Hanao inona aty ary ?
141. majesty
(
05/10/2009 06:22)
cutie :
fanahy inona ao @ biby no inoan'i cutie , fanahy fofon'aina sa fanahy toetra ,sa fanahy toe-tsaina ???
za alou mino fa manam-panahy ny biby e
fanahy inona ao @ biby no inoan'i cutie , fanahy fofon'aina sa fanahy toetra ,sa fanahy toe-tsaina ???
142. ikaretsaka
(
05/10/2009 11:30)
Mandefitra:
sao dia "Ise" no nanao "interpretation fahatany"? :D
Vakio nge ty valin-tenin Ika ty e :
Tsisy fanahy izanyrazezo sy le voromelala eto satria biby?
De hono ho aho : i Jesoa tonga taty zany, tsy fanahin'olona ihany no navotaNy fa ny fanahim-biby o?
Izao tontolo izao no navotany ry mandefitra a..@ alalan'ny famerenana ny olona hahafantatra ny conception hoe ohatran izao izany andriamanitra izany de zizao no fijery tokony hananana..de mifanasoa samy matiora @ zay
143. ni81
(
05/10/2009 11:50)
Ka ny olombelona aza mbola vitsy dia vitsy no mino azy, koa dia ny biby ho tafiditra anatin'izany? :D
144. cutie
(
05/10/2009 12:20)
140. Mpandefa : majesty [ Valio ] 05-10-2009 08:22:15
Lohateny : Re : Hanao inona aty ary ?
cutie :
Voalaza teo :
za alou mino fa manam-panahy ny biby e
fanahy inona ao @ biby no inoan'i cutie , fanahy fofon'aina sa fanahy toetra ,sa fanahy toe-tsaina ???
izy rehetra :D
145. cutie
(
05/10/2009 12:21)
141. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 05-10-2009 13:30:03
Lohateny : Re : Hanao inona aty ary ?
Hoy i Mandefitra:
sao dia "Ise" no nanao "interpretation fahatany"?
Vakio nge ty valin-tenin Ika ty e :
Voalaza teo :
Tsisy fanahy izanyrazezo sy le voromelala eto satria biby?
De hono ho aho : i Jesoa tonga taty zany, tsy fanahin'olona ihany no navotaNy fa ny fanahim-biby o?
Izao tontolo izao no navotany ry mandefitra a..@ alalan'ny famerenana ny olona hahafantatra ny conception hoe ohatran izao izany andriamanitra izany de zizao no fijery tokony hananana..de mifanasoa samy matiora @ zay
Nahatsiaro an'i IKa za t@ omaly :D
149. ikaretsaka
(
06/10/2009 11:51)
Nga moa misy maro izy io ra majesty?
Noheveriko mantsy hoe 1 ihany toy ny olombelona
Na olon-dratsy io na olomanga na olon-tiana... na izay teny hafa ampiarahanao @ olona... ny olona de olona foana ataoko
Noheveriko mantsy hoe 1 ihany toy ny olombelona
Na olon-dratsy io na olomanga na olon-tiana... na izay teny hafa ampiarahanao @ olona... ny olona de olona foana ataoko
150. cutie
(
06/10/2009 13:24)
147. Mpandefa : majesty [ Valio ] 06-10-2009 06:21:29
Lohateny : Re : Hanao inona aty ary ?
cutie : fanahy cocktail ve zany ???
tsy ho azon'i majesty mandrakizay le izy satria toi tsy mino koa , de aleo zahay mino ihany no hino raha zany, refa misokatra ny masom-panahinareo any ho any vo maika tsara lol
151. cutie
(
06/10/2009 20:07)
147. Mpandefa : majesty [ Valio ] 06-10-2009 06:21:29
Lohateny : Re : Hanao inona aty ary ?
cutie : fanahy cocktail ve zany ???
ary elaela vo azoko an-tsaina le we cocktail :-D :-D :-D mampatsiaro ahy cocktail tena cocktail lol
152. majesty
(
07/10/2009 05:17)
Cutie : ndry ange mora mahazo zavatra ihany rehefa azavaina elaela e ;)
154. cutie
(
07/10/2009 19:19)
tsy zany fa maikamaika za t@ namaly an'le 1 iny fa nony avy nirava niasa za vo nahita an'le cocktail lol
:D
:D
