Testamenta vaovao/Testamenta taloha
382. RBNIR
(
19/09/2016 14:00)
ANKOBONY NY VAVA FA TSY FANTATRAO IZAY IADIVANAO..... CONSEIL D AMIS IZANY SATRIA IZAHO DIA M.....AMINY ARY FANTATRO FA TENA MISY IZY NAMANA......
383. rhaj0
(
19/09/2016 16:32)
hi hi hi... tena nahazo ny majuscule marina ity i Tealala...
Ka voninahitra anie ho an'ny mpanoratra majuscule ihany eeee .. :-)
Ka voninahitra anie ho an'ny mpanoratra majuscule ihany eeee .. :-)
384. rhaj0
(
20/09/2016 02:34)
RBNIR:
IZA HO DIA M.....AMINY
O ry RBNIR, tena surmenE ianao fa ndana k'aloha maka aina ee...
@ io lazainao en majuscule io ve, dia hoe fenoy ny teboka??
Dia ngo dia inty azany no valin'ny laza adinao re ry RBNIR: "ihinan'ny am" ???
giravy ilay RBNIR 'ty kah... :-)
385. RBNIR
(
20/09/2016 02:46)
rhaj0:
RBNIR:
IZA HO DIA M.....AMINY
O ry RBNIR, tena surmenE ianao fa ndana k'aloha maka aina ee...
@ io lazainao en majuscule io ve, dia hoe fenoy ny teboka??
Dia ngo dia inty azany no valin'ny laza adinao re ry RBNIR: "ihinan'ny am" ???
giravy ilay RBNIR 'ty kah... :-)
Misy zavatra fantatro tsy fantatrao rhajo a! misy zavatra iainako tsy iainanao....
Hafa ny immaginaire.....Hafa koa ny TENA IZY......ary ireo dia samy haintsika tsara .....
Minoa ianao fa tsy tiako ny hahita anao hidradradra any aoriana any, indrindra ianao efa nampahafantarina tsara teto......
386. tealala
(
20/09/2016 02:53)
Tsy hoe andresy lahatra, fa raha resy lahatra ianareo ry RBNIR dia mihena indray ny olona mi-représenter an'i Esao.
Ny tsy zakan'i RBNIR anie dia rehefa maneho hoe mifanohtra ny zavatra lazain'ireo boky ireo dia terena fotsiny ilay faharoa (mamôka toko sy andininy) hifandraiky amin'ilay teo aloha e.
Miteny hoe iza no rain'ny messia dia andriamanitra hoy ny Tvaovao, ny T taloha milaza fa zanak'i Davida, dia avy eo ilay omaly sy anio ary mandrakizay lazaina fa tsy fantatra no tiany ambara.
Ra za ianareo asaina manontany tsara mihitsy i Herinirina amin'ilay olona miresaka aminy isak'ariva hoe fa maninona ity biographie nao ity tsy mifandray amin'ilay tokony ho voalaza.
Fa io na ho ataonao majuscule io na minuscule dia ny eo ihany no eo.
miomehy aho mahita ny zavatra soratan'i rhajo.

387. RBNIR
(
20/09/2016 05:54)
I Noa koa aza mba nihomezan'ny olona nefa isika samy mahafantatra ny tohiny......
388. RBNIR
(
20/09/2016 07:54)
tealala:
Tsy hoe andresy lahatra, fa raha resy lahatra ianareo ry RBNIR dia mihena indray ny olona mi-représenter an'i Esao.
Ny tsy zakan'i RBNIR anie dia rehefa maneho hoe mifanohtra ny zavatra lazain'ireo boky ireo dia terena fotsiny ilay faharoa (mamôka toko sy andininy) hifandraiky amin'ilay teo aloha e.
Miteny hoe iza no rain'ny messia dia andriamanitra hoy ny Tvaovao, ny T taloha milaza fa zanak'i Davida, dia avy eo ilay omaly sy anio ary mandrakizay lazaina fa tsy fantatra no tiany ambara.
Ra za ianareo asaina manontany tsara mihitsy i Herinirina amin'ilay olona miresaka aminy isak'ariva hoe fa maninona ity biographie nao ity tsy mifandray amin'ilay tokony ho voalaza.
Fa io na ho ataonao majuscule io na minuscule dia ny eo ihany no eo.
miomehy aho mahita ny zavatra soratan'i rhajo.
Mbola hazavaina fa mahandrasa kely namana tealala, tsy misy mifanohitra ao anaty baiboly, ary ny fanoratana ireny dia tsy avy amin'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany,
« fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin'ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany; » (2 Petera 1:20)
« fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy. » (2 Petera 1:21)
Misy fanazavana daholo ireny fa mahandrasa kely....Raha sitrapon'Andriamanitra dia hazavaina eto ihany....
389. tealala
(
20/09/2016 08:21)
Izay lazainao avy ao amin'io Testamenta vaovao io aloha ry RBNIR dia ianao ihany no resy lahatra aminy satria miteny zavatra ny TT dia ny mifanohitra aminy no lazainy, dia ianao miteny fa izay mihitsy ny anazavana azy.
390. tealala
(
20/09/2016 08:30)
Ohatra izao, ny testamenta anao raha misy mamely ny takolaka akavia dia omeo azy ny havanana.. Dia i Davida (rain'i Jesosy hono) jereo ny tantarany sy i Goliata, nampitahotra an'ireo Israelian izy hifanandrina aminy, i Davida irery no sahy nifanandrina taminy ary tsy nitsitsy izy na dia kely aza (David= modely tohetran'ny tokony ho messia, matoa navoaka avy aminy izany).
Fa tsy olona manao "vivre et laisser vivre" no tokony hatao eo.
Fa tsy olona manao "vivre et laisser vivre" no tokony hatao eo.
391. RBNIR
(
20/09/2016 08:50)
Miteny toy izany ianao tealala satria ianao koa dia isan'ny tsy mahafantatra ny dikan'ity teny ity....« Fa mandehana ka mianara izay hevitry ny teny hoe: Famindram-po no sitrako, fa tsy fanatitra alatsa-drà (Hos 6:6); fa tsy tonga hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota. » (Mat.9:13)
Koa dia averiko aminao ny tenin'i Jesosy hoe "mianara izay hevitr'io teny io....
Koa dia averiko aminao ny tenin'i Jesosy hoe "mianara izay hevitr'io teny io....
392. tealala
(
20/09/2016 09:15)
Fa i Jesosy izany dia tsy nanao ireo fomba rehetra natao t@ andron'ndry Abrahama, Moizy sns ireo fa tonga dia nanao hoe izao no tena fanaovana azy, mifora amin'ny nofo ianareo (Testamenta vaovao) sns?
393. tealala
(
20/09/2016 09:15)
Raha ny Testamenta vaovao nareo io no arahina dia efa nibery an andriamanitra izany i Josefa.
394. tealala
(
21/09/2016 03:08)
Samoela 2-7 :12 Rahefa tapitra ny andronao, ka mandry amin'ny razanao hianao, dia hatsangako ny taranakao manaraka anao, izay haloaky ny kibonao, ary hamafisiko ny fanjakany.
Tena naloaky ny kibon'i Davida ve i Jesosy ry RBNIR sa zavatra hafa no notranga ao am testamenta vaovaonareo ao?
naloakin'ny fanahy masina ngamba izy izay
Tena naloaky ny kibon'i Davida ve i Jesosy ry RBNIR sa zavatra hafa no notranga ao am testamenta vaovaonareo ao?
naloakin'ny fanahy masina ngamba izy izay
395. endriny
(
21/09/2016 05:08)
Izany hoe ny taranak'i Samoela irery ihany koa izany no hitsangana amin'ny maty amin'ny faraandro. Dia ahoana ireto kristianina an'anapitrisany mankany am-piangonana isaky ny alahady aty Madagasikara izany? Voafitaka fotsiny izany ireo raha izany koa. Hitako moa no misy mnagalatra ny taolam-paty aty, ka tsy hitsangana amin'ny maty akory.
396. RBNIR
(
21/09/2016 06:05)
tealala:
Samoela 2-7 :12 Rahefa tapitra ny andronao, ka mandry amin'ny razanao hianao, dia hatsangako ny taranakao manaraka anao, izay haloaky ny kibonao, ary hamafisiko ny fanjakany.
Tena naloaky ny kibon'i Davida ve i Jesosy ry RBNIR sa zavatra hafa no notranga ao am testamenta vaovaonareo ao?
naloakin'ny fanahy masina ngamba izy izay
Raha i Jesosy dia mazava ny momba Azy....hoy ny anjely tamin'i Josefa hoe :
« Fa raha mbola nisaina izany izy, indro, nisy anjelin'ny Tompo niseho taminy tamin'ny nofy ka nanao hoe: Ry Josefa, zanak'i Davida, aza matahotra hampakatra an'i Maria vadinao; fa ny Zaza ao an-kibony dia avy amin'ny Fanahy Masina, » (Matio 1:20)
« ka hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe Jesosy*; fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin'ny fahotany. [*Jesosy = Jehovah no Mpamonjy] » (Matio 1:21)
Ary Jesosy dia tsy tafiditra ho isan'ireo hitsangana amin'ny andro farany satria IZY efa nitsanga tamin'ny andro fahatelo taorian'ny namonoana azy
Ary tsy hoe, ny olona rehetra akory dia voatery ho faty daholo fa hisy ny hitsena velona an'i Jesosy...
Ary amin'ireo maty koa dia tsy voatery hoe taranak'i davida mpanjaka daholo fa marobe no jentilisa amin'izy ireny....
« Fa izao no lazainay aminareo amin'ny tenin'ny Tompo: isika, izay velona ka mbola mitoetra mandra-pihavin'ny Tompo, dia tsy mba hialoha izay efa nodi-mandry tsy akory. » (1 Tesaloniana 4:15)
« Fa ny tenan'ny Tompo no hidina avy any an-danitra amin'ny fiantsoana sy ny feon'ny arikanjely ary ny trompetran'Andriamanitra, ka izay maty ao amin i Kristy no hitsangana aloha; » (1 Tesaloniana 4:16)
« ary rehefa afaka izany, dia isika izay velona ka mbola mitoetra no hakarina hiaraka aminy ho eny amin'ny rahona hitsena ny Tompo any amin'ny habakabaka; dia ho any amin'ny Tompo mandrakariva isika. » (1 Tesaloniana 4:17)
isika ange izao efa amin'ny fanekena vaovao ry tealala e, I Abrahama izao dia nolazaina fa rain'ny mino......Izay rehetra mino araka izany no taranak'i Abrahama...Tsy voatery hoe Jiosy araka ny nofo intsony....« Fa tsy izay araka ny miseho no Jiosy, ary tsy izay miseho eo amin'ny nofo no famorana; » (Romana 2:28)
397. tealala
(
21/09/2016 06:49)
ka naloaky ny kibon'i josefa (Davida) ary ve i jesosy? sa ve i josefa na i Davida no FM nanao azy teo.
raha ray nanangana i josefa dia raisiko ohatra hoe mi-adopte saka na bitro ah dia midika ve fa naloaky ny kiboko ireo saka na bitro ireo?
raha ray nanangana i josefa dia raisiko ohatra hoe mi-adopte saka na bitro ah dia midika ve fa naloaky ny kiboko ireo saka na bitro ireo?
398. tealala
(
21/09/2016 06:58)
Dia hamaly indray izao hoe zava miafina io dia ianareo ihany no mahalala azy.
Tsy haiko hoe tsy mahita havaly ve sa inona dia aodina zavatra hafa ilay resaka
Ianareo ihany anie io aodikodin ny testamenta vaovao io e
Tsy haiko hoe tsy mahita havaly ve sa inona dia aodina zavatra hafa ilay resaka
Ianareo ihany anie io aodikodin ny testamenta vaovao io e
399. RBNIR
(
21/09/2016 07:52)
Ny zavatra hitako aloha, dia lasa dialogue de sourd ilay izy tealala satria tsy azonao mihitsy ilay hafatra hoe efa niova ny atao hoe Jiosy taty amin'ny testameta vaovao, ary ny atao koa hoe zanak'i abrahama dia tsy zanaka ara-nofo intsony......
400. tealala
(
21/09/2016 08:34)
Ka eo izao ianao manamafy fa mivadibadika amin'ny teniny ny andriamaniteareo izany hoe tsy ilay Andiamanitr'Israely sy Abrahama ilay omaly anio sy mandrakizay fa hafa mihitsy dia culte de baal