BATISA MARINA ???

21. Strong3 ( 24/07/2015 09:12)
Mialatsiny ry zandry malala fa mbola mila ezaka kely isé mba ahafahana mizara tsara ny sitrapon'Atra amin'ny hafa, sinon ... arabirabian'ny sasany eto isé indrindra ireo tsimisiAtra dia mivanitika tahakin'inona rehefa mahita resaka tsy mandeha amin'ny laoniny

de aza atao hoe indrindra ho ahy intsony amin'ny manaraka fa tsy hain'isé ny olona hiantéfany na tena kristiana na sandoka :-)
22. fihents ( 24/07/2015 09:24)

Strong3:
ity kosa aloha dia ilako tsiny fa TOA MANAO FANAHIN-JAZA LOHATRA ILAY interpretaion-nao ka ... hahahah

Manaja anao Strong3,

Aza dia masiaka be lôtra aminy kosa e ! ahitsio izy raha misy tsy mety, mifanitsy ané tsika fa tsy hifandatsa é ! io no isan'ny anatra nataon'i Paoly Apôstôly antsika zanak'Atra io. Manakasitraka r'isé a. Tia antsika Jesosy.
23. Strong3 ( 24/07/2015 09:39)
azafady ary eh!!! :-) __ ka misy fotoana i paoly mba masiaka ihany fa novantanin-dresaka avy hatrany.

ho ahy hono indrindra indrindra , dia mba taitra kely ihany ny tena; hihihihii...
24. rhaj0 ( 24/07/2015 11:13)
Strong3:
ireo tsimisiAtra dia mivanitika tahakin'inona rehefa mahita resaka tsy mandeha amin'ny laoniny
:-)
25. Strong3 ( 24/07/2015 12:09)

rhaj0:

Strong3:
ireo tsimisiAtra dia mivanitika tahakin'inona rehefa mahita resaka tsy mandeha amin'ny laoniny
:-)

hahah kaopy enao izay amin'ny fivanitianao hahahahaha...
26. bor2lais ( 24/07/2015 17:27)
fihents:

1 - Voamarina lou lay tenin'Atra hoe raha mba mivory eo ny zanak'Atra dia mba eo koa ny zanak'i Satàna (samia misaina iza lay izy)

:-)
Sao dia diso toeram-pivoriana kosa ary izy ireo (samia misaina izay ankolafy misy azy) !
:-)
27. rhaj0 ( 24/07/2015 18:25)
fihents:
1 - Voamarina lou lay tenin'Atra hoe raha mba mivory eo ny zanak'Atra dia mba eo koa ny zanak'i Satàna (samia misaina iza lay izy)
bor2lais:
:-)
Sao dia diso toeram-pivoriana kosa ary izy ireo (samia misaina izay ankolafy misy azy) !
:-)

Iza moa no tsy mahay an'ilay mody hoe "samia misaina" @ ireny fivoriana (partisan) ireny e... izay tsy mitovy hevitra aminao dia tonga dia pehana ho ... "zanak'i Satana"... dia minou fotsy eee..
28. fihents ( 25/07/2015 03:00)

rhaj0:

Iza moa no tsy mahay an'ilay mody hoe "samia misaina" @ ireny fivoriana (partisan) ireny e... izay tsy mitovy hevitra aminao dia tonga dia pehana ho ... "zanak'i Satana"... dia minou fotsy eee..

Manaja antsika rehetra e !

Isé ian zao ry rhaj0 no miampanga tena ho zanak'i satàna eo, betsaka né no tsy mitovy hevitra ato amty resaka batisa ity e ! fa mifanitsy no ataonay fa tsy mifanebaka, isé ian no mitono-tena toa lolo-fotsy eo !!! k'in fa ts'isé ian zany no nanamarina lay tenin'Atra.
Tia anao Jesosy ry namako.
29. Hajarilala7 ( 25/07/2015 06:25)
Niara-nalevina sy fiarahana milevina ve tsy mitovy? Inona izany hoe nalevina tamin'ny Batisa. Efa nahita olona nalevina angamba ianao fa tsy nisy nipoitra intsony ny tenany rehefa nalevina. Mba fantatrao ve ny dikan'ny Batisa? immersion io, nalentika na nalevina. Fa tsy rano atete, tsy tso-drano koa io tahakan'ny nataon'i Jesosy tamin'ny zazakely.

Ise ihany koa dia namerina ny Asa 16/ 33-34 : « Ary nandray azy roa lahy izy tamin'izany ora amin'ny alina izany ka nanasa ny dian-kapoka; ary natao batisa tamin'izay izy mbamin'izay azy rehetra. » (Asan'ny Apostoly 16:33)
« Ary rehefa nentiny niakatra ho ao an-trano izy roa lahy, dia norosoany hanina teo anoloany, dia nifaly indrindra izy mbamin'izay rehetra tao an-tranony, satria efa nino an'Andriamanitra. » (Asan'ny Apostoly 16:34) => Tsy tao an-trano no nanaovany Batisa.

Toerana iray no nanaovana batisa dia azo atao raha rano mandeha = ony tahaka ny tao @ onin'i Jordana. Vahoaka mihitsy no natao batisa tao.

Io fahamarinana io koa rehefa tsy nomena azy avy any an-danitra io dia tsy hino izy. Izay ilay voalazan'i Jesosy ihany koa aoa amin'ny Jaona 10/ 25 : "Efa nilaza taminareo ihany Aho kanefa tsy nino ianareo, tsy mino ianareo satria tsy isan'ny ondriko." Akory atao?
Strong3:

Hajarilala7:

indrindra ho an'i Strong3

Ny Batisa marina dia
- Hialohavan'ny Fibebahana = Finoana azo avy amin'ny toriteny avy amin'ny Fanahy Masina
1/ « Ary hoy Petera taminy: Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary ianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina; » (Asan'ny Apostoly 2:38)

- fiarahana milevina amin'i Kristy, (Romana 4/4-6) = Atao amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompo.
2/ ahitsio kely io verset io fa diso fipetraka,
___ ITY NO TOKONY HOE EO : « Koa niara-nalevina taminy tamin'ny batisa ho amin'ny fahafatesana isika, mba ho tahaka ny nananganana an'i Kristy tamin'ny maty tamin'ny voninahitry ny Ray no handehanantsika kosa amin'ny fiainam-baovao. » (Romana 6:4)

- hasitrika ao anaty rano.
1/ « ka nataony batisa tao amin'ny ony Jordana ireny, rehefa niaiky ny fahotany. » (Matio 3:6)
2/ « Fa Paoly niantso tamin'ny feo mahery ka nanao hoe: Aza mamono tena, fa ato ihany izahay rehetra. » (Asan'ny Apostoly 16:28)
« Ary rehefa nentiny nivoaka izy roa lahy, dia hoy izy: Tompoko, inona no mety hataoko, mba hovonjena aho? » (Asan'ny Apostoly 16:30)
« Dia hoy izy roa lahy: Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao. » (Asan'ny Apostoly 16:31)
« Ary nandray azy roa lahy izy tamin'izany ora amin'ny alina izany ka nanasa ny dian-kapoka; ary natao batisa tamin'izay izy mbamin'izay azy rehetra. » (Asan'ny Apostoly 16:33)
« Ary rehefa nentiny niakatra ho ao an-trano izy roa lahy, dia norosoany hanina teo anoloany, dia nifaly indrindra izy mbamin'izay rehetra tao an-tranony, satria efa nino an'Andriamanitra. » (Asan'ny Apostoly 16:34)
« Ary rehefa maraina ny andro, ireo governora dia naniraka ny mpitan-defona ka nanao hoe: Alefaso ireo olona ireo. » (Asan'ny Apostoly 16:35)
3/ « Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio no hihaonanao amiko any Paradisa. » (Lioka 23:43)
4/ « Fa namaly Jesosy ka niteny taminy hoe: Ekeo ihany ankehitriny, fa izao no mety amintsika hahatanteraka ny fahamarinana rehetra. Ka dia nekeny Izy. » (Matio 3:15)
5/ « Izy ilay avy tamin'ny rano sy ny rà, dia Jesosy Kristy; tsy tamin'ny rano ihany, fa tamin'ny rano sy ny rà. Ary ny Fanahy no manambara, satria ny Fanahy no fahamarinana. » (1 Jaona 5:6)
« dia ny Fanahy sy ny rano ary ny rà; ary mifanaraka tsara izy telo. » (1 Jaona 5:8)
« fa niara-nilevina taminy ianareo tamin'ny batisa, izay niarahanareo natsangana taminy koa noho ny finoana ny asan'Andriamanitra, izay nanangana Azy tamin'ny maty. » (Kolosiana 2:12)
___ raha FEHEZINA IZAY DIA TSOTRA : misy nasitrina tao anaty rano nisy tsy nandalo rano mihitsy.
araka ny tenin'i Petera hoe: « izay mamonjy anareo koa ankehitriny, dia ny batisa, izay tenan'io tandindona io,- tsy ny fanesorana ny fahalotoan'ny nofo anefa, fa ny fitadiavana* ny fieritreretana tsara eo anatrehan**'Andriamanitra***, amin'ny nitsanganan'i Jesosy Kristy tamin'ny maty. [* Na: fanontanian'] [** Na: amin'] [*** Na: ny fitadiavan'ny fieritreretana tsara an'Andriamanitra] » (1 Petera 3:21)
FA RAHA MBOLA MISY RANO ALOHA DIA TOKONY HASITRIKA araka ny tenin'i Paoly ity: « dia ny Fanahy sy ny rano ary ny rà; ary mifanaraka tsara izy telo. » (1 Jaona 5:8)

- Rano tsy mbola nadevenana olona (Jaona 19/ 41), satria Jesosy dia tao amin'ny fasana tsy mbola nandevenana olona no nandevenana Azy = Rano mandeha (Ony)
ity kosa aloha dia ilako tsiny fa TOA MANAO FANAHIN-JAZA LOHATRA ILAY interpretaion-nao ka ... hahahah
ity verset ity mba diniho, « Ary rehefa natao batisa ravehivavy mbamin'ny ankohonany, dia nangataka izy nanao hoe: Raha ataonareo ho mahatoky amin'ny Tompo aho, dia midìra ao an-tranoko ka mitoera ao. Dia nanery anay izy. » (Asan'ny Apostoly 16:15)
« Ary Krispo, mpanapaka ny synagoga, mbamin'ny ankohonany rehetra dia nino ny Tompo; ary maro koa ny Korintiana, raha nandre, dia nino ka natao batisa. » (Asan'ny Apostoly 18:8)
TOERANA IRAY IHANY NO NANAOVANA BATISA IREO , KA MOA VE DISO IZANY AMINAO ???
mifindra torana foana ve ianareo rehefa manao batisa faobe izany ..??
hihih

Mialatsiny aho Mr Hajarilala7 zandry malala
30. fihents ( 25/07/2015 07:12)
Manaja rsé Hajarilala7, aza dia variana lôtra amty formule-Batisa lôtra oà sé, amsé zan refa vita batisa arak'io tenin'isé io dia vôvonjy fôna a ! fialàna @ fahotàna dia fibebahana izany, betsaka ny oul efa hitako vita batisa amnio fanazavan'isé io, fa dé ndriiiiiiiiiii, ny fiainan'izao tontolo izao ian no fiainany, resaka manaraka ity mbola tsy novalian'isé mazava tsara fa toa nanjavona.

fihents:

Hajarilala7:

dia olona efa natao batisa io jiolahy io fa saingy lazaina fa jiolahy
- Iza ary no sahy milaza fa marina ny fiampangana azy ka lazaina izy fa jiolahy??.

fihents:

Sûr ve sé fa vita batisa io jiolahy io ? tadidio tsara fa io jiolahy io ihany no niteny tmlay namany hoe "Mendrika ho antsika sy enao zao mahazo antsika izao fa ity olona ity kosa (Jesosy no nolazainy) dia tsy nanao na inona na inona" io no resany tmlay jiolahy iray nandrabiraby an'i Jesosy Kristy. 'lay jiolahy ian no no niampanga ny tenany, ary zay lay Fibebahana e ! miampanga ny tenanao ianao fa mpanota, dia mibebaka, mandray famonjena.

Hajarilala7:

Na dia jiolahy aza izy dia mbola velona tra-pamonjena satria mbola teo anilany Jesosy satria eefa nandray ny santatry ny famelan-keloka dia ny batisa.

Voavalin'isé ny fanontaniana, ny batisa dia tsy dia pb hoe rano be na rano kely, alohan'ny fibebahana na aoriany fa Famelan-keloka raisina io noho ny fibebahana izay natao. Tia antsika Jesosy ry namako.
31. Strong3 ( 27/07/2015 11:49)
ary misy sivana ity sersera ity kay an... nefa tena tsy hitako hoe inona no tsy tikony hipubliéna ilay izy

merci modo!!!
32. rhaj0 ( 27/07/2015 11:54)
tsisy sivana eo ry Strong3 a... izaho kosa aloha dia hiaro foana ny modo @ ity serasera ity. Tsy nahita forum misokatra sy mifanaja (na dia tsy mitovy hevitra azany) toa ity aho... Misaotra Hery.

Zahavo tsara ny resakao, dia koa, assurer-o tsara fa mandeha tsara rehefa alefa ilay hafatra.. indraidray mety misy bogue kely fotsiny..

Ny resakao ve dia tsy ho publier-na.. nefa mampivanitika?? :-)
33. Strong3 ( 27/07/2015 12:28)
asa aloha fa indroa naveriko ilay izy de tsy mety lasa , sady tsy mipoitra eto mihitsy, de gaga ny tena...

enga anie mba ho connexion no diso raha izay
34. gasy1zay ( 27/07/2015 15:30)
Hajarilala7 : ohatrany mampatsiahy ahy an'i Nikodemosy ianao @ ity resaka batisa marina ity, izy tena naka ara-bakiteny ny hoe ateraka indray sns...
izaho dia mitovy hevitra @ fihents hoe tsy zavadehibe ny fomba fanaovana batisa rehefa Jesoa Kristy no inoanao ary izy no ekenao ho Tompo sy Mpamonjy,dia izay no zavadehibe, jereo ny baiboly fa tsy misy fampianarana ao hoe izao ihany no batisa marina, tsy misy milaza ao hoe raha tsy batisa toy izao no atao dia ho very ianareo, interprétation ny anao raha milaza ianao fa vita batisa ilay jiolahy niaranihombona t@ hazo fijaliana t@ Tompo. Io voalazan'i Strong3 io hoe mila mandinika tsara ny voalazan'ny baiboly isika fa tsy taitaitra @ fampianarana na toriteny heno, fa mila mandinika hoe tena izany tokoa ve ny voasoratra ao ary zay ve no tena zavadehibe tian'ny Tompo hampitaina. Jereo ireo kristianina tao Beria fa na i Paoly aza no nitoriteny taminy dia nohamarininy tanaty soratra masina ny toriteny henony hoe tena mitombina ve sa fampianarandiso.
35. Hajarilala7 ( 28/07/2015 07:45)

gasy1zay:

Gasy1zay < Raha ara-bakiteny araka ny nolazain'i Nikodemosy io dia tokony niara-maty tamin'i Kristy ara-bakiteny dia niaraka nalevina taminy ara-bakiteny. Raha ny an'i Nikodemosy dia raha nilaza Jesosy hoe tsy maintsy ateraka indray dia norainy hoe ho ao an-kibon'ny reniny indray izany.

Ianareo dia tahakan'i Namàna Syriana dia nifidy ny rano ka saiky tsy nanaiky izay nolazain'ny mpaminanin'Andriamanitra Elisa hoe "ao Jordana" fa nilaza hoy misy ony hafa any Syria toa Farpara, Damaskosy sns..."

Ianareo dia tahakan'izy mivady Adama sy Eva, nanao izay fitafiana fantany fa mahamety azy, nefa tsy nety tamin'Andriamanitra Tsitoha.

Matio 22 dia nanambaran'i Jesosy fa nisy fampakaram-bady nataon'ny mpanjaka ka rehefa nizaha izay mpihinana tao ny mpanjaka dia nahita lehilahy iray izay tsy nitondra akanj fitondra amin'ny fampakarambady dia nasainy nafatotra sy nariana tany ivelany.

Fantaro izay lazain'ny Fanahy amin'ny Fiangonana!
36. Strong3 ( 28/07/2015 10:00)

Hajarilala7:

Niara-nalevina sy fiarahana milevina ve tsy mitovy? Inona izany hoe nalevina tamin'ny Batisa. Efa nahita olona nalevina angamba ianao fa tsy nisy nipoitra intsony ny tenany rehefa nalevina. Mba fantatrao ve ny dikan'ny Batisa? immersion io, nalentika na nalevina. Fa tsy rano atete, tsy tso-drano koa io tahakan'ny nataon'i Jesosy tamin'ny zazakely.
ny hevitrin'ny batisa dia haintsika tsara hoe atsoboka , asoka ... (fa ity teninao hoe nalentika na nalevina ity toa manalasala, satria tsy MANOME HOE hatsangana na avoaka indray.... hihihi) ... Fantantsika koa fa tsy misy zaza kely tsy mahay miaiky heloka sy mety hampeke-keloka , ka dia tsy maintsy olona tonga saina hanary ny hadalany fa hiditra amin'ny fanahin'ny fahamarinana ka tsy hinia HANOTA intsony no ilaina hiditra amin'ny batisa. __

Ise ihany koa dia namerina ny Asa 16/ 33-34 : « Ary nandray azy roa lahy izy tamin'izany ora amin'ny alina izany ka nanasa ny dian-kapoka; ary natao batisa tamin'izay izy mbamin'izay azy rehetra. » (Asan'ny Apostoly 16:33)
« Ary rehefa nentiny niakatra ho ao an-trano izy roa lahy, dia norosoany hanina teo anoloany, dia nifaly indrindra izy mbamin'izay rehetra tao an-tranony, satria efa nino an'Andriamanitra. » (Asan'ny Apostoly 16:34) => Tsy tao an-trano no nanaovany Batisa.
interpretation-nao izany fa tsy nisy rano be hita teo (indrindra tao amin'ny alina tao ny contexte teo fa tsy tamin'ny atoandro) hitanao ve? :-)

Toerana iray no nanaovana batisa dia azo atao raha rano mandeha = ony tahaka ny tao @ onin'i Jordana. Vahoaka mihitsy no natao batisa tao.
mba izay ahay hoe rano mandeha, fa na izany aza tsy misy precision izany ao hoe tsy maintsy rano mandeha fa raha mahita enao dia omeo; efa hitako io hoe "FASA-POANA" io fa toa manalasala ... vakio kely ity verset ity... fa TANY ANEFITRA NY contexte ka tsy misy reny reno hita tao fa rano (farihy) : « Ary nisy anjelin'ny Tompo nilaza tamin'i Filipo ka nanao hoe: Mitsangàna, ka mandehana mianatsimo ho any amin'ny lalana midina avy any Jerosalema mankany Gaza; dia efitra izany. » (Asan'ny Apostoly 8:26)
« Dia nitsangana izy ka lasa nandeha; ary, indro, nisy lehilahy Etiopiana, tandapan'i Kandasy, mpanjakavavin'ny Etiopiana, sady mpitahiry ny hareny rehetra, ary tonga tany Jerosalema izy mba hivavaka; » (Asan'ny Apostoly 8:27)
« Ary raha nandeha teny an-dalana izy, dia tonga teo amin'izay nisy rano; ary hoy ilay tandapa: Indro rano, ka inona moa no misakana ahy tsy hatao batisa? » (Asan'ny Apostoly 8:36)
« * [* Ampio hoe: 37 Dia hoy Filipo: raha mino amin'ny fonao rehetra ianao, dia azo atao ihany. Ary namaly izy ka nanao hoe: Mino aho fa Kristy no Zanak'Andriamanitra] » (Asan'ny Apostoly 8:37)
MAZAVA IZANY FA rehefa rano dia mety; fa ny onin'ny Jordana no akaiky an'i jerosalema ka dia teo no fanaovana fa tsy hitady hafa... fa aza dia manitatra resaka!

Io fahamarinana io koa rehefa tsy nomena azy avy any an-danitra io dia tsy hino izy. Izay ilay voalazan'i Jesosy ihany koa aoa amin'ny Jaona 10/ 25 : "Efa nilaza taminareo ihany Aho kanefa tsy nino ianareo, tsy mino ianareo satria tsy isan'ny ondriko." Akory atao?
raha ny fampianaranao no tsy hinoako dia tsy mahafaty ahy izany, fa raha ny baiboly no hinoako dia hovelona aho, ahitana lesoka ny fampianaranao matoa zahay manitsy... ao ve?
Strong3:

Hajarilala7:

indrindra ho an'i Strong3

Ny Batisa marina dia
- Hialohavan'ny Fibebahana = Finoana azo avy amin'ny toriteny avy amin'ny Fanahy Masina
1/ « Ary hoy Petera taminy: Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary ianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina; » (Asan'ny Apostoly 2:38)

- fiarahana milevina amin'i Kristy, (Romana 4/4-6) = Atao amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompo.
2/ ahitsio kely io verset io fa diso fipetraka,
___ ITY NO TOKONY HOE EO : « Koa niara-nalevina taminy tamin'ny batisa ho amin'ny fahafatesana isika, mba ho tahaka ny nananganana an'i Kristy tamin'ny maty tamin'ny voninahitry ny Ray no handehanantsika kosa amin'ny fiainam-baovao. » (Romana 6:4)

- hasitrika ao anaty rano.
1/ « ka nataony batisa tao amin'ny ony Jordana ireny, rehefa niaiky ny fahotany. » (Matio 3:6)
2/ « Fa Paoly niantso tamin'ny feo mahery ka nanao hoe: Aza mamono tena, fa ato ihany izahay rehetra. » (Asan'ny Apostoly 16:28)
« Ary rehefa nentiny nivoaka izy roa lahy, dia hoy izy: Tompoko, inona no mety hataoko, mba hovonjena aho? » (Asan'ny Apostoly 16:30)
« Dia hoy izy roa lahy: Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao. » (Asan'ny Apostoly 16:31)
« Ary nandray azy roa lahy izy tamin'izany ora amin'ny alina izany ka nanasa ny dian-kapoka; ary natao batisa tamin'izay izy mbamin'izay azy rehetra. » (Asan'ny Apostoly 16:33)
« Ary rehefa nentiny niakatra ho ao an-trano izy roa lahy, dia norosoany hanina teo anoloany, dia nifaly indrindra izy mbamin'izay rehetra tao an-tranony, satria efa nino an'Andriamanitra. » (Asan'ny Apostoly 16:34)
« Ary rehefa maraina ny andro, ireo governora dia naniraka ny mpitan-defona ka nanao hoe: Alefaso ireo olona ireo. » (Asan'ny Apostoly 16:35)
3/ « Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio no hihaonanao amiko any Paradisa. » (Lioka 23:43)
4/ « Fa namaly Jesosy ka niteny taminy hoe: Ekeo ihany ankehitriny, fa izao no mety amintsika hahatanteraka ny fahamarinana rehetra. Ka dia nekeny Izy. » (Matio 3:15)
5/ « Izy ilay avy tamin'ny rano sy ny rà, dia Jesosy Kristy; tsy tamin'ny rano ihany, fa tamin'ny rano sy ny rà. Ary ny Fanahy no manambara, satria ny Fanahy no fahamarinana. » (1 Jaona 5:6)
« dia ny Fanahy sy ny rano ary ny rà; ary mifanaraka tsara izy telo. » (1 Jaona 5:8)
« fa niara-nilevina taminy ianareo tamin'ny batisa, izay niarahanareo natsangana taminy koa noho ny finoana ny asan'Andriamanitra, izay nanangana Azy tamin'ny maty. » (Kolosiana 2:12)
___ raha FEHEZINA IZAY DIA TSOTRA : misy nasitrina tao anaty rano nisy tsy nandalo rano mihitsy.
araka ny tenin'i Petera hoe: « izay mamonjy anareo koa ankehitriny, dia ny batisa, izay tenan'io tandindona io,- tsy ny fanesorana ny fahalotoan'ny nofo anefa, fa ny fitadiavana* ny fieritreretana tsara eo anatrehan**'Andriamanitra***, amin'ny nitsanganan'i Jesosy Kristy tamin'ny maty. [* Na: fanontanian'] [** Na: amin'] [*** Na: ny fitadiavan'ny fieritreretana tsara an'Andriamanitra] » (1 Petera 3:21)
FA RAHA MBOLA MISY RANO ALOHA DIA TOKONY HASITRIKA araka ny tenin'i Paoly ity: « dia ny Fanahy sy ny rano ary ny rà; ary mifanaraka tsara izy telo. » (1 Jaona 5:8)

- Rano tsy mbola nadevenana olona (Jaona 19/ 41), satria Jesosy dia tao amin'ny fasana tsy mbola nandevenana olona no nandevenana Azy = Rano mandeha (Ony)
ity kosa aloha dia ilako tsiny fa TOA MANAO FANAHIN-JAZA LOHATRA ILAY interpretaion-nao ka ... hahahah
ity verset ity mba diniho, « Ary rehefa natao batisa ravehivavy mbamin'ny ankohonany, dia nangataka izy nanao hoe: Raha ataonareo ho mahatoky amin'ny Tompo aho, dia midìra ao an-tranoko ka mitoera ao. Dia nanery anay izy. » (Asan'ny Apostoly 16:15)
« Ary Krispo, mpanapaka ny synagoga, mbamin'ny ankohonany rehetra dia nino ny Tompo; ary maro koa ny Korintiana, raha nandre, dia nino ka natao batisa. » (Asan'ny Apostoly 18:8)
TOERANA IRAY IHANY NO NANAOVANA BATISA IREO , KA MOA VE DISO IZANY AMINAO ???
mifindra torana foana ve ianareo rehefa manao batisa faobe izany ..??
hihih

Mialatsiny aho Mr Hajarilala7 zandry malala

37. RBNIR ( 28/07/2015 10:21)
Strong3:

« Ary rehefa nentiny niakatra ho ao an-trano izy roa lahy, dia norosoany hanina teo anoloany, dia nifaly indrindra izy mbamin'izay rehetra tao an-tranony, satria efa nino an'Andriamanitra. » (Asan'ny Apostoly 16:34)

Faly misera namana isany,
Zava-miafina ity, vakio tsara "ary rehefa nentiny niakatra ho ao an-trano izy roa lahy,
Nisy fotoana nivoaka ny toerana fifonjana ireo olona roa lahy ireo......Vakio ny Asa.16:30 « Ary rehefa nentiny nivoaka izy roa lahy, dia hoy izy: Tompoko, inona no mety hataoko, mba hovonjena aho? » (Asa.16:30).....

38. Strong3 ( 28/07/2015 10:45)

RBNIR:

« Ary nony mamatonalina, dia nivavaka sy nihira fiderana an'Andriamanitra Paoly sy Silasy; ary nihaino azy ny mpifatotra. » (Asan'ny Apostoly 16:25)
« Ary izy niantso jiro, dia nikaretsaka niditra sady tora-kovitra ka niankohoka teo anatrehan'i Paoly sy Silasy. » (Asan'ny Apostoly 16:29)
« Ary rehefa nentiny nivoaka izy roa lahy, dia hoy izy: Tompoko, inona no mety hataoko, mba hovonjena aho? » (Asan'ny Apostoly 16:30)
« Dia hoy izy roa lahy: Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao. » (Asan'ny Apostoly 16:31)
« Ary izy roa lahy nitory ny tenin'ny Tompo taminy sy tamin'izay rehetra tao an-tranony. » (Asan'ny Apostoly 16:32)
« Ary nandray azy roa lahy izy tamin'izany ora amin'ny alina izany ka nanasa ny dian-kapoka; ary natao batisa tamin'izay izy mbamin'izay azy rehetra. » (Asan'ny Apostoly 16:33)
« Ary rehefa nentiny niakatra ho ao an-trano izy roa lahy, dia norosoany hanina teo anoloany, dia nifaly indrindra izy mbamin'izay rehetra tao an-tranony, satria efa nino an'Andriamanitra. » (Asan'ny Apostoly 16:34)
« Ary rehefa maraina ny andro, ireo governora dia naniraka ny mpitan-defona ka nanao hoe: Alefaso ireo olona ireo. » (Asan'ny Apostoly 16:35)

AZA DIA MAMPIRESAKA HOA... io mitsatsaigotsaigoka toko sy adininy io rehefa mamaky baiboly fa tsy mamaky iray manotolo dia voavitaka amin'ny hevitra taingina nalaina ambolony.
1/ nisy rano nandeha ve tao anaty vonja
2/ mazava fa nisy rano nanasana ny veriny tao (donc nisy rano afaka nanondrahana na natete na tsy nasiana rano mihitsy teo amin'ny batisa)
3/ tamin'ny fomba ahoana aza no nanaovana batisa azy sy ny ankohonany?
Jereo tsara io verset io fa MISASAKALINA ka hatramin'ny Maraina ny ANDRO soratra eo fa aza MANAMPY NY SORATRA MASINA ( raha toa ka masina aminareo roa io baiboly io) :-)
... merci!!
39. RBNIR ( 28/07/2015 10:59)
koa nivoaka nandeha nankaiza ary izy ireo ry namana Strong3? (Asa.16:30) dia avy taiza indray kosa izy ireo rehefa niditra nankao an-trano Asa.16:34....

Vakio tsara ny tantaran'i Filipo raha nanao batisa ilay tandapa....
« Ary raha nandeha teny an-dalana izy, dia tonga teo amin'izay nisy rano; ary hoy ilay tandapa: Indro rano, ka inona moa no misakana ahy tsy hatao batisa? » (Asa.8:36)

Io tandapa io dia nandeha kalesy ary hody any amin'izay nisy azy...Ny olona tahaka izany dia azo antoka fa tsy maintsy nitondra rano tany aminy tany satria lavitra ny dia izay haleha...

Tsy ilay rano tany aminy anefa no noteneniny an'i Filipo fa rehefa nahita toerana misy rano izy vao niteny hoe indro rano (na tsy nolazainy aza dia azo antoka fa efa natorin'i Filipo azy hoe rano tahaka izao no fanaovana batisa olona ka raha vao nahita rano tahaka an'iny izy dia hoy izy hoe indro rano.........
40. RBNIR ( 28/07/2015 11:13)
Fanampiny ny teny hoe batisa dia avy amin'ny fototeny grika hoe Baptizein....
https://fr.wikipedia.org/wiki/Bapt%C3%AAme
"plonger dans l'eau" manatsoboka anaty rano immérger mandentika anaty rano....
« Izay* milaza fa mitoetra ao aminy izy, dia tsy maintsy mandeha toy izay nandehanany koa. » (1 Jao.2:6)

Ahoana ny nanaovana batisa an'i Jesosy?
« Ary raha vao natao batisa Jesosy, dia niakatra avy teo amin'ny rano niaraka tamin'izay Izy; ary, indro, nisokatra taminy ny lanitra, ary hitany ny Fanahin'Andriamanitra nidina tahaka ny voromailala ka nankeo amboniny. » (Mat.3:16)
Matoa Izy niakatra dia tsy maintsy efa nidina nankao anaty rano Izy aloha talohan'io.....

Vakio koa ilay tandapa : « Dia nasainy najanona ny kalesy; ary izy roa lahy, dia Filipo sy ilay tandapa, nidina ho eo amin'ny rano; dia nataony batisa izy. » (Asa.8:38)

Vakio koa fa nidina ho eo amin'ny rano koa ilay tandapa....

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3402