Ny baiboly: Ilay boky nampisara-bazana ny kristianina
121. ni81
(
04/09/2009 13:52)
Dia hisy ireo haringana hoy ny baiboly sa tsy izay?..... ireo nanao ratsy....ireo izay tsy mibebaka
122. ravonjison
(
04/09/2009 13:53)
cutie:
Mpandefa : ravonjison [ Valio ] 04-09-2009 11:01:30
Lohateny : Re : Ny baiboly: Ilay boky nampisara-bazana ny kristianina
Misy hevitra somary misavoamboana hafahafa izany ato ka manahirana no manao ilay ady hevitra.
Aleo aloha mitazana.
hita fa misavoritaka mitsy izy ato fa za koa alou hamaky fotsiny de mitsimpona ze azoko tsimpoinina eny ihany :-D :-D :-D
Na izany na tsy izany aloha dia mahafaly ahy ilay izy satria hitako hoe misy tena mieritreritra lalina mihitsy @ zavatra soratany ( misy raisonnement mazava mihitsy).
Ka aleo aloha tsy kotabaisina fa avelao hitohy.....
123. cutie
(
04/09/2009 13:57)
Mpandefa : ravonjison [ Valio ] 04-09-2009 15:53:40:-D :-D :-D chutttttt aza
Lohateny : Re : Ny baiboly: Ilay boky nampisara-bazana ny kristianina
Hoy i cutie:
Voalaza teo :
Mpandefa : ravonjison [ Valio ] 04-09-2009 11:01:30
Lohateny : Re : Ny baiboly: Ilay boky nampisara-bazana ny kristianina
Misy hevitra somary misavoamboana hafahafa izany ato ka manahirana no manao ilay ady hevitra.
Aleo aloha mitazana.
hita fa misavoritaka mitsy izy ato fa za koa alou hamaky fotsiny de mitsimpona ze azoko tsimpoinina eny ihany
Na izany na tsy izany aloha dia mahafaly ahy ilay izy satria hitako hoe misy tena mieritreritra lalina mihitsy @ zavatra soratany ( misy raisonnement mazava mihitsy).
Ka aleo aloha tsy kotabaisina fa avelao hitohy.....
124. soanja
(
04/09/2009 15:16)
ni81:
Dia hisy ireo haringana hoy ny baiboly sa tsy izay?..... ireo nanao ratsy....ireo izay tsy mibebaka
Eo ampafahatesana eo dia hisy fibebahana goavana ho an'ireo izay nihevitra ny tenany fa nanao ratsy. Hisokatra ny masom-panahiny ary ahita ny Hazavana izy ary hanenina. Eo no miainga indray ilay Fanahy ary hanana ny anjara andraikiny any ankoatra.
125. soanja
(
04/09/2009 15:25)
cutie:
Koa ilaina tokoa ny famakiana ny TT raha te ho Xtianina saingy tsy raisina ara-bakiteny ny voalaza ary tsy izay rehetra voalaza ao dia ho tenin'Andriamanitra avokoa.
ka ahona ny ahalalana we ty tenin'Atra de ty tsy teniny?
Tsara petraka ny fanontanianao Cutie. Misaotra indrindra.
Amin'ny zavatra rehetra mandalo ny masonao ka vakianao na iainanao na tsapanao n'inona n'inona dia diniho tsara lalandava. Raharahao tsara avokoa. Ezaho ny hifantoka amin'ny zavatra misy fiantraikany any anatinao. Io mantsy no Ianao. Ary io ianao io no mifandray amin'Andriamanitra.
Rehefa manam-potoana, maka toerana mangina raha azo atao dia mivavaha. Teneno ao an'eritreritra mihitsy izay tianao ho tsapa momba ny zavanisy iray. Ary miresaha amin'Andriamanitra hoe inona no teniNy fehezin'iny zavatra novakianao iny na hitanao iny na tsapanao iny. Izy dia hamaly anao hatrany hatrany. Ny teniny dia mandaitra ho antsika raha vonona isika handray azy sy hihaino azy ary hiaina azy. N'inona n'inona zavamisy dia miresaka Andriamanitra matetika. Anjarantsika ny mamantatra izany na amin'ny alalan'ny vavaka na meditation na fiarahamiombom-bavaka na hafa izay azonao atao hiresahina sy ifampizarana izany zavatra tsapanao izany.
Ilay Andriamanitra tia antsika dia tsy hiresaka amintsika velively na ho mandrakizay hoe aringano ianina na vonoy ianina. Raha izay no feo henonao dia tsy Izy izay fa ny feon'ny fieritreretanao no manjaka ao anaty fitiavan-tena dia manita-kevitra hanafoana ny hafa.
126. soanja
(
04/09/2009 15:26)
Tadidio lalandava fa rehefa te hifandray amin'Andriamanitra isika dia ny FITIAVANA no voalohany eo amin'ny lisitra ary tokony farany eo amin'ny lisitra. :D
Tiako ianareo rehetra na dia tsy mitovy hevitra amiko aza! :-* :-*

127. rijadolly
(
04/09/2009 16:18)
Soanja >>>> Tsapako fa tena marina sady mila ananan\'Mpino ny hevitr\'ise.Fa saingy tsy ampy soanja a!Tsy ampy hoy aho satria mbola tsy vita ny ady.Isika rehetra angamba dia samy mihaiky fa manomboka ety an-tany ny fiainana any an-Danitra.Araka ny hevitry se hoe efa ao anatinao Kristy ra vaoMifoha ara-Panahy (nandray Azy) ianao.Eny antsefatsefany eny anefa dia mahatsapa ho Nofo ihany isika indraindray na dia mihambina tahaka in aza.Eo ny maha tonga ahy miteny hoe tsy ampy satria tsy mbola resy tanteraka izany zava-dratsy izany,zv-dratsy hoy aho mba tsy hitenenako hoe devoly ilay tsy inoanao.Tsy nofongoroNy ny ratsy satria olona efa nivadika daholo isika.Navelany ireo hanjaka farany mba hi-test-na ny olona sao hamadika indray raha azon\'lagolangon\'ilay tsy inoanao rehefa mipetraka manompo AZY na ireo olona ireo mihitsy no mivady Aminy indray satria tahaka ny Anjely izay rehetra voavonjy.Rehefa mifarana ny ady sur ny tsy ampiovaova ny olona intsony fa efa nogandraNY ilay ratsy mba ho tsapan\'olom-boavonjy ny tombony azony(satro-boninahitra).
GENESISY 22 : 1 ARY rehefa afaka izany zavatra izany, dia nizahan\'Andriamanitra toetra Abrahama, ka hoy Izy taminy: Ry Abrahama ô! ary hoy izy; Inty aho. 2 Ary hoy Izy: Ento ny zanakao, ny lahitokanao izay tianao, dia Isaka ka mankanesa any amin\'ny tany Moria; ary atero any izy ho fanatitra dorana ao amin\'ny tendrombohitra anankiray izay holazaiko aminao. 3 Ary nifoha maraina koa Abrahama dia nanisy lasely ny borikiny ka nitondra zatovony roa lahy koa niaraka taminy sy Isaka zanany ary namaky ny hazo hataina amin\'ny fanatitra dorana izy dia niainga ka nankany amin\'ny tany izay efa nolazain\'Andriamanitra taminy, 4 Nony tamin\'ny andro fahatelo Abrahama dia nanopy ny masony ka nahatazana ny tany tery lavitra ery. 5 Ary hoy Abrahama tamin\'ny zatovony: Mijanòna eto amin\'ny boriky hianareo, fa izaho sy ny zazalahy handeha hankery; ary hivavaka izahay dia hiverina eto aminareo indray. 6 Dia nalain\'i Abrahama ny hazo hataina amin\'ny fanatitra dorana ka natataony an\'Isaka zanany; fa izy kosa nitondra ny afo sy ny antsy teny an-tànany; ary dia niara-nandeha izy mianaka. 7 Ary Isaka niteny tamin\'i Abrahama rainy ka nanao hoe: Ry ikaky ô! dia hoy izy: Inty aho, anaka. Ary hoy izy: Indreto ny afo sy ny kitay; fa aiza kosa izay ondry hatao fanatitra dorana? 8 Fa hoy Abrahama: Anaka. Anariamanitra no hahita izay ondry hatao fanatitra dorana; dia niara-nandeha izy mianaka. 9 Ary rehefa tonga teo amin\'ny tany izay efa nolazain\'Andriamanitra taminy izy, dia nanorina ny alitara teo Abrahama ka nandahatra ny kitay; dia namatotra an\'i Isaka zanany izy ka nametraka azy tambonin\'ny alitara teo ambonin\'ny kitay. 10 Ary Abrahama naninjitra ny tànany ka nandray ny antsy mba hamonoany ny zanany.11 Fa niantso azy Ilay Anjelin\'i Jehovah tany an-danitra ka nanao hoe: Ry Abrahama, ry Abrahama ô ary hoy kosa izy: Inty aho.12 Dia hoy Izy: Aza maninjitra ny tànanao amin\'ny zazalahy, ary aza maninona azy akory hianao; fa hitako izao fa matahotra an\'Andriamanitra hianao, ka tsy narovanao tamiko ny zanakao, dia ny lahitokanao.13 Ary Abrahama niherika nijery ka, indro, nisy ondrilahy teo ivohony, voasangazotry ny kirihitrala ny tandrony; dia lasa Abrahama ka naka ny ondrilahy ary nanatitra azy ho fanatitra dorana ho solon\'ny zanany.14 Ary ny anaran\'izany tany izany dia nataon\'i Abrahama hoe Jehovah-jire; dia izany no anaovana mandraka ankehitriny ny hoe: Any an-tendrombohitra no hisehoan\'i Jehovah.15 Dia niantso an\'i Abrahama fanindroany tany an-danitra Ilay Anjelin\'i Jehovah16 ka nanao hoe: Ny tenako no nianianako, hoy Jehovah: Satria nanao izany zavatra izany hianao ka tsy niaro ny zanakao, ilay lahitokanao,17 dia hitahy anao tokoa Aho ary hahamaro dia hahamaro ny taranakao, ho tahaka ny kintana eny amin\'ny lanitra sy ho tahaka ny fasika izay any amoron-dranomasina; ary ny taranakao hahazo ny vavahadin\'ny fahavalony;18 ary amin\'ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin\'ny tany, satria nanaiky ny teniko hianao.
soanja:Raha mbola tsy nidina tety an-tany Kristy dia mbola tsy naharesy,tsy nanana fahefana handresy na dia ny maingoka aza isika,tsy afaka nanitsaka ny lohan\'ilay menarana.Ankehitriny anefa dia nanana tombony isika noho ny fanana an\'Kristy(noho IZY nomena ny fahefana rehtra).Ny farany no miandry antsika rehetra.Hotsaraina ny nataony avy.Misy,tsy vitsy ny hiantefan\'ny fahafatesana faharoa(Mihendrika fandringanana farany).Isika rehetra angamba dia samy mihaiky fa ny mpanota anio no ialoha làlana ho any amin\' Paradisa rahampitso.Izay no antony iray tsy nisin\'fandringanana taty aoriana no sady Izy Andriamanitra mihitsy no niteny fa tsy handringana intsony.
Ka moa va tsy tian\'Andriamanitra intsony isika izany amin\'izao fotoana izao raha toa ka manjaka tsy misy ohatr\'izany ny ratsy eto ambonin\'ny tany sa ve leo nandringana indray Andriamanitra sa ahoana hoy ianao no dia raha misy ny ratsy eo imasontsika dia amin\'izao fotoana izao??? aiza ilay Andriamanitra no tsy mandringana intsony azy ireo? Sa ve hoe tsy tian\'Andriamanitra hitohy intsony ny fahalalana azy amin\'ireo taranaka ho avy izay mbola tsy teraka?? aiza ny lojika ?
soanja:Misaotra soanja nanome ahy malalaka na afaka mamaly aho na tsy.Za Soanja dia mbola ao anatin\'olona ho-test-na.Iray aho mety hivadika,iray aho tsy hivadika intsony.Manana ny fahafahako aho izay nomen\'Andriamanitra.Io fahafahako io ny antony hi-test-Ny ahy.Noho izany tsy afaka hamaly an\'Se za fa Kitsipona iray ny omeko an\'se dia isika rehetra no samy handinitena eo anatrehan\'Andriamanitra, ho an\'Andriamanitra mba ho fampandrosoana ny FanjakaNy.
Azonao valiana ve aho vonona hamono ny namanao ianao amin\'ny Anaran\'Andriamanitra????
GENESISY 22 : 1 ARY rehefa afaka izany zavatra izany, dia nizahan\'Andriamanitra toetra Abrahama, ka hoy Izy taminy: Ry Abrahama ô! ary hoy izy; Inty aho. 2 Ary hoy Izy: Ento ny zanakao, ny lahitokanao izay tianao, dia Isaka ka mankanesa any amin\'ny tany Moria; ary atero any izy ho fanatitra dorana ao amin\'ny tendrombohitra anankiray izay holazaiko aminao. 3 Ary nifoha maraina koa Abrahama dia nanisy lasely ny borikiny ka nitondra zatovony roa lahy koa niaraka taminy sy Isaka zanany ary namaky ny hazo hataina amin\'ny fanatitra dorana izy dia niainga ka nankany amin\'ny tany izay efa nolazain\'Andriamanitra taminy, 4 Nony tamin\'ny andro fahatelo Abrahama dia nanopy ny masony ka nahatazana ny tany tery lavitra ery. 5 Ary hoy Abrahama tamin\'ny zatovony: Mijanòna eto amin\'ny boriky hianareo, fa izaho sy ny zazalahy handeha hankery; ary hivavaka izahay dia hiverina eto aminareo indray. 6 Dia nalain\'i Abrahama ny hazo hataina amin\'ny fanatitra dorana ka natataony an\'Isaka zanany; fa izy kosa nitondra ny afo sy ny antsy teny an-tànany; ary dia niara-nandeha izy mianaka. 7 Ary Isaka niteny tamin\'i Abrahama rainy ka nanao hoe: Ry ikaky ô! dia hoy izy: Inty aho, anaka. Ary hoy izy: Indreto ny afo sy ny kitay; fa aiza kosa izay ondry hatao fanatitra dorana? 8 Fa hoy Abrahama: Anaka. Anariamanitra no hahita izay ondry hatao fanatitra dorana; dia niara-nandeha izy mianaka. 9 Ary rehefa tonga teo amin\'ny tany izay efa nolazain\'Andriamanitra taminy izy, dia nanorina ny alitara teo Abrahama ka nandahatra ny kitay; dia namatotra an\'i Isaka zanany izy ka nametraka azy tambonin\'ny alitara teo ambonin\'ny kitay. 10 Ary Abrahama naninjitra ny tànany ka nandray ny antsy mba hamonoany ny zanany.11 Fa niantso azy Ilay Anjelin\'i Jehovah tany an-danitra ka nanao hoe: Ry Abrahama, ry Abrahama ô ary hoy kosa izy: Inty aho.12 Dia hoy Izy: Aza maninjitra ny tànanao amin\'ny zazalahy, ary aza maninona azy akory hianao; fa hitako izao fa matahotra an\'Andriamanitra hianao, ka tsy narovanao tamiko ny zanakao, dia ny lahitokanao.13 Ary Abrahama niherika nijery ka, indro, nisy ondrilahy teo ivohony, voasangazotry ny kirihitrala ny tandrony; dia lasa Abrahama ka naka ny ondrilahy ary nanatitra azy ho fanatitra dorana ho solon\'ny zanany.14 Ary ny anaran\'izany tany izany dia nataon\'i Abrahama hoe Jehovah-jire; dia izany no anaovana mandraka ankehitriny ny hoe: Any an-tendrombohitra no hisehoan\'i Jehovah.15 Dia niantso an\'i Abrahama fanindroany tany an-danitra Ilay Anjelin\'i Jehovah16 ka nanao hoe: Ny tenako no nianianako, hoy Jehovah: Satria nanao izany zavatra izany hianao ka tsy niaro ny zanakao, ilay lahitokanao,17 dia hitahy anao tokoa Aho ary hahamaro dia hahamaro ny taranakao, ho tahaka ny kintana eny amin\'ny lanitra sy ho tahaka ny fasika izay any amoron-dranomasina; ary ny taranakao hahazo ny vavahadin\'ny fahavalony;18 ary amin\'ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin\'ny tany, satria nanaiky ny teniko hianao.
128. ni81
(
04/09/2009 16:25)
Eo ampafahatesana eo dia hisy fibebahana goavana ho an'ireo izay nihevitra ny tenany fa nanao ratsy. Hisokatra ny masom-panahiny ary ahita ny Hazavana izy ary hanenina. Eo no miainga indray ilay Fanahy ary hanana ny anjara andraikiny any ankoatra.mba afaka lazainao ve ny toko sy andininy misy io teny nolazainao io
129. cutie
(
04/09/2009 16:47)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 04-09-2009 17:25:07
Lohateny : Re : Ny baiboly: Ilay boky nampisara-bazana ny kristianina
Hoy i cutie:
Voalaza teo :
Koa ilaina tokoa ny famakiana ny TT raha te ho Xtianina saingy tsy raisina ara-bakiteny ny voalaza ary tsy izay rehetra voalaza ao dia ho tenin'Andriamanitra avokoa.
ka ahona ny ahalalana we ty tenin'Atra de ty tsy teniny?
Tsara petraka ny fanontanianao Cutie. Misaotra indrindra.
Amin'ny zavatra rehetra mandalo ny masonao ka vakianao na iainanao na tsapanao n'inona n'inona dia diniho tsara lalandava. Raharahao tsara avokoa. Ezaho ny hifantoka amin'ny zavatra misy fiantraikany any anatinao. Io mantsy no Ianao. Ary io ianao io no mifandray amin'Andriamanitra.
Rehefa manam-potoana, maka toerana mangina raha azo atao dia mivavaha. Teneno ao an'eritreritra mihitsy izay tianao ho tsapa momba ny zavanisy iray. Ary miresaha amin'Andriamanitra hoe inona no teniNy fehezin'iny zavatra novakianao iny na hitanao iny na tsapanao iny. Izy dia hamaly anao hatrany hatrany. Ny teniny dia mandaitra ho antsika raha vonona isika handray azy sy hihaino azy ary hiaina azy. N'inona n'inona zavamisy dia miresaka Andriamanitra matetika. Anjarantsika ny mamantatra izany na amin'ny alalan'ny vavaka na meditation na fiarahamiombom-bavaka na hafa izay azonao atao hiresahina sy ifampizarana izany zavatra tsapanao izany.
Ilay Andriamanitra tia antsika dia tsy hiresaka amintsika velively na ho mandrakizay hoe aringano ianina na vonoy ianina. Raha izay no feo henonao dia tsy Izy izay fa ny feon'ny fieritreretanao no manjaka ao anaty fitiavan-tena dia manita-kevitra hanafoana ny hafa.
ok mazava ny @ iny :wink:
130. cutie
(
04/09/2009 16:49)
Hoy i soanja:
Ka moa va tsy tian'Andriamanitra intsony isika izany amin'izao fotoana izao raha toa ka manjaka tsy misy ohatr'izany ny ratsy eto ambonin'ny tany sa ve leo nandringana indray Andriamanitra sa ahoana hoy ianao no dia raha misy ny ratsy eo imasontsika dia amin'izao fotoana izao??? aiza ilay Andriamanitra no tsy mandringana intsony azy ireo? Sa ve hoe tsy tian'Andriamanitra hitohy intsony ny fahalalana azy amin'ireo taranaka ho avy izay mbola tsy teraka?? aiza ny lojika ?
Raha mbola tsy nidina tety an-tany Kristy dia mbola tsy naharesy,tsy nanana fahefana handresy na dia ny maingoka aza isika,tsy afaka nanitsaka ny lohan'ilay menarana.Ankehitriny anefa dia nanana tombony isika noho ny fanana an'Kristy(noho IZY nomena ny fahefana rehtra).Ny farany no miandry antsika rehetra.Hotsaraina ny nataony avy.Misy,tsy vitsy ny hiantefan'ny fahafatesana faharoa(Mihendrika fandringanana farany).Isika rehetra angamba dia samy mihaiky fa ny mpanota anio no ialoha làlana ho any amin' Paradisa rahampitso.Izay no antony iray tsy nisin'fandringanana taty aoriana no sady Izy Andriamanitra mihitsy no niteny fa tsy handringana intsony.
tsy azoko ndray alou le we fahafatesana faharoa :roll:
131. ikaretsaka
(
04/09/2009 16:53)
Isika rehetra angamba dia samy mihaiky fa manomboka ety an-tany ny fiainana any an-Danitra.Araka ny hevitry se hoe efa ao anatinao Kristy ra vaoMifoha ara-Panahy (nandray Azy) ianao
Izany ve ny hoe mifoha ara-panahy? amiko manko tsy de izay loatra ny hoe eveille
za tsy manda hoe ratsy ny Mandray Azy anfa ny oposeko de hoe tsy ..... n'ny raidraisina fotsiny izy
"La spiritualité consiste à voir les choses telles qu'elles sont et non à travers des verres teintés. Elle doit naître de toi-méme. Plus tu seras toi-méme,
libéré de la programmation, plus ta vie sera spirituelle.
Tu vis ta spiritualité quand tu n'es à la merci d'aucun événement, d'aucune chose, d'aucune personne. Quand, au contraire, tout cela t'affecte intérieurement, tu ne peux que réagir et c'est la preuve que tu es régi par
les paroles et les actes des autres et non par toi.
132. cutie
(
04/09/2009 16:54)
La spiritualité consiste à voir les choses telles qu'elles sont et non à travers des verres teintés. Elle doit naître de toi-méme. Plus tu seras toi-méme,
libéré de la programmation, plus ta vie sera spirituelle.
Tu vis ta spiritualité quand tu n'es à la merci d'aucun événement, d'aucune chose, d'aucune personne. Quand, au contraire, tout cela t'affecte intérieurement, tu ne peux que réagir et c'est la preuve que tu es régi par
les paroles et les actes des autres et non par toi.
saika nitovitovy t@ resaka zen ty :)
133. rijadolly
(
04/09/2009 17:20)
Ireto Cutie misy famaritana vitsivitsy dia mba ahitsio za ra diso le hevitro ao ambony ao a! Misaotra mialoha ,
Apokalypsy 2 :11 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana .Izay maharesy dia tsy hosimban'ny fahafatesana faharoa.
Apokalypsy 20 : 6 Sambatra sy masina izay manana anjara amin'ny fitsanganana voalohany; ireo tsy mba ananan'ny fahafatesana faharoa fahefana, fa ho mpisoron'Andriamanitra sy Kristy ireo ka hiara-manjaka aminy arivo taona.
Apokalypsy20 :14 Ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita dia natsipy tany amin'ny farihy afo. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo.
Apokalypsy 21 :8 Fa ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin'ny farihy mirehitra afo sy solifara; izany no fahafatesana faharoa.

134. rijadolly
(
04/09/2009 17:24)
Azafady fa manandrana loko kay tena tsssssssss ty le farany e! :oops: :oops: Apokalypsy 21 :8 Fa ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin'ny farihy mirehitra afo sy solifara; izany no fahafatesana faharoa.
135. cutie
(
04/09/2009 18:21)
132. Mpandefa : rijadolly [ Valio ] 04-09-2009 19:20:18
Lohateny : Re : Ny baiboly: Ilay boky nampisara-bazana ny kristianina
Ireto Cutie misy famaritana vitsivitsy dia mba ahitsio za ra diso le hevitro ao ambony ao a! Misaotra mialoha ,
Apokalypsy 2 :11 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana .Izay maharesy dia tsy hosimban'ny fahafatesana faharoa.
Apokalypsy 20 : 6 Sambatra sy masina izay manana anjara amin'ny fitsanganana voalohany; ireo tsy mba ananan'ny fahafatesana faharoa fahefana, fa ho mpisoron'Andriamanitra sy Kristy ireo ka hiara-manjaka aminy arivo taona.
Apokalypsy20 :14 Ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita dia natsipy tany amin'ny farihy afo. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo.
Apokalypsy 21 :8 Fa ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin'ny farihy mirehitra afo sy solifara; izany no fahafatesana faharoa
natao ho an'ny xstiana zany io fa tsy ny oul rehetra :?
136. ikaretsaka
(
04/09/2009 18:28)
ka za zen foana ry cutie na efa mihasola aza an... nifindra plasy ny volo
ry zareo no tanora te ho soara any fa zahay zen foana :-D

138. ikaretsaka
(
04/09/2009 18:39)
tssss fivavahana no atao eto r"ilana anona ity fa tsy exhibitionnisme an