FANTARO NY AMPITSO IZAY HO AVY TSY HO ELA.....

221. RBNIR ( 24/03/2016 08:42)
tsy miezaka mamandrika anao aho, fa mihezaka mandresy lahatra anao mba ho fanitsiana izay diso hoy ny Soratra Masina....
« Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, » (2 Tim. 3:16)
222. RBNIR ( 24/03/2016 08:53)
P.S : izaho tsy mitaona anao ho any amin'ny fiangonako fa mitaona anao hitandrina ny didin'Andriamanitra sy hitahiry ny finoana an'i Jesosy....

Na ho any amin'ny fiangonana misy ahy aza ianao nefa tsy hanantanteraka an'ireo dia tsy hahavonjy anao akory ny fitaomana anao any......

Hatreto aloha dia mbola mihezaka aho ny mandresy lahatra anao fa tena efa nomena ny jentilisa ho adidiny marina tokoa ny fitoriana ny tenin'Andriamanitra....(araka ireo tenin'Andriamantra bdb nentina teto...)
223. stahtam ( 24/03/2016 08:55)

[quote=RBNIR]
tsy miezaka mamandrika anao aho, fa mihezaka mandresy lahatra anao mba ho fanitsiana izay diso hoy ny Soratra Masina....
« Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, » (2 Tim. 3:16)

[quote=stahtam]
Ka ireny efa nomeko ireny ny valinteny rehetra anamarinako ny maha marim-pototra ny finoana tazoniko; ka mba omeo @ izay àry ny dikan'ilay teninao hoe: "tena Jiosy 100% ve?" Andao mba hohenoina @ izay ny fanazavanao fa mba efa fotoanany kosa angamba izao e!
224. stahtam ( 24/03/2016 11:41)

[quote=RBNIR]
P.S : izaho tsy mitaona anao ho any amin'ny fiangonako fa mitaona anao hitandrina ny didin'Andriamanitra sy hitahiry ny finoana an'i Jesosy....

Na ho any amin'ny fiangonana misy ahy aza ianao nefa tsy hanantanteraka an'ireo dia tsy hahavonjy anao akory ny fitaomana anao any......

Hatreto aloha dia mbola mihezaka aho ny mandresy lahatra anao fa tena efa nomena ny jentilisa ho adidiny marina tokoa ny fitoriana ny tenin'Andriamanitra....(araka ireo tenin'Andriamantra bdb nentina teto...)
[quote=stahtam]
Raha tena voavalinao @ tena izy ireny fanontaniana napetrako ireny dia tsy voatery hamoaka ireo versets be dia be ireo ianao (izay tsy mifanitsy @ tena fanontaniana akory fa manodinkodina resaka fotsiny). Rehefa ny marina mantsy no lazaina tonga dia resin'io izay tena mitady, fa raha interprétation mbola azo ametraham-panontaniana kosa dia tsy haharesy lahatra ahy na oviana na oviana. Raha hiezaka handresy lahatra ahy izany ianao dia tokony hovalianao ilay hoe "inona no dikan'ny hoe: Jiosy 100%" ary mbola tsy voavaly koa ilay hoe "inona no dikan'ny hoe: tsy misy lahy sy vavy intsony" Ireo ihany no valianao mahitsy dia tokony ho resy lahatra aho fa tsy ahodinao any @ versets hafa foana ny resaka.
225. RBNIR ( 29/03/2016 07:35)
Salama ,
Aleo alamina tsara ny fanazavana....
Ka ny valin'ilay fanontanianao mihitsy stahtam no any amin'ny toko sy andininy hafa.....
Ity ilay fanontanianao Jiosy 100% v no resahina ato sa tsia?
« Koa inona ary no tombony ananan'ny Jiosy, ary inona koa no soa avy amin'ny famorana? » (Rom.3:1)
« Be ihany amin'ny zavatra rehetra: voalohany, izy no notolorana ny tenin'Andriamanitra ho adidiny. » (Rom.3:2)

Dia izao no valiny
Raha tamin'ny fanekena taloha dia Jiosy 100% (izany hoe Jiosy Ray, Jiosy Reny) no resahina eo ary voafora......

Amin'ny fanekena vaovao kosa dia
1 ity manaraka ity indray kosa ny atao hoe Jiosy...
« fa izay araka ny miafina no Jiosy, ary ny famorana dia amin'ny fo, amin'ny fanahy, fa tsy amin'ny soratra; ny fiderana ireny tsy avy amin'ny olona, fa avy amin'Andriamanitra. » (Rom.2:29)

2- Ireo teny fikasana nomena ny Jiosy fahiny dia efa nafindra ka nomena ihany koa ny Jentilisa...« dia ny ahatongavan'ny jentilisa ho mpiray lova sy ho tena iray ary ho mpiombona ny teny fikasana ao amin'i Kristy Jesosy noho ny filazantsara, » (Efe.3:6)
Vakio tsara "mpiray lova sy....ho mpiombona ny teny fikasana...

Iry teny amin'ny Romana 3 iry araka izany dia efa iombonan'ny Jentilisa amin'ny Jiosy ihany koa...

Porofo manantanteraka an'izany:
1- Timoty (izay tsy Jiosy ny Rainy)....« mitoria ny teny, mazotoa, na amin'ny fotoana, na tsy amin'ny fotoana, mandrese lahatra, mamporisiha, mananara mafy amin'ny fahari-po sy ny fampianarana rehetra. » (2 Tim.4:2)
Nomena fahefana hitory teny......

2- Ireo loholona sy diakona Jentilisa izay nomena fahefana "hitandrina, sy handresy lahatra ireo mpanohitra amin'ny alalan'ilay teny tsy misy kilema....
« raha misy tsy manan-tsiny, dia lehilahy manambady tokana, manana zanaka mino izay tsy mba ampangaina ho mpanaram-po amin'ny ratsy na ho maditra. » (Tit.1:6)
« Fa ny mpitandrina* dia tsy maintsy ho tsy manan-tsiny, fa mpitandrina ny an'Andriamanitra, tsy mitompo teny fantatra, tsy mora tezitra, tsy mpimamo lian'ady, tsy mpikapoka, tsy tia harena maloto, » (Tit.1:7)
« fa mampiantrano vahiny, tia ny tsara, mahonon-tena, marina, masina, mahonom-po, » (Tit.1:8)

3- Ireo epistily naparitaka tany Roma, Galatia, Efez, Filipina, sns....Satria efa nomena ny Jentilisa ho adidiny ihany koa ny tenin'Andriamanitra noho izireo lasa mpiombona teny fikasana amin'ny Jiosy....

Fehiny fanekena vaovao .....« Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. » (Gal.3:28)
226. rhaj0 ( 29/03/2016 11:00)
RBNIR:
Fehiny fanekena vaovao .....« Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. » (Gal.3:28)

Koa naninona ho'a i Kristy Jesosy TSY mba naka mpianatra vehivavy eee... sa... vavy-lahy, na koa hoe sarin-dahy, ny antsasaky ny mpianany tao? iza no mahalala izay ao ambany robe-ny tao t@ izany... :-)
227. RBNIR ( 29/03/2016 16:20)

rhaj0:

Satria ao amin4Andriamanitra dia efa napetrany fa « Fa ny vehivavy tsy avelako hampianatra na hanapaka ny lehilahy, fa hangina ihany. » (1 Tim.2:12)
228. rhaj0 ( 29/03/2016 17:20)
Kay ve tena sexist giravy hotr'izany ity RBNIR ity ee.. Dia mody toko aman'andininy (notsimpotsimponina) no hanamarinana ny sexism-ny. Ny vady amanjanakao vavy ao k'lou dia mampalahelo eee... sady i bainina izany @ io be vola, ary dia miankina aminy tanteraka ireto viavy, dia ao, "mangina ao"..

Fa tsy ho antitra angaha ianao bainina a... antitra ianao vao hilaozan'ny olona; ny olona angaha ataonao fa tsy hivoatra koa. Dia ao ianao sy ny ngonongononao sy ny misogyny-nao.. na hanambony tena tahak'n'inona azany ianao ao @ imagination-nao ao, dia ho ao ianao, irery ao.

mi·sog·y·ny
dislike of, contempt for, or ingrained prejudice against women.
229. RBNIR ( 30/03/2016 11:35)
rhaj0:

Kay ve tena sexist giravy hotr'izany ity RBNIR ity ee..

Misy olana ihany ny fahitako an'ity serveur ity an :-)
Ny teny tsy ahy fa Azy, manantanteraka ny anjarako ary koa mizara.....
230. stahtam ( 04/04/2016 06:08)

[quote=RBNIR]
Salama ,
Aleo alamina tsara ny fanazavana....
Ka ny valin'ilay fanontanianao mihitsy stahtam no any amin'ny toko sy andininy hafa.....
Ity ilay fanontanianao Jiosy 100% v no resahina ato sa tsia?
« Koa inona ary no tombony ananan'ny Jiosy, ary inona koa no soa avy amin'ny famorana? » (Rom.3:1)
« Be ihany amin'ny zavatra rehetra: voalohany, izy no notolorana ny tenin'Andriamanitra ho adidiny. » (Rom.3:2)

Dia izao no valiny
Raha tamin'ny fanekena taloha dia Jiosy 100% (izany hoe Jiosy Ray, Jiosy Reny) no resahina eo ary voafora......

Amin'ny fanekena vaovao kosa dia
1 ity manaraka ity indray kosa ny atao hoe Jiosy...
« fa izay araka ny miafina no Jiosy, ary ny famorana dia amin'ny fo, amin'ny fanahy, fa tsy amin'ny soratra; ny fiderana ireny tsy avy amin'ny olona, fa avy amin'Andriamanitra. » (Rom.2:29)

2- Ireo teny fikasana nomena ny Jiosy fahiny dia efa nafindra ka nomena ihany koa ny Jentilisa...« dia ny ahatongavan'ny jentilisa ho mpiray lova sy ho tena iray ary ho mpiombona ny teny fikasana ao amin'i Kristy Jesosy noho ny filazantsara, » (Efe.3:6)
Vakio tsara "mpiray lova sy....ho mpiombona ny teny fikasana...

Iry teny amin'ny Romana 3 iry araka izany dia efa iombonan'ny Jentilisa amin'ny Jiosy ihany koa...

Porofo manantanteraka an'izany:
1- Timoty (izay tsy Jiosy ny Rainy)....« mitoria ny teny, mazotoa, na amin'ny fotoana, na tsy amin'ny fotoana, mandrese lahatra, mamporisiha, mananara mafy amin'ny fahari-po sy ny fampianarana rehetra. » (2 Tim.4:2)
Nomena fahefana hitory teny......

2- Ireo loholona sy diakona Jentilisa izay nomena fahefana "hitandrina, sy handresy lahatra ireo mpanohitra amin'ny alalan'ilay teny tsy misy kilema....
« raha misy tsy manan-tsiny, dia lehilahy manambady tokana, manana zanaka mino izay tsy mba ampangaina ho mpanaram-po amin'ny ratsy na ho maditra. » (Tit.1:6)
« Fa ny mpitandrina* dia tsy maintsy ho tsy manan-tsiny, fa mpitandrina ny an'Andriamanitra, tsy mitompo teny fantatra, tsy mora tezitra, tsy mpimamo lian'ady, tsy mpikapoka, tsy tia harena maloto, » (Tit.1:7)
« fa mampiantrano vahiny, tia ny tsara, mahonon-tena, marina, masina, mahonom-po, » (Tit.1:8)

3- Ireo epistily naparitaka tany Roma, Galatia, Efez, Filipina, sns....Satria efa nomena ny Jentilisa ho adidiny ihany koa ny tenin'Andriamanitra noho izireo lasa mpiombona teny fikasana amin'ny Jiosy....

Fehiny fanekena vaovao .....« Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. » (Gal.3:28)

[quote=stahtam]
Tsy afaka namaly aloha nandritra ny fotoana elaela fa izao indray vao tafaverina e!
Valinteny mazava sy fohy tsara tahaka io nomenao io no mba niriko hatr@ izay: "Raha tamin'ny fanekena taloha dia Jiosy 100% (izany hoe Jiosy Ray, Jiosy Reny) no resahina eo ary voafora" OK. Dia manontany àry aho hoe Jiosy 100% ve ny Mesia (Jiosy Ray, Jiosy Reny)?
Ny valin'ilay hoe tsy misy lahy sy vavy intsony aloha dia tena nivaona indray e! Mba valio tsara moa e! Ny Jiosy tsy Jiosy intsony, ny Grika tsy Grika intsony, ny lahy tsy lahy intsony, ny vavy tsy vavy intsony koa ahoana indray no misy hoe "ny vavy tsy avelako hanapaka ny lahy"? Mba hazavao tsara ilay hevitry ny teny fa aza ampiana versets hafa intsony e!
Zavatra hafa kely indray no horesahiko: mikasika fanontaniana iray diso toerana: "Fa ahoana koa ity hafatrao ity ry stahtam a! Ngah moa tsy mitady ilay tsy misy kilema indray ianao io???
Sa lasa mpampita ny hafatr'i episkopo indray ity ianao ity ankehitriny??" VALINY: Aty isika no miresaka fa tsy any e! ny ato aza tsy vita dia vonjenao daholo i Babay sy Lohavohitra! Izao ianao lasa miditra @ zavatra tsy fantatrao akory. Tsy aleo ve aloha manadihady tsara vao miteny e! Izany no tokony ho toetran'ny olona manana ny Fanahy (malaky mihaino, malaina miteny) fa tsy tahaka io ataonao io. Marina aloha hoe voafatotry ny verset nomenao ianao dia somary fanimpanina @ famaliana azy nefa aza mitsoaka any @ zavatra tsy tokony hidirana fa vao mainka badenina any ianao.
231. RBNIR ( 04/04/2016 06:22)
stahtam:

Salama stahtam a,

Jesosy anie i Josefa sy i Maria no hitan'Andriamanitra aminy e!
Izay no nahatonga ny anaran'i Josefa tafiditra tao amin'ny tetiarana mikasika ny firazanan'i Jesosy.....

Matio 1

(fa zava-dalina iny tsy ho takatry ny saina satria raha ny marina koa aza dia mère porteuse fotsiny ihany i Maria renin'i Jesosy)

Ka izay voasoratra moa dia voasoratra ka dia efa neken'Andriamanitra izany fa dia Josefa no rainy ary Maria no reniny araka ilay Matio 1....

Natsidiko ilay episcopo, satria ianao "otran'ny hoe mitady ny tsy misy kilema" nefa ny kilema B miharihary amin'ny fampianaran'ingay episkopo indray no toa vohizinao dia gaga aho e!!!
232. stahtam ( 04/04/2016 08:16)

Efa hanomboka hiala bolila indray angamba ianao io. Josefa dia taranak'i Davida, Davida taranak'i Obeda sy Rota (Moabita), Obeda taranak'i Salmona sy Rahaba (Kananita), Salmona taranak'i Joda sy Tamara (zanak'i Soa lehilahy Kananita): JIOSY 100% VE NY MESIA SA SAFIOTRA? Tena sarotra ho anao ve ny manao eny na tsia @ izay fanontaniana izay? Sa hilaza versets hafa miolakolaka indray?
T@ 23/03/16 mantsy dia nanontany ahy ianao rehefa nilaza aho fa nahita Jiosy iray mampianatra Apokalypsy (ao @ TNTV) dia hoy ianao hoe: "Jiosy ilay izy??? tena sure 100% ianao fa jiosy ilay izy???" Dia hoy aho hoe Jiosy inona no tianao holazaina: Jiosy 100% ve? Jiosy ray Jiosy reny ve?
Mahita kilema B @ fampianaran'ingahy ep... ianao kanefa tokony hialanao aloha ny kilemanao: olona hafa no miresaka amiko amina lohahevitra hafa ka ho fantatrao ve ny zavatra resahinay?
233. RBNIR ( 04/04/2016 11:09)

Ianao anie no nampiditra voalohany an'ilay Jiosy 100% ry Stahtam tamin'ny fitanisanao an'ireo apostoly 12 (avereno vakiana ny voasoratrao ery ambony) sady notsindrinao tsara mihitsy fa tsy misy na dia iray aza ankoatran'ireo nahazo niadidy ny tenin'Andriamanitra ....

Izaho niteny an'i Timoty vao tonga saina ianao fa kay efa nomena ny jentilisa marina tokoa ny fiadidiana ny tenin'Andriamanitra......

Ankehitriny ianao dia mampiditra ity resaka ity satria tianao porofoina angamba fa hoe Jiosy ihany i Timoty fa tsy jentilisa akory...

Saingy izany tsy mahafoana mihitsy ilay fahamarinana fa efa nomena ny Jentilisa marina tokoa ny fiadidina ny teny satria nisy dia nisy ireo loholona sy diakona jentilisa izay nomena fahefana hiadidy ilay teny tsy misy kilema, sy hampianatra ary handresy lahatra ny olona amin'izany teny tsy misy kilema izany...

« [Ny miendrika hotendrena ho loholona, sy ny faharatsian'ny toetry ny olona tany Kreta] Izao no namelako anao tany Kreta, dia ny handaminanao izay mbola tsy tanteraka sy hanendrenao loholona* amin'ny isan-tanàna, araka ny nandidiako anao; [* Gr. presbytera] » (Tit.1:5)
« raha misy tsy manan-tsiny, dia lehilahy manambady tokana, manana zanaka mino izay tsy mba ampangaina ho mpanaram-po amin'ny ratsy na ho maditra. » (Tit.1:6)
« Fa ny mpitandrina* dia tsy maintsy ho tsy manan-tsiny, fa mpitandrina ny an'Andriamanitra, tsy mitompo teny fantatra, tsy mora tezitra, tsy mpimamo lian'ady, tsy mpikapoka, tsy tia harena maloto, » (Tit.1:7)
« fa mampiantrano vahiny, tia ny tsara, mahonon-tena, marina, masina, mahonom-po, » (Tit.1:8)
« mitana mafy ny teny marina araka ny efa nampianarina, mba hahaizany hananatra amin'ny fampianarana tsy misy kilema* sady handresy lahatra ny mpanohitra. [* Gr. salama] » (Tit. 1:9)

Ary nisy dia nisy ihany koa epistily (tenin'Andriamanitra) izay nalefa ho an'ireo jentilisa tany Roma, Galatia, Efeza, sns tsy voatanisa......Rehefa tonga any ireo dia mazava ho azy fa tsy maintsy ireo jentilisa ireo no miadidy an'ireny teny nampitaina antsoratra ireny.....
234. RBNIR ( 04/04/2016 11:15)

Raha i Kristy manokana dia raha ny fijerin'ny olona ety ivelany (izay neken'Andriamanitra ihany koa anefa) dia zanak'i Josefa sy Maria izy...
Fa ho an'izay mahafantatra tsara ny fahamarinana, dia Tsy i Josefa no rainy.....ary tsy Maria no reniny fa mère porteuse fotsiny i Maria....
Mazava ho azy ianao moa izany eto anisan'ireo tsy mahafantatra ny fahamarinana dia mandray ilay hita maso....ary mino toy ireo tsy nahafantatra fahiny fa tena Josefa marina tokoa no Rainy , ary i Maria marina tokoa no reniny....

Raha nahafantatra ny fahamarinana ianao dia ity no tokony ho noraisinao....« Fa raha mbola nisaina izany izy, indro, nisy anjelin'ny Tompo niseho taminy tamin'ny nofy ka nanao hoe: Ry Josefa, zanak'i Davida, aza matahotra hampakatra an'i Maria vadinao; fa ny Zaza ao an-kibony dia avy amin'ny Fanahy Masina, » (Mat.1:20)

Ary IO avy amin'ny Fanahy Masina io dia tsy taranak'i Davida ara-nofo akory ary tsy zanak'i Maria ihany koa fa mère porteuse fotsiny ihany izy eo......
235. stahtam ( 04/04/2016 11:56)

RBNIR:

[quote=stahtam]
Efa hanomboka hiala bolila indray angamba ianao io. Josefa dia taranak'i Davida, Davida taranak'i Obeda sy Rota (Moabita), Obeda taranak'i Salmona sy Rahaba (Kananita), Salmona taranak'i Joda sy Tamara (zanak'i Soa lehilahy Kananita): JIOSY 100% VE NY MESIA SA SAFIOTRA? Tena sarotra ho anao ve ny manao eny na tsia @ izay fanontaniana izay? Sa hilaza versets hafa miolakolaka indray?
T@ 23/03/16 mantsy dia nanontany ahy ianao rehefa nilaza aho fa nahita Jiosy iray mampianatra Apokalypsy (ao @ TNTV) dia hoy ianao hoe: "Jiosy ilay izy??? tena sure 100% ianao fa jiosy ilay izy???" Dia hoy aho hoe Jiosy inona no tianao holazaina: Jiosy 100% ve? Jiosy ray Jiosy reny ve?
Mahita kilema B @ fampianaran'ingahy ep... ianao kanefa tokony hialanao aloha ny kilemanao: olona hafa no miresaka amiko amina lohahevitra hafa ka ho fantatrao ve ny zavatra resahinay?

Ianao anie no nampiditra voalohany an'ilay Jiosy 100% ry Stahtam tamin'ny fitanisanao an'ireo apostoly 12 (avereno vakiana ny voasoratrao ery ambony) sady notsindrinao tsara mihitsy fa tsy misy na dia iray aza ankoatran'ireo nahazo niadidy ny tenin'Andriamanitra ....

Izaho niteny an'i Timoty vao tonga saina ianao fa kay efa nomena ny jentilisa marina tokoa ny fiadidiana ny tenin'Andriamanitra......

Ankehitriny ianao dia mampiditra ity resaka ity satria tianao porofoina angamba fa hoe Jiosy ihany i Timoty fa tsy jentilisa akory...

Saingy izany tsy mahafoana mihitsy ilay fahamarinana fa efa nomena ny Jentilisa marina tokoa ny fiadidina ny teny satria nisy dia nisy ireo loholona sy diakona jentilisa izay nomena fahefana hiadidy ilay teny tsy misy kilema, sy hampianatra ary handresy lahatra ny olona amin'izany teny tsy misy kilema izany...

« [Ny miendrika hotendrena ho loholona, sy ny faharatsian'ny toetry ny olona tany Kreta] Izao no namelako anao tany Kreta, dia ny handaminanao izay mbola tsy tanteraka sy hanendrenao loholona* amin'ny isan-tanàna, araka ny nandidiako anao; [* Gr. presbytera] » (Tit.1:5)
« raha misy tsy manan-tsiny, dia lehilahy manambady tokana, manana zanaka mino izay tsy mba ampangaina ho mpanaram-po amin'ny ratsy na ho maditra. » (Tit.1:6)
« Fa ny mpitandrina* dia tsy maintsy ho tsy manan-tsiny, fa mpitandrina ny an'Andriamanitra, tsy mitompo teny fantatra, tsy mora tezitra, tsy mpimamo lian'ady, tsy mpikapoka, tsy tia harena maloto, » (Tit.1:7)
« fa mampiantrano vahiny, tia ny tsara, mahonon-tena, marina, masina, mahonom-po, » (Tit.1:8)
« mitana mafy ny teny marina araka ny efa nampianarina, mba hahaizany hananatra amin'ny fampianarana tsy misy kilema* sady handresy lahatra ny mpanohitra. [* Gr. salama] » (Tit. 1:9)

Ary nisy dia nisy ihany koa epistily (tenin'Andriamanitra) izay nalefa ho an'ireo jentilisa tany Roma, Galatia, Efeza, sns tsy voatanisa......Rehefa tonga any ireo dia mazava ho azy fa tsy maintsy ireo jentilisa ireo no miadidy an'ireny teny nampitaina antsoratra ireny.....

[quote=stahtam]

Ianao anie no NAMPIDITRA VOALOHANY an'ilay Jiosy 100% ry Stahtam tamin'ny fitanisanao an'ireo apostoly 12 (avereno vakiana ny voasoratrao ery ambony) sady notsindrinao tsara mihitsy fa tsy misy na dia iray aza ankoatran'ireo nahazo niadidy ny tenin'Andriamanitra ....
Izaho niteny an'i Timoty vao tonga saina ianao fa kay efa nomena ny jentilisa marina tokoa ny fiadidiana ny tenin'Andriamanitra......
MBA COPIER-O ETO HOE AZAFADY IZAY RESAKA NILAZAKO IZANY 100% IZANY MOMBA IREO APOSTOLY IREO! IZAY IHANY ALOHA, IZAY FOTSINY
236. RBNIR ( 04/04/2016 12:10)
Stahtam - 17/03/2016 09:44

RBNIR

stahtam

Tsara aloha raha mba valianao tsy misy alatsaka ireo fanontaniako dia tsy miitatra toy izao ny resatsika. Ireto averiko ireto izy telo, izay niainga avy @ ilay Romana 3/1,2:
[Koa inona àry no tombony ananan'ny Jiosy, ary inona koa no soa avy amin'ny famorana? Be ihany amin'ny zavatra rehetra: voalohany, izy no notolorana ny tenin'An... ho adidiny]

1°) Jiosy araka ny nofo ireo sa Jiosy @ ilay hevitra narosonao, (valiana hoe Jiosy araka ny nofo na tsy Jiosy araka ny nofo)
2°) Famorana inona io resahiny hoe misy soa azo avy aminy, araka ny nofo ve sa amin'ny fo? (valiana hoe famorana araka ny nofo na famorana amin'ny fo)
3°) Ka ilay notolorana ny teniny ho adidiny ve izany voafora araka ny nofo sa voafora @ fo ? (valiana hoe voafora araka ny nofo na voafora @ fo).
Azoko valiana ihany koa ireo fanontaniana narosonao fa aleo aloha mba hilamina tsara sy hisesy ny resatsika e.

1- 2 -3 Valiteny tokana angamba satria toko sy andininy 1 ihany ilay izy...
« Koa inona ary no tombony ananan'ny Jiosy, ary inona koa no soa avy amin'ny famorana? » (Rom.3:1)
« Be ihany amin'ny zavatra rehetra: voalohany, izy no notolorana ny tenin'Andriamanitra ho adidiny. » (Rom.3:2)

Marina io, ny Jiosy no notolorana ny tenin'Andriamanitra ho adidiny, ary tena vitany ny adidiny satria voatahiry tsara ny tenin'Andriamanitra mandraka androany,

Saingy talohan'ny fanekena taloha io teny fikasana io satria nanomboka teo amin'ny fanekena vaovao dia tsy nisy intsony ny hoe jiosy na jentilisa fa mitovy avokoa ny rehetra...

Iry teny fikasana teo aloha iry araka izany dia nomena ny jentilisa ihany koa....

Porofo??? Inona ny tenin'Andriamanitra nomena ho adidin'ny Jentilisa???
Aza maka alavitra fa eto ohatra dia misy tenin'Andriamanitra nomena ny romana (epistily) mba ho adidiny....Ary vitany tsara koa ny adidiny matoa mbola voatahiry ankehitriny izany epistily izany,
Nisy koa nomena ny galatiana, efesianina sns e!!!

Fehiny, rehefa tonga ny fanekena vaovao, dia nafindra tamin'ny jentilisa ihany koa ny teny fikasana azon'ny Jiosy fahiny.......

Izay no nahatonga ilay teny hoe « fa izay araka ny miafina no Jiosy, ary ny famorana dia amin'ny fo, amin'ny fanahy, fa tsy amin'ny soratra; ny fiderana ireny tsy avy amin'ny olona, fa avy amin'Andriamanitra. » (Rom.2:29)

stahtam

Na dia nandosiranao mafy aza ny précision tena ilaina @ ilay valin-teny dia hitako fa manaiky ilay hoe Jiosy ARAKA NY NOFO ianao. Iray izay, hitako taratra koa fa manavaka tsara ilay FAMORANA ARAKA NY NOFO nomena ireo Jiosy ireo ianao, roa izay. Fahatelo: tena zava-dehibe ny namoahanao ity teny ity: "Porofo??? Inona ny tenin'Andriamanitra nomena ho adidin'ny Jentilisa??? Aza maka alavitra fa eto ohatra dia misy tenin'Andriamanitra nomena ny romana (epistily) mba ho adidiny....Ary vitany tsara koa ny adidiny matoa mbola voatahiry ankehitriny izany epistily izany, Nisy koa nomena ny galatiana, efesianina sns e!!!" Izany hoe milaza izany ianao fa nomena fahefana HITORY NY TENINY KOA ny Romana, Galatiana, Efesiana (ireo Jentilisa ...). Ny mifanohitra @ izay aloha no hitako: saika @ ankabeazan'ireo boky ireo dia i Paoly (Jiosy araka ny nofo) no milaza fa nanoratra ireo Epistily ireo isaky ny andininy 1 (matetika). Ny mpitory izany dia i Paoly (Jiosy araka ny nofo io, azy izany ny ADIDY HITORY), fa ny Romana sy ny Galatiana ... dia ITORIANA izany hoe iantefan'ilay teny fa tsy mpiadidy ny teny velively. Tsy nisy nitory mihitsy ireo na iray aza. Ny fandraisanao azy izany dia izay mitahiry support matériel no lazainao fa MIADIDY ny teniny. Amiko indray dia izay MITORY ny FAMONJENA VOARAKITRA ao anatin'ny teny no atao hoe: MIADIDY ny TENY. Eto izany dia afaka miteny aho fa samy hafa ny fomba fijerintsika ka sarotra ny hampihaona azy.
Ny fanekena vaovao (Jeremia 31/33) lazainao dia tsy nahita toko sy andininy milaza izany hoe nomena ny jentilisa izany aho ao anaty baiboly.
237. RBNIR ( 04/04/2016 12:11)
vakio ny page 8 postnao tamin'ny Stahtam - 17/03/2016 09:44
238. RBNIR ( 04/04/2016 12:14)
ary teo no nanomezako anao an'i timoty izay tsy fantatrao ny fisiany.........
239. RBNIR ( 04/04/2016 12:15)
dia navaokako ihany koa taty aoriana ny Titosy 1 7 sy ny manaraka manambara mazava fa tena nisy dia nisy ireo jentilisa nomena adidy ny hampianatra sy hendresy lahatra amin'ny teny tsy misy kilema....
240. RBNIR ( 04/04/2016 12:16)
Jesosy tsy afaka atao reference satria raha tena manana ny fahamarinana ianao dia mahafantatra fa tsy olona IZY fa Andriamanitra ary tsy taranak'i Davida ara-nofo ary tsy zanak'i Maria fa mère porteuse fotsiny ihany i Maria
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4385