Hanao inona aty ary ?

61. cutie ( 25/09/2009 19:48)
Ra ny fahazoako ny nanaovan' Andriamanitra ny olombelona dia hitehetra mandrakizay eo amin'sahan'Edena( tsy ho faty mihitsy) dia kitsipona iray no omeko an'ise mba hanazava ilay fahafatesana : ROMAN 6: 23 Fa fahafatesana no tambin'ny ota; ary fiainana mandrakizay no fanomezam-pahasoavana avy amin'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika. Romana 56: 12 Koa izany dia tahaka ny nidiran'ny ota avy tamin'ny olona iray ho amin'izao tontolo izao, ary ny ota no nidiran'ny fahafatesana, ka nahatratra ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra;

fianana mandrakizay hoy zizy fa tsy nisy resaka we fiainana mandrakizay ao @ saha edena :)
62. cutie ( 25/09/2009 19:50)
Marina tokoa kay zanyk,mba afaka omen'cutie oh lehibe kokoa 1 ve za? Maivana kokoa ary ny test ny any noho ny aty ivelany e!Misaotra amin'fanamarihana cutie a

raha samy mbola eto an-tany de miotvy daholo ny test fa tsy misy maivana kokoa ny an'ny sasany akory :)
63. cutie ( 25/09/2009 19:55)
raha samy mbola eto an-tany de miotvy daholo ny test fa tsy misy maivana kokoa ny an'ny sasany akory

mitovy no izy fa diso tsipelina :oops:
64. ikaretsaka ( 25/09/2009 20:30)
ha.. ok.. noheveriko hoe iza indray izoa manana vy ambolena sy otazana izao
65. cutie ( 25/09/2009 23:36)
:-D :-D :-D :-D :-D
66. ikaretsaka ( 26/09/2009 00:51)
Fa izao: mampieritreritra anareo ny tatoo anefa ny mifanolo taova tsy blem aminareo!!! Aiza ihany ary izy ity?


ka zavatra 2 samihafa mihitsy izany ko
ny akiray piesy no soloina mba hampandeha azy fa ny 1 resaka haingony fotsiny!
67. rijadolly ( 26/09/2009 05:19)
Ialako tsiny aty am-boalohany aloha fa tsy tokony izaho izay tsinoitsinona no handeha hanakatra ny fihevitr'Andriamanitra.
Noho izany dia Fanontaniana no ampetrako mba IZY na Jesoa Kristy na ny Fanahy Masina izay miasa ao anatitsika no mamaly antsiaka.

Tena handroaka an'Adama sy Eva tao amin'Saha Edena ve ny fanirian'Andriamanitra sa hitohetra miaraka Aminy mandrakizay?

Ra nisy fandroahana tao amin'io saha io,izay nitarika Fahafatesana ny nofo mihitsy noho ny ota,Izay ihany koa ve ny Fanirian'Andriamanitra ho azy ireo raha namorina ny olombelona IZY?

Ra tany amboalohany ihany,Nisy lamin'Asa efa maty paika ve hoe ahidina ety an-tany Jesoa Kristy indray andro any?

JAONA 3: 16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
loha teny:
Hanao inona aty ary ?
cutie:
raha samy mbola eto an-tany de mitovy daholo ny test fa tsy misy maivana kokoa ny an'ny sasany akory
Eny tokoa mbola marina ihany ny tenin'ise misaotra betsaka,nefa anie ry cutie dia ny hevitro mihitsy anie zany diso hatrany an-kibon-dReniny satria heveriko fa misy antony ny fialany kely amin'tontolo e! Misaotra e!


68. ikaretsaka ( 26/09/2009 15:56)
Tena handroaka an'Adama sy Eva tao amin'Saha Edena ve ny fanirian'Andriamanitra sa hitohetra miaraka Aminy mandrakizay


raha lazaina fa mahalala ny zvtr rehetra Atra .. tsy ho fantany ve hoe hanondrana ireo olona anankiroa ireo
69. ni81 ( 26/09/2009 16:32)
raha lazaina fa mahalala ny zvtr rehetra Atra .. tsy ho fantany ve hoe hanondrana ireo olona anankiroa ireo
Inona no tsy fantany moa?
70. ikaretsaka ( 26/09/2009 18:42)
ok!
de avereo dinihina @ izay le fanontanian'i Rijadolly aza
71. cutie ( 26/09/2009 22:15)
Hoy i cutie:
raha samy mbola eto an-tany de mitovy daholo ny test fa tsy misy maivana kokoa ny an'ny sasany akory
Eny tokoa mbola marina ihany ny tenin'ise misaotra betsaka,nefa anie ry cutie dia ny hevitro mihitsy anie zany diso hatrany an-kibon-dReniny satria heveriko fa misy antony ny fialany kely amin'tontolo e! Misaotra e!

fa natao taiza hono le FM no diso hatrany ankibon-dreniny :-D :-D :-D :-D
72. cutie ( 26/09/2009 22:17)
Ra nisy fandroahana tao amin'io saha io,izay nitarika Fahafatesana ny nofo mihitsy noho ny ota,Izay ihany koa ve ny Fanirian'Andriamanitra ho azy ireo raha namorina ny olombelona IZY

Tena handroaka an'Adama sy Eva tao amin'Saha Edena ve ny fanirian'Andriamanitra sa hitohetra miaraka Aminy mandrakizay?

non
73. cutie ( 26/09/2009 22:19)
[quote]Ra tany amboalohany ihany,Nisy lamin'Asa efa maty paika ve hoe ahidina ety an-tany Jesoa Kristy indray andro any[/quote
sady eny no tsia :)
74. rijadolly ( 27/09/2009 05:25)
Ra nisy fandroahana tao amin'io saha io,izay nitarika Fahafatesana ny nofo mihitsy noho ny ota,Izay ihany koa ve ny Fanirian'Andriamanitra ho azy ireo raha namorina ny olombelona IZY
cutie:
non


Ra tany amboalohany ihany ahoana @ zay ny fihevitry Cutie amin'ty tenin'ol ray ty
Cutie>>>>Mitovy fijery an'ise za eo amin'ilay hoe nandresy ny fahafatesana Jesoa ary nanao ny sorona ny aiNy.
eo @ lé Fahafatesana=tsy fifohazam-panahy # maty tena maty. Ra ny fahazoako ny nanaovan' Andriamanitra ny olombelona dia hitehetra mandrakizay eo amin'sahan'Edena( tsy ho faty mihitsy) dia kitsipona iray no omeko an'ise mba hanazava ilay fahafatesana : ROMAN 6: 23 Fa fahafatesana no tambin'ny ota; ary fiainana mandrakizay no fanomezam-pahasoavana avy amin'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika. Romana 56: 12 Koa izany dia tahaka ny nidiran'ny ota avy tamin'ny olona iray ho amin'izao tontolo izao, ary ny ota no nidiran'ny fahafatesana, ka nahatratra ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra;
fianana mandrakizay hoy zizy fa tsy nisy resaka we fiainana mandrakizay ao @ saha edena
75. cutie ( 27/09/2009 13:59)
tenin'oul io fa tsy teniny, de raha io ny fandraisan'le oul ny teniny, ahona ny fandraisan'i toi azy :)
76. cutie ( 28/09/2009 03:54)
Ra tany amboalohany ihany ahoana @ zay ny fihevitry Cutie amin'ty tenin'ol ray ty
Voalaza teo :
Cutie>>>>Mitovy fijery an'ise za eo amin'ilay hoe nandresy ny fahafatesana Jesoa ary nanao ny sorona ny aiNy.
eo @ lé Fahafatesana=tsy fifohazam-panahy # maty tena maty. Ra ny fahazoako ny nanaovan' Andriamanitra ny olombelona dia hitehetra mandrakizay eo amin'sahan'Edena( tsy ho faty mihitsy) dia kitsipona iray no omeko an'ise mba hanazava ilay fahafatesana : ROMAN 6: 23 Fa fahafatesana no tambin'ny ota; ary fiainana mandrakizay no fanomezam-pahasoavana avy amin'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika. Romana 56: 12 Koa izany dia tahaka ny nidiran'ny ota avy tamin'ny olona iray ho amin'izao tontolo izao, ary ny ota no nidiran'ny fahafatesana, ka nahatratra ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra

tsy mitovy ny fihevitsika ry rija, ny ahy mbola averiko ihany fa ny fahafatesana midika fa matory aram-panahy. Raha le resaka we fahafatesana no tambin'ny ota, ny fahazahoako azy de ny mbola fianteherana @ zao tontolo zao no mahatonga anao ho jamba tsy hahita ny real truth, dikan'ny fahafatesana eto midika haizina.
le we ary fiainana mandrakizay no fanomzezam-pahasoavana...........: araky le lazainareo foana we mifoha aram-panahy io, matoa efa maty jesoa sy nitsangana indray hamonjy anao , efa voavonjy enao zany raha nifoha aram-panahy, efa ao aminy fa tsy misy tsony we mbola hiandry ny saha edena indray lol.
Zany we azonao iainana zao de zao io fa tsy hiandry we fara andro sy ny tariny sy ny we hiandry ny fitsarana farany. Tantara hafa ndray iny tsy hidirako lalina :)
Zany we live the moment :)
77. majesty ( 28/09/2009 04:10)
Ika:
misy tantara izay Ra majesty hoe fa maninona ny "Tanana tsary mivaky loha @ hoe fa maninona izy no tanana.. fa tanana ny andraikiny de ataony ny asa maha tanana azy..de ambaka ve "ianona"?


Tsy mivaky loha ny tanana satria tsisy loha ho vakiana eo isainany :)

cutie :
ka i majesty ohtran'ny te hanasaro-javatra nefa efa we minoa fotsiny ihany no asesika impiry any an-dohanareo


Sao dia olona hafa zany ry cutie fa za tsy anisan'ilay hoe minoa fotsiny ihany zany, diso adiresy be ndry ;)
78. cutie ( 28/09/2009 04:16)
Voalaza teo :
ka i majesty ohtran'ny te hanasaro-javatra nefa efa we minoa fotsiny ihany no asesika impiry any an-dohanareo


Sao dia olona hafa zany ry cutie fa za tsy anisan'ilay hoe minoa fotsiny ihany zany, diso adiresy be ndry

fa in fotsiny refa tsy we minoa fotsiny ihany :?


efa nifoha sahady nga :wink:
79. ikaretsaka ( 28/09/2009 04:28)
majesty:

Ika:
misy tantara izay Ra majesty hoe fa maninona ny "Tanana tsary mivaky loha @ hoe fa maninona izy no tanana.. fa tanana ny andraikiny de ataony ny asa maha tanana azy..de ambaka ve "ianona"?


Tsy mivaky loha ny tanana satria tsisy loha ho vakiana eo isainany :)


odry: ny loha-tanana!


:wink:
80. cutie ( 28/09/2009 04:55)
:-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091