Hanao inona aty ary ?
1. majesty
(
21/09/2009 04:29)
Zavatra 3 no manamarika ny fiainan'ny olombelona amin'ny ankapobeany :
1) TERAKA
2) MANAMBADY
3) MATY
Dia mipetraka ny fanontaniana hoe raha izay foana no fizotran'ny fiainana ety ambany masoandro dia maninona ary isika no misy ? dia inona no ataontsika aty ?
Misaotra!
1) TERAKA
2) MANAMBADY
3) MATY
Dia mipetraka ny fanontaniana hoe raha izay foana no fizotran'ny fiainana ety ambany masoandro dia maninona ary isika no misy ? dia inona no ataontsika aty ?
Misaotra!
répondu par cutie le 07/10/2009 19:19
2. ikaretsaka
(
21/09/2009 04:36)
Satria isika partie ana cercle anankiray (circle of life)
Tahakan'ny zava boahary rehetra...
Ny tany koa izao mihodikodina eo... ny azy aza tsisy etapes fa miodina eo..fa zay ny maha tany azy..tsy misy hoe fa manao inona ary
Tahakan'ny zava boahary rehetra...
Ny tany koa izao mihodikodina eo... ny azy aza tsisy etapes fa miodina eo..fa zay ny maha tany azy..tsy misy hoe fa manao inona ary
4. Crionlas
(
21/09/2009 06:24)
Inona ny tanjonao?
Tsy zaranao ary ve manana safidy toy izany!
Na ipetraka fotsiny aza de izay no ataonao aty!
Profiteo fa anananao ny fiainana; safidy; tombotsoa.
Ny mampiasa azy io@ ze tokony ho izy no takîny amitsika.
MIFALIA DE MAEREZA! io atao filamatra :roll:

5. hery
(
21/09/2009 06:57)
Io no mahatonga ny hoe impossible raha manjavona fotsiny ny olona fa tsy maintsy misy ny zavatra aorian'ito tany ito.
Ohatran'ny hafahafa ihany hoe tsy nisy dia avy eo nisy nandritra ny 80 taona teo dia avy eo miverina tsy misy indray. Izany hoe tahaka ny mieritreritra hoe taiza aho t@ 100 taona lasa no ieritreretana ny hoe aiza aho raha afaka 100 taona.
Amiko ny fisiana dia fanombohana fa ny fahafatesana dia tsy fiafarana satria tsy possible mihitsy hoe fotoana fohy ao anatin'ny fotoana tsy voafetra fotsiny no fisiana.

6. ni81
(
21/09/2009 11:25)
Zavatra 3 no manamarika ny fiainan'ny olombelona amin'ny ankapobeany :hiasa sy hamokatra ny tany! :)
1) TERAKA
2) MANAMBADY
3) MATY
Dia mipetraka ny fanontaniana hoe raha izay foana no fizotran'ny fiainana ety ambany masoandro dia maninona ary isika no misy ? dia inona no ataontsika aty ?
Misaotra!
7. cutie
(
21/09/2009 11:32)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 21-09-2009 06:29:12
Lohateny : Hanao inona aty ary ?
Zavatra 3 no manamarika ny fiainan'ny olombelona amin'ny ankapobeany :
1) TERAKA
2) MANAMBADY
3) MATY
Dia mipetraka ny fanontaniana hoe raha izay foana no fizotran'ny fiainana ety ambany masoandro dia maninona ary isika no misy ? dia inona no ataontsika aty ?
Misaotra!
zavatra 2 ny ahy no manamarika ny fiainan'olombelona: birth and death :lol:
8. ikaretsaka
(
21/09/2009 12:52)
Izay le ilazanay 3 dahy..zahako, soanja, rakaroka... hoe androany aloha atao tsara
9. rakaroka
(
21/09/2009 13:15)
Izay mihitsy ry Ika a! Ny lasa tsy miverina! ..."ny "viable" dia "atrehina tsara" izay ahaLAFATRA" azy,tsy misy négligé-na na ny iray segaondra aza!
rehefa izany dia "avela" ho avy izay ho avy!...Efa vita aloha ny tian-katao koah!
rehefa izany dia "avela" ho avy izay ho avy!...Efa vita aloha ny tian-katao koah!
10. cutie
(
21/09/2009 13:26)
Amiko ny fisiana dia fanombohana fa ny fahafatesana dia tsy fiafarana satria tsy possible mihitsy hoe fotoana fohy ao anatin'ny fotoana tsy voafetra fotsiny no fisiana.
io alou de mitombona :)
11. soanja
(
21/09/2009 14:03)
hery:
Amiko ny fisiana dia fanombohana fa ny fahafatesana dia tsy fiafarana satria tsy possible mihitsy hoe fotoana fohy ao anatin'ny fotoana tsy voafetra fotsiny no fisiana.
Mampatsiahy ahy ny resaka fizika sy simia izany. Tsy hoe foana- tsy misy intsony- n y zavatra efa misy fa mivadika element hafa izy na mifangaro amin'ilay zavatra manova azy eo. Misy mihevitra mantsy fa ny foana dia tsy misy n'inona n'inona. Nefa ny foana dia feno rivotra sy elements hafa saingy tsy hita amin'ny maso tsotra fotsiny.
12. soanja
(
21/09/2009 14:17)
majesty:
2) MANAMBADY
Amiko tsy ny FANAMBADIANA no maheteny azy angamab satria isika olombelona tsy voatery hanambady fa afaka ho masera, mopera, sns sns... koa.
Ny Filozofiako dia misy itovizana amin'ny an'i Cutie.
Varavarana roa no atrehana eto an-tany (planete Earth= olombelona fa tsy Alien) ka hiaina malalaka eto dia ny fahateraha sy ny fahafatesana. Ny eo ampovoan'io dia ny antsoina hoe FIFANDRAISANA. na MIAINA.
Io raha ny baiboly no raisiko dia hoe " Ianareo no fanasin'ny tany..." Ny aina anananao dia hitaky fifandraisana ka isan-karazany ny fifandraisana fa ny goavana indrindra dia ny fifandraisana amin'ny samy olombelona. Tsy maintsy hisy hamelona aloha ianao raha mbola zaza- fifandraisana io ary tena goavana indrindra- rehefa lehibe ianao dia afaka misafidy izay tianao atao raha tsy hoe andevozina angaha.
Ny fifandraisana amin'ny natiora indray dia tsy ananantsika safidy fa mila misakafo isika ary ny hahafahana misakafo dia mila mamokatra amin'ny alalan'ny asa sns... na manantena ny hafa hamelona ny tena.
Tafiditra ao anatin'io fifandraisana io ny fanjakana sns sns.... tsy afabela isika raha mbola velona fa mitaky fifandraisana ny fiainana. Miankina amintsika anefa ny misafidy izany fifandraisana izany. Eo ny saina no miasa!
13. soanja
(
21/09/2009 14:24)
majesty:
maninona ary isika no misy ? dia inona no ataontsika aty ?
Ny Mpandinika fiainana na filozofy be dia be no nametraka io fanontaniana io. Azo valiana tsara io miankina amin'ny tsirairay anefa.
Raha malalaka aho dia afaka manome vitsivitsy ny fihevitry ny filozofy isankarazany fa raha ny ahy dia tsy voavaliko io satria ny fisiantsika dia efa talohan'ny fisian'ny tany. Niara niforona tamin'ny Universe isika tamin'ny fiforonany. Tsy mahatakatra anefa ny atidohako amin'izao hoe ahoana marina ity Universe ity? iray ihany ve sa be dia be koa? Andriamanitra no ambadik'io Universe io ary ao anatiny mametraka ny lalana sns saingy goavana loatra ny momba azy ka tsy ho vitan'ny saiko kely bitika mihoatra noho ny atoma manoloana ny Universe. Miaina aho satria nosafidian'Andriamanitra fa handalo eto an-tany.
Mazotoa mikaroka e!
14. simplex
(
21/09/2009 14:52)
ka ity ve tsy mifandraika @ le hoe tsara ve sa ratsy ny fahafahatesana e? :)
miankina @ izay satria raha ohatra ka dia aza afohezina be ilay etape anaki3 io hoe:
* Teraka
* Maty
:P
15. soanja
(
21/09/2009 14:56)
simplex:
ka ity ve tsy mifandraika @ le hoe tsara ve sa ratsy ny fahafahatesana e? :)
miankina @ izay satria raha ohatra ka dia aza afohezina be ilay etape anaki3 io hoe:
* Teraka
* Maty
:P
Misy fifandraisany na mifandraika tokoa ireo size ireo amiko aloha.
16. simplex
(
21/09/2009 15:07)
:)
mazava be izany fa izao no tohiny
majesty:hankafy ;-)
Dia mipetraka ny fanontaniana hoe raha izay foana no fizotran'ny fiainana ety ambany masoandro dia maninona ary isika no misy ? dia inona no ataontsika aty ?
^:^
18. niryna
(
22/09/2009 04:35)
majesty:
Zavatra 3 no manamarika ny fiainan'ny olombelona amin'ny ankapobeany :
1) TERAKA
2) MANAMBADY
3) MATY
dia tohizako
miandry ny fiainana any an-koatra izay io no lava indrindra fa izao fiainana izao dia fandalovana fotsiny
Dia mipetraka ny fanontaniana hoe raha izay foana no fizotran'ny fiainana ety ambany masoandro dia maninona ary isika no misy ? dia inona no ataontsika aty ?
Misaotra!
Inona no antony nahatonga antsika ety an-tany?
mba izara ny tenin'Atra,mba anatanteraka ny hafany dia ny fitoriana ireo olona izay mbola tsy mahalala Azy
Isika rehetra ,tsirairay dia misy antony avokoa no nahatongavantsika ety ambonin'ny tany ka ny voalohany indrindra dia ny mba izara ny fahasoavana nomen'Atra antsika ho an'ny hafa
Ny faharoa dia ny manome fitiavana ireo namana sy fahavalo na olona tsy tia antsika
Ny mizara izany fitiavana izany amin'ny mpiara-belona amintsika
Manana jiro isika satria ilay jiro dia tsy iza fa ilay kristy izay mamirapiratra ato anatintsika ary dia mizara ireo izay tsy manana izany jiro izany
Voatery haka jiro aty amintsika ve ny olona? tsy voatery fa nomena maimaimpoana isika ka izay mangetaheta dia zaraina maimaimpoana ihany koa
Inona no fahatsiarovana tiantsika ho tadidin'ny olona amintsika rehefa hatrizay ka miala ety isika :arrow: izay koa dia mbola anisany fiainana andalovantsika:nanao soa olona ve sa loza be sy tia tena,mba nizara ve na dia teny mamikely fotsiny ihany aza eny fa na dia tsiky kely fotsiny ihany aza sa olon-doza sy mikonjokonjo ?
Matetika moa ny olona rehefa maty na nasiaka be sy loza be aza dia tsy misy miteny izany intsony saingy anjarantsika no mizara ilay fahasoavana nomen'Atra antsika amin'ny hafa ary izay koa dia fahatsiarovana lehibe amin'ny fiainana satria na iray fotsiny aza no voavonjinao ao anatin'ny androm-piainanao dia fifaliana lehibe izany
Mahafantatra ihany koa fa tsy izao filan'ny nofo izao irery ihany akory no fiainana fa mbola misy fiainana aorian'ny fahafatesana ary io no lavabe indrindra ka dia miandrandra an'io koa ny tena amin'ny maha kristiana ny tena
ireo no hevitro
19. majesty
(
22/09/2009 10:17)
Napetraka ihany ilay loha-hevitra aloha au moin mba misy olona ahafantatra ny antom-pisiany ireo izay tsy nieritreritra momba an'izay mihitsy.
Dia fanontaniana manaraka an'io hoe aiza ho aiza ary zany no itoeran'ny réincarnation amin'io resaka io ho an'ireo izay mandala an'izany, satria iaraha-mahalala fa vitsy ny olombelona teny am-piandohana dia @ izao ntsika miteny izao any ho any @ 6 milliards mahery any izy.Dia raha atao hoe za efa nisy taloha tany dia lasa niverina nivelona eto indray ankehitriny, dia lasa sady misy ny création izany no misy ny réincarnation ? satria raha ataontsika hoe 1 million ny olona taloha dia tokony ho 1 million ihany koa ny réincarné dia avy aiza ireo olona 6 milliard mahery ankehitriny ?

20. ni81
(
22/09/2009 10:21)
Dia fanontaniana manaraka an'io hoe aiza ho aiza ary zany no itoeran'ny réincarnation amin'io resaka io ho an'ireo izay mandala an'izany, satria iaraha-mahalala fa vitsy ny olombelona teny am-piandohana dia @ izao ntsika miteny izao any ho any @ 6 milliards mahery any izydia aleo aloha ho hita eo izany izay ambaran-dreo ny amin'io e! :)