Hanao inona aty ary ?

21. hery ( 22/09/2009 10:31)
re-incarnation ahoana koa?

Tsy fivoarana indray izany fa lasa cycle..
22. dangytsmaty ( 22/09/2009 10:51)
majesty:

Zavatra 3 no manamarika ny fiainan'ny olombelona amin'ny ankapobeany :
1) TERAKA
2) MANAMBADY
3) MATY
Dia mipetraka ny fanontaniana hoe raha izay foana no fizotran'ny fiainana ety ambany masoandro dia maninona ary isika no misy ? dia inona no ataontsika aty ?


Misaotra!

Iny ndray aloha de fanontaniana sarotra valiana e. Satria mantsy raha mino ny fisian'Ilay Nahary ianao dia Izy ihany no mahalala hoe nahoana no izao tontolo izao "Ndeha isika hamorona olona tahaka ny endritsika!" any @ Genesisy any zany.(????)

23. ikaretsaka ( 22/09/2009 14:59)
hery:

re-incarnation ahoana koa?

Tsy fivoarana indray izany fa lasa cycle..



nga moa tsy cycle ny resaka eto?
24. soanja ( 22/09/2009 22:08)
majesty:

Napetraka ihany ilay loha-hevitra aloha au moin mba misy olona ahafantatra ny antom-pisiany ireo izay tsy nieritreritra momba an'izay mihitsy.
Dia fanontaniana manaraka an'io hoe aiza ho aiza ary zany no itoeran'ny réincarnation amin'io resaka io ho an'ireo izay mandala an'izany, satria iaraha-mahalala fa vitsy ny olombelona teny am-piandohana dia @ izao ntsika miteny izao any ho any @ 6 milliards mahery any izy.Dia raha atao hoe za efa nisy taloha tany dia lasa niverina nivelona eto indray ankehitriny, dia lasa sady misy ny création izany no misy ny réincarnation ? satria raha ataontsika hoe 1 million ny olona taloha dia tokony ho 1 million ihany koa ny réincarné dia avy aiza ireo olona 6 milliard mahery ankehitriny ?
:)


Hovaliako raha vao manampotoana aho. Misaotra nametraka ny fanontaniana.


25. majesty ( 23/09/2009 04:31)
Miandry an'i soanja zany :)
26. ikaretsaka ( 23/09/2009 13:27)
fa tena important nohon'ny hoe 'efa misy sy nomena andraikitra ianao" ka ataovy sy tohizo ny andraikitra nomena anao
nohon'ny misavombona sy lasa ambiroa @ hoe "tena misy ve enao sa tsy nisy... sy ny hoe naninona ary enao no nisy"?
27. cutie ( 23/09/2009 13:49)
nohon'ny misavombona sy lasa ambiroa @ hoe "tena misy ve enao sa tsy nisy... sy ny hoe naninona ary enao no nisy

tsotra ny valiny e, misy enao satria misy zay ihany :-D
28. majesty ( 24/09/2009 04:44)
cutie :
tsotra ny valiny e, misy enao satria misy zay ihany


tsy ratsy kosa le simplicité an ;)

ika :
fa tena important nohon'ny hoe 'efa misy sy nomena andraikitra ianao" ka ataovy sy tohizo ny andraikitra nomena anao
nohon'ny misavombona sy lasa ambiroa @ hoe "tena misy ve enao sa tsy nisy... sy ny hoe naninona ary enao no nisy"?


Ny fahafantarana ny anton'ny fisiana eo amin'ny toe-javatra iray no mitarika ho amin'ny fahazavan'ny iraka na ny andraikitra tanana ka ahafahana miaina araka ny tokony ho izy eo @ toerana misy ny tena.
29. ikaretsaka ( 24/09/2009 16:43)
misy tantara izay Ra majesty hoe fa maninona ny "Tanana tsary mivaky loha @ hoe fa maninona izy no tanana.. fa tanana ny andraikiny de ataony ny asa maha tanana azy..de ambaka ve "ianona"?
30. cutie ( 24/09/2009 18:09)
. Mpandefa : majesty [ Valio ] 24-09-2009 06:44:25
Lohateny : Re : Hanao inona aty ary ?
cutie :

Voalaza teo :
tsotra ny valiny e, misy enao satria misy zay ihany


tsy ratsy kosa le simplicité an

ka i majesty ohtran'ny te hanasaro-javatra nefa efa we minoa fotsiny ihany no asesika impiry any an-dohanareo :-D
31. ikaretsaka ( 24/09/2009 18:42)
ka amzare ry cutie le tsisy misy fa le misy tsisy an!
32. cutie ( 24/09/2009 19:02)
:-D :-D :-D :-D
33. rijadolly ( 24/09/2009 20:46)
Zavatra 2 no manamarika ny fiainan'ny olombelona amin'ny ankapobeany :
1) TERAKA
2) MATY
Dia mipetraka ny fanontaniana hoe raha izay foana no fizotran'ny fiainana ety ambany masoandro dia maninona ary isika no misy ? dia inona no ataontsika aty ?
Misaotra!
Oh naovako 2 le izy fa zay ny hitako hevitra iraisana farany ao ambony ao no sady ekeko ihany koa.
Isika rehetra dia samy zanak'Andriamanitra.Ra ny hevitro manokana dia naidina tety an-tany isika (teraka),mba ho test-na
Mba ho test-na sao mivadika oh ilay anjely niodina tany an-danitra tany sy oh Adama sy Eva.Ety an-tany no misy fankampanahy maro afahana ahalalana ny fahatsaratsika na ny faharatsiatsika(tsy miorina).(Miaina hoy Soanja ao ambony ao) Tsetsatsetsa tsy haritra kely ty...;Any monaster reny marina ve dia afahana mahazo antoka fa tsy hivadika raha sendran'ny fankampanahy ny olona avy any? satria mantsy tsy ahitana izany any,eny fa na ny tsy fisiana fotsiny aza.
Ny ota ataontsika no mitarika ny Fahafatesana
ika:
nga moa tsy cycle ny resaka eto?
dia eo ndray zany no miverina raha tsy nahafapo ny test nao,mi-double enao. any @fahafatesana mandrakizay enao ra mbola mi-triple eo ihihihihih!
34. cutie ( 24/09/2009 21:22)
...;Any monaster reny marina ve dia afahana mahazo antoka fa tsy hivadika raha sendran'ny fankampanahy ny olona avy any? satria mantsy tsy ahitana izany any,eny fa na ny tsy fisiana fotsiny az

any an-danitra nga ny monaster no tsy ahitana fakam-panahy :-D :-D :-D :-D
35. Ratoa ( 25/09/2009 00:11)
Isika dia an'isan'ny voarin'Andriamanitra ary nataony anjaka amin'ny voary hafa. Isika koa dia mpandova an'i Adama sy Eva. Izay no fazahoako azy. Dia tahaka ani' Dadabe sy Nenibe Adama sy Eva, natao aharitra ho doria isika saingy naditra i Dadabe sy Nenibe dia nandova izany isika (péché originel mitarazoka sa mianjady amin'ny fara mandimby= isika) . Dia nataoNY "mety maty" (mortel) sy mandalo ety an-tany . Dia raha manaraka ny Mpamonjy, an'i Kristy sorona ho antsika, sy mibebaka dia ho velomina mandrakizay.
Fandalovana fotsiny izany ny ataon-tsika eto: mivahiny.
Sa tsy izay?
36. ikaretsaka ( 25/09/2009 02:14)
cutie:

...;Any monaster reny marina ve dia afahana mahazo antoka fa tsy hivadika raha sendran'ny fankampanahy ny olona avy any? satria mantsy tsy ahitana izany any,eny fa na ny tsy fisiana fotsiny az

any an-danitra nga ny monaster no tsy ahitana fakam-panahy :-D :-D :-D :-D


Eny hoa...
37. soanja ( 25/09/2009 02:40)
rijadolly:


Ny ota ataontsika no mitarika ny Fahafatesana[quote=ika]


Ka i Jesoa dia maty teo ambony hazo fijaliana. Isan'ny nanota koa ve Izy izany?


38. cutie ( 25/09/2009 03:22)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 25-09-2009 04:40:54
Lohateny : Re : Hanao inona aty ary ?
Hoy i rijadolly:


Ny ota ataontsika no mitarika ny Fahafatesana[quote=ika]



Ka i Jesoa dia maty teo ambony hazo fijaliana. Isan'ny nanota koa ve Izy izany?

ka i jesoa nanao sorona ny ainy koa, sady raha araky ny finoana xstiana izy de nandresy ny fahafatesana.
Le fahafatesana alou eto raha araky ny fahalalako azy de midika tsy fifohazam-panahy fa tsy we maty tena maty akory e :D
39. soanja ( 25/09/2009 03:37)
cutie:

Mpandefa : soanja [ Valio ] 25-09-2009 04:40:54
Lohateny : Re : Hanao inona aty ary ?
Hoy i rijadolly:


Ny ota ataontsika no mitarika ny Fahafatesana[quote=ika]



Ka i Jesoa dia maty teo ambony hazo fijaliana. Isan'ny nanota koa ve Izy izany?

ka i jesoa nanao sorona ny ainy koa, sady raha araky ny finoana xstiana izy de nandresy ny fahafatesana.
Le fahafatesana alou eto raha araky ny fahalalako azy de midika tsy fifohazam-panahy fa tsy we maty tena maty akory e :D


Raha niala aloha ny ainy dia maty izy e sa ahoana?
Nandresy ny fahafatesana tokoa izy satria nitsangana tamin'ny maty.

Raha ny fieritreretan'Andriamanitra ve hoe i Adama sy Eva ihany no tokony ho olombelona eto an-tany izany? tsy hitako tao anaty baiboly mantsy hoe nilaza Izy fa hiteraka ireo raha tsy efa nisy ny "ota". Zany hoe efa noroahina tao anaty sahan'ny Edena mihitsy vao raikitra ny fiterahana. Zany hoe i Jesoa izany hanao mission no nahatongavany taty amintsika. Fa talohan'io zany Izy inona sa ahoana sa???? Ka raha tahiany hoe tsy nanota ny olombelona tsy tonga mihitsy zany Izy e? Misaotra indrindra ho an'izay hamaly. Alefaso ny tsimpona fa tsy manahy! Aza tezitra ialahy ry Ika an!


:D :-* :-* :-* (l)

Misy antony ireo fanontaniako ireo mba hahatonga ahy hanazava ny hoe ahoana tokoa ny antony nahatongavantsika taty e fa tsy i Planeta 05497 no niainantsika any amin'i Galaxy balaboloooo ohatra. Inona marina ity fiainana ity?
40. ikaretsaka ( 25/09/2009 03:48)
Ka raha tahiany hoe tsy nanota ny olombelona tsy tonga mihitsy zany Izy e?

ny fahitako anazy isika vokatr'ilay nomena "free will" sy afaka misafidy dia natao hanota foana.
Donc ho tonga foana izy!

fa imagineo ange hoe raha tsy nanam-pidiny isika e? dia Ivereno apetraka @ zay ny fanontanianao


HS kely: Nisy Rangahy nanao Artificial intelligence izay tao @ MIT nanao an'io fanandramana io hoe no programmer-ny aloha ilay robot hoe tsy hanana safidy fa hanaiky ze teneniny... de avy eo no programmer-ny hoe hanana free will @ zay ...
inona hoy ianao no nitranga? -> nanomboka nanondrana le robot (nanota satria tsy nifanaraka intsony @ tadiavin lery no nataony) -> nila ni intervene lery!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085