Hanao inona aty ary ?

101. majesty ( 29/09/2009 05:15)
soanja :
Efa finoana hafa mintsy izao io anao io fa tsy tafiditra ao anatin'ny tontolon'ny finoana Kristiana intsony.
102. ni81 ( 29/09/2009 07:59)
soanja :
Efa finoana hafa mintsy izao io anao io fa tsy tafiditra ao anatin'ny tontolon'ny finoana Kristiana intsony.
zà koa mitovy fijery @ majesty eto.
103. soanja ( 29/09/2009 10:54)
majesty:

soanja :
Efa finoana hafa mintsy izao io anao io fa tsy tafiditra ao anatin'ny tontolon'ny finoana Kristiana intsony.


Ie tsy finoana Xtianina io ka fa finoan'i Soanja. Tafiditra ao anatin'i finoan'i Soanja i Kristy. Ny Xtianina raha tsy diso aho tsy mino ny reincarnation dia zah no niezaka nanazava ny finoako azy.


104. fahamarinana ( 29/09/2009 10:58)
:arrow: soanja : fa ny tiako hanontaniana koa hoe fa Fiangonana tahaka ny any Xna ihany no andehananjy fa tsy hoe Fiangonana manokana kosa angamba ? Azo valiana akia na tsy valiana na ary amin'ny hafatra aza tsy manahy !Mba mahalasa ny saiko monja ! Misaotra raha afaka mamaly an ! :) (l)
105. ikaretsaka ( 29/09/2009 17:15)
majesty:

soanja :
Efa finoana hafa mintsy izao io anao io fa tsy tafiditra ao anatin'ny tontolon'ny finoana Kristiana intsony.

Finoana Xtianina madio mangarangarana io fa tsy le atsoin'i cutie hoe 'right wing freako fanatics' fotsiny ka...
Raha mijery ny theologie Thomiste (st Thomas d'aquin) dia. Betsaka ny miompana @ io fa izany hoe eto le izy de nofitimpitinin'i soanja fotsiny...
Amiko manokana koa ra majesty de inclusive ny Xtianina fa tsy exclusive a ary principe de fondements io nolazain'i soanja io

106. cutie ( 29/09/2009 21:58)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 29-09-2009 12:54:01
Lohateny : Re : Hanao inona aty ary ?
Hoy i majesty:

soanja :
Efa finoana hafa mintsy izao io anao io fa tsy tafiditra ao anatin'ny tontolon'ny finoana Kristiana intsony.



Ie tsy finoana Xtianina io ka fa finoan'i Soanja. Tafiditra ao anatin'i finoan'i Soanja i Kristy. Ny Xtianina raha tsy diso aho tsy mino ny reincarnation dia zah no niezaka nanazava ny finoako azy

marina mitsy zany, raha nitory i Kristy tsy niteny mitsy izy we manangana finoana xstiana sa.....................????? ahitsio raha diso. Relation entre enao sy God ihany no atao we finoana :)
107. ikaretsaka ( 30/09/2009 02:27)
mba afaka velabelarin'i Mejsty tokoa ve ny atao hoe "finoana" araka ny fahazoany azy?
de avy eo ny hoe finoana Xtianina!
hahafahanay mahazo kokoa ilay famaritana ka nahatonga anao nanambara ilay raha nambaranao teo hoe itsy izy de itsy tsary izy?
108. Mandefitra ( 30/09/2009 06:37)
Soanja:
Ireo fanahin'i biby aza dia mety hiverina koa ka hiaina ny fiainan'olombelona.


Ikaretsaka:
Finoana Xtianina madio mangarangarana io fa tsy le atsoin'i cutie hoe 'right wing freako fanatics' fotsiny ka...


Fanahim-biby inona no niverina tao @ kristianina Ikaretsaka hahafahanao milaza zavatra toy izao?

Amiko aloha tsy misy fanahy ny biby. Ary tsy hisy mitsy zany hoe fanahin'ny biby hiverina ka hiaina ny fianan'olombelona zany.

109. ni81 ( 30/09/2009 06:53)
Fanahim-biby inona no niverina tao @ kristianina Ikaretsaka hahafahanao milaza zavatra toy izao
:)
110. bor2lais ( 30/09/2009 06:58)
Mandefitra > io mihitsy no nahatonga ahy nanao HS teto hoe : toa samy manana ny famaritany ny antsoina hoe Kristiana ny tsi11 eto izany rehefa vakina ny voasoratra ! :D
111. ni81 ( 30/09/2009 08:31)
Mandefitra > io mihitsy no nahatonga ahy nanao HS teto hoe : toa samy manana ny famaritany ny antsoina hoe Kristiana ny tsi11 eto izany rehefa vakina ny voasoratra !
dia hoy i Ratoa tany ambadika tany hoe:
Ka be HS anie ilay adi-hevitra é!!!!! simy ny faly ny resaka fotsiny.
Rah amanao dissertation amiko ianareo omeko 0./20 daholo. Hafa tsy i soanja
dia izaho aza tsy mahazo io 0/20 io fa -2/20 no homeny ahy angamba :)
112. bor2lais ( 30/09/2009 08:44)
Voalaza etsy ambony :
"dia izaho aza tsy mahazo io 0/20 io fa -2/20 no homeny ahy angamba "
-----
Aza mifampitsiriritsa nôty kosa isika e ! :D
113. ni81 ( 30/09/2009 08:50)
Aza mifampitsiriritsa nôty kosa isika e !
tsy mitsiriritra aho ka! fa mijery hoe tena gida masiso (araka lé fitenin'ny ankizy) :D :-P
114. bor2lais ( 30/09/2009 09:16)
Aza kivy aza i Ni fa kely sisa de tsatsan'se zah ! :D
115. ni81 ( 30/09/2009 10:48)
Aza kivy aza i Ni fa kely sisa de tsatsan'se zah !
tsy kivy anie aho tsy ketraka! mitondra ny oroko petaka :lol: :lol:
116. cutie ( 30/09/2009 13:14)
Amiko aloha tsy misy fanahy ny biby

Fa iza nefa no namorona ny biby???? Tsy ao anatin'ny zava-manan'aina ve ny biby?? Tsy ao anatin'ny atao we voahary ve ny biby??? :) :) :)
117. cutie ( 30/09/2009 13:17)
Mpandefa : bor2lais [ Valio ] 30-09-2009 08:58:33
Lohateny : Re : Hanao inona aty ary ?
Mandefitra > io mihitsy no nahatonga ahy nanao HS teto hoe : toa samy manana ny famaritany ny antsoina hoe Kristiana ny tsi11 eto izany rehefa vakina ny voasoratra

ie tsy hitovy mitsy alou fa samy manana ny azy, na ny oul aza efa tsy mitovy koa maika fa we hitovy hevitra koa??? tsy maintsy misy foana ny fifasamihafana, fa anjaranao no mieritreritra we zay ve no ataonao sakana sa ........................lol
118. rakapy ( 30/09/2009 13:55)
hoy Mandefitra
Amiko aloha tsy misy fanahy ny biby.

Tsy misy mahafanatara na manana fanahy ny biby na tsia. Mety manana fanahy izy ireny fa tsy mitovy ny antsika olombelona ka tsy misy afaka ny hialaza fa tsy manan-panahy ny biby.
Ohatra iray no entiko atao fanoharana:
Misy alika sasany raha avelanao irery ao an-trano dia tsy mangalatra sakafo na hampiditra mpangalatra ao an-tranonao mihintsy nefa misy olombelona ilaozanao kely ao an-tranonao dia manjavona 1 mn ny portable-nao ary ny sasany aza dia mahavita mampiditra mpngalatra ao an-tranonao mihintsy nefa efa karamaina volabe.
Ka asa , inona no atao hoe manam-panahy?
119. cutie ( 30/09/2009 14:02)
za alou mino fa manam-panahy ny biby e :)
120. ikaretsaka ( 30/09/2009 14:03)
izay mantsy rakapy

mandefitra> mamakia tantaran'i St Francois d'assise, na ny antsan'ny zava-voahary!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0153