BATISA MARINA ???

61. Hajarilala7 ( 29/07/2015 14:27)

rhaj0:

Hajarilala7:
Andriamanitra (=Tenin'Andriamanitra) tsy azo vazivaziana no resahina eto fa tsy video gags...

Esy e ry Hajarilala7.. dia ao ianao izany e... (kely sisa) ianao dia tahaka ireo moslimo extremista be, ka hoe, tsy azo vazivaziana (anaovana caricature) i Mahomet... Fa dia harary fo an'izany eo, fa ny olona hivanitika foana ihany eeee... fa TSISY mahakasika azy ho'a tsinona izany (io ilay n'engage que celui qui y croit)...

Ka siritsiriho santionany be dia be ato sy eto dia mba ivanitiho ilay fiainana (efa sarotra) eeee... :-)

I Mahomet aza mahasarotiny ny olona izay mandala azy mainka fa Ilay Andriamanitra Tsitoha??? Zakao ny valiny raha mbola miantsy Azy ihany ianao fa tsy izaho no extremiste araka ny voalazanao!
62. Hajarilala7 ( 29/07/2015 14:29)

RBNIR:

Strong3:

FANOTANIAKO AMINAO IO; NANTSOINA NIVOAKA VE NY OLONA TAO ANTRANO KA NENTINY NAMPIANARINA IZAY VAO NATAO BATISA ETO? MITOMBINA VE izany argumentanao izany??? __

Vakio tsara e, vita ny fanasana azy roa lahy sy ny fanaovana batisa azireo izay vao nolazaina fa niakatra tao an-trano ary norosoana hanina......

Olona efa ao an-trano v mbola lazaina fa niakatra ho ao an-trano?

Mety ho absurde eo imason'ny sasany marina tokoa ilay fizarana ataoko an!

« Fa ny fahadalan'Andriamanitra dia hendry noho ny olona; ary ny fahalemen'Andriamanitra mahery noho ny olona. » (1 Kor.1:25)
« Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany. » (1 Kor.2:14)

Ry namana, rehefa voalaza fa 1 ny batisa dia tsy maintsy 1 ihany batisa no nanaovana an'i Jesosy sy izay olona rehetra natao batisa fahiny....Tsy possible mihitsy hisy diso ao amin'Andriamanitra satria Izy no parfait ary tompon'ny fahamarinana....

Atsipy ny teny .......

RBNIR < NA DIA HISY MATY HITSANGANA AZA REHEFA VOALAHATRA TSY HINO NY OLONA DIA TSY HINO IZY, FA ALA-NENINA NO ATAO AMINY.
63. rhaj0 ( 29/07/2015 15:11)
Hajarilala7:
Andriamanitra (=Tenin'Andriamanitra) tsy azo vazivaziana no resahina eto fa tsy video gags...
rhaj0:
Esy e ry Hajarilala7.. dia ao ianao izany e... (kely sisa) ianao dia tahaka ireo moslimo extremista be, ka hoe, tsy azo vazivaziana (anaovana caricature) i Mahomet... Fa dia harary fo an'izany eo, fa ny olona hivanitika foana ihany eeee... fa TSISY mahakasika azy ho'a tsinona izany (io ilay n'engage que celui qui y croit)...

Ka siritsiriho santionany be dia be ato sy eto dia mba ivanitiho ilay fiainana (efa sarotra) eeee... :-)
Hajarilala7:
I Mahomet aza mahasarotiny ny olona izay mandala azy mainka fa Ilay Andriamanitra Tsitoha??? Zakao ny valiny raha mbola miantsy Azy ihany ianao fa tsy izaho no extremiste araka ny voalazanao!
Kanefa i Mahome na i A.tra toa tsy sarotiny @ izany akoriny, fa ny mpaka 19 no sakay kely rano @ n'a pas ao... Raha "sarotiny" @ izany ve zareo tsy efa betsaka no voan'ny daka-tsi-hita-maso...

Ka
- na zareo no tsy sarotiny
- na ny daka-tsi-hita-maso no tsy misy
- na zareo mihintsy no TSY mi-existe eee...
fa enao koa no sahirantsaina ny @ izany eo... :-)

Dia hoe "zakao ny valiny", hoz'ianao... raha tao @ ilay box ho'a zahay dia mety "nahazo ny valiny" tokoany (avy @ namana valala ao anaty box ihany)... fa rehefa aty ivelan'ny box dia TSY mahakasika eee...
64. gasy1zay ( 30/07/2015 14:08)

Ka faly be ve zany ny tsy mino hoe toa tsy misy bedy (voan'ny daka tsy hita maso)? Dia mihevitra ny tsy mino hoe tena tsy misy ny fitsarana? Izary ry rhaj0 dia tsy fahaizana ny baiboly daolo, fa ny TENA FITSARANA anie ka na aorian'ny fahafatesana na ny fihavian'ny Tompo indray eny @ rahon'ny lanitra e! Malahelo aho milaza aminao fa na tsy izao isika miresaka izao aza dia mety mbola ho voa ianao raha tonga ny 1 @ ireo tranga ireo nefa tsy mbola nibebaka ingahy. Tsy mbola tara zao e!
65. rhaj0 ( 30/07/2015 15:04)
gasy1zay:
ny fihavian'ny Tompo indray eny @ rahon'ny lanitra e!

hi hi hi... ngo dia mbola tsy nahita ianao aloha, fa ny olona hono ato efa nahita ny "Tompo eny @ rahon'ny lanitra" eeee...
Zahavo https://www.google.ca/search?q=images+god+in+the+clouds

Ka toatoa ny inona no "hitanao" re ry Gasy1zay ???

IZY "vita @ rahona" toa ito....

Sa... IZY mitaingina ny rahona, toa ity rock star ity ???...

66. gasy1zay ( 30/07/2015 17:39)

Ilay fiverenany araky ny voalazan'ny baiboly dia amin-kery sy ny voninahitra ary ho hitan'ny be sy ny maro (raha tsy hoe miafina ngaha izy fa matahotra) fa tsy hoe olombitsy fotsiny ka, na ny tsy mpino aza hahita azy @ io ora sy fotoana io :)
67. rhaj0 ( 30/07/2015 18:51)
gasy1zay:
... amin-kery sy ny voninahitra...

Ny tonga manao fiavy "amin-kery" ve "voninahitra" ??

Soatoavin'iza t@ andron'iza koa azany izany..

Asa ho'a raha mba takatrao ny dikan'ny resaka lazainao, na pli-vava foana fotsiny fa hoe, efa "izay voalaza dia voalaza" sy "izay voasoratra dia voasoratra"... na dia gaigy be fa efa tsy @ soatoavin'ny samy olona @ izao taona 2000 izao intsony azany... (???) :-)
68. gasy1zay ( 30/07/2015 19:30)

Jereo ny équipe mpandresy @ coupe du monde ohatra rehefa miverina any @ taniny dia tsenain'ny mpiray tanindrazana aminy dia manao tour de ville @ bus, dia aderadera ny trophé, ka tsy misy ve izany ny mampiseho ny heriny sy voninahiny?

Raha tsy resy lahatra ingahy dia jereo indray ity ohatra faharoa ity;

Fa inona moa ireny défilé @ fetimpirenena ireny, tsy fampisehoana hery ve ny fampisehoana ny force armée, fitaovampiadiana, sns ...? Ary tsy voninahitry ny firenena ve ny manana ireny?

69. rhaj0 ( 30/07/2015 23:37)
ah ha... hotry ny hoe
- ao ianao ao an-trano ao, ilay raim-pianakaviana, dia tena "amin-kery" dia "voninahitra" an..
- na avy ianao ao an-dakilasy, any an-tsekoly, ianao ilay prof, dia "amin-kery" dia "voninahitra" an..
- na miditra ianao ao am-piasana, ianao ilay boss, dia "amin-kery" dia "voninahitra" an..
- na, avy ianao ao @ fokontany, na mamangy tanana, dia "amin-kery" dia "voninahitra" ..
- na ...

resaka fiaraha-monina io, fifampitondrana ao @ fiaraha-monina no atao re ry Gasy1zay aaaa...

Dia tena mamono lolo izany an... ilay leader izany dia tena leader "amin-kery", fa tsy "amim-pitiavana" na hoe "amim-pahalalana" an..

REveo ao izany ny anareo kouh... ianao azany (asaina) miankohoka @ "hery" dia faly tokoany kouh... langage-na hery no aviavy aminao dia faly ianao..
(fa dia anaovy spin kristiana indray, dia lazao indray fa "fitiavana" sy "fahalalana" indray koa azany hoe ny "hery" eee..)

(entre-pa fa tena mampihomehy i JC super star io ambony io.. tena hotry ny manao air guitar (mitendry gitara rivotra) marina i rock star :-)
70. gasy1zay ( 31/07/2015 13:22)

Ny fitiavany rhaj0 efa nasehony t@ nanirahany ny zanany hamonjy antsika a! Efa fantatra ny fitiavany raha mino ianao fa tsy mila aseho intsony, hoavy amin-kery izy satria misy fahavalo hanehoany ny heriny sy ny fahefany (satana-ilay dragona -ilay antikristy, ...), jereo ireo bokin'ny faminaniana raha te hahafantatra bebe kokoa ianao, hoavy @ voninahitra izy satria ho hitan'ny olona @ io hoe izy no TENA ANDRIAMANITRA. Raha ny marina dia ny kristianina mahatoky dia miandry io andro io satria @ io no hanomezana azy ny satroboninahitry ny fiainana, vita ny ady @ fakampanahy sy ny asan'ny satana.

Mety sarotra ho azo amin'ny tsy mpino aloha io fa miaiky aho e!
71. rhaj0 ( 31/07/2015 14:23)
gasy1zay:
Ny fitiavany (..) efa nasehony t@ nanirahany ny zanany ...

Eny azany kouh... ampy anao izay dia izay izany. REveo ao..

Hotry ny hoe, rahefa manambady, dia hoe ohatra hoe, "ny fitiavany dia efa nasehony"... asa... t@ nanirahany olona hamboatra tranobe ho anao? na t@ fanomezana peratra diamondra ?

Fa avy eo, ny ao an-tokatrano ao, dia an'ny vadinao ny "hery sy ny voninahitra", fa tsy mila "maneho fitiavana" intsony IZY, satria "efa nasehony" izany ... Ka sahala @ resaka atsy @ ilany atsy, na "mijafajafa" any @ izay alehanao azany ianao, dia any ianao izany eeee...

Karazana "fitiavana" romantique-be inona koa azany ny anareo izany ry Gasy1zay... Revy t@ taona 2000 lasana tokoany angaha ?...
72. gasy1zay ( 31/07/2015 14:44)

Tena tsy mbola takatry ny sainao tsy mpino mintsy ny fifandraisan'ny olona mino amin'Andriamanitra :

Fivavahana = firesahana amin'Andriamanitra, fifandraisana amin'Andriamanitra , fangatahana amin'Andriamanitra , fisaorana an'Andriamanitra

Andriamanitra mamaly vavaka, mandroka ny fahasoavany amin'ny olona mino sy matoky azy, mitandrina ny didiny, mametraka ny fiainany eo ampelatanany sns sns ...

Io zavatra io dia hianan'ny mpino isan'andro, ary anisan'ny fanehoan'Andriamanitra ny fitiavany , ankoatry ny nanolorany ny zanany hisolo voina antsika mba hahafahantsika mandova ny fiainana mandrakizay sy hiara hitoetra aminy any @ paradisa.

Tadidio rhaj0 ilay teny hoe " Raha amin’ izao fiainana izao ihany no anantenantsika an’ i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika."

mba efa nodinihinao ve ny dikan'izany? ajanony aloha ny tsy finoana fa mba analyse de texte toy ny tany ampianarana, io teny io dia milaza mazava fa azonao antenaina @ fiainanao andavanandro i Jesoa Kristy, fa tsy tokony ho izany fotsiny fa mbola misy zavatsoa lavitra noho ny fahasambarana ety an-tany, dia ny fiainana mandrakizay any @ ilay toerana tsy misy ranomaso sy alahelo intsony :)

Raha mikasika ilay hery indray dia izao, ny devoly dia mikatsaka mandrakariva ny handrava ny fifandraisan'ny olombelona @ Andriamanitra, isika olombelona dia malemy , betsaka ny lavon'ny fakam-panahy, voafitaky ny fampianaran-diso, voafitak'i satana toy ireo resy lahatra hoe tsy misy Andriamanitra

Ka izay ilay hoe hoavy @ hery, satria Jesoa Kristy handrava izany asan'ny maizina rehetra izany, ka io ianao mihevitra fa tsy mahakitika ny tsy mpino Andriamanitra, mety marina izany , satria tsy mbola tonga ny fotoana hanehoany ny heriny @ izao tontolo izao, izay manantona azy @ finoana sy manankina ny fiainana aminy izao no mahita hoe tena mahay ny zavatra rehetra izy, ny hafa mbola mihevitra hoe anaty imagination'ny kristiana fotsiny ilay "heriny" :D
73. rhaj0 ( 03/08/2015 12:02)
gasy1zay:
Andriamanitra mamaly vavaka, mandroka ny fahasoavany amin'ny olona mino sy matoky azy..

ka dia io navoitranao io anie izany fa izay "mino sy mahatoky" AZY ihany no voakasik'izany... TSY MAHAKASIKA anay (tsy-mino) izany ny anareo eee... Azoko tsara izany, fa dia reveo ao izany ho'a n'enareo fa tsisy haninona anareo re eo eee....

Fa ny tsy azoko dia hoe, maninona no mbola roritidritinareo Gasy1zay sy Strong3 hitady na "hino" an'izany Atra izany zahay, "hino" ny ataoNY izany, nefa efa hoe zahay "tsy-mino" IZANY...

gasy1zay:
" Raha amin’ izao fiainana izao ihany no anantenantsika an’ i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika."

Dia miaiky aho fa tsy takatro ny resakareo.. tsy takatro hoe inona no (tokony) imaginer-na eto. Hazavao hoe e...

gasy1zay:
voafitak'i satana toy ireo resy lahatra hoe tsy misy Andriamanitra

Ireo "tsy-mino-an'Atra" dia TSY mino koa ny cortezy miaraka AMINY, dia ny Anjely sy ny Demony izany....

Koa ahoana re no handresen'i Satana lahatra anay, nefa zahay @ io TSY mino ny fisian'ny Satana akorinny ????

Mba asio fisainana ihany ilay lozika fa tsy atao tery vay manta araka ny imagination-nao irery ao fotsiny eee.. Ianao mino an'i Paoly, dia resy lahatra @ izay lazain'i Paoly (ao anaty Baiboly)... Dia zahay TSY mino an'i Atra sy Satana sns... dia mba ahoana ????
74. Strong3 ( 03/08/2015 13:06)

RBNIR:

Strong3:

FANOTANIAKO AMINAO IO; NANTSOINA NIVOAKA VE NY OLONA TAO ANTRANO KA NENTINY NAMPIANARINA IZAY VAO NATAO BATISA ETO? MITOMBINA VE izany argumentanao izany??? __

Vakio tsara e, vita ny fanasana azy roa lahy sy ny fanaovana batisa azireo izay vao nolazaina fa niakatra tao an-trano ary norosoana hanina......

Olona efa ao an-trano v mbola lazaina fa niakatra ho ao an-trano?

Mety ho absurde eo imason'ny sasany marina tokoa ilay fizarana ataoko an!

« Fa ny fahadalan'Andriamanitra dia hendry noho ny olona; ary ny fahalemen'Andriamanitra mahery noho ny olona. » (1 Kor.1:25)
« Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany. » (1 Kor.2:14)

Ry namana, rehefa voalaza fa 1 ny batisa dia tsy maintsy 1 ihany batisa no nanaovana an'i Jesosy sy izay olona rehetra natao batisa fahiny....Tsy possible mihitsy hisy diso ao amin'Andriamanitra satria Izy no parfait ary tompon'ny fahamarinana....

Atsipy ny teny .......

efa nataoko loko maro samihafa io namana ôh!
Nivoaka zareo , avieo , nampianatra , avy eo , nanasafery sy nanao batisa, avy eo , niakatra tao antrano..

_ ry zareo nivoaka efa teo atokotany ho ampianarina ve ny ankohonany?
_ taiza teo antoko tany no nisy rano mandeha atao batisa?
_ iza io afaka hanaporofo fa nandeha lavitra be nitady rano tamin'ny andro alina tao zare?????? :-)
75. gasy1zay ( 03/08/2015 13:33)

rhaj0:

gasy1zay:
Andriamanitra mamaly vavaka, mandroka ny fahasoavany amin'ny olona mino sy matoky azy..

ka dia io navoitranao io anie izany fa izay "mino sy mahatoky" AZY ihany no voakasik'izany... TSY MAHAKASIKA anay (tsy-mino) izany ny anareo eee... Azoko tsara izany, fa dia reveo ao izany ho'a n'enareo fa tsisy haninona anareo re eo eee....

Fa ny tsy azoko dia hoe, maninona no mbola roritidritinareo Gasy1zay sy Strong3 hitady na "hino" an'izany Atra izany zahay, "hino" ny ataoNY izany, nefa efa hoe zahay "tsy-mino" IZANY...

gasy1zay:
" Raha amin’ izao fiainana izao ihany no anantenantsika an’ i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika."

Dia miaiky aho fa tsy takatro ny resakareo.. tsy takatro hoe inona no (tokony) imaginer-na eto. Hazavao hoe e...

gasy1zay:
voafitak'i satana toy ireo resy lahatra hoe tsy misy Andriamanitra

Ireo "tsy-mino-an'Atra" dia TSY mino koa ny cortezy miaraka AMINY, dia ny Anjely sy ny Demony izany....

Koa ahoana re no handresen'i Satana lahatra anay, nefa zahay @ io TSY mino ny fisian'ny Satana akorinny ????

Mba asio fisainana ihany ilay lozika fa tsy atao tery vay manta araka ny imagination-nao irery ao fotsiny eee.. Ianao mino an'i Paoly, dia resy lahatra @ izay lazain'i Paoly (ao anaty Baiboly)... Dia zahay TSY mino an'i Atra sy Satana sns... dia mba ahoana ????

i Satana nga ry rhaj0 hita maso ka hihevitra ingahy hoe iny izy fa manantona ahy ohatrany TJ, handresy lahitra ahy hoe "Oh ry rhaj0, tsy misy satana fa ny kristianina ihany no milaza izany an!"

Fa raha mamaky baiboly ianao dia naka endrika bibilava izy naka fanahy an'i Eva, i delilah no naka fanahy an'i Samson, sns sns ...
mety endrika hafa no handreseny lahatra anao hoe tsy misy Andriamanitra, tsy misy ny devoly/demony/satana fa ataovy izay mahafinaritra anao, fa tsy ilay @ film hoe devoly mena misy tandroka sy rambo no hiteny amin'ny olona hoe manotà, aza mino an'Andriamanitra sns ...

Raha amin’ izao fiainana izao ihany no anantenantsika an’ i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika :

Ny dikan'io dia tsotra ry rhaj0, @ izao fahavelomantsika izao dia tena mamaly vavaka Andriamanitra, tena azo antenaina izy fa hanampy anao @ olana rehetra atrehanao raha manankina ny fiainanao aminy ianao, saingy tsy tokony ny valimbavaka sy ny "miracle" ety an-tany ( sitrana @ aretina, mahazo vola aman-karena, nivaha ny olana, sns sns...) anefa no zava-dehibe fa ny handova ny fiainana mandrakizay.
76. rhaj0 ( 03/08/2015 15:19)
gasy1zay:
i Satana nga ry rhaj0 hita maso ka hihevitra ingahy hoe ... Fa raha mamaky baiboly ianao dia naka endrika bibilava izy...
Hay ve ilay (revi)revinareo toatoa ny an'nu Bodista koa eee... misy maka endrika biby.. :-)

gasy1zay:
@ izao fahavelomantsika izao dia tena mamaly vavaka Andriamanitra... saingy tsy tokony ny valimbavaka sy ny "miracle" ety an-tany (...) anefa no zava-dehibe fa ny handova ny fiainana mandrakizay.
Dia nampinoan'ny olombe kristiana an'izany ianao dia mino (sy mamerina am-pli-vava) tokoany..

Raha ny marina re ry Gasy1zay, dia :

1- ampanantenaina ianao fa "tena mamaly vavaka A.tra".

2- Dia nefa oainina fa tsisy vavaka voavaly mihintsy... ireo coincidences vitsivitsy dia ridicule-be raha atontona ho "valim-bavaka"

3- Dia lazaina k'lou fa "tsy tena izy" ny vavakao, na kristianisma-nao, na ny vala kristiana misy anao... na hoe, satria tsy nanome drala fotsiny koa azany ianao eeee...

4- Dia rehefa mahavita antsakany sy andavany ireo #3 ireo anefa ianao, kenfa mboa tsy hita ihany izay "valim-bavaka", dia ampinoana indray fa "tsy izany no zava-dehibe" ee...

Esy e... dia ao ianao izany kouh... arirarian-drizalahy ao dia ao tokoany.. dia mamerina pli-vava ny lazain-drizalahy ao... Tohizo ho'a fa mampihomehy eeee :-)
77. gasy1zay ( 03/08/2015 16:05)

Ka inona moa ny olanao na coincidence ilay izy na avy amin'Andriamanitra rehefa azon'ilay mpino ilay zavatra nangatahiny tamin'ny vavaka? Rehefa mino izy fa Andriamanitra no namaly vavaka azy dia azy sy Andriamanitra izany fa ianao moa dia hoe coincidence izany, tsy olana fa ny resultat dia mitovy hoe faly ilay mpino ary AZONY NY ZAVATRA NANGATAHINY.

marina tokoa fa tsy voatery azo daoly ny zavatra angatahinao fa io ilay arakaraky ny finoanao avy eo hoe mino ve ianao fa misy antony tsy nahazoanao ilay izy ary mino ve ianao fa izay no mahasoa anao, maro ireo tsy mbola mafy orona @ finoana ka miverin-dalana rehefa tsy mahazo valimbavaka na miova fiangonana any @ ireo mampanantena "miracle", fanambinana paoketra sns ...

Ka io ry rhaj0 raha tsy mivaly izao isika miteny izao ny vavaka natao, dia mety any aoriana any vao tsapanao ny antony , averiko foana ilay ohatra hoe nisy fotoana asa noeritreretiko ho tena nety tamiko 7 taona lasa izay, nentina ambavaka fa tsy voaray, aty aoriana vao tsapako hoe soa ihany fa tsy voaray t@ iny fa mety niova tanteraka ny parcours professionnel-ko, raha voaray t@ iny aho mety tsy toy izao ny fiainako, ilay fianako izao no tena hitako mety amiko :)

Aminao tsy mino mety tsy valimbavaka fa kisendrasendra no mahatsara na mahasoa ny fiainan'ireo kristianina sasany, saingy izaho manoratra raha misy mitsiriritra na maniry ny fiainako dia hoy aho hoe tsy noho ny heriko na ny fahaizako fa noho ny fahasoavan'Andriamanitra :)
78. rhaj0 ( 03/08/2015 16:26)
gasy1zay:
Ka inona moa ny olanao na coincidence ilay izy na avy amin'Andriamanitra...

Raha zavatra @ fiainany manokana ao no revireveny @ izany, dia tsy manisy olana aho fa tsara ho azy ny dubonet..

Fa rehefa ny fiainan'ny zaza ao antranony ao ohatra (hoe mivavaka fotsiny dia ho sitrana ny aretiny), na koa, ary indrindra hoe, ny fiainam-pirenena no ahankina @ izany "valim-bavaka" izany, na koa ilay "mahare feo", dia OLANA izany rakoto aaaaaa!!!!!
79. gasy1zay ( 03/08/2015 17:05)

Ka io foana ny olana aminao rhaj0, fa dia ataonao anaty sobika iray daoly izay mitonontena hoe kristianina na mpivavaka, rehefa miteny zahay eto hoe jereo tsara fa misy tsy manaraka ny tena voalazan'ny baiboly @ izy ireny dia ianao no ohatrany mahay ny tena voasoratra ao anatin'ilay boky tsy hinoanao noho ny ireo mpino kristianina.

1- voalohany tsy misy mandrara mintsy hoy aho ao anaty baiboly hoe aza makany @ Dokotera ianareo rehefa marary, i Matio nanoratra ny filazantsara aza dokotera, tadidio ny tenin'i Jesoa hoe : "Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary"
"Jésus prit la parole et leur dit : « Ce ne sont pas les gens en bonne santé qui ont besoin de médecin, mais les malades."

Mazava ngamba io fa rehefa marary ianao dia mila mpitsabo sy fanafody.

2- Ny fiainampirenena aloha dia tsy hitako ny ambara anao fa toa milaza samy mivavaka daoly na ny eo @ fitondrana na ny mpanohitra, ka iza no nanankina ny fianampirenena t@ valimbavaka lazainao io: ny HVM sa ny Mapar sa ny TIM ?
Tadidio fa ao @ baiboly tena nisy andraikitra nampadraketan'Andriamanitra ny vahoaka mintsy fa tsy hoe mivavaka dia ampy , Jesoa koa dia nampianatra ny mpianany hanaja ny fitondram-panjakana, handoa hetra sns ...

3- Ilay mahare feo indray dia efa naverina teto matetika hoe AZA TONGA DIA INOANA fa izahao toetra , efa nampianatra ny Tompo hoe ahoana ny ataon'ny kristianina iray hoe mpaminany sandoka ve ilay milaza ho nahare feo sa tsia.

Ka io raha manana olana ianao @ ireo zavatra notanisainao ireo dia tsy ny Athéisme akory ny vahaolana.
80. rhaj0 ( 03/08/2015 17:33)
toetra intrinseque @ finoana (kristiana) no "olana" amiko (sy ny atheista sy siantista... sasany)... "mahare feo" sy ny "divine inspiration", "mahita Atra @ rahona" sy izay resaka hita efa mazavabe fa absurde (na zaza garabola aza ho kofona).. dia IZANY anefa no anankinana ny fi(s)ainana... Ny saim-pantany no lazainy fa "tenin'A.tra" hono. Ary ireo Kristiana milaza-tena ho "tena izy" indrindra no tena danger public mpanao an'io.

Misy situation iray.. dia ahoana ny approche-nao?

Ny fahitako azy, raha mba sahala @ Obama, ka hoe "inspiration" ny finoana, fa hamarinina sy hamafisina siansa/teknolozia/sosiolozia/pisikolozia/... dia OK aho. Fa io nefa rahefa atao ny kaonty, raha ny fahitako azy, dia "approche siantifika" ihany farany no ataon'i Obama.. good.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1964