FANTARO NY AMPITSO IZAY HO AVY TSY HO ELA.....

181. RBNIR ( 21/03/2016 11:50)
Tsy misy teny mifanohitra ao fa ity no marina e! dia samia mandinintena.....« tahaka ny ataony ao amin'ny epistiliny rehetra koa, fa milaza izany zavatra izany ao aminy izy; ary amin'ireo efa misy zavatra saro-pantarina, izay aolan'ny olona kely fahalalana sady tsy miorina tsara, tahaka ny anaovany ny teny sasany amin'ny Soratra Masina koa, ka mahatonga fahaverezana ho an'ny tenany. » (2 Pet.3:16)

Rehefa kely ny fahalalana dia manaonao foana.....
182. RBNIR ( 21/03/2016 11:50)
Kely : teny iray no fantatra...Be, mahafantatra teny maro .....dia fantatra ho azy ny dikan'ilay teny iray.....
183. stahtam ( 21/03/2016 12:58)

[quote=RBNIR]
Tsy misy teny mifanohitra ao fa ity no marina e! dia samia mandinintena.....« tahaka ny ataony ao amin'ny epistiliny rehetra koa, fa milaza izany zavatra izany ao aminy izy; ary amin'ireo efa misy zavatra saro-pantarina, izay aolan'ny olona kely fahalalana sady tsy miorina tsara, tahaka ny anaovany ny teny sasany amin'ny Soratra Masina koa, ka mahatonga fahaverezana ho an'ny tenany. » (2 Pet.3:16)

Rehefa kely ny fahalalana dia manaonao foana.....

[quote=stahtam]
a- "Tsy misy teny mifanohitra ao": iombonako aminao io fa marina izany.
b- "dia samia mandinitena" : mihatsaravelatsihy io teny io raha ny tena izy fa ny tianao holazaina dia tsy hoe "samia" fa hoe: "mandiniha tena ianao fa diso, fa izaho no marina".
d- "amin'ireo efa misy zavatra saro-pantarina, izay aolan'ny olona kely fahalalana sady tsy miorina tsara" : raha misy zavatra saro-pantarina ao @ Galatiana 3/28 resahinao io ka ianao no nahalala azy sady miorina tsara dia tokony ho voavalinao tsy miambakavaka ireo fanontaniana napetrako; tsy izay anefa no niseho fa versets hafa fotsiny no nasesikao hovakiako. Efa MIORINA TSARA ilay foto-kevitrao hoe tsy misy intsony Jiosy na Jentilisa. OK, dia ento eo @ ilay hoe tsy misy intsony na lahy na vavy INDRAY àry, fa mino aho fa TENA ho FALY mihitsy ny HOMO rehetra mandre izany satria nisy mpitory teny nampiorina azy tsara @ zavatra ataony, sady nahitsy ilay izy fa tsy mba niolaka.
e- "Kely : teny iray no fantatra...Be, mahafantatra teny maro .....dia fantatra ho azy ny dikan'ilay teny iray.....": raha teny iray araka ny voalazanao mantsy no naolako (izay kely fahalalana) kanefa tsy voavahanao dia mampametra-panontaniana ihany hoe tena miorina ve ilay finoana tsara orina?
Mitohy tsara koa ilay hevitra avy @ "ilay teny iray" satria voamarin'ny teny faminaniana hiseho aty am-parany ilay izy, ary niteny momba an'io mihitsy koa i Petera : II Pet 1/19. Izay no nahatonga ilay izy hoe IRAY nefa tsy voatohitra mihitsy satria mafy ORINA sady MAHARITRA.
184. RBNIR ( 21/03/2016 13:34)
Timoty hoy aho tsy Jiosy nefa nahazo baiko hitory.......
185. RBNIR ( 21/03/2016 13:35)
Iza no dadany??? Jiosy Ray sy Jiosy Reny anie ilay resahintsika e, ary raha hoe mifora indray no important, isika gasy koa be no mifora an!!
186. RBNIR ( 21/03/2016 13:39)
Satria raha vao otran'izay (hoe Jiosy Reny fotsiny) dia b d b ny hanao revendication Jiosy eo!! dia na dia Gasy aza hilazakoa fa Jiosy na taranaka Jiosy....Aza mampihomehy re ry Stahtam, fa io anie tsy azo amboamboarina e!!!
187. RBNIR ( 21/03/2016 13:52)
Na dia ny taranaky ny Nazia aza mety b d b ny hanao revendication fa Jiosy satria tany ny vehivavy Jiosy b d b ny voaolana!!!....Ka aza miteniteny foana fa Jiosy pur sang no resahina fa tsy safiotra akory.....Timoty no porofo mivaingana fa efa nomena ny jentilisa ho adidy koa ny fitoriana ny tenin'Andriamanitra....
188. RBNIR ( 21/03/2016 14:01)
Satria raha ara-tantara ny safiotra dia tsy zanaky ny teny fikasana ihany koa.....(Ismaely no tiako horesahina)....
Fa tsy hoe rehefa mampety ny baolina dia ekena ihany ny safiotra fa rehefa tsy mampety azy dia lavina aloha!!!
Ka tsy amboamboarina io e!!!
Ity olona ity honnete (tsy mampandainga an'Andriamanitra) Tsy jiosy aho hoy izy fa gasy!!!
Saingy ampy ho azy ny nifidianan'i Jesosy azy, ary ny mpitazana dia talanjona satria ny fampianarany mitovy amin'ilay fampianarana nahatalanjona ny maro fahiny!!!
189. RBNIR ( 21/03/2016 14:22)
« Ary ny vahoaka, raha nandre, dia talanjona tamin'ny fampianarany. » (Mat.22:33)

Io ilay "voa" mila jerevana io....« ....Ny voa dia ny tenin'Andriamanitra. » (Lio.8:11)

Ilay teny toriany no hitsarana azy ka raha 100% mitovy amin'ilay nampianarin'i Jesosy (dia talanjona koa ny olona) dia Jesosy marina no nampianatra azy......

Fa io, na hamaky maraina ka hatramin'ny hariva eo aza ny olona iray rehefa tsy IZY no mampianatra dia tsy hisy na inona na inona ho fantatra io araka ity teny ity...« Dia hoy Izy: Hianareo no navela* hahalala ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra; fa amin'ny olon-kafa dia fanoharana no atao, mba hijery izy, fa tsy hahita, ary hahare, fa tsy hahafantatra (Isa. 6. 9). » (Lio.8:10)

Ka io no hamantarana raha avy Aminy marina tokoa ny olona iray na tsia fa tsy misy resaka firazanana mitombina intsony ankehitriny!!!

190. stahtam ( 23/03/2016 05:07)

[quote=RBNIR]
Satria raha vao otran'izay (hoe Jiosy Reny fotsiny) dia b d b ny hanao revendication Jiosy eo!! dia na dia Gasy aza hilazakoa fa Jiosy na taranaka Jiosy....Aza mampihomehy re ry Stahtam, fa io anie tsy azo amboamboarina e!!!
[quote=stahtam]
Andao àry tsy hamboamboarina e! Dia aoka mba ho mahitsy sy mazava @ valin-teny koa fa hanomboka tsara ny resaka eto satria mazava ny thème resahina.
Tonga dia ataoko indray mamaly aloha ireto fanontanianao maromaro ireto satria iray ihany ny fanazavana mikasika azy:
"Ka aza miteniteny foana fa Jiosy pur sang no resahina fa tsy safiotra akory. Satria raha ara-tantara ny safiotra dia tsy zanaky ny teny fikasana ihany koa.....(Ismaely no tiako horesahina)....
Fa tsy hoe rehefa mampety ny baolina dia ekena ihany ny safiotra fa rehefa tsy mampety azy dia lavina aloha!!!
Ka tsy amboamboarina io e!!!"
1°) VALINY ALOHA NO OMEKO:
Samy miara-manaiky isika fa i Jakoba novaina anarana hoe Israely no ZANAKY NY TENY FIKASANA. Izay taranany izany no nomena ny teny ho adidiny. Io aloha no fototra iaingan'izao resaka izao.
2°) FANONTANIANA @ IZAY NO OMEKO HOVALIANAO MAHITSY:
Atao référence ny Apokalypsy 7/8: "Ary ny taranak'i Josefa roa arivo amby iray alina"
Ny zanak'i Josefa dia Manase sy Efraima, izany hoe izay taranak'iJosefa izany dia izay aterak'ireo roalahy ireo indray. Ny renin'ireo dia Asenata zanaka mpisorona tao Ona tany Egypta. EGYPTIANA io RENINY io. Fanontaniana àry: Pur sang ve sa safiotra ny taranak'i Josefa lazaina ao @ Apokalypsy 7/8? Manantena aho fa ho IRAY ny valiny homenao satria IRAY ny fanontaniana.
191. RBNIR ( 23/03/2016 05:57)
1- Efa tamin'ny andron'i Abrahama no nisy teny fikasana....
Ary ny antony nampidirako ny resaka ismaely dia ity teny manaraka ity.....« Fa isika, ry rahalahy, dia zanaky ny teny fikasana tahaka an'isaka. » (Gal.4:28)

2- ny 144 000 dia manambara "ny mbola handraisana indray ny jiosy" izay marihiko mialoha fa " tsy mitovy amin'ny handraisana an'ireo jentilisa".....Io ilay noteneniko hoe mbola halamina dia asesy....

192. stahtam ( 23/03/2016 06:24)

Hitanao fa tsy valianao ilay fanontaniana? Ianao anefa dia nanao hoe "Ka aza miteniteny foana fa Jiosy pur sang no resahina fa tsy safiotra akory"; ka tena sarotra ve ny miteny hoe "pur sang" ny taranak'i Josefa ireo na "safiotra"? Matoa fanontaniana iray no asianao valiny roa dia izay no porofo fa miolakolaka ilay valin-teny. Fanontaniana farany indray àry: Raha tena taranak'i Joda (zanak'i Davida) marina ny Mesia, pur sang ve Izy sa safiotra?
193. RBNIR ( 23/03/2016 06:32)

stahtam:

Ka io ilay noteneniko hoe aza gaga ianao raha hilaza ny tenany ho Jiosy daholo ireo mihevitra fa Jiosy ara-nofo rehetra....
Ary efa tsinjoko sahady ny tianao ahatongavana...(na ianao sy ireo namanao koa aza dia te hidongy ho taranaka Jiosy)...

Tandremo ihany fa hoy ny teny hoe « Fantatro ny fahorianao sy ny fahantranao (nefa manan-karena ianao), ary ny fitenenan-dratsy* ataon'izay milaza ny tenany ho Jiosy, kanjo tsy izy, fa synagogan'i Satana. » (Apok.2:9)

Ny tena Jiosy namana dia tsy amin'ny nofo fa.....« fa izay araka ny miafina no Jiosy, ary ny famorana dia amin'ny fo, amin'ny fanahy, fa tsy amin'ny soratra; ny fiderana ireny tsy avy amin'ny olona, fa avy amin'Andriamanitra. » (Rom.2:29)

Koa asakasakareo mpidongy jiosy ao fa izahay dia gasy petaka (nefa mahasahy mitory) satria fantatray hoe IZA Ilay naniraka anay........

194. stahtam ( 23/03/2016 07:42)

RBNIR:

Ny lohahevitra eto dia ilay teninao hoe "Ka aza miteniteny foana fa Jiosy pur sang no resahina fa tsy safiotra akory.....Timoty no porofo mivaingana fa efa nomena ny jentilisa ho adidy koa ny fitoriana ny tenin'Andriamanitra".
Teny napetrakao io mba hilazana fa jentilisa i Timoty, dia IALANAO indray rehefa mamatotra anao. Voavalinao ve hoe Jiosy pur sang i Timoty sa safiotra? TSIA, ary voavalinao ve hoe Jiosy pur sang sa safiotra ny Mesia? TSIA, Rehefa mitory teny i Paoly dia hoy izy: @ Jiosy aloha vao @ Jentilisa (Romana 1/16; 2/9,10), Jiosy pur sang ireo sa safiotra? na ny olona itoriana aza hay dia jerena koa aloha ny firazanany mialoha ny hiresahana aminy (hoy i Paoly) ka tora-po izany ny teninao hoe tsy mitombina intsony ny resaka firazanana ankehitriny. Efa miolana koa eto ilay teny satria tora-po no amoahana foto-pinoana. Izaho dia malagasy fa tsy midongy ho Jiosy na oviana na oviana araka ny teninao, fa ny lalàna no arahiko: "Jiosy no mpitory; ny hafa firenena mpandray" noho izany afaka manantena ny hahazo famonjena aho rehefa io lalàna io no arahina. Ka raha hoy ianao hoe: " izahay dia gasy petaka nefa mahasahy mitory satria fantatray hoe IZA Ilay naniraka anay " dia hoy aho hoe izaho ange ka tsy nandrara anareo tsy hitory e! Ny fahasahiana dia anareo izany, izay maniraka anareo dia ianareo no mahalala azy fa tsy dia any ny olana. Ianao no nanasa ahy hihaino sy hino ny zavatra lazain'io olona tondroinao io (gasy petaka) ka ny valin-teny mazava sy mahitsy dia hoe: Jiosy ara-pirazanana no nomen'Ilay nivavahan'i Abrahama ny teniny (Salamo 147/19,20) ary tsy mba nanao izany t@ izay hafa firenena izy; nefa ianareo hafa firenena milaza fa nahazo ny teniny dia hoy aho hoe: izay iray mandainga na ianareo na ny mpanao Salamo. Raha ny Jiosy (ara-pirazanana) no notolorana ny tenin'Ilay nivavahan'i Abrahama, ho adidiny dia hoy aho hoe tenin'iza no iadidianareo (hafa firenena) ao? Fa raha ny hafa firenena kosa aloha dia tena ekeko fa samy mahita fahitana sy samy milaza azy ho tena izy avokoa e, ary maro dia maro izy ireny! saingy azoko antoka kokoa ny faminaniana voasoratra. Mamitaka ny tora-po, mahavery ny fandikàna lalàna. Izaho anefa handositra ny fahaverezana. Nolazaina fa kely fahalalana sy manolana ny tenin'i Paoly ny tenako, saingy tsy voavalinao mihitsy ny hoe: tsy misy lahy sy vavy intsony (Galatiana 3/28) fa nialanao bolila. Dia mbola hisisika @ zavatra toy izany ihany ve satria hoe "nahita fahitana" ilay olona? Aleoko lavitra aza lazaina fa kely saina sy tsy miorina tsara nefa manana ny faminaniana sy ny salamo voasoratra ho porofo, toa izay hampiorina finoana @ zavatra toy izany ka!
195. RBNIR ( 23/03/2016 08:41)

Ka inona no hitorianao teny eto raha izany fa maninona raha mitazana fotsiny????
196. RBNIR ( 23/03/2016 08:42)
Satria raha arahina tsara ny zavatra lazainao dia tsy tokony ho afaka hitory ianao fa mandray fotsiny ihany, fanampiny iza ilay Jiosy nandraisanao azy???
197. RBNIR ( 23/03/2016 08:45)
Satria efa betsabetsaka ihany izay tenin'Andriamanitra noraisano ho adidy izay no nizara azy teto stahtam!!!
Diso v ianao izany izao araka ny hevitrao ihany sa????
198. RBNIR ( 23/03/2016 08:48)
Averiko indray Maro ireo jentilisa efa nofidiana hiadidy ny tenin'Andriamantra....
Ohatra ny epistily ho an'ny Romana (iza no nomena azy mba hiadidy azy???)
Ny epistily ho an'ny galatianina (iza no nomena azy mba hiadidy azy???) sns, fa averiko hatrany Timoty tsy jiosy fa jentilisa (satria jentilisa ny rainy)......
199. stahtam ( 23/03/2016 09:37)

RBNIR:

[quote=stahtam]

[quote=RBNIR]

[quote=stahtam]

[quote=RBNIR]
1- Efa tamin'ny andron'i Abrahama no nisy teny fikasana....
Ary ny antony nampidirako ny resaka ismaely dia ity teny manaraka ity.....« Fa isika, ry rahalahy, dia zanaky ny teny fikasana tahaka an'isaka. » (Gal.4:28)

2- ny 144 000 dia manambara "ny mbola handraisana indray ny jiosy" izay marihiko mialoha fa " tsy mitovy amin'ny handraisana an'ireo jentilisa".....Io ilay noteneniko hoe mbola halamina dia asesy....

[quote=stahtam]
Hitanao fa tsy valianao ilay fanontaniana? Ianao anefa dia nanao hoe "Ka aza miteniteny foana fa Jiosy pur sang no resahina fa tsy safiotra akory"; ka tena sarotra ve ny miteny hoe "pur sang" ny taranak'i Josefa ireo na "safiotra"? Matoa fanontaniana iray no asianao valiny roa dia izay no porofo fa miolakolaka ilay valin-teny. Fanontaniana farany indray àry: Raha tena taranak'i Joda (zanak'i Davida) marina ny Mesia, pur sang ve Izy sa safiotra?

Ka io ilay noteneniko hoe aza gaga ianao raha hilaza ny tenany ho Jiosy daholo ireo mihevitra fa Jiosy ara-nofo rehetra....
Ary efa tsinjoko sahady ny tianao ahatongavana...(na ianao sy ireo namanao koa aza dia te hidongy ho taranaka Jiosy)...

Tandremo ihany fa hoy ny teny hoe « Fantatro ny fahorianao sy ny fahantranao (nefa manan-karena ianao), ary ny fitenenan-dratsy* ataon'izay milaza ny tenany ho Jiosy, kanjo tsy izy, fa synagogan'i Satana. » (Apok.2:9)

Ny tena Jiosy namana dia tsy amin'ny nofo fa.....« fa izay araka ny miafina no Jiosy, ary ny famorana dia amin'ny fo, amin'ny fanahy, fa tsy amin'ny soratra; ny fiderana ireny tsy avy amin'ny olona, fa avy amin'Andriamanitra. » (Rom.2:29)

Koa asakasakareo mpidongy jiosy ao fa izahay dia gasy petaka (nefa mahasahy mitory) satria fantatray hoe IZA Ilay naniraka anay........

stahtam:

Ny lohahevitra eto dia ilay teninao hoe "Ka aza miteniteny foana fa Jiosy pur sang no resahina fa tsy safiotra akory.....Timoty no porofo mivaingana fa efa nomena ny jentilisa ho adidy koa ny fitoriana ny tenin'Andriamanitra".
Teny napetrakao io mba hilazana fa jentilisa i Timoty, dia IALANAO indray rehefa mamatotra anao. Voavalinao ve hoe Jiosy pur sang i Timoty sa safiotra? TSIA, ary voavalinao ve hoe Jiosy pur sang sa safiotra ny Mesia? TSIA, Rehefa mitory teny i Paoly dia hoy izy: @ Jiosy aloha vao @ Jentilisa (Romana 1/16; 2/9,10), Jiosy pur sang ireo sa safiotra? na ny olona itoriana aza hay dia jerena koa aloha ny firazanany mialoha ny hiresahana aminy (hoy i Paoly) ka tora-po izany ny teninao hoe tsy mitombina intsony ny resaka firazanana ankehitriny. Efa miolana koa eto ilay teny satria tora-po no amoahana foto-pinoana. Izaho dia malagasy fa tsy midongy ho Jiosy na oviana na oviana araka ny teninao, fa ny lalàna no arahiko: "Jiosy no mpitory; ny hafa firenena mpandray" noho izany afaka manantena ny hahazo famonjena aho rehefa io lalàna io no arahina. Ka raha hoy ianao hoe: " izahay dia gasy petaka nefa mahasahy mitory satria fantatray hoe IZA Ilay naniraka anay " dia hoy aho hoe izaho ange ka tsy nandrara anareo tsy hitory e! Ny fahasahiana dia anareo izany, izay maniraka anareo dia ianareo no mahalala azy fa tsy dia any ny olana. Ianao no nanasa ahy hihaino sy hino ny zavatra lazain'io olona tondroinao io (gasy petaka) ka ny valin-teny mazava sy mahitsy dia hoe: Jiosy ara-pirazanana no nomen'Ilay nivavahan'i Abrahama ny teniny (Salamo 147/19,20) ary tsy mba nanao izany t@ izay hafa firenena izy; nefa ianareo hafa firenena milaza fa nahazo ny teniny dia hoy aho hoe: izay iray mandainga na ianareo na ny mpanao Salamo. Raha ny Jiosy (ara-pirazanana) no notolorana ny tenin'Ilay nivavahan'i Abrahama, ho adidiny dia hoy aho hoe tenin'iza no iadidianareo (hafa firenena) ao? Fa raha ny hafa firenena kosa aloha dia tena ekeko fa samy mahita fahitana sy samy milaza azy ho tena izy avokoa e, ary maro dia maro izy ireny! saingy azoko antoka kokoa ny faminaniana voasoratra. Mamitaka ny tora-po, mahavery ny fandikàna lalàna. Izaho anefa handositra ny fahaverezana. Nolazaina fa kely fahalalana sy manolana ny tenin'i Paoly ny tenako, saingy tsy voavalinao mihitsy ny hoe: tsy misy lahy sy vavy intsony (Galatiana 3/28) fa nialanao bolila. Dia mbola hisisika @ zavatra toy izany ihany ve satria hoe "nahita fahitana" ilay olona? Aleoko lavitra aza lazaina fa kely saina sy tsy miorina tsara nefa manana ny faminaniana sy ny salamo voasoratra ho porofo, toa izay hampiorina finoana @ zavatra toy izany ka!

Ka inona no hitorianao teny eto raha izany fa maninona raha mitazana fotsiny????

[quote=stahtam]
Ny hevitry ny teny hoe "mitory" angamba no tsy fantatrao!
Tsy nitaona anao hanaraka fampianarana aho teto na nitarika hoe avia aty, na araho ny fampianaran'i Rakoto na Rabe. Izaho aza mbola mitady ilay Jiosy (notolorana ny teniny ho adidiny) mba hampianatra ahy satria izay no lalàna tsy azo dikaina ahazoana famonjena. T@ 25 février 2016 ianao dia nitaona ahy hoe: "Koa dia manasa anao hiaino azy ary namana..." ary nisy rohy nomenao mba hahafantarako io olona io sy ny fampianarany. Eo izany no niainga ny resatsika. Saingy... ny Matio 24 (voasoratra io) dia mampitandrina fa maro no ho avy ary maro no ho voafitaka... Noho izany: tsy mety ny miavonavona ka tsy mihaino ny hafa, fa adidy kosa ny mamantatra izay mitory @ alalan'ireo teny efa voasoratra tany aloha na iza na iza (... manana ny tenin'ny faminaniana isika hoy ny Apostoly Petera, ka izay mandinika izany dia manao tsara). Ka izay mahafeno ny fepetra no arahina: ireny no versets nomeko anao hatr@ izay fa tsy fitoriana teny velively. Ianao mitory, izaho mitandrina, omeko ny porofo @ izany fa tsy ataoko tora-po. Sary mazava be no hitranga any am-parany fa tsy sentiments: "Misy Jiosy iray, dia misy folo lahy hafa firenena hihazona ny sisin-dambany ka hiteny hoe: "HANARAKA ANAREO IZAHAY fa fantatray fa MOMBA ANAREO..." (Zakaria 8/23). Faminaniana vaovao (mbola andrasana) indray izany no hipoitra ka hilaza hoe: "Amin'izany andro izany dia hisy Jiosy sy olona maro hihaino sy hanaraka Gasy petaka anankiray ka hiteny hoe hanaraka anareo izahay fa ianareo efa nahita an'i J... sady efa nirahiny".
200. RBNIR ( 23/03/2016 09:51)
ny atao hoe toriteny (tori + teny) dia manambara teny (tenin'Andriamanitra)...
Izany hoe tsy teninao no nambaranao fa tenin'Andriamanitra....nanambara teny firy re ianao izay hisarihana ny sain'ny olona fa tokony ho Jiosy ihany no mitory ny tenin'Andriamanitra e! Tsy maninona e afaka mandà daholo anie e!!! Fa inona izany ireo ambony BDB ireo???!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.323