FANTARO NY AMPITSO IZAY HO AVY TSY HO ELA.....

261. stahtam ( 06/04/2016 11:42)

[quote=RBNIR]
Fa tena misy hoy aho olona mbola tsy resy lahatra tonga amin'ireny fivoriana tarihin'ny diakona sy ny loholona ireny noho ity teny ity...« Andramo ka izahao fa tsara Jehovah; sambatra izay olona mialoka aminy. » (Sal.34:8)

Izany hoe olona mbola tsy nahare fitoriana (fa mety nahare izany tany amin'ireo jentilisa namany fotsiny ihany) dia mba te hizaha marina raha tsara na ratsy marina io Jehovah io...

Dia ahoana indray ny fipetrany amin'izay?? rohasina v aloha hoe miandry an'i dadapasy aloha fa tsy mahazo mihaino eto ianareo sa?? antsoina i dadapasy vao afaka tohizana ny fotoana???

[quote=stahtam]
Na dia ho lava aza ny resaka dia tsy mety raha tsy mba valiana ity iray ity fa toa milaza zavatra vaovao! Asesiko tsara izy telo ireo:
1/ "Fa tena misy hoy aho olona mbola tsy resy lahatra tonga amin'ireny fivoriana tarihin'ny diakona sy ny loholona ireny noho ity teny ity...« Andramo ka izahao fa tsara Jehovah; sambatra izay olona mialoka aminy. » (Sal.34:8)" Diakona sy loholona tsy mahalala ny toerana sy ny andraikitra misy azy no mitory @ olona avy any ivelany.
2/ "Izany hoe olona mbola tsy nahare fitoriana (fa mety nahare izany tany amin'ireo jentilisa namany fotsiny ihany) dia mba te hizaha marina raha tsara na ratsy marina io Jehovah io..." Valiny: Naninona ireo olona nahare tany @ Jentilisa ireo no niala tany fa tsy nihaino azy ireo hatr@ farany?
3/ "Dia ahoana indray ny fipetrany amin'izay?? rohasina v aloha hoe miandry an'i dadapasy aloha fa tsy mahazo mihaino eto ianareo sa?? antsoina i dadapasy vao afaka tohizana ny fotoana???"
Valiny: efa nandika lalàna hatrany amboalohany ireo diakona sy loholona resahinao ireo ka izay ataony dia fandikan-dalàna hatr@ farany, fanohizana izay efa natombony ihany izany no hataony eo. I Dadapasy resahinao koa dia tsy mpiandraikitra afa-tsy ny ondry ao anatiny raha jerena ny hevitry ny teny (pasteur=gardien de troupeau) ka na hanohy fotoana na hiandry azy ireo diakona sy loholona ireo dia tsy misy na inona na inona miova @ izany fa ny eo ihany no eo: fandikan-dalàna miampy fihevitr'olombelona
262. RBNIR ( 06/04/2016 11:46)
Misaotra anao namaly fa tena efa nakatoko ny pejy sady otran'ny miitatra b loatra dia lasa HS no betsaka namana, samia mitsakotsako eny aloha fa efa b izay voazara izay e!
263. stahtam ( 06/04/2016 11:56)

[quote=RBNIR]
Misaotra anao namaly fa tena efa nakatoko ny pejy sady otran'ny miitatra b loatra dia lasa HS no betsaka namana, samia mitsakotsako eny aloha fa efa b izay voazara izay e!
[quote=stahtam]
Nisy valiny iray talohan'izao, angamba efa voarainao fa toa tsy hitako, asa misy problème angamba ity réseau ity ka tsy hita ilay izy. Ny fitsakotsakoana avy aty amiko aloha dia efa vitako matoa voavaly daholo izay FIZARANA nomenao rehetra teto ka rehefa hoy ianao hoe HS dia tsy tohizana intsony koa ilay Gal 3/28 (na dia tsy sujet avy aty amiko aza iny). OK
264. RBNIR ( 06/04/2016 11:58)
Mino aho fa ampy ny resaka natao teto amin'ny lohahevitra ity stahtam a! (takona mihitsy ary ilay lohahevitra teto)...
Tsy manakana anao hanokatra lohahevitra vaovao ange izany e! any indray angamba isika hiresaka dia ezahina fehipehezina sy tsy atao HS be loatra raha mety!!!
265. stahtam ( 06/04/2016 12:09)

[quote=RBNIR]
Mino aho fa ampy ny resaka natao teto amin'ny lohahevitra ity stahtam a! (takona mihitsy ary ilay lohahevitra teto)...
Tsy manakana anao hanokatra lohahevitra vaovao ange izany e! any indray angamba isika hiresaka dia ezahina fehipehezina sy tsy atao HS be loatra raha mety!!!
[quote=stahtam]
Tsia, ny lohahevitra nomenao mihitsy no noporofoiko fa tsy maharesy lahatra ahy noho ny antony efa nohazavaina teto, fa tsy takona velively. Nihalalina aza ilay izy raha ny tena marina.
Tsy hanokatra lohahevitra aho satria tsy mpitory, saingy izay hitako fa milaza zavatra mifanohitra @ izay voasoratra kosa dia toheriko satria mizara zavatra mitarika ahy hanohitra izay voasoratra izany. Mifarana izany ny resaka e!
266. RBNIR ( 06/04/2016 13:13)
stahtam:

Ary sarotra ihany izany miresaka aminao izany stahtam a!

Mazava kosa angamba ny lohahevitra eto hoe ny ampitso izay ho avy tsy ho ela!!!

Ny resantsika saika nifantoka tamin'ny Rom.3:1.2 (raha tsy diso aho) hoe Moa v ny Jiosy ara-nofo ihany no manana fahefana hitory (hiadidy) ny tenin'Andriamanitra sa nomena izany fahefana izany koa ny jentilisa???!!

Calme ihany mon ami (sa tsy ami intsony isika) fa lasa miteniteny foana an!!!
Efa nifarana ny teto e, manokafa lohahevitra fa ho avy aho hanampy anao ao!!!
267. stahtam ( 07/04/2016 05:08)

RBNIR:

1/ "Mazava kosa angamba ny lohahevitra eto hoe ny ampitso izay ho avy tsy ho ela!!!" teny fampidirana no fahafantarako an'io teny io fa ny lohahevitra dia hoe: misy olona iray manazava ny bokin'ny Apokalypsy (indrindra fa ny anjely telo) tsy mitovy @ izay rehetra efa nanazava ka HENOY, DIA RESENAO LAHATRA AHO hanaraka io fampianarana ataony io satria ondry 1/100 very (hoy ianao): izay no tena lohahevitra raha atao mazava. Ka rehefa niteny aho fa tsy resy lahatra satria AMIKO ny jiosy no tokony hitory ny Baiboly ka tonga hatrany @ Rom 3/1,2 dia inona no miteniteny foana @ izany? Sao dia ianao no manadino rehefa mihalalina ny ady hevitra?
Raha atao sary izany dia tahaka ny hoe mivarotra 4L amiko ianao dia lazainao hoe: vidio io fa tsara ka raha manadihady aho mijery ao anaty réservoir dia hoy aho hoe: "gas-oil no hitako ato" dia lazainao fa takona ve ny lohahevitra momba ny fivarotanao ilay 4L? raha tena calme ianao dia tokony hahita sy hahatsapa izany zavatra izany.
2/ "...manokafa lohahevitra fa ho avy aho hanampy anao ao" : Tsy dia tiako loatra ny manao "fuite en avant" ka, ny zavatra natao mbola tsy vita, nefa hanao zavatra vaovao indray. Aleoko manaiky hoe: mifarana eto ny resaka fa izay manokatra lohahevitra kosa, nefa manohitra ny voasoratra dia toheriko.
268. RBNIR ( 07/04/2016 05:55)

Koa dia avereno vakiana ato ary stahtam raha teny fampidirana fotsiny marina (amin'ny saina tsy miangatra, moa misy resaka momba ny Jiosy ara-nofo sy jentilisa miadidy tenin'Andriamanitra v ao e???!!

P.S: misy mijery anie isika eto stahtam e!!!
269. stahtam ( 07/04/2016 09:20)

Izao no "lohahevitra" noresahinao t@ takila voalohany:

[RBNIR: 24/02/2016 08:22
« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Mat.24:14)
Jesosy no niteny an'io, "ity filazantsara ity" hoy IZY fa tsy filazantsara hafa akory....Raha tsorina dia ilay fampianarana fahiny ihany no haverina hotorina amin'izao tontolo izao indry vao ho tonga ny farany....
Efa ela no tsy hita intsony io fampianarana fahiny io (fampianarana tsy misy kilema)
Jesosy irery sisa no mahay an'io fampianarana tsy misy kilema io...
Tsy maintsy miverina indray i Jesosy araka izany mampianatra raha tsy izany tsy ho tonga mihitsy ny farany........]
IO IZANY NO LOHAHEVITRA NORESAHINAO (page 1 io)

Dia nanoratra indray ianao hoe:
"Koa dia avereno vakiana ato ary stahtam raha teny fampidirana fotsiny marina (amin'ny saina tsy miangatra, moa misy resaka momba ny Jiosy ara-nofo sy jentilisa miadidy tenin'Andriamanitra v ao e???!!
Io "Jiosy ara-nofo sy jentilisa miadidy tenin'Andriamanitra" io indray dia ao @ page 4 vao voaresaka (03/03/2016 06:26)
Izany hoe niresaka izany ianao ao @ page 1 mampiditra lohahevitra dia novaliako any @ page 4 fa ny page 2 sy 3 banga tsy misy resaka mihitsy? misy mijery anie isika eto RBNIR e!!!"
Ampahatsiahivina anao ary fa nisy resaka NIFAMPITOHY teo anelanelan'ireo pages ireo. Voaresaka tao ny fahasamihafan'ny boky noraisina ho baiboly, ny momba ny Apostoly 12, ny nanasanao ahy hanaraka io fampianarana lazainao fa tsy misy kilema io... ary hevitra mifampitohy avokoa no voaresaka tany (causes à effets) koa nahoana no tsy tany ianao (page 2,3) dia efa nilaza hoe mivaona izany resaka izany ka TAKONA ilay lohahevitra fa ajanony?
Ny fijanonana fotoana ela teo @ io resaka Jiosy sy Jentilisa io dia ekeko fa nisy. Ny lohahevitra nefa tsy takona mihitsy: FANOHERAKO ny fampianarana sy ny fanasana nataonao tany @ page1, satria Jentilisa io olona mampianatra io.
Fehiny: samy hafa ny atao hoe resaka lavabe sy ny hoe lohahevitra mivaona ka aza afangaro fa misy mijery ange isika eto e!!
270. RBNIR ( 07/04/2016 09:42)
Mieritrereta ihany ry stahtam an, toy ny zazakely mitady hanadiovana tena foana anie izany famalianao izany dia laza miteniteny foana ny farany e,
Averiko ihany, lohahevitra hafa mihitsy no narosoko saingy tonga ianao dia indrisy lasa takon'ilay 11 pagenao ilay tiako hozaraina dia voatery aho ankehitriny namadika azy tary ambadika tary...

Raha izao no ataonao farany ny olona tsy hisy hiresaka aminao intsony fa tena "hafa mihitsy" e!!!

Marina mafy raha mbola nahita otran'izao aho???!!!
271. RBNIR ( 07/04/2016 09:50)
Ts'isy probleme ilay fanoherana fa Jesosy ary efa notoherin'ny olona fa ny mahavariana ahy dia efa mazava B izao fa "samihafa" mihitsy ny hevitra nampitaiko sy ny resantsika nahatratra 11 page b izao nefa dia tsy tsapanao ilay izy????!!!!

Dia gaga ny olona rehetra mitazana namana , ary dia tena malahelo anao aho satria ho lasa fihomezana eto ianao raha izao no mitohy...
Aleho mihitsy ho raisiko ny fanapahakevitra hiarovako anao;;;

TAPITRA TAPITRA TAPITRA......
272. stahtam ( 07/04/2016 09:57)

[quote=RBNIR]
Mieritrereta ihany ry stahtam an, toy ny zazakely mitady hanadiovana tena foana anie izany famalianao izany dia laza miteniteny foana ny farany e,
Averiko ihany, lohahevitra hafa mihitsy no narosoko saingy tonga ianao dia indrisy lasa takon'ilay 11 pagenao ilay tiako hozaraina dia voatery aho ankehitriny namadika azy tary ambadika tary...

Raha izao no ataonao farany ny olona tsy hisy hiresaka aminao intsony fa tena "hafa mihitsy" e!!!

Marina mafy raha mbola nahita otran'izao aho???!!!
[quote=stahtam]
Ny zazakely tsy mba manadio tena izany fa ny lehibe no manadio azy fa aza miteniteny foana toa izany rehefa tezitra RBNIR a! Resaka madio, mazava sy misy porofo voasoratra no nataoko teto ka raha misy diso dia ianao tsy "zazakely" izany no tokony hanitsy azy. Indraindray koa anefa sarotra ny mitsotra hoe tsy voavaliko ilay izy dia aleo miteny hoe ny hafa no diso!
Marina tokoa fa mbola tsy nahita ohatran'izao ianao; satria ny ankabeazan'ny olona dia efa nozarina mba hanaiky sy hanarontsarona ary hanao safobemantsina @ fomba fisainana zavatra iray ka raha misy mitsikera izay fomba fiheverany izay ka raha mitady hampiova ny fijery efa nahazatra azy dia lazainy fa "tsy hiresaka aminao intsony izy".
273. stahtam ( 07/04/2016 10:36)

[quote=RBNIR]
Ts'isy probleme ilay fanoherana fa Jesosy ary efa notoherin'ny olona fa ny mahavariana ahy dia efa mazava B izao fa "samihafa" mihitsy ny hevitra nampitaiko sy ny resantsika nahatratra 11 page b izao nefa dia tsy tsapanao ilay izy????!!!!

Dia gaga ny olona rehetra mitazana namana , ary dia tena malahelo anao aho satria ho lasa fihomezana eto ianao raha izao no mitohy...
Aleho mihitsy ho raisiko ny fanapahakevitra hiarovako anao;;;

TAPITRA TAPITRA TAPITRA......

[quote=stahtam]

Mametraka fanontaniana ianao, avy eo tonga dia manentsina haingana hoe: TAPITRA, TAPITRA (izany hoe tsy avelanao hamaly intsony aho); fihetsika olona kanosa no ataoko anaran'izany fihetsika izany!
Iza no mampalahelo @ izany? Aleo mihitsy ilay olona gaga mitazana haneho ny heviny fa aza soloina vava toa izao izy ireo, sao ianao no mba te-haka namana fa teto ange tsy nisy zavatra niafina ary samy mandinika avokoa ny olona fa tsy tongo-bolo akory sanatria ka hotapenam-bava e! OK
274. rhaj0 ( 07/04/2016 12:49)
rhaj0:
Koa naninona ho'a i Kristy Jesosy TSY mba naka mpianatra vehivavy eee... sa... vavy-lahy, na koa hoe sarin-dahy, ny antsasaky ny mpianany tao? iza no mahalala izay ao ambany robe-ny tao t@ izany...

RBNIR:
Satria ao amin4Andriamanitra dia efa napetrany fa « Fa ny vehivavy tsy avelako hampianatra na hanapaka ny lehilahy, fa hangina ihany. » (1 Tim.2:12)

rhaj0:
Kay ve tena sexist giravy hotr'izany ity RBNIR ity ee.. Dia mody toko aman'andininy (notsimpotsimponina) no hanamarinana ny sexism-ny. Ny vady amanjanakao vavy ao k'lou dia mampalahelo eee... sady i bainina izany @ io be vola, ary dia miankina aminy tanteraka ireto viavy, dia ao, "mangina ao"..

Fa tsy ho antitra angaha ianao bainina a... antitra ianao vao hilaozan'ny olona; ny olona angaha ataonao fa tsy hivoatra koa. Dia ao ianao sy ny ngonongononao sy ny misogyny-nao.. na hanambony tena tahak'n'inona azany ianao ao @ imagination-nao ao, dia ho ao ianao, irery ao.

mi·sog·y·ny
dislike of, contempt for, or ingrained prejudice against women.

RBNIR:
Ny teny tsy ahy fa Azy, manantanteraka ny anjarako ary koa mizara...

ka dia atsipinao any @ Andrmntra izany ny misogynie(-nao) eee...

ka mety miombo-kevitra @ Stahtam kosany indray azany aho eto eee...
stahtam:
fihetsika olona kanosa no ataoko anaran'izany fihetsika izany!
275. RBNIR ( 08/04/2016 07:02)
stahtam:

Mametraka fanontaniana ianao, avy eo tonga dia manentsina haingana hoe: TAPITRA, TAPITRA (izany hoe tsy avelanao hamaly intsony aho); fihetsika olona kanosa no ataoko anaran'izany fihetsika izany!
Iza no mampalahelo @ izany? Aleo mihitsy ilay olona gaga mitazana haneho ny heviny fa aza soloina vava toa izao izy ireo, sao ianao no mba te-haka namana fa teto ange tsy nisy zavatra niafina ary samy mandinika avokoa ny olona fa tsy tongo-bolo akory sanatria ka hotapenam-bava e! OK

O.K ary fa dia tohizo ao ny dianao stahtam rehefa sarotra atoro ianao a! ny ahy efa TAPITRA...

Aza gaga raha tsy hisy hiresaka aminao eo intsony ny olona...
276. RBNIR ( 08/04/2016 07:05)
rhaj0:

mi·sog·y·ny
dislike of, contempt for, or ingrained prejudice against women.[/i]

RBNIR:
Ny teny tsy ahy fa Azy, manantanteraka ny anjarako ary koa mizara...

ka dia atsipinao any @ Andrmntra izany ny misogynie(-nao) eee...

ka mety miombo-kevitra @ Stahtam kosany indray azany aho eto eee...
stahtam:
fihetsika olona kanosa no ataoko anaran'izany fihetsika izany!

Efa 11 page no lany tamin'ny ady hevitra nifanaovana tamin'i stahtam teo amin'ity lohahevitra ity (zary takona ilay lohahevitra ary voatery nosokafana vaovao mihitsy)

Tsy efa mba ampy kosa v izay???
277. RBNIR ( 08/04/2016 07:35)
Fanampiny izaho tsy mbola nandà ny tsy hifampidinika fa hoy aho hoe "manokafa lohahevitra vaovao", saingy ny namana moa tsy "sahy manokatra" vaovao ka tsy haiko hoe tokony averiko aminy v ilay hoe fihetsika kanosa no ataony sa???

P.S : tsy voatery mitory rehefa manokatra lohahevitra vaovao fa afaka mametraka fanontaniana ianao??? dia mamaly ny olona....

Aleo mba hianatra hanaja lohahevitra amin'izay isika e!! Zavatra tsotra kely ange izany e!!!
279. stahtam ( 08/04/2016 09:07)

[quote=RBNIR]
Ohatra tsara ity nataon'i endriny ity (tsy mitory teny mihitsy i endriny fa mametraka fanontaniana izy) "raha matahotra" ny hitory teny ianao stahtam.....
[quote=stahtam]
Mbola tsy TAPITRA angaha?
Rehefa tsy tapitra (indray) àry dia valiako ianao ka! Nahoana ny lohahevitra teto no tsy vita hatr@ farany (takona hoy ianao) dia hanokatra lohahevitra vaovao indray? Mety ve izany sa izaho no matahotra araka ny filazanao? Ka raha tsy ho vita indray izay lohahevitra mipoitra eo (mety koa ho takona koa an!) dia hanokatra lohahevitra vaovao indray? Sao dia mba efa mivadika resa-jaza kosa izy izany?
280. RBNIR ( 08/04/2016 09:23)
Ny resaka teto amin'ity lohahevitra ity no TAPITRA fa manokafa lohahevitra dia any isika miresaka tsara...

sa tianao hosokafako ny lohahevitra ho anao????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2443