny fiodinan’ i Kora izy.

averina tsara HAHITA LOZA IZY......HOY NY TENY.....
380. RBNIR ( 19/09/2016 13:57)
MBA ALEFASO IHANY NY SAINA RY ZALAHY A!!!

IANAREO V DIA SAHY MILAZA FA NAHAVITA NY VITAN'I JESOSY????? NY ASA IZAY NATAONY VITANAO V??? NY TENY SY NY FAHENDRENA IZAY NOTORIANY HANANAO V????

HATRIZAY KA ANKEHITRINY DIA MIANKOHOKA AMINY AVOKOA ENY FA NA DIA NY MPANJAKAN'NY TANY AZA!!!

KA NAHOANA IANAO KELY BILITIKA KELY IO NO MBA MANAO TSINONTSINONA ILAY MANANA FAHALEHIBIAZANA????

ETO AZA TSY VITANAO NY MANDRESY LAHATRA OLONA 10????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3887