Hanao inona aty ary ?

41. soanja ( 25/09/2009 03:55)
ikaretsaka:

Ka raha tahiany hoe tsy nanota ny olombelona tsy tonga mihitsy zany Izy e?

ny fahitako anazy isika vokatr'ilay nomena "free will" sy afaka misafidy dia natao hanota foana.
Donc ho tonga foana izy!

fa imagineo ange hoe raha tsy nanam-pidiny isika e? dia Ivereno apetraka @ zay ny fanontanianao


HS kely: Nisy Rangahy nanao Artificial intelligence izay tao @ MIT nanao an'io fanandramana io hoe no programmer-ny aloha ilay robot hoe tsy hanana safidy fa hanaiky ze teneniny... de avy eo no programmer-ny hoe hanana free will @ zay ...
inona hoy ianao no nitranga? -> nanomboka nanondrana le robot (nanota satria tsy nifanaraka intsony @ tadiavin lery no nataony) -> nila ni intervene lery!


Ka inona zany fa tsy 'Set Up' no nanjo antsika zany koo!!!! Sady natao izay hananana safidy, nefa ao anaty safidy hisy safidy " ratsy" avy eo amin'izay tsy maintsy avotana na very. Robot ihany io amiko aloha. Ka maninona moa raha tonga dia atao toy ny t- ihany ilay izy milamina isika " handova tany vaovao" ity tany ity ihany fa tsy miala eto, fa ity no tsy hanana fahotana intsony. Inona anefa no naharatsy izany raha mba tonga dia iny no napetraka fa tsy worawoara lava de be ny tsy tafa! Sa ve tsy ampy kilalao Razezo tany an-danitra?


:(
42. cutie ( 25/09/2009 04:00)
Raha niala aloha ny ainy dia maty izy e sa ahoana?
Nandresy ny fahafatesana tokoa izy satria nitsangana tamin'ny mat

maty izy fa tonga de nitsangana ndray avy eo, ka zay no tsy mampitovy antsika aminy koa, tsika nga mbola hitsangana koa??? za alou tsy mahalala le fitsanganana @ maty e :D
43. cutie ( 25/09/2009 04:02)
Sa ve tsy ampy kilalao Razezo tany an-danitra?


:-D :-D :-D :-D :-D
44. soanja ( 25/09/2009 04:10)
cutie:

Raha niala aloha ny ainy dia maty izy e sa ahoana?
Nandresy ny fahafatesana tokoa izy satria nitsangana tamin'ny mat

maty izy fa tonga de nitsangana ndray avy eo, ka zay no tsy mampitovy antsika aminy koa, tsika nga mbola hitsangana koa??? za alou tsy mahalala le fitsanganana @ maty e :D


Ilay resaka ' fitsanganana" io tena manahirana mihitsy satria hiaraka amin'ny vatana ve sa ahoana/ dia ireny be tattoo ireny ve zany hiravaka tattoo ihany koa rehefa miakatra any an-danitra? sa ireny tsy tafa?


45. cutie ( 25/09/2009 04:14)
Ilay resaka ' fitsanganana" io tena manahirana mihitsy satria hiaraka amin'ny vatana ve sa ahoana/ dia ireny be tattoo ireny ve zany hiravaka tattoo ihany koa rehefa miakatra any an-danitra? sa ireny tsy tafa?

depends on your karma :)
46. ikaretsaka ( 25/09/2009 04:18)
Ka inona zany fa tsy 'Set Up' no nanjo antsika zany koo!!!! Sady natao izay hananana safidy, nefa ao anaty safidy hisy safidy " ratsy" avy eo amin'izay tsy maintsy avotana na very


de zay rika ro naha creation (zava-voahary) antsika a.. Tsary isika ro nametraka antsika ho nanana ilay safidy (ratsy na tsara) !
47. soanja ( 25/09/2009 04:26)
cutie:

Ilay resaka ' fitsanganana" io tena manahirana mihitsy satria hiaraka amin'ny vatana ve sa ahoana/ dia ireny be tattoo ireny ve zany hiravaka tattoo ihany koa rehefa miakatra any an-danitra? sa ireny tsy tafa?

depends on your karma :)

resaka hafa indray iny ry Cutie!

Fa ilay resaka Xtianina no tena mahaliana ahy hoe ny be tattoo ve mba hiakatra hiaraka amin'iny vatany iny koa sa ahoana?


:D
48. soanja ( 25/09/2009 04:29)
ikaretsaka:

Ka inona zany fa tsy 'Set Up' no nanjo antsika zany koo!!!! Sady natao izay hananana safidy, nefa ao anaty safidy hisy safidy " ratsy" avy eo amin'izay tsy maintsy avotana na very


de zay rika ro naha creation (zava-voahary) antsika a.. Tsary isika ro nametraka antsika ho nanana ilay safidy (ratsy na tsara) !


ka tsy mampite hametraka fanontaniana anao ve io?


49. cutie ( 25/09/2009 04:29)
Fa ilay resaka Xtianina no tena mahaliana ahy hoe ny be tattoo ve mba hiakatra hiaraka amin'iny vatany iny koa sa ahoana?



ka zay nge no tsy haiko e :-D Ahona hoy jesosy hhihihihihihihi
50. ikaretsaka ( 25/09/2009 04:35)
soanja> nan.. satria izay isika!
51. cutie ( 25/09/2009 04:43)
Fa ilay resaka Xtianina no tena mahaliana ahy hoe ny be tattoo ve mba hiakatra hiaraka amin'iny vatany iny koa sa ahoana

HS, soanja nga tia tattoo??? :-D
52. soanja ( 25/09/2009 04:44)
ikaretsaka:

soanja> nan.. satria izay isika!


Naninona isika? Avantano ny resaka fa za maika ny hatory hihihi


:-*
53. soanja ( 25/09/2009 04:49)
cutie:

Fa ilay resaka Xtianina no tena mahaliana ahy hoe ny be tattoo ve mba hiakatra hiaraka amin'iny vatany iny koa sa ahoana

HS, soanja nga tia tattoo??? :-D


Zah tia fa tsy avelan'i vadiko hasiana fa io ny azy no atahorany hoe sao tsy tafiditra any an-danitra noho io hono! hihihi vatana tsara no namboarin'Andriamanitra ka nahoana no simbainy sy samatsamahana? dia zah anefa mihevitra fa ny tattoo dia resaka art mihitsy. Tsy hanisy aloha refa tsy mety izy satria izy no patiro be!


:lol: :lol: :lol:
54. cutie ( 25/09/2009 04:50)
hay :-D :-D :-D :-D za alou tsy tia
55. soanja ( 25/09/2009 05:14)
cutie:

hay :-D :-D :-D :-D za alou tsy tia


tsy tiako kosa alo reny tattoo be tsy mivavaka ireny fa mba ilay voninkazo mahafinaritra na sarin'anjely/ zazavavy rano ireny no nofinofisiko!


:lol: :lol:
56. Ratoa ( 25/09/2009 12:37)
Ny fitiavana sran-jandiana. Izaho aloha dia tsy tia tatouage. nperings koa tsy tiako. Mitevika ny sofiko (vao teraka aho dia notevehina) io ihnay no ekeko. Lavaka kely zara fa hita (point kely fotsiny). Irahavako kavona io. HS

Fa izao: mampieritreritra anareo ny tatoo anefa ny mifanolo taovo tsy blem aminareo!!! Aiza ihany ary izy ity?

Aoka aloha hiomehy.
57. cutie ( 25/09/2009 13:42)
in koa ny dikan'zany mifanolo taovo :roll: :roll: :roll: :roll:
58. ikaretsaka ( 25/09/2009 14:56)
Soanja> satria isika 'ary'..raha nahary isika de afaka nanontany ihany... ohatran hoe manao archi...ny design ko tsy manontany anahy fa za no tompon'antoka @ iny rehefa misy olana....ohatra
59. cutie ( 25/09/2009 15:24)
. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 25-09-2009 16:56:13
Lohateny : Re : Hanao inona aty ary ?
Soanja> satria isika 'ary'..raha nahary isika de afaka nanontany ihany... ohatran hoe manao archi...ny design ko tsy manontany anahy fa za no tompon'antoka @ iny rehefa misy olana....ohatra

zay ndrindra manko :-D
60. rijadolly ( 25/09/2009 19:43)
za:
Any monaster reny marina ve dia afahana mahazo antoka fa tsy hivadika raha sendran\'ny fankampanahy ny olona avy any? satria mantsy tsy ahitana izany any,eny fa na ny tsy fisiana fotsiny aza.
Ny ota ataontsika no mitarika ny Fahafatesana
cutie:
any an-danitra nga ny monaster no tsy ahitana fakam-panahy
Marina tokoa kay zanyk,mba afaka omen\'cutie oh lehibe kokoa 1 ve za? Maivana kokoa ary ny test ny any noho ny aty ivelany e!Misaotra amin\'fanamarihana cutie a!
za:
Ny ota ataontsika no mitarika ny Fahafatesana
soanja:
Ka i Jesoa dia maty teo ambony hazo fijaliana. Isan\'ny nanota koa ve Izy izany?
cutie:
ka i jesoa nanao sorona ny ainy koa, sady raha araky ny finoana xstiana izy de nandresy ny fahafatesana.
Le fahafatesana alou eto raha araky ny fahalalako azy de midika tsy fifohazam-panahy fa tsy we maty tena maty akory e
Soanja>>> Tsy nanota marina iJesoa zay no maha Kristy azy,fa kosa nitondra ny otatsika rehetra dia izay ny nahatonga ny Ràny ho latsaka,hatramin\'aiNy aza mba hanafaka ahy sy ianao ary ny olon-drehetra izay mino AZY .
Cutie>>>>Mitovy fijery an\'ise za eo amin\'ilay hoe nandresy ny fahafatesana Jesoa ary nanao ny sorona ny aiNy.
eo @ lé Fahafatesana=tsy fifohazam-panahy # maty tena maty . Ra ny fahazoako ny nanaovan\' Andriamanitra ny olombelona dia hitehetra mandrakizay eo amin\'sahan\'Edena( tsy ho faty mihitsy) dia kitsipona iray no omeko an\'ise mba hanazava ilay fahafatesana : ROMAN 6: 23 Fa fahafatesana no tambin\'ny ota; ary fiainana mandrakizay no fanomezam-pahasoavana avy amin\'Andriamanitra ao amin\'i Kristy Jesosy Tompontsika. Romana 56: 12 Koa izany dia tahaka ny nidiran\'ny ota avy tamin\'ny olona iray ho amin\'izao tontolo izao, ary ny ota no nidiran\'ny fahafatesana, ka nahatratra ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2564