BATISA MARINA ???

161. Hajarilala7 ( 11/08/2015 06:40)

gasy1zay:

RBNIR:

Ho fampieritreretana,

Nisy tamin'ireo mpianatra v voalaza fa avy dia nanao batisa raha tsy mbola nandray ity iraka ity????
« koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy ho amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina » (Mat.28:19)

Ny Tompo anie hampahiratra ny masontsika rehetra....

Tena nisy dia nisy tokoa ry RBNIR t@ ireo mpianatrin'ny Tompo nanao batisa toy ny an'i Jaona talohan'io Mat.28:19 io fa mba jereo tsara ny voasoratra.

Mba miangavy anao hamaky ito voasoratra ito Jaona 4 : 1-2 "Koa amin’ izany, rehefa fantatry ny Tompo fa ny Fariseo efa nahare fa Jesosy mahazo mpianatra maro sy manao batisa be noho Jaona (kanefa tsy Jesosy no nanao batisa, fa ny mpianany)" Mbola taloha lavitra ny nisamborana azy io ary ilay Matio 28:19 dia efa izy nitsangana t@ maty.

Ahoana ary izao hevitrareo izao??? Iza no milaza aminareo fa nanao batisa tamin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina ny mpianatry ny Tompo Jesosy? Tsy maintsy mitovy amin'ny batisa nataon'i Jaona no nataony, batisan'ny fibebahana fotsiny=batisan'ny rano. Ny Fanahy Masina aza tsy mbola nomena, Ilay Mpanao batisan'ny Fanahy Masina aza tsy mbola niditra tao amin'ny voninahiny.............................
162. Hajarilala7 ( 11/08/2015 06:45)

RBNIR:

Zavatra tsy hataotao foana ny batisa, fa tena misy olona irahina manokana sy mivantana mihitsy hanao batisa fa tsy hoe ny olona rehetra akory dia mahazo manao izany.....

Ity ohatra izao apostoly nefa nitsotra izy fa tsy nirahina hanao batisa fa hitory ny filazan-tsara no nanirahana azy,
« Fa Kristy tsy naniraka ahy hanao batisa, fa hitory ny filazantsara, tsy tamin'ny teny fahendrena, fandrao ho foana ny hazo fijalian'i Kristy. » (1 Kor.1:17)

P.S mba tsy hipetrahan'ny fanontaniana intsony hoe ka nahoana anefa i paoly no nanao batisa ihany tsindraindray dia vakio tsara ilay ohatra tamin'iny Filipo sy ilay tandapa izay nirahan'ny Fanahy Masina fa rehefa misy olona tian'Andriamanitra hovonjena dia miasa ny Fanahy Masina maniraka olona mampanao batisa...........

Rehefa tsy nirahiny mivantana tena tsoriko aza maimaika ny hanao batisa fa misy dia misy ny olona tena irahin'i Kristy manokana sy mivantana hanao batisa namana.....

RBNIR< Hoy ianao : Rehefa tsy nirahiny mivantana tena tsoriko aza maimaika ny hanao batisa fa misy dia misy ny olona tena irahin'i Kristy manokana sy mivantana hanao batisa namana.....

< Misy toko sy andininy ao amin'ny Soratra Masina ve ahafahanao milaza io ? Lasa filozofiz daholo mantsy ny resaka raha vao tsy ara-tSoratra Masina.
163. RBNIR ( 11/08/2015 06:51)
Hajarilala7:

Misy dikany namany matoa i paoly apostoly tsy maimaika nanao batisa satria fantany tsara fa tsy nirahina hanao izany izy.......
164. Hajarilala7 ( 11/08/2015 07:02)

Izaho anie tsy miteny hoe diso ny lazainao é! fa misy toko sy andininy ao anaty Soratra Masina no milaza izany. Nasainy nanao batisa ny mpianany Matio 28/ 18- 19 ary Izy tsy niteny hoe ny sasany ihany no manao an! Mpanabe ny tena ary tsy ataotao foana ny fampianarana na fitoriana fa mila fahendrena!
165. RBNIR ( 11/08/2015 07:10)

Raha tsy diso aho ny apostoly 11 lahy ihany no teo tamin'ilay Mat.28:18-19??? ahitsiho aho raha diso fa izay no fitadidiko...
166. bor2lais ( 11/08/2015 10:09)
RBNIR > mba maneke rehefa hitanao fa mety na marina ny lazain'ny namana (sasany) aminao fa aza laozana manamarin-tena !

Azavaiko ny tiako lazaina amina(re)o.

Niainga tamin'ny resaka hoe tokana ny batisa ny hevitrao ka (tokony) mitovy amin'ny batisa nataon'i Jaona daholo ny batisa rehetra satria na Jesoa aza nanaiky nataony batisa !
Niezaka nanazava ny namana fa misy batisa hafa tsy vitan'ny batisan'i Jaona dia ny batisan'ny Fanahy Masina izany ! Ary efa aty aorian'ny pentekosta izany (nahaterahan'ny Kristianisma).
Nanomboka tamin'io pentekosta io tokoa mantsy vao afaka nanao ny iraka nampanaovina azy ao amin'ny Matio 28.18-20 ny mpianatra.

Somary efa resy lahatra ihany ianao (raha ny valinteny omenao no jerena). :-)

Ny olana atsidika(re)o indray avy eo dia eo amin'ny olona manao ilay batisa : tsy maintsy olona nirahina mivantana. Ny mpaniraka hoy ianao dia na ny Ray na ny Zanaka na ny Fanahy Masina.

Efa nisy namana niezaka manazava fa ho an'ny mino rehetra ny asa iraka nomeNY ! Nefa miziriziry manamarin-tena ihany iana(re)o !

Fanamarinan-tena mifototra amin'ilay hoe nirahina mivantana !

Satria ilay milaza tena fa "Paoly-bis" (izay inoanao sy anaovanao pub eto fa nampianariNY mivantana satria izay no nolazainy tamina(re)o) mpampianatra(re)o no nilaza izany angamba !

Satria heverina(re)o fa tsy nirahina mivantana ny olona nanao batisa ana(re)o (t)amin'ny Anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina dia lazaina fa batisa tsy tena izy no natao tamina(re)o. Izany hoe tahaka ny mbola tsy vita batisa ka naverin'ilay milaza tena fa tena nirahina indray ilay batisa.

Eo no mampisagojy ana(re)o amin'izao fotoana izao ka ezahina(re)o mafy ilazana fa io ana(re)o farany io no tena izy fa ny hafa tsy izy !
:-)
RBNIR ô, efa manakaiky dia manakaiky ilay hantsana be irimorimoana(re)o fa sao dia mba tokony ahiratra (bebe kokoa) amin'izay ny maso !

Am-pitiavana be (ary tsy voatery valiana akory) !
:-)
167. RBNIR ( 11/08/2015 10:47)
bor2lais:

Teny tokana namana « Fa Kristy tsy naniraka ahy hanao batisa, fa hitory ny filazantsara, tsy tamin'ny teny fahendrena, fandrao ho foana ny hazo fijalian'i Kristy. » (1 Kor.1:17)......

Apostoly i paoly : nefa dia io no nambarany, manambara zavatra betsaka io namana,

I Jaona koa raha nanao batisa dia izao no nambarany : « .....fa Izay naniraka ahy hanao batisa amin'ny rano no nilaza tamiko hoe..... » (Jao.1:33)

Nirahina izy hanao batisa fa tsy hoe nanira-tena akory...

Ireo mpianany dia gaga raha nahita an'i Jesosy nanao batisa......« ary tonga tany amin'i Jaona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Raby ô, Ilay tany aminao, tany an-dafin'i Jordana, Izay nambaranao, indro, manao batisa Izy, ary ny olona rehetra manatona Azy. » (Jao.3:26)
Manambara zavatra betsaka ihany koa io satria fantatr'ireo mpianatra ireo fa tokony hoe i jaona irery ihany no mahazo manao batisa nefa dia nahita izireo olona hafa ihany koa nanao izany........

Farany , ny 11 lahy dia nahazo iraka tamin'i Kristy hanao batisa Mat.28:18,19....

Koa dia amafisina ihany fa raha ny baiboly no jerena, dia nahazo iraka avy amin'ny Ray, na Zanaka na ny Fanahy Masina ireo olona tao vao nanao batisa........
Tsy izao no mamorona, fa ireo ny tenin'Andriamanitra manamarina Azy....

« iray ny Tompo, iray ny finoana, iray ny batisa, » (Efe.4:5) Iray ny batisa (tahaka ny maha iray ihany ny Tompo)......

168. rhaj0 ( 11/08/2015 12:04)
RBNIR:
« iray ny Tompo, iray ny finoana, iray ny batisa, » (Efe.4:5)
Mety tsara io izany tao @ ilay vohitra-kely fahiny nisy an'i JC t@ fotoan'androny e..

Fa izao efa hainao sy takatrao tsara fa efa lehibe izao tontolo izao eee... "maro ny finoana, maro ny batisa"... revy samy manan'ny azy...
169. tealala ( 11/08/2015 12:28)
Io izany ry RBNIR ny olona arahinao dia olona nantsoin'i Jesoa tany amin'ny takotakona tany, mitovy amin'ny fiangonana rehetra ihany, ka ahoana mo no inona marina fa olo-marina izy? amin'ny fampianarany ary ny batisa ataony?
170. RBNIR ( 11/08/2015 12:32)

tealala:

Io izany ry RBNIR ny olona arahinao dia olona nantsoin'i Jesoa tany amin'ny takotakona tany, mitovy amin'ny fiangonana rehetra ihany, ka ahoana mo no inona marina fa olo-marina izy? amin'ny fampianarany ary ny batisa ataony?

Manana ny baiboly isika hanamarinana ny fanambarany namana....
171. tealala ( 11/08/2015 12:35)

RBNIR:

tealala:

Io izany ry RBNIR ny olona arahinao dia olona nantsoin'i Jesoa tany amin'ny takotakona tany, mitovy amin'ny fiangonana rehetra ihany, ka ahoana mo no inona marina fa olo-marina izy? amin'ny fampianarany ary ny batisa ataony?

Manana ny baiboly isika hanamarinana ny fanambarany namana....

Fa ny ataony ve marina avokoa, manaraka ny lalana nomen'Andriamanitra tokoa ve izy?
172. tealala ( 11/08/2015 12:47)

Amin'izao fotoana izao ny baiboly dia fitaovana fitaomana,fitarihana olona anaraka ny tena na dia ita aza fa tsy manaraka ny marina ilay olona mitarika.
173. RBNIR ( 11/08/2015 12:59)
tealala:

Amin'izao fotoana izao ny baiboly dia fitaovana fitaomana,fitarihana olona anaraka ny tena na dia ita aza fa tsy manaraka ny marina ilay olona mitarika.

Tsy anjarako ny manamarina na tsia ny zavatra ataony namana, fa ny fantatro dia marina ny fampianarany rehefa nanamarina tamin'ny baiboly aho!!!
Tsy hamaky saina hitsikilo izay ataony any ambadika any aho fa ampy ahy ny famantarana nomen'i Jesosy :
« Fa tsy misy hazo tsara mamoa voa ratsy na hazo ratsy mamoa voa tsara. » (Lio.6:43)
Raha hazo ratsy izy tsy hahay hamoa voa tsara mihitsy!!!

Jesosy koa taloha dia notsarain'ny olona tamin'izay hitan'ny masony, kanefa tsy nahasakana an'i Jesosy ho marina anefa izany namana......
174. RBNIR ( 11/08/2015 13:02)
« Koa izao no hevitry ny fanoharana: Ny voa dia ny tenin'Andriamanitra. » (Lio.8:11)

Tsotra ny ahy : milaza izy fa nampianarin'i JEsosy ....
Nohamariniko ny fampianarany fa nitovy amin'ny nampianarin'i Jesosy...

Ampy ahy izay namana!!!!
Ary sahiko ny milaza fa mbola tsy nahita ankoatran'azy aho nampianatra an'io (raha eto madagascar).....

Miala tsiny amin'izay mety ho tohina fa ny marina dia marina ihany!!!!
175. gasy1zay ( 11/08/2015 13:40)

Hajarilala7:

gasy1zay:

RBNIR:

Ho fampieritreretana,

Nisy tamin'ireo mpianatra v voalaza fa avy dia nanao batisa raha tsy mbola nandray ity iraka ity????
« koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy ho amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina » (Mat.28:19)

Ny Tompo anie hampahiratra ny masontsika rehetra....

Tena nisy dia nisy tokoa ry RBNIR t@ ireo mpianatrin'ny Tompo nanao batisa toy ny an'i Jaona talohan'io Mat.28:19 io fa mba jereo tsara ny voasoratra.

Mba miangavy anao hamaky ito voasoratra ito Jaona 4 : 1-2 "Koa amin’ izany, rehefa fantatry ny Tompo fa ny Fariseo efa nahare fa Jesosy mahazo mpianatra maro sy manao batisa be noho Jaona (kanefa tsy Jesosy no nanao batisa, fa ny mpianany)" Mbola taloha lavitra ny nisamborana azy io ary ilay Matio 28:19 dia efa izy nitsangana t@ maty.

Ahoana ary izao hevitrareo izao??? Iza no milaza aminareo fa nanao batisa tamin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina ny mpianatry ny Tompo Jesosy? Tsy maintsy mitovy amin'ny batisa nataon'i Jaona no nataony, batisan'ny fibebahana fotsiny=batisan'ny rano. Ny Fanahy Masina aza tsy mbola nomena, Ilay Mpanao batisan'ny Fanahy Masina aza tsy mbola niditra tao amin'ny voninahiny.............................

Hajarilala7 > Ka batisa toy ny an'i Jaona hoan'ny fibebahana mintsy io fa i RBNIR nilaza fa tsy nanao batisa hono ny mpianatra talohan'ny ilay nahazo didy hoe ataovy batisa @ anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina ny olona rehetra e! Efa nanao batisa izy ireo fa tsy mitovy ilay izy satria io dia ho marika ny fibebahana toy ny an'i Jaona fa tsy mbola nisy resaka hoe fandraisana ny Fanahy Masina, ny an'i RBNIR nefa toa ilay batisa toa io no dradradrainy fa tena izy ( natao teny @ ony, rano mandeha sns)

RBNIR > raha tena mihevitra ianao fa nitovy ireo batisa natao ireo dia nahoana tsy nilaza ny Tompo hoe tohizo ny fanaovana batisa fa hoy izy hoe ataovy batisa @ anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina ny olona rehetra? Tsy hitanao hoe zavatra tsy mbola natao ve ilay iraka eto? Raha efa tena izy ny an'ireo natao taloha sy ny nataon'ny Jaona dia tokony hoe "ireo tsy mbola vita"? Ka aza dia mitoky teny fatratra hoe ilay nataon'i Jaona iny no tena izy ary tokony toy iny ihany fa diniho tsara ry namana ny voasoratra. Ireo nataon'i Jaona Batisa sy ireo nataon'ny mpianatra voalaza eo ambony ireo ve zany ry RBNIR nandray ny Fanahy Masina talohan'ny Apostoly sy ireo mpianatra niaranihidy taminy sa ahoana ny fahitanao azy?

176. RBNIR ( 11/08/2015 14:01)

Jesosy tsy nilaza batisa marobe fa hoy Izy hoe :« fa Jaona nanao batisa tamin'ny rano; fa ianareo kosa hatao batisa amin'ny Fanahy Masina, rehefa afaka andro vitsivitsy. » (Asa.1:5)
« Dia nahatsiaro ny tenin'ny Tompo aho, izay nolazainy hoe: Jaona nanao batisa tamin'ny rano, fa ianareo kosa dia hatao batisa amin'ny Fanahy Masina. » (Asa.11:16)
Batisan'i Jaona io noteneniny io fa tsy nilaza karazana batisa hafa Izy...
2 ihany ny batisa dia batisan'ny rano dia batisan'ny Fanahy Masina...

Ny batisan'i Jaona notohizan'i Jesosy (tsy novaina fa ilay batisan'ny rano nataon'i Jaona ihany)« ary tonga tany amin'i Jaona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Raby ô, Ilay tany aminao, tany an-dafin'i Jordana, Izay nambaranao, indro, manao batisa Izy, ary ny olona rehetra manatona Azy. » (Jao.3:26)

Nanomboka teo dia lefy ny lazan'i Jaona mba hahatanteraka ity teny ity « Izy tsy maintsy mitombo, fa izaho kosa tsy maintsy mihena. » (Jao.3:30)

Maty i Jaona ny batisany notohizan'i Jesosy (araka ilay Asa.11:16).....Tsy nisy niova izany fa ny batisan'ny rano ihany (niampy batisan'ny Fanahy Masina).......

Dia mbola iny batisa iny ihany no nasainy notohizan'ny mpianany fa tsy namorona hafa akory Izy
177. RBNIR ( 11/08/2015 14:15)
Ity no porofo fa batisan'ny rano ihany koa no nataon'ny mpianatra « Moa misy olona mahazo mandrara ny rano tsy hanaovana batisa ireo, izay efa nandray ny Fanahy Masina tahaka antsika koa? » (Asa.10:47)

Tsy misy firesahana batisa hafa mihitsy fa batisan'ny rano sy ny batisan'ny Fanahy Masina ihany....
178. gasy1zay ( 11/08/2015 15:09)

RBNIR:

Ity no porofo fa batisan'ny rano ihany koa no nataon'ny mpianatra « Moa misy olona mahazo mandrara ny rano tsy hanaovana batisa ireo, izay efa nandray ny Fanahy Masina tahaka antsika koa? » (Asa.10:47)

Tsy misy firesahana batisa hafa mihitsy fa batisan'ny rano sy ny batisan'ny Fanahy Masina ihany....

Taiza kosa no nisy batisa tsy nisy rano ry RBNIR a! Ny tiko hiaviana dia mila dinihina tsara ny voalazan'ny tenin'Andriamanitra fa tsy nisy nilaza mintsy hoe nandray Fanahy Masina ireo olona nataon'i Jaona mpanao batisa batisa tao Jordana, nefa ireo fiangonana batista (izay mitovitovy fijery aminao) dia milaza fa mila atao toy ny an'i Jaona mpanao batisa (anaty rano mandeha, ony sns) ny batisa raha tena te handray ny Fanahy Masina ianao, nefa ny batisa nataon'ny Apostoly sy ny mpianatra IZAY TENA MISY NY ASAN'NY FANAHY MASINA dia tsy mbola nahita aho hoe iny fa namonjy rano mandeha na loharano na jordana fa dia hoe natao batisa @ rano fotsiny, sa mahita ianao , ilay tandapa etopiana aloha tsy nisy hoe renirano fa hoe etsy misy rano hozy ( oasis? lavandrano? ony? tsy voasoratra ka aleo tsy manao supposition, sa ahoana hoy ianao, zay ilay hoe aleo izay voasoratra ihany no ekena hoy i pastera Nirina :) )
Mazotoa dia mahereza mandalina ny tenin'Andriamanitra fa aza raisina ho marina daoly ny ambaran'ny mpitory teny fa hamarino tsara toy ny nataon'ny mponina tao Beria
179. RBNIR ( 11/08/2015 18:41)

O ry namana gasy1zay a! aza mampiteny ahy izay zavatra tsy nolazaiko ianao, raha nanaraka tsara ianao dia hoy aho hoe, indraindray mbola tsy vita batisan'ny rano ny olona iray dia efa mandray ny batisan'ny Fanahy Masina,
Fanampiny mbola tsy niditra tamin'ny antsipirihan'ny batisa aho aloha hatreto.......
180. RBNIR ( 11/08/2015 19:36)
Hatreto aloha dia izao no mbola nolazaiko teto,
Olona voairak'Andriamanitra mivantana ny mpanao batisa
Jao.1:33 (Jaona ohatra dia voairak'i Jehovah Ray) ary dia izy irery no nanao ny batisa tamin'ny fotoan'androny
Jao.7:16 Jesosy koa dia voairak'i Jehovah Ray (notoizany ny batisa nataon'i Jaona)
Mat.28:18,19 Ireo apostoly indray kosa dia voairak'i Kristy,
Asa.8:29 Farany ny Fanahy Masina koa dia maniraka olona indraindray hampanao batisa izay olona tian'Andriamanitra hovonjena....

Ny mpaniraka araka izany dia na ny Ray, na ny Zanaka na ny Fanahy Masina

Tsy voatery hoe rehefa olomboahosotra na olomboafidy dia manana zo sy alalana hanao batisa eny fa na dia olona nofidin'Andriamanitra mivantana aza ilay olona 1 Kor.1:17 (ohatra velona amin'izany i paoly apostoly izay nilaza mazava fa izy dia tsy voairak'i kristy hanao batisa ka dia nitandrina mafy tamin'ny andrompiainany tsy hanao batisa afatsy olona vitsy dia vitsy ihany (amin'izao fotoana izao dia ny mifanohitra amin'izay no misy fa dia mihazakazaka izao rehetra izao hanao batisa olona (ny sasany aza anefa tsy olomboahosotra akory) ?????) Iraka avy taiza, fahefana avy taiza???? Samia mandinitena e!!!!

Ny batisa indray dia mizara roa : misy ny batisan'ny rano (ilay nataon'i Jaona sy notohizan'i Jesosy) misy kosa ny batisan'ny Fanahy Masina izay Jesosy irery no manao azy Jao.3:5 (ireo no takiana mba hahafahan'ny olona iray miditra ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra).

Hatreto ny fizarana dia tsotra, raha olona tsy voairak'Andriamanitra mivantana no nanao batisa anao dia mbola tsy vita ilay batisa original na ilay batisa marina ianao izay (ireo tenin'Andriamanitra nozaraina teto no manamarina izany......

Raha sitrapon'ny Tompo dia hiditra amin'ny antsipirihany amin'izay isika fa anontanio tsara aloha ilay nanao batisa anao hoe iza amin'IZY TELO ireo no naniraka azy hanao batisa anao????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0912