FANTARO NY AMPITSO IZAY HO AVY TSY HO ELA.....

161. RBNIR ( 17/03/2016 16:24)
stahtam:

[quote=RBNIR]
[quote=stahtam]
Tsy nisy nitory mihitsy ireo na iray aza.

Izany an???

hoy i paoly tamin'i Timoty hoe....« mitoria ny teny, mazotoa, na amin'ny fotoana, na tsy amin'ny fotoana, mandrese lahatra, mamporisiha, mananara mafy amin'ny fahari-po sy ny fampianarana rehetra. » (2 Tim.4:2).......

stahtam:

Jiosy reny i Timoty ary nifora

Izany an , izany hoe rehefa voaporofo fa taranaka Jiosy (ara-nofo) sady nifora (mety ho raikitra koa izany ny an-kisava ao ampiangonana ao raha izany) koa izany?? dia izy????

Hafakely ilay fampianaranareo ry stahtam......

Averiko hatrany tsy misy intsony Jiosy sy Jentilisa, vokany ny teny fikasana nomena ny Jiosy rehetra dia nomena ny Jentilisa ihany koa,

Amin'ny fanekena vaovao dia :
Tsinontsinona ny famorana (na ny tsy famorana)
Ny ny tena atao hoe Jiosy dia « fa izay araka ny miafina no Jiosy, ary ny famorana dia amin'ny fo, amin'ny fanahy, fa tsy amin'ny soratra; ny fiderana ireny tsy avy amin'ny olona, fa avy amin'Andriamanitra. » (Rom.2:29)
162. stahtam ( 18/03/2016 05:07)

RBNIR:

Raha ny valin-teninao no tarafina dia efa nofarananao ihany angamba ny momba iny lohahevitra iny (Ny Jiosy ara-nofo no nomena ny fahefana hitory ny teny ho adidiny) fa faharesen-dahatra tsy mitovy sisa no tafajanona, iny an'ny tsirairay ka tsy atao olana; raha diso ny teniko dia ilazao ihany hoe "mbola tsy vita fa mbola mitohy"
Ny hoe hafakely ilay fampianaraNAY dia ahitsiko ianao: tsy mpampianatra aho fa fomba fijery (na fi-interpréter-na) ny baiboly no samy naneho ny azy teto, ary tsy misy olon-kafa miaraka amiko @ izany. Ary ity misy fahamarinana iray : tsy hoe rehefa "hafakely" akory dia diso ary rehefa tsy miavaka @ mahazatra dia marina [lohahevitra hafa izany fa aleo dinihina any aoriana).
Ka raha atao hoe tapitra io resaka io (miankina @ fijerinao azy na afa-po ianao na tsia) dia ilay teninao hoe: "Averiko hatrany tsy misy intsony Jiosy sy Jentilisa, vokany ny teny fikasana nomena ny Jiosy rehetra dia nomena ny Jentilisa ihany koa" no hidirako, sady mifandraika @ ilay Galatiana 3/28 efa natsidikao tany aloha. ka haroso ve?
163. RBNIR ( 18/03/2016 05:45)
Ka efa mazava ny tenin'Andriamanitra Stahtam, fanekena vaovao efa lasa tsinontsinona ny resaka famorana (na ny tsy famorana) dia efa tsy misy intsony Jiosy na Jentilisa fa efa mitovy avokoa....

Sarotra raisina v izany???
164. endriny ( 18/03/2016 06:23)
Efa firy andro izay no nahitako an'ity, fa mbola tsy tonga ihany...
165. stahtam ( 18/03/2016 06:26)

[quote=RBNIR]
Ka efa mazava ny tenin'Andriamanitra Stahtam, fanekena vaovao efa lasa tsinontsinona ny resaka famorana (na ny tsy famorana) dia efa tsy misy intsony Jiosy na Jentilisa fa efa mitovy avokoa....

Sarotra raisina v izany???
[quote=stahtam]
Angamba tadidinao ilay teniko tany am-boalohany hoe ny voasoratra dia samy mahay mamaky fa ny interprétation no manahirana satria samy manana ny fandraisany azy ka io no mila fakafakaina sao mampihinana am-bolony.
Koa raha miteny ianao hoe: "sarotra raisina v izany?" dia midika io amiko hoe tokony handray sy hanaiky io interprétation-nao io ho marina aho izany fa tsy tokony hiteny intsony. Izay ilay izy?
166. RBNIR ( 18/03/2016 06:35)
Teny maro Be no miverimberina manamafy an'ireo efa nentiko teto stahtam a!
167. RBNIR ( 18/03/2016 06:35)
Ary tsy hoe ho an'ny galatianina , na ny romana ihany fa ny hafa koa......
168. stahtam ( 18/03/2016 06:58)

[quote=RBNIR]
Teny maro Be no miverimberina manamafy an'ireo efa nentiko teto stahtam a!

[quote=stahtam]
Raha tsy azonao àry ny tiako holazaina dia aleo mba hanontany anao momba ilay Galatiana iny aho e! Izaho moa izany raha atao hoe Jiosy (ohatra no raisintsika eto an!) ka hoe tsy misy intsony ny Jiosy sy Jentilisa dia lasa inona aho izany raha ny hevitr'io verset io no takarina? Faharoa: tsy Jiosy intsony mihitsy ve aho manomboka eo? [Atao hoe samy manakatra izay tian'i Paoly holazaina @ io teniny io izany isika sy ianao.]
169. RBNIR ( 18/03/2016 08:42)
Anjaran-tsika no mandinika fa ny teny dia efa mazava B, tsy ny galatianina ihany hoy aho no nitorina an'io....

« Fa tsy misy hafa, na Jiosy na jentilisa*, fa iray ihany no Tompon'izy rehetra, sady manan-karena homeny izay rehetra miantso Ary Izy. [*Gr. Grika] » (Rom.10:12)

« Fa amin'izany dia tsy misy jentilisa* sy Jiosy, na voafora sy tsy voafora, na barbariana sy Skytiana, na andevo sy tsy andevo, fa Kristy no zavatra rehetra sady amin'ny rehetra. [* Gr. Grika] » (Kol.3:11)

« Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. » (Gal.3:28)

Koa asakasakareo izay mbola mihevitra ny tenanareo ho hafa noho ny hafa (ka mbola manana privilège hafa mihitsy) amin'izao fanompoana amin'ny fanekena vaovao izao stahtam......

170. stahtam ( 18/03/2016 09:27)

Mr RBNIR a! Hiresaka ange isika fa tsy hihazakazaka toy izao e! Efa manomboka tsikelikely izao ny famakafakana ataontsika fa aza tonga dia mitsambikina any @ conclusion e! Aleo hisesy tsara dia hipoitra eo ihany ny marina. Vao ohatra ve no lazaiko fa tsy ny tena izy akory dia efa lazainao fa manana privilège sahady aho. Efa eo @ FANAZAVANA verset isika izao (Galatiana 3/28) fa tsy mitanisa intsony dia aleo àry FIFANAZAVANA @ izay no hatao e. Raha marina ange ny foto-kevitra arovanao tsy maintsy hipoitra eo foana iny @ faran'ny ady hevitra, fa aleo mba hasesintsika tsikelikely araka ilay fanontaniana mitranga e! raha tonga dia valianao mahitsy ange ireny fanontaniana ireny dia vetivety dia tonga @ ireo conclusions nolazainao ireo ihany isika e. Koa averiko àry ilay fanontaniako: Izaho moa izany raha atao hoe Jiosy (ohatra no raisintsika eto an!) ka hoe tsy misy intsony ny Jiosy sy Jentilisa dia lasa inona aho izany raha ny hevitr'io verset io no takarina? Faharoa: tsy Jiosy intsony mihitsy ve aho manomboka eo?
171. RBNIR ( 18/03/2016 10:03)
Mahitsy B ny vaimpanontaniako fa ianao mihitsy no tsy te handray e, efa ezahiko tsy asiana commentaire mihitsy ialana amin'ny resaka interpretation sns......
172. stahtam ( 18/03/2016 10:16)

[quote=RBNIR]
Mahitsy B ny vaimpanontaniako fa ianao mihitsy no tsy te handray e, efa ezahiko tsy asiana commentaire mihitsy ialana amin'ny resaka interpretation sns......
[quote=stahtam]
Eny àry e! Hoporofointsika hoe tena mazava B marina ve ilay valinteninao fa tsy hiady hevitra @ izany isika ! Nahoana no mbola misy resaka hoe Zanak'Israely sy hafa firenena ihany rehefa tonga any an-danitra? Moa tsy efa iray ihany ao @ K... J... ve? Efa tsy misy intsony Jiosy na Jentilisa araka ny valim-panontaniana nomenao dia omeo àry ny fanazavanao ny Apokalypsy 7: and. 4 sy 9. Avy eo dia hoporofoina indray hoe izaho mihitsy no tsy te-handray.
173. RBNIR ( 18/03/2016 10:41)
stahtam:

Nahoana no mbola misy resaka hoe Zanak'Israely sy hafa firenena ihany rehefa tonga any an-danitra?

Apok.21:1,2 Avy dia misy ahitsy kely avy hatrany aloha, Izahay dia manantena "tany vaovao" sy "jerosalema vaovao" (ilay tanana masina) fa tsy mihevitra ny ho hiaraka hitoetra amin'ny any amin'izay misy Azy any mihitsy....

Ny lanitra mantsy dia natao ho an'Andriamanitra......Ny olona kosa natao handova tany vaovao sy jerosalema vaovao (apok.21:7)....(fa ny Tompo kosa dia hidina sy honina ao amin'izany tany izany rehefa tonga ny fotoana.....

Mety hisy halahelo B v fa kay tsy ho any an-danitra fa tany ihany no hofonenana mandrak'izay????

Izay no marina tsy azo ovaina fa izay voasoratra dia voasoratra....
174. stahtam ( 18/03/2016 10:58)

Mbola tsy voavaly ilay izy! ny toerana hipetrahany aloha tsy maintsy misy iny fa tsy any no olana. Nahoana no mbola misy hafa fiteny sy fokom-pirenena samy hafa ihany @ izany andro izany nefa taty @ andron'i Paoly dia efa hoe IRAY IHANY, izay mantsy ilay voasoratra (tsy misy Jiosy sy J... intsony), nahoana koa no mbola misy hoe zanak'israely ihany 144 000 nefa hoe tsy misy Jiosy izany intsony. Aleo hifantoka @ ilay sujet tsara ny resaka e.
175. RBNIR ( 18/03/2016 12:38)
Ianao moa manamaivana ny sora-mandry fa raha nilaza izy ao amin'ny Romana 9 hoe "ny amin'ny nandavan'Andriamanitra ny Jiosy", dia milaza kosa izy ao amin'ny Romana 11 hoe "ny mbola handraisana ny Jiosy indray rahatrizay"...

Amin'izao fotoana izao dia miaina ao anatin'ny andron'ny jentilisa isika aloha....

Raha manaraka an'ity ianao dia mety ho hitanao eto ihany ny momba ny 144 000 sy ny sisa....fa araka ny teninao dia mbola alamina sy asesy izy aloha...
176. stahtam ( 21/03/2016 05:47)

Ny fantatro dia hoe mifanitsy @ tombontsoan'izay Jentilisa te-hitory ny sora-mandry dia ampitoviany lanja @ tena soratra nosoratana fahiny mba hanamafy orina ny foto-pinoany. Nahoana ohatra i Paoly rehefa mitory teny dia manao hoe: @ Jiosy aloha dia vao @ Jentilisa koa nefa efa tsy misy Jiosy intsony araka ny interprétation nomenao. Efa nolavina ny Jiosy araka ny sora-mandry "mavesa-danja" aminao: MITORY TENY @ EFA NOLAVINA izany aloha i Paoly vao mitory @ Jentilisa : hadalana mihoa-pampana ange izany e! fandaniana andro. Raha mino ny sora-mandry ianao @ mbola handraisana ny Jiosy indray rahatrizay, hay mbola misy ihany izany ny Jiosy fa tsy hoe "tsy misy intsony"? Izay ange no nolazaiko hoe ialanao bolila tsy valianao mahitsy ilay fanontaniana dia manjary vao mainka miverimberina ilay resaka. Tsy niresaka fanazavana ny 144 000 mihitsy aho fa nanontany hoe raha tsy misy intsony ny Jiosy na jentilisa dia nahoana any @ andro farany misy Jiosy mipoitra TAMPOKA indray? avy aiza ireo no nipoitra?
Hovaiko indray àry ny fanontaniako @ ity indray mandeha ity e! Ny Galatiana 3/27 dia milaza hoe : "na iza na iza NATAO BATISA". Ka atao hoe ianao Malagasy vita batisa ao @ io misy anao io: ianao izany tsy Malagasy intsony; ary ny vadinao ohatra, atao hoe Jiosy fa mbola tsy vita batisa (ohatra eto no raisiko fa aza atao mahatezitra an), dia mihatra @ vadinao ve ilay teninao hoe "tsy misy intsony Jiosy" nefa izy tsy vita batisa? Mbola Jiosy ve izy sa tsy Jiosy?
177. RBNIR ( 21/03/2016 10:24)
« fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin'ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany; » (2 Pet.1:20)

Famoahan-kevitra = misy hevitra avoaka.....

Romana 11
Ny protestante manao hoe "ny mbola handraisana ny Jiosy indray rahatrizay"

Ny katolika manao hoe "Mba mino ihany ny Jody sasany - Mbola hibebaka ihany ny Jody - Lalina ny fitondran'Andriamanitra!"

Inona no mahasamihafa an'izany???
178. RBNIR ( 21/03/2016 10:59)
« dia ny ahatongavan'ny jentilisa ho mpiray lova sy ho tena iray ary ho mpiombona ny teny fikasana ao amin'i Kristy Jesosy noho ny filazantsara, » (Efes.3:6)

Dia ny ahatongavan'ny jentilisa ho.....mpiombona ny teny fikasana ao amin'i Kristy Jesosy noho ny filazantsara....

Teny 1 v no andavanao ny fahamarina anefa teny bdb no manamarina fa tsy misy intsony Jiosy na Jentilisa.......ary efa mpiray lova izireo no sady mpiombona ny teny fikasana???

179. stahtam ( 21/03/2016 11:25)

[quote=RBNIR]
« fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin'ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany; » (2 Pet.1:20)

Famoahan-kevitra = misy hevitra avoaka.....

Romana 11
Ny protestante manao hoe "ny mbola handraisana ny Jiosy indray rahatrizay"

Ny katolika manao hoe "Mba mino ihany ny Jody sasany - Mbola hibebaka ihany ny Jody - Lalina ny fitondran'Andriamanitra!"

Inona no mahasamihafa an'izany???
[quote=stahtam]
Ary naninona i Paoly no tsy nanao sora-mandry? Tsy misy mahasamy hafa ny voasoratr'ireo voalazanao ireo tokoa satria samy jentilisa ireo ary malalaka izy raha te-hanoratra, fa ny fanontaniako dia hoe notsindrian'ny fanahy indray taty aoriana ve izany izy ireo fa tsy nanindry tsara ilay fanahy t@ andron'i Paoly? Sa tsy voatsindry tsara i Paoly fa taty @ "andron'ny jentilisa" vao tena nanindry?
180. stahtam ( 21/03/2016 11:41)

[quote=RBNIR]
« dia ny ahatongavan'ny jentilisa ho mpiray lova sy ho tena iray ary ho mpiombona ny teny fikasana ao amin'i Kristy Jesosy noho ny filazantsara, » (Efes.3:6)

Dia ny ahatongavan'ny jentilisa ho.....mpiombona ny teny fikasana ao amin'i Kristy Jesosy noho ny filazantsara....

Teny 1 v no andavanao ny fahamarina anefa teny bdb no manamarina fa tsy misy intsony Jiosy na Jentilisa.......ary efa mpiray lova izireo no sady mpiombona ny teny fikasana???

[quote=stahtam]
Raha tena mandinika ianao ka manaiky fa Fanahy iray no nanindry ireo nanoratra ny baiboly dia tsy tokony hisy izany hoe teny iray no andavako ny fahamarinana izany fa tokony hifandrindra tsara sy mamoaka fahamarinana tokana ny interprétations izay mivoaka, ka:
1°) na ny anao no marina dia ny hoe : afaka MITORY filazantsara koa ny Jentilisa fa tsy misy intsony Jiosy na Jentilisa ankehitriny, [ka na ny israeliana aza dia hitangorona @ ireny mpitory teny avy any Afrika atsimo sy Amerique ireny hitady ny famonjena (sic!)]
2°) na ny fanazavana avoakako no marina dia mipetraka ilay faminaniana hoe: hisy hafa firenena (jentilisa) folo lahy hihazona ny sisin-damban'ny Jiosy (ara-nofo) iray ka hanao hoe: mba hiaraka aminareo izahay fa fantaTRAY fa momba ANAREO Ilay ivavahanareo (Zakaria 8/23).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2953