BATISA MARINA ???

41. Strong3 ( 28/07/2015 11:14)
eny hoa.... ka rano mandeha taiza tamin'ny andro alina tao no hitan'izy ireo?
Valio mazava aloha fa aza mihazakazaka amin'ny verset hafa fa io Asa 16 io aloha valiana

« Ary nandray azy roa lahy izy tamin'izany ora amin'ny alina izany ka nanasa ny dian-kapoka; ary natao batisa tamin'izay izy mbamin'izay azy rehetra. » (Asan'ny Apostoly 16:33)
andininy faha 34 ... andeha hisakafo zareo , avy tao ampigadrana dia hiakatra hisakafo rehefa vita ilay batisa.

mifantoha tsara hoa nareo fa aza dia diso lalana toa io :-)
42. valiih ( 28/07/2015 11:55)
Matio 28:19-20a Koa mandehana hianareo,d ataovy mpianatro ny firenena rehetra, manao batisa azy ho@anaran ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina sady mampianara azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo.
Baiko avy @Jesosy ny batisa. fa mialohan izay d mila mandray Azy,ho Tompo sy Mpamonjy satry avy Aminy irery ny famonjena ary manolontena ho Azy tanteraka,hanao zay rht andidiany:zay no atao hoe mpianany,rhfa resy lahatra sy mino tanteraka vao miroso @batisa. IZAY MINO SY ATAO BATISA...zany hoe nianatra ny Teniny,nino Azy sy izay nolazainy vao lazaina hoe atao batisa zany hoe olondehibe afaka manaiky,mino....fa tsy zazakely na ankizy no atao batisa,tsy fomba2 io fa jena arapanahy.ary ilay hoe ...NO VONJENA..ny teninATRA d milaza hoe mila ateraka indray ny olona,io ilay batisa,zany hoe ny rano eto d manambara fasana?t@androny zanakisraely nvoka t@tany egypta d niapita ny rano izreo ary nanaraka ny egypta k maty tao,ny egypta d manambara faotana zay nanandevo ny vahokanATRA?k @ftona atao batisa d mitsoboka tateraka anaty rano manala ny fahotana rht,ka lasa olombaovao tanteraka:BATISAN NY FIBEBAHANA.tsy mijanona eo nefa d we masina b,alleluia,amen...f miady tanterak @nofo,
43. rhaj0 ( 28/07/2015 11:58)
Strong3:
rano mandeha taiza tamin'ny andro alina
Tantara hors-sujet kely... :-)

In-1 mandeha ho'a zahay bedy, dia nohidina t@ efitra iray tany ambony rihana. Fa poritra eee.. Ka "andro alina" moa t@ io, dia nosokafana ny varavarankely, fa hoe, dia tsisy mahita io eee.. ary dia nalefa ho'a ilay "rano mandeha" eee.. Fa hozy ilay olona tao ambany : "madio ve ilay rano ooo???"

Izay ilay tantaran'ny "rano mandeha t@ andro alina" re ry Strong3 aa... :-)
44. gasy1zay ( 28/07/2015 17:11)
Hoy Jaona mpanao batisa ao @ Matio 3:11 "Izaho dia manao batisa anareo amin’ ny rano ho amin’ ny fibebahana; fa Ilay avy ao aoriako no mahery noho izaho, ka tsy miendrika hitondra ny kapany aza aho; Izy no hanao batisa anareo amin’ ny Fanahy Masina sy ny afo"

Ka ilay batisa anaty rano mandeha (jordana)ve ry RBNIR sy hajarilala7 ilay batisa hoan'ny fibebahana sa ilay @ Fanahy Masina sy ny afo ambara eto?

Inona ny anton'ilay rano mandeha fa toa tsy misy manazava izany mintsy raha ny baiboly?

Ny Fanahy Masina ve ry RBNIR sy hajarilala7 hitanao maso sy azo tsapaitanana? Sa ny anareo mirahalahy ny rano=Fanahy Masina?

Ary maninona no tsy vita batisa @ rano ilay jiolahy teo @ hazo fijaliana nefa afaka hihaona @ Tompo any @ Paradisa?

Natao batisa tany @ rano mandeha ve ireo mpianatry ny Tompo? Aiza anaty baiboly no milaza izany? Tsy avotra ve izy ireo raha izany?

Mba vakio indray ary ito
Asan'ny apostoly 9: 17-19 "Ary nandeha Ananiasy ka niditra tao an-trano, dia nametra-tanana taminy ka nanao hoe Ry Saoly rahalahy, ny Tompo, dia Jesosy Izay niseho taminao teo amin’ ny lalana nalehanao, no efa naniraka ahy, mba hahiratan’ ny masonao, ary mba ho feno ny Fanahy Masina hianao.
18 Ary niaraka tamin’ izay dia nisy zavatra toy ny kiran’ ny hazandrano niala avy tamin’ ny masony, dia nahiratra izy ka nitsangana, dia natao batisa;
19 ary nihinan-kanina izy ka dia natanjaka."

Dia hilaza indray ve ianareo mirahalahy fa nitady rano mandeha ry Ananiasy sy Paoly teo?

45. gasy1zay ( 28/07/2015 17:43)
Amintsika kristianina eto moa dia ohatrany tsy mitovy ny fandraisana ilay teny voasoratra ka mety angamba raha asiana dikateny vahiny mba hahamora ny fahazoana, hoy ny baiboly araka ny dikateny frantsay fampiasa andavanandro :

Matthieu 3:11 "Moi, je vous baptise avec de l’eau pour montrer que vous changez de comportement ; mais celui qui vient après moi vous baptisera avec le Saint-Esprit et avec du feu"

raha adika io dia hoe manao batisa @ rano fa tsy hoe manao batisa anaty renirano na loharano na rano mandeha, mitantara ny baiboly hoe tao @ jordana no natao batisa i Jesoa, fitantarana ny zavatra nitranga io saingy tsy misy baiko mihintsy ao @ baiboly hoe any Jordana na ony tahaka an'i jordana na rano mandeha ihany no tokony na tsy maintsy hanaovana batisa.

Raha mahita soratra na andininy soratra masina ianareo mirahalahy ry RBNIR & hajarilala7 milaza ny fomba tokony hanaovana batisa eny @ rano mandeha, ony, renirano dia zarao eto fa izaho no hiaiky voalohany fa diso, fa raha zavatra tsy voasoratra kosa dia aoka tsy ekena ho marina fa "interprétation" ngamba ny marina kokoa.
46. rhaj0 ( 28/07/2015 22:40)
http://pocm.info/pagan_ideas_baptism.html

Ka ni-s'inspirer t@ fomban'ny "pagan" hafa izany ny Kristiana eee. Satria ny "pagan" no nanao izany taohan'ny nanaovan'ny Kristiana Batisa koa.

Fa ny pagans moa, dia misy koa ny bapteme de feu, na koa de sang... Dia ny Jiosy koa nanao toatoa izany.

Ny Karana (tsy mahalala an'Atry ny Kristiana) izao dia tena "rano mandeha" : the ganges river.
Dia ny Ntaolo koa nahay "nitso-drano" eee..

Ka ... ny "tena izy" izany dia ny "original" nalain'ny Kristiana tahaka eeee..
47. fihents ( 29/07/2015 02:58)
Manaja tsika retra e !

Sao variana miady hevitra be amty formule batisa ty re tsika rzareo ka ny famonjena ndray no votsotra eo, za dia neutre e ! na renobe io, na ranokely, na taloha na aorian'ny fibebahana, Ny tenin'Atra dia milaza hoe : "Izay madio am-po no hahita an'Atra", ôtran tsy mahita miitsy manko za ao anaty baiboly fa raha ranokely no hanaovana batisa anao, na sns ... dia izao no fanamelohana hahazo anao. Ny zvtra hitako havoitran'ny Baiboly aloha hatreto dia ny Fibebahana sy fialàna @ratsy fanao rehetré, fa raha zay quest. hoe formule batisa zany, à condition fotsin tsy maintsy atao lay izy. Araka ny teniko fôna hoé na ranobe, na ranokely, na après na avant repentance, ataovy marina ny FIBEBAHANAO fa refa mbola mjanona @fahotàna tsika dia very fôné. Tia antsika Jesosy ry namako rehetré.
48. Hajarilala7 ( 29/07/2015 07:54)

gasy1zay:

Hoy Jaona mpanao batisa ao @ Matio 3:11 "Izaho dia manao batisa anareo amin’ ny rano ho amin’ ny fibebahana; fa Ilay avy ao aoriako no mahery noho izaho, ka tsy miendrika hitondra ny kapany aza aho; Izy no hanao batisa anareo amin’ ny Fanahy Masina sy ny afo"

Ka ilay batisa anaty rano mandeha (jordana)ve ry RBNIR sy hajarilala7 ilay batisa hoan'ny fibebahana sa ilay @ Fanahy Masina sy ny afo ambara eto?

Inona ny anton'ilay rano mandeha fa toa tsy misy manazava izany mintsy raha ny baiboly?

Ny Fanahy Masina ve ry RBNIR sy hajarilala7 hitanao maso sy azo tsapaitanana? Sa ny anareo mirahalahy ny rano=Fanahy Masina?

Ary maninona no tsy vita batisa @ rano ilay jiolahy teo @ hazo fijaliana nefa afaka hihaona @ Tompo any @ Paradisa?

Natao batisa tany @ rano mandeha ve ireo mpianatry ny Tompo? Aiza anaty baiboly no milaza izany? Tsy avotra ve izy ireo raha izany?

Mba vakio indray ary ito
Asan'ny apostoly 9: 17-19 "Ary nandeha Ananiasy ka niditra tao an-trano, dia nametra-tanana taminy ka nanao hoe Ry Saoly rahalahy, ny Tompo, dia Jesosy Izay niseho taminao teo amin’ ny lalana nalehanao, no efa naniraka ahy, mba hahiratan’ ny masonao, ary mba ho feno ny Fanahy Masina hianao.
18 Ary niaraka tamin’ izay dia nisy zavatra toy ny kiran’ ny hazandrano niala avy tamin’ ny masony, dia nahiratra izy ka nitsangana, dia natao batisa;
19 ary nihinan-kanina izy ka dia natanjaka."

Dia hilaza indray ve ianareo mirahalahy fa nitady rano mandeha ry Ananiasy sy Paoly teo?

Nateraky ny rano anie ka tao anaty rano no nivoaka é! Natera-behivavy tao anaty kibon'ny vehivavy no nivoaka é! sa ny tampon-doha ihany no tao an-kibo??

Torak'izany koa : Nalevina anie ka tao anaty fasana daholo izay halevina fa tsy nisy olona nandevina ka ny volony ihany no norarahana vovoka dia hilaza hoe efa avy nandevina.

Mba saino tsara ihany re tompoko fa mandrakizay ity, na fiainana na fijaliana!
49. Hajarilala7 ( 29/07/2015 07:56)

fihents:

Manaja tsika retra e !

Sao variana miady hevitra be amty formule batisa ty re tsika rzareo ka ny famonjena ndray no votsotra eo, za dia neutre e ! na renobe io, na ranokely, na taloha na aorian'ny fibebahana, Ny tenin'Atra dia milaza hoe : "Izay madio am-po no hahita an'Atra", ôtran tsy mahita miitsy manko za ao anaty baiboly fa raha ranokely no hanaovana batisa anao, na sns ... dia izao no fanamelohana hahazo anao. Ny zvtra hitako havoitran'ny Baiboly aloha hatreto dia ny Fibebahana sy fialàna @ratsy fanao rehetré, fa raha zay quest. hoe formule batisa zany, à condition fotsin tsy maintsy atao lay izy. Araka ny teniko fôna hoé na ranobe, na ranokely, na après na avant repentance, ataovy marina ny FIBEBAHANAO fa refa mbola mjanona @fahotàna tsika dia very fôné. Tia antsika Jesosy ry namako rehetré.

Izay mino sy atao batisa nie no hovonjena é! Marka 16/ 16 fa tsy hoe adala akory ny Tompo niiteny io. Batisa no isan'ny antoky ny famonjena!

Nateraky ny rano anie ka tao anaty rano no nivoaka é! Natera-behivavy tao anaty kibon'ny vehivavy no nivoaka é! sa ny tampon-doha ihany no tao an-kibo??

Torak'izany koa : Nalevina anie ka tao anaty fasana daholo izay halevina fa tsy nisy olona nandevina ka ny volony ihany no norarahana vovoka dia hilaza hoe efa avy nandevina.

Mba saino tsara ihany re tompoko fa mandrakizay ity, na fiainana na fijaliana!

50. Hajarilala7 ( 29/07/2015 07:59)

51. Hajarilala7 ( 29/07/2015 08:04)

rhaj0:

Strong3:
rano mandeha taiza tamin'ny andro alina
Tantara hors-sujet kely... :-)

In-1 mandeha ho'a zahay bedy, dia nohidina t@ efitra iray tany ambony rihana. Fa poritra eee.. Ka "andro alina" moa t@ io, dia nosokafana ny varavarankely, fa hoe, dia tsisy mahita io eee.. ary dia nalefa ho'a ilay "rano mandeha" eee.. Fa hozy ilay olona tao ambany : "madio ve ilay rano ooo???"

Izay ilay tantaran'ny "rano mandeha t@ andro alina" re ry Strong3 aa... :-)

Mbola ho tsaroanao ihany io blague-nao io amin'ny ora iray! Andriamanitra (=Tenin'Andriamanitra) tsy azo vazivaziana no resahina eto fa tsy video gags, na devoly! Ary hisy ampatsiahay anao izany. Tahakan'ny vinanton'i Lota izany nataony ho vazivazy ny nambaran'i Lota tao Sodoma sy Gomora!
52. Strong3 ( 29/07/2015 10:48)

rhaj0:

Strong3:
rano mandeha taiza tamin'ny andro alina
Tantara hors-sujet kely... :-)

In-1 mandeha ho'a zahay bedy, dia nohidina t@ efitra iray tany ambony rihana. Fa poritra eee.. Ka "andro alina" moa t@ io, dia nosokafana ny varavarankely, fa hoe, dia tsisy mahita io eee.. ary dia nalefa ho'a ilay "rano mandeha" eee.. Fa hozy ilay olona tao ambany : "madio ve ilay rano ooo???"

Izay ilay tantaran'ny "rano mandeha t@ andro alina" re ry Strong3 aa... :-)

ni aha ha ha ha ha ...
be blague tsss ka le rano tao ngé r rhaj0 tsy hai mihitsy hoe rano madeha ahoana eh? zareo mihizingizina fa tsy maintsy rano mandeha nefa ao ampigadrana à mi8 ve hisy fidirana rano mandeha sa hoe nitondra jiro teny amoron'ny ony? hahaha
53. rhaj0 ( 29/07/2015 11:11)
Hajarilala7:
Andriamanitra (=Tenin'Andriamanitra) tsy azo vazivaziana no resahina eto fa tsy video gags...

Esy e ry Hajarilala7.. dia ao ianao izany e... (kely sisa) ianao dia tahaka ireo moslimo extremista be, ka hoe, tsy azo vazivaziana (anaovana caricature) i Mahomet... Fa dia harary fo an'izany eo, fa ny olona hivanitika foana ihany eeee... fa TSISY mahakasika azy ho'a tsinona izany (io ilay n'engage que celui qui y croit)...

Ka siritsiriho santionany be dia be ato sy eto dia mba ivanitiho ilay fiainana (efa sarotra) eeee... :-)
54. Strong3 ( 29/07/2015 11:35)
Tsy azo vazivaziana tokoa moa izany Atra io nge ry rhaj0 fa laozy mivanitikitika tsara eo..

efa ampitahorin'olona mbola be resaka eo hihihih

fa ao ambadik'ilay vanitika hitako misy tahotra mihamitombo ihany an ... lol :-)
55. rhaj0 ( 29/07/2015 11:44)
Strong3:
efa ampitahorin'olona mbola be resaka eo

Mba mivoaha ihany ho'a avy ao anaty box-kely ao, fa dia ho sambatra ianao hiara-hivanitika aminay eee.. satria ho takatro ihany farany fa, nareo samy anaty box ao ihany anie no mifampitahotra mifamendrofendro ao.. dia ao nareo lasa mifanipaka (sy mifampitaingina) toa valala(bemandry) an-karona ao... :-)
56. RBNIR ( 29/07/2015 11:47)

Strong3:

rhaj0:

Strong3:
rano mandeha taiza tamin'ny andro alina
Tantara hors-sujet kely... :-)

In-1 mandeha ho'a zahay bedy, dia nohidina t@ efitra iray tany ambony rihana. Fa poritra eee.. Ka "andro alina" moa t@ io, dia nosokafana ny varavarankely, fa hoe, dia tsisy mahita io eee.. ary dia nalefa ho'a ilay "rano mandeha" eee.. Fa hozy ilay olona tao ambany : "madio ve ilay rano ooo???"

Izay ilay tantaran'ny "rano mandeha t@ andro alina" re ry Strong3 aa... :-)

ni aha ha ha ha ha ...
be blague tsss ka le rano tao ngé r rhaj0 tsy hai mihitsy hoe rano madeha ahoana eh? zareo mihizingizina fa tsy maintsy rano mandeha nefa ao ampigadrana à mi8 ve hisy fidirana rano mandeha sa hoe nitondra jiro teny amoron'ny ony? hahaha

Salama namana,
Dia tsy hay na dialogue de sourd marina (na fodiana fanina) izy ity ry namana Strong, na izany na tsy izany dia entina ihany ny fanazavana....

1- Nijanona tao am-ponja v ry zareo?
« Ary rehefa nentiny nivoaka izy roa lahy, dia hoy izy: Tompoko, inona no mety hataoko, mba hovonjena aho? » (Asa.16:30)
Tsy nijanona fa nentina nivoaka ny fonja izy roa lahy

2- Dia nankaiza?
« Dia hoy izy roa lahy: Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao. » (Asa.6:31)
« Ary izy roa lahy nitory ny tenin'ny Tompo taminy sy tamin'izay rehetra tao an-tranony. » (Asa.16:32)

Lasa namonjy sy nampianatra ireo fianakavian'ilay mpiambina (izay rehetra tao an-tranony hoy ny teny)

3- Tao an-tranon'ilay mpiambina v sa toerana ivelan'ny tranon'ilay mpiambina no nampianrana sy nanaovana batisa azireo?
« Ary nandray azy roa lahy izy tamin'izany ora amin'ny alina izany ka nanasa ny dian-kapoka; ary natao batisa tamin'izay izy mbamin'izay azy rehetra. » (Asa.16:33)
« Ary rehefa nentiny niakatra ho ao an-trano izy roa lahy, dia norosoany hanina teo anoloany, dia nifaly indrindra izy mbamin'izay rehetra tao an-tranony, satria efa nino an'Andriamanitra. » (Asa.16:34)

Vakio tsara: rehefa vita ny batisa izay vao voalaza fa nentina niakatra ho ao an-trano izy roa lahy ary norosoany hanina....

Dikany tsy tao am-ponja no natao ny batisa, ary tsy tao an-tranony koa fa ny azo antoka dia toerana nisy rano satria teo amin'io toerana io no nanaovana batisa azireo ary koa nanasana ny dian-kapoka tamin'izy roalahy (Asa.16:33)

Io izy io ry namana isany ny tenin'Andriamanitra dia milaza hoe 1 ny batisa « iray ny Tompo, iray ny finoana, iray ny batisa, » (Efe.4:5)

Io batisa 1 io no nanaovana an'i Jesosy (midina mankao anaty rano dia miakatra miala ao avy avy eo, dia io ihany koa no nanaovana an'ilay tandapa vao nahita rano dia nidina nankao anaty rano)...Noho izany azo antoka 100% fa io ihany koa no nanaovana an'ilay mpiambina sy izay rehetra tao an-tranony.......
Ny baiboly malagasy dia nadika avy tamin'ny teny Grika :
Ny teny hoe Batisa dia nadika avy amin'ny teny Grika manao hoe Baptizein : plonger immerger dans l'eau.....Batisa tokana....Batisa MARINA....
« Izay* milaza fa mitoetra ao aminy izy, dia tsy maintsy mandeha toy izay nandehanany koa.  » (1 Jao.2:6)
Mbola tsy tapitra fa aza mbola mifaly......Mety efa vita tahaka izany isika nefa mbola mety misy tsy ampy ao ka raha sitrapon'Andriamanitra dia mbola hotohizana ihany e!!!!

Samia ho tahin'ny Tompo daholo

57. Strong3 ( 29/07/2015 12:35)
de mba hivanitika ohatran'i rhaj0 za amin'ity fandraisanao ny Asa 16 .. hahaha
VAKIO TSARA FA NUMEROTE-KO NY senariao niseho... SAO LAZAINA FA AFAKA ATAO MIFANDIPATRA ARAKA IZAY ITIAVANAREO AZY INDRAY ITY VERSET ITY :-)

1/_ « Fa Paoly niantso tamin'ny feo mahery ka nanao hoe: Aza mamono tena, fa ato ihany izahay rehetra. » (Asan'ny Apostoly 16:28)
2/ _ « Ary izy niantso jiro, dia nikaretsaka niditra sady tora-kovitra ka niankohoka teo anatrehan'i Paoly sy Silasy. » (Asan'ny Apostoly 16:29)
3/ _ « Ary rehefa nentiny nivoaka izy roa lahy, dia hoy izy: Tompoko, inona no mety hataoko, mba hovonjena aho? » (Asan'ny Apostoly 16:30)
4/ _ « Dia hoy izy roa lahy: Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao. » (Asan'ny Apostoly 16:31)
5/ _ « Ary izy roa lahy nitory ny tenin'ny Tompo taminy sy tamin'izay rehetra tao an-tranony. » (Asan'ny Apostoly 16:32)
tao an-tranony hoy izy teto, IZANY HOE AVY NIVOAKA TAO ANTRANO MAIZINA IZY IREO, hoy ianao hoe : nandeha taiza? io no valiny ....
FANOTANIAKO AMINAO IO; NANTSOINA NIVOAKA VE NY OLONA TAO ANTRANO KA NENTINY NAMPIANARINA IZAY VAO NATAO BATISA ETO? MITOMBINA VE izany argumentanao izany??? __
_ vonja_ nivoaka_ misy ankohonana nampianarina_ batisa_ niakatra hisakafo. ... etsy ambany mbola ireo izay tao antrano ireo ihany no resahina. taiza ary ireo olona ireo?

6/ _ « Ary nandray azy roa lahy izy tamin'izany ora amin'ny alina izany ka nanasa ny dian-kapoka; ary natao batisa tamin'izay izy mbamin'izay azy rehetra. » (Asan'ny Apostoly 16:33)
7/ _ [color=green]« Ary rehefa nentiny niakatra ho ao an-trano izy roa lahy, dia norosoany hanina teo anoloany, dia nifaly indrindra izy mbamin'izay rehetra tao an-tranony, satria efa nino an'Andriamanitra. » (Asan'ny Apostoly 16:34)[color=green]
8/ _ « Ary rehefa maraina ny andro, ireo governora dia naniraka ny mpitan-defona ka nanao hoe: Alefaso ireo olona ireo. » (Asan'ny Apostoly 16:35)

aza atao anjoanjo hoa io baiboly io ka terana amin'izay doctrine-nareo any fotsiny...
taiza no nitrangan'io tantara io ? inona no anaran'ilay rano manakaiky ny fonja? amin'iny firy ny fahaizanao izany mamanton'alina izany?
raha samy hanao valy braingina eto nge samy mahay ry sakaiza fa ny marina no ambara eto fa tsy izay marinareo irery any antsainareo any eh... aiza moa ny tsimisiAtra no tsy hivanitika lalandava mijery ny absurditéanareo toa izao ... hahahha [img]http://www.smilchat.net/smiley/fous/ugly/ugly-bouee.gif[img]
58. Strong3 ( 29/07/2015 12:50)

NATSOINA NIVOAKA VE IREO ANKOHONANA IREO SA TONGA HOAZY TEO IVELANY ??? __ sa atao valibraingina hoe: nga dia voalaza ao daholo ny tranga??? hahahah... mdr tsss :-) __ ny FANOTANIANA MILA VALINY ETO DIA HOE: _ avy ao amponja zareo, de nakaiza? (iza no niantso ireo ankohonany tapoka) _ teo amoron-drano ve io fonja io sa aiza hoaiza? _ rano mandeha ve io sa rano miangona (farihy) _
___ ireo fanotaiako ireo dia tsy misy manamarina azy ny VALI-TENINAO FA ANJOANJONAO FOTSINY TSY MISY PROFO.. amiko faosy interpretasiona ny resakao , ny rehetra lasa mamboly version mety amin'ny daholo eto. LOZA NO ATERAK'IZANY ANEFA!!!

6/ _ « Ary nandray azy roa lahy izy tamin'izany ora amin'ny alina izany ka nanasa ny dian-kapoka; ary natao batisa tamin'izay izy mbamin'izay azy rehetra. » (Asan'ny Apostoly 16:33)
7/ _ [color=green]« Ary rehefa nentiny niakatra ho ao an-trano izy roa lahy, dia norosoany hanina teo anoloany, dia nifaly indrindra izy mbamin'izay rehetra tao an-tranony, satria efa nino an'Andriamanitra. » (Asan'ny Apostoly 16:34)[color=green]
8/ _ « Ary rehefa maraina ny andro, ireo governora dia naniraka ny mpitan-defona ka nanao hoe: Alefaso ireo olona ireo. » (Asan'ny Apostoly 16:35)

aza atao anjoanjo hoa io baiboly io ka terana amin'izay doctrine-nareo any fotsiny...
taiza no nitrangan'io tantara io ? inona no anaran'ilay rano manakaiky ny fonja? amin'iny firy ny fahaizanao izany mamanton'alina izany?
raha samy hanao valy braingina eto nge samy mahay ry sakaiza fa ny marina no ambara eto fa tsy izay marinareo irery any antsainareo any eh... aiza moa ny tsimisiAtra no tsy hivanitika lalandava mijery ny absurditéanareo toa izao ... hahahha [img]http://www.smilchat.net/smiley/fous/ugly/ugly-bouee.gif[img]
59. RBNIR ( 29/07/2015 12:57)
Strong3:

FANOTANIAKO AMINAO IO; NANTSOINA NIVOAKA VE NY OLONA TAO ANTRANO KA NENTINY NAMPIANARINA IZAY VAO NATAO BATISA ETO? MITOMBINA VE izany argumentanao izany??? __

Vakio tsara e, vita ny fanasana azy roa lahy sy ny fanaovana batisa azireo izay vao nolazaina fa niakatra tao an-trano ary norosoana hanina......

Olona efa ao an-trano v mbola lazaina fa niakatra ho ao an-trano?

Mety ho absurde eo imason'ny sasany marina tokoa ilay fizarana ataoko an!

« Fa ny fahadalan'Andriamanitra dia hendry noho ny olona; ary ny fahalemen'Andriamanitra mahery noho ny olona. » (1 Kor.1:25)
« Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany. » (1 Kor.2:14)

Ry namana, rehefa voalaza fa 1 ny batisa dia tsy maintsy 1 ihany batisa no nanaovana an'i Jesosy sy izay olona rehetra natao batisa fahiny....Tsy possible mihitsy hisy diso ao amin'Andriamanitra satria Izy no parfait ary tompon'ny fahamarinana....

Atsipy ny teny .......
60. rhaj0 ( 29/07/2015 13:00)
Zohio ho'a ny "Batisa Tena Izy", avy @ "original" fanaon'ny Pagan, izay nalain'ny Kristiana tahaka eeee... avy eto ho'a ohatra :
http://pocm.info/pagan_ideas_baptism.html
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1995