BATISA MARINA ???

101. Hajarilala7 ( 04/08/2015 15:18)
Ilay mivavaka mihitsy sy ny ataon'ny "olona hoe valim-bavaka dia tsy mbola voafaritra an!
102. rhaj0 ( 04/08/2015 16:01)
gasy1zay:
Tsy resaka omeko tsy omeko ry rhaj0 fa toy ny fitondranao ny zanakao ihany io a!
Eeee... dia samy manana ny "fitondrany ny zanany" marina io.. samy manana ny filozofiany, na koa izay notaizana na no-conditionner-na azy tao...

Izaho k'lou dia miezaka ny TSY ametraka ny tenako mihintsy hoe, "izaho no manome", dia koa hoe, "izaho no maka", satria izaho no debany be indrindra ato an-trano. TSY mametraka ny tenako mihintsy aho hoe, izaho no mahalala ny zava-drehetra, mahalala ny tsara ho anao. Ny anay indray dia miezaka ihany zahay @ ilay hoe "how can I help you", ary dia izy no mi-planifier sy manao ny safidy @ fiainany ao, fa izaho dia mi-assister sy mi-faciliter sns... eny ihany... idealement io.

Asa raha hitanao fa TSY mitovy @ ny anareo, na koa ny @ concept-nareo ny @ Ray (Atra koa) izany..

Hajarilala7:
tsy tokony zavatra momba ny eto an-tany no hangatahiny..
Miampy ihany izany ilay "omeko-tsy-omeko" ee... hi hi hi... izay vao tena complet..

"Fa izay rehetra mangataka no mahazo"... f'izany hoe... raha TSY mahazo ianao na dia nangataka azany, dia ... izay indrindra no "tena mahasoa anao"... na koa "tsy izay angatahanao izay no zava-dehibe", ary "tsy ny zavatra momba ny eto an-tany no fangatahana"...

Dia hozy ny rakibolana

Vavaka = Fitsaohana sy fangatahana atao amin'Andriamanitra
Priere = Acte rituel par lequel on s'adresse à une divinité ou à ses intercesseurs.
Ensemble de formules, en général codifiées, par lesquelles on s'adresse à Dieu.
Pray = a solemn request for help or expression of thanks addressed to God or an object of worship

ka dia "mivavaha mafy" sy "mivavaha foana" ao izany e... dia ahazo zavatra ianao.. asa inona ilay zavatra fa dia mahazo foana fotsiny ee.. satria ilay azonao tsy voatery izay angatahinao, sady tsy zavatra momba ny eto an-tany koa ee...
103. rhaj0 ( 04/08/2015 16:05)
Entre-pa fa dia tena mahatapa-tsinay ilay famaritan'i Ralarosy ny atao hoe vavaka : "Ensemble de formules, en général codifiées..

hi hi hi... misy formule (majika) sy code izany izy io eeee...
Mila mandalo @ olombe vao mahay ilay code :-)
104. gasy1zay ( 04/08/2015 17:42)

rhaj0:

Izaho k'lou dia miezaka ny TSY ametraka ny tenako mihintsy hoe, "izaho no manome", dia koa hoe, "izaho no maka", satria izaho no debany be indrindra ato an-trano. TSY mametraka ny tenako mihintsy aho hoe, izaho no mahalala ny zava-drehetra, mahalala ny tsara ho anao. Ny anay indray dia miezaka ihany zahay @ ilay hoe "how can I help you", ary dia izy no mi-planifier sy manao ny safidy @ fiainany ao, fa izaho dia mi-assister sy mi-faciliter sns... eny ihany... idealement io.

Asa raha hitanao fa TSY mitovy @ ny anareo, na koa ny @ concept-nareo ny @ Ray (Atra koa) izany..

Ny zaza ve zany aminareo raha tafita tsy noho ny ray aman-dreny fa ny herin'ny tenany, safidiny fa tsy hoe avy @ ray aman-dreny? fa zaza firy taona aloha ny zanak'irhaj0 izany maka ny decision @ fiainany izany raha tsy mahadiso?

Ary io koa zany no ampiarinao @ Andriamanitra fa zay vao azoko, raha tafita ianao dia mihevitra fa noho ny herinao sy ny fahalalanao manokana fa tsy misy idiran'ny créateur (Andriamanitra) sy ny géniteur ( Ray aman-dreny).
105. rhaj0 ( 06/08/2015 01:57)
gasy1zay:
Ny zaza ve zany aminareo raha tafita tsy noho ny ray aman-dreny fa ny herin'ny tenany, safidiny...

Amiko aloha ny r-a-d dia facilitateur sy mi-assister, fa ilay Ankizy no erany ee...
MentalitE-na "mpanjanaka/voazanaka" koa anie n'enao izany e...
106. Strong3 ( 06/08/2015 07:56)
ndrekaky ôh ...
mbola tsy voafaritra tsara hoe izany ny atao hoe vavaka sy hoe valimbavaka

dia gaga enao hihihih ... loza
107. RBNIR ( 06/08/2015 08:22)
bor2lais:

RBNIR > :-)
1. Jaona ve nanao batisa tamin'ny Anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina RBNIR ?
2. Natao ho an'iza io batisa amin'ny Anaran'ny Ray sy Zanaka ary ny Fanahy Masina io ary Iza no naniraka hampanao azy ?
3. Mba azona(re)o omena ve ny hevitra ara-panahy fonosin'io batisa io ?

Salama namana bor2lais
1+2 kristianina v sa tsia ireo nataon'i Jaona Batisa (batisan'ny rano)?
Raha kristianina dia tsotra ny valiny mitovy ihany ilay batisan'ny rano nataon'i Jaona tamin'izy ireo sy ny batisan'ny rano nataon'ny apostoly sy ilay batisan'ny nataon'i filipo tamin'ilay tandapa ....

Izao no nolazain'i Jaona...« dia namaly Jaona ka nanao tamin'izy rehetra hoe: Izaho manao batisa anareo amin'ny rano, fa avy Izay mahery noho izaho, ka tsy miendrika hamaha ny fehin-kapany aza aho; Izy no hanao batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo; » (Lio. 3:16)

Ireo olona nataon'i Jaona batisa dia noteneniny fa mbola hatao batisa amin''ny Fanahy Masina...

Iza io nolazain'i Jaona fa hanao batisa amin'ny Fanahy Masina io?
« Ary izaho tsy nahalala Azy; fa Izay naniraka ahy hanao batisa amin'ny rano no nilaza tamiko hoe: Izay ho hitanao idinan'ny Fanahy sy itoerany, dia Izy no Mpanao batisa amin'ny Fanahy Masina. » (Jao.1:33)

Iza no hitan'i Jaona fa nidinan'ny Fanahy Masina?
« Ary raha vao natao batisa Jesosy, dia niakatra avy teo amin'ny rano niaraka tamin'izay Izy; ary, indro, nisokatra taminy ny lanitra, ary hitany ny Fanahin'Andriamanitra nidina tahaka ny voromailala ka nankeo amboniny. » (Mat.3:16)

I Jesosy Kristy no hitan'i Jaona nidinan'ny Fanahy Masina....Izy araka izany no ilay voalaza fa hanao ny batisan'ny Fanahy Masina..

Inona moa ny atao hoe kristianina : moa tsy ny mpanaradia an'i Kristy ve? ary iza no hataon'i Kristy batisa amin'ny Fanahy Masina? moa tsy ireo krisianina ?

Noho izany ireo nataon'i Jaona batisa izany dia tsy iza fa kristianina ihany.

Koa raha nampanao batisa amin'ny rano Jesosy taty aoriana dia mazava ho azy fa mitovy amin'ilay batisa nataon'i Jaona ihany izany batisa izany...

Hoy tokoa mantsy Jesosy « Jesosy namaly hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha misy olona tsy ateraky ny rano (batisan'ny rano) sy ny Fanahy (batisan'ny Fanahy Masina), dia tsy mahazo miditra amin'ny fanjakan'Andriamanitra izy. » (Jao.3:5)

Ary tato dia tena nohamarinin'i Jesosy tamin'ireo kristianina nanaraka Azy ilay batisan'ny rano nataon'i Jaona (confirmation na validation ngamba no mahadika azy) « fa Jaona nanao batisa tamin'ny rano; fa ianareo kosa hatao batisa amin'ny Fanahy Masina, rehefa afaka andro vitsivitsy. » (Asa.1:5)

Fehiny batisa iray ihany ny no nataon'i Jaona sy ny nandidian'i Jesosy ataon'ireo apostoly dia ny batisan'ny rano......

Ilay point fahatelo (3) anontanianao dia aleo mihitsy (raha sitrapon'ny Tompo alefantsika eto ny tena batisa marina (na ny batisa original) dia hovoavaly ho azy ny fanontanianao...

Samia ho tahin'ny Tompo namana

108. Strong3 ( 06/08/2015 09:23)
« Ary raha mbola tany Korinto Apolosy, dia nitety ny tany ambony Paoly ka tonga tany Efesosy, dia nahita mpianatra sasany teo izy » (Asan'ny Apostoly 19:1)
« ka nanao taminy hoe: Efa noraisinareo va ny Fanahy Masina, fony vao nino ianareo? Fa ireo nanao taminy hoe: Tsy renay akory fa efa nomena ny Fanahy Masina. » (Asan'ny Apostoly 19:2)
« Ary hoy Paoly: Ho amin'inona ary no nanaovana batisa anareo? Dia hoy ireo: Ho amin'ny batisan'i Jaona. » (Asan'ny Apostoly 19:3)
« Fa hoy Paoly: Jaona nanao ny batisan'ny fibebahana ka nilaza tamin'ny olona hino Izay ho avy manaraka azy, dia Jesosy. » (Asan'ny Apostoly 19:4)
« Ary raha nahare izany izy, dia natao batisa ho amin'ny anaran'i Jesosy Tompo. » (Asan'ny Apostoly 19:5)
« Ary rehefa nametrahan'i Paoly tanana izy, dia nilatsaka taminy ny Fanahy Masina; ary niteny tamin'ny teny tsy fantatra izy sady naminany. » (Asan'ny Apostoly 19:6)
« Ary tokony ho roa ambin'ny folo lahy no isan'izy rehetra. » (Asan'ny Apostoly 19:7)
_______

« Ary hoy Petera taminy: Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary ianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina; » (Asan'ny Apostoly 2:38)

namana RBNIR
109. RBNIR ( 06/08/2015 09:29)

Strong3:

Farito tsara namana,
Aza afangaro iza no resahina ao amin'ny Asa 2 eto tsy ny asa 19??? vakio hatramin'ny voalohany aby....
110. Strong3 ( 06/08/2015 10:00)
« Voazarazara va Kristy? Paoly va no voahombo tamin'ny hazo fijaliana hamonjy anareo, sa ho amin'ny anaran'i Paoly no nanaovam-batisa anareo? » (1 Korintiana 1:13)
____
« Fa nandre azy niteny tamin'ny fiteny tsy fantatra sy nankalaza an'Andriamanitra izy. Dia namaly Petera ka nanao hoe: » (Asan'ny Apostoly 10:46)
« Moa misy olona mahazo mandrara ny rano tsy hanaovana batisa ireo, izay efa nandray ny Fanahy Masina tahaka antsika koa? » (Asan'ny Apostoly 10:47)
« Dia nasainy natao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy izy. Ary nangatahin'ireo mba hitoetra ao aminy andro vitsivitsy izy. » (Asan'ny Apostoly 10:48)
___
fanotaniana kely ary alohan'ny ahatonga saina an'isé amin'io verset nomeko ireo...
fa nahaona no tsy nanao batisa tamin'ny anaran'i Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina ny mpianatra nanomboka teo amin'ny asan'ny apostoly?
111. RBNIR ( 06/08/2015 10:32)
Fanampiny
Inona no batisa nataon'i Jaona? « dia niseho Jaona, izay nanao batisa tany an-efitra ka nitory ny batisan'ny fibebahana ho famelan-keloka. » (Mar.1:4)

Araka io teny io dia batisan'ny fibebahana ho famelan-keloka....

Inona kosa ny batisa nataon'ny apostoly?
« Ary hoy Petera taminy: Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary ianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina; » (Asa.2:38)

Vakio tsara Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa....mba hahazo famelana ny helokareo....

Inona no mahasamihafa an'izany amin'ny nataon'i Jaona...

P.S : Eto tsy voalaza hoe Ray Zanaka Fanahy Masina fa voalaza fotsiny hoe amin'ny anaran'i Jesosy Kristy....

Inona no antony? « [Ny amin'ny handatsahana ny Fanahy Masina, sy ny hitsarana ny firenena rehetra] Ary rehefa afaka izany, dia handatsaka ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra Aho; Dia haminany ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ny lahiantitrareo hanonofy, ary ny zatovonareo hahita fahitana; » (Joe.3:1)

Eto JEHOVAH (RAY) = Fanahy Masina ihany

« Izaho sy ny Ray dia iray ihany. » (Jao.10:30)
Eto indray kosa, JESOSY (ZANAK) = JEHOVAH RAY IHANY....

Farany....

« Ary ny Tompo izany Fanahy izany; ary izay itoeran'ny Fanahin'ny Tompo no itoeran'ny fahafahana. » (2 Kor.3:17)

Ilay FANAHY MASINA dia tsy IZA fa i Jesosy Kristy Tompo ihany.....

Noho izany RAY = ZANAKA = FANAHY MASINA.......Mitovy ihany ilay hoe manaova batisa amin'ny anaran'ny Ray Zanaka sy Fanahy Masina sy ny hoe Manao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy.....

Izany tsy midika hoe lasa hafa amin'ilay batisa nataon'i Jaona satria ilay izy tsy niova fa batisan'ny fibebahana ho famelan-keloka foana..........
112. Strong3 ( 06/08/2015 11:15)
inona ary no dikan'ilay batisa eh?

1/ ilay rano ve no manadio ?

2/ azavao tsara hoe inona no mahatonga anao hiteny hoe : RAY = ZANAKA = FANAHY MASINA
113. RBNIR ( 06/08/2015 12:07)
Strong3:

inona ary no dikan'ilay batisa eh?

1/ ilay rano ve no manadio ?

2/ azavao tsara hoe inona no mahatonga anao hiteny hoe : RAY = ZANAKA = FANAHY MASINA

Raha sitrapon'ny Tompo dia ho avy e,
114. tealala ( 06/08/2015 12:17)

RBNIR:

Fanampiny
Inona no batisa nataon'i Jaona? « dia niseho Jaona, izay nanao batisa tany an-efitra ka nitory ny batisan'ny fibebahana ho famelan-keloka. » (Mar.1:4)

Araka io teny io dia batisan'ny fibebahana ho famelan-keloka....

Inona kosa ny batisa nataon'ny apostoly?
« Ary hoy Petera taminy: Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary ianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina; » (Asa.2:38)

Vakio tsara Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa....mba hahazo famelana ny helokareo....

Inona no mahasamihafa an'izany amin'ny nataon'i Jaona...

P.S : Eto tsy voalaza hoe Ray Zanaka Fanahy Masina fa voalaza fotsiny hoe amin'ny anaran'i Jesosy Kristy....

Inona no antony? « [Ny amin'ny handatsahana ny Fanahy Masina, sy ny hitsarana ny firenena rehetra] Ary rehefa afaka izany, dia handatsaka ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra Aho; Dia haminany ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ny lahiantitrareo hanonofy, ary ny zatovonareo hahita fahitana; » (Joe.3:1)

Eto JEHOVAH (RAY) = Fanahy Masina ihany

« Izaho sy ny Ray dia iray ihany. » (Jao.10:30)
Eto indray kosa, JESOSY (ZANAK) = JEHOVAH RAY IHANY....

Farany....

« Ary ny Tompo izany Fanahy izany; ary izay itoeran'ny Fanahin'ny Tompo no itoeran'ny fahafahana. » (2 Kor.3:17)

Ilay FANAHY MASINA dia tsy IZA fa i Jesosy Kristy Tompo ihany.....

Noho izany RAY = ZANAKA = FANAHY MASINA.......Mitovy ihany ilay hoe manaova batisa amin'ny anaran'ny Ray Zanaka sy Fanahy Masina sy ny hoe Manao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy.....

Izany tsy midika hoe lasa hafa amin'ilay batisa nataon'i Jaona satria ilay izy tsy niova fa batisan'ny fibebahana ho famelan-keloka foana..........

le batisa zany tsy maints ao ny hoe Ray, Zanaka, Fanahy ?
fa iza amin ireo no tena izy ?
115. RBNIR ( 06/08/2015 12:23)

tealala:

Faly misera hatrany e,
mbola ho avy raha sitrapon'ny Tompo e,
116. rhaj0 ( 06/08/2015 12:32)
RBNIR:
mbola ho avy raha sitrapon'ny Tompo e

Fa h@ izao izany dia tena TSISY sitrapoNY izany eee...

hi hi hi... mila manao hypnotisma (miavavaka) be ianao hampiova hevitra AZY.. :-)
117. RBNIR ( 06/08/2015 12:43)

rhaj0:

RBNIR:
mbola ho avy raha sitrapon'ny Tompo e

Fa h@ izao izany dia tena TSISY sitrapoNY izany eee...

hi hi hi... mila manao hypnotisma (miavavaka) be ianao hampiova hevitra AZY.. :-)

Mila manaiky tarihin'ny Fanahy Masina isika fa tsy mirangorango an, ny olombelona anie tsy robot ka afaka miassimiler zavatra b dia b ao anatin'ny 1 journée e!!!

Mahareta, miandrasa tantana, io miraparapa io ihany dia avy eo voky loatra dia mandoha dia tsy misy tavela intsony ao ankibo tsy tonga nofo fa lasa zavatra hafa......
118. Strong3 ( 06/08/2015 12:51)
hihihi ... efa tsara !! mdr :-)
119. gasy1zay ( 06/08/2015 13:14)

rhaj0:

gasy1zay:
Ny zaza ve zany aminareo raha tafita tsy noho ny ray aman-dreny fa ny herin'ny tenany, safidiny...

Amiko aloha ny r-a-d dia facilitateur sy mi-assister, fa ilay Ankizy no erany ee...
MentalitE-na "mpanjanaka/voazanaka" koa anie n'enao izany e...

Tena toetsaina gasy mintsy io raha jerenao ny fomba fisainana gasy @ itony :
Aza mitsipa-doha ny laka-nitana
Ny hazo ny vanon-ko lakana, ny tany naniriany no tsara
Tena nanana toerana goavana teo @ Ntaolo malagasy ny ray aman-dreny ary nohenoina teny nankatoavina fa tsy hoe facilitateur toy ny anao fotsiny ka.

Ary raha ny baiboly koa dia mitovy @ io toetsaina gasy io mintsy ny fampianarany raha mikasika ny ray aman-dreny
Manajà ny ray sy reninao mba ho ela velona ianao

120. rhaj0 ( 06/08/2015 13:24)
Ilay "laka-nitana" na ny "tany naniriana" re ry Gasy1zay dia tsy ny r-a-d fotsiny ihany aa...

Fa nareo moa mamorona (mampino) monopole @ izay miankohoka exclusivement aminareo.

Ary TSISY "nitsipa-doha" na "tsy nanaja" ireo Ankizy, fa sahala @ fiainana @ fiaraha-monina ihany, dia tsy manao izay tsy tianao atao @ tenanao fotsiny eee.. sady efa eo koa moa ny lalAna ao @ fiaraha-monina..

Fa ny fiainan'ny Ankizy dia tena izy ihany no erany eeee... ny hafa rehetra (ianao r-a-d anisany) dia facilitateur sy assistant foana ihany e...

Io ho'a, na ny fiainan'ny sipanao/vadinao ao io azany, dia tena izy ihany koa no erany... adala ianao raha mbola mihevitra fa "je changerais Nicole".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3184