Ny baiboly: Ilay boky nampisara-bazana ny kristianina
161. Fody
(
10/09/2009 13:44)
ravonjison:
ohatra: Ny fivavahana silamo dia avy @ kristiasnisme no nisaraka.
Tsy avy amin'ny kristianisma kosa ny silamo e. Ny silamo efa nisy taloha ny kristianisma.
hatreo aloha.
162. ikaretsaka
(
10/09/2009 13:51)
Fody:
ika: aiza àry ianareo izany! Rehefa aseo aminareo ny zava-nisy dia lazaina fa vavan'ny mpanao gazety... angaha moa ny mpanao gazety mamorona e? Angaha tsy ny zava-misy no lazainy?
ka le sobjektra sy atribotra mihitsy ange no nodisoanao e... le OLONA AO @ LE FIANGONANA HOA fa tsy ny aty ivelany
Manaraka an'izay dia izao: raha misy mpahay tantara (tantaran'ny Fiangonana) fantatrao dia anontanio ny anton'ny fisarahana rehetra fa tsy resaka baiboly velively.
fa ny tsimpona no ENTIN'ILAY OLONA NISINTAKA hanmarinany ny tenany
Raha tsorina dia resaka politika sy fitadiavana tombon-tsoa manokana no nampisaraka. hatramin'izay izany ka hatramin'izao.
Mazavabe ohatran'ny vay an-tampondoha izany ....Fa ny baiboly no moyen hanakonakonan'ilay mpitady tombotsoa nisaraka ilay mivantana hoe "tombotsoako ange ity katsahiko ity ry zalahy" fa ny mande voaloha de "araka ny voalaza ao @ bokin zao"
Azon'i fody @ izay?
163. ravonjison
(
10/09/2009 14:31)
Fody:
ravonjison:
ohatra: Ny fivavahana silamo dia avy @ kristiasnisme no nisaraka.
Tsy avy amin'ny kristianisma kosa ny silamo e. Ny silamo efa nisy taloha ny kristianisma.
hatreo aloha.
Fody a , ny kristianisma dia avy @ judaisme, ary silamo dia iray fototra @ kristianisma.
Ny judaisma aloha no nisy , izay vao ny kristianisme, ary izay vao ny silamo.
164. Veloo
(
10/09/2009 14:39)
Fody a , ny kristianisma dia avy @ judaisme, ary silamo dia iray fototra @ kristianisma.
Ny judaisma aloha no nisy , izay vao ny kristianisme, ary izay vao ny silamo.
yep!
165. ikaretsaka
(
10/09/2009 14:46)
Tsy avy amin'ny kristianisma kosa ny silamo e. Ny silamo efa nisy taloha ny kristianisma
an? hazavao hoe?
166. rzakarivola
(
10/09/2009 14:53)
soanja:
Eo ampafahatesana eo dia hisy fibebahana goavana ho an'ireo izay nihevitra ny tenany fa nanao ratsy. Hisokatra ny masom-panahiny ary ahita ny Hazavana izy ary hanenina. Eo no miainga indray ilay Fanahy ary hanana ny anjara andraikiny any ankoatra.
==> Ka raha mora toy izany dia inona no andaniana fotoana ivavahana sy hanaovana tsara fa tsy araka ny voasoratra hoe : "Aleo hihinana sy hisotro" ? Raha izany teninao izany no marina dia tsy ho nampitandrina toy izao i Jesoa : "Ary mitandrema fandrao ny fonareo hovesaran’ny fisotroan-toaka sy ny fahamamoana ary ny fiahiahian’izao fiainana izao ka ho avy tampoka aminareo tahaka ny fandrika izany andro izany"
167. ikaretsaka
(
10/09/2009 15:06)
Ka raha mora toy izany dia inona no andaniana fotoana ivavahana sy hanaovana tsara fa tsy araka ny voasoratra hoe : "Aleo hihinana sy hisotro" ?
ka rehefa mivavaka ange mihinana sy misotro razaka fa aiza ary nareo izany...
rehefa manao komonio : Raiso ary hano fa vatako ity... samia misotro avy @ ity kalisy ity ianareo fa rako ity
Raha izany teninao izany no marina dia tsy ho nampitandrina toy izao i Jesoa : "Ary mitandrema fandrao ny fonareo hovesaran’ny fisotroan-toaka sy ny fahamamoana ary ny fiahiahian’izao fiainana izao ka ho avy tampoka aminareo tahaka ny fandrika izany andro izany"
dia niteny koa i Jesoa hoe aza manahy fa manaova ohatran'ny voro-manidina sy voninkazo eny an-tsaha...
-> de iza @ ireo tenin'i jesoa ireo aza no hitsimponina? hmm?
168. rzakarivola
(
11/09/2009 08:45)
ravonjison:
Ny kristianina dia mino fa i Jesosy dia zanak' Atra tonga nofo, ary nitsangana t@ maty. Ny silamo kosa dia mino fa i Jesosy dia mpaminany tsotra fotsiny, toy ny mpaminany rehatra ihany.
==> Voasoratra ao @ Filazantsara ny @ireo olona sasantsasany izay nanaovan'i Jesosy famantarana manokana, tsy dia tonga d nanaiky Azy ho Andriamanitra ireny olona ireny, fa nino aloha t@ voalohany fa "Mpaminany" Izy, ary rehefa nino Azy ho mpaminany izy ireo, dia nino izay nolazainy koa, izay no nahatonga azy ireo hino Azy ho KRISTY Zanak' Andriamanitra Velona.
Ka ny hevitro dia hoe, na kristiana na silamo, raha toa ka mino amin'ny fony, mivavaka @ Fanahy sy ny Fahamarinana, dia samy ho tonga @ fahalalana an'Andriamanitra tonga ety @ntsika (Imanoela) ao @ i Jesoa.
Ary na Kristiana na Silamo, rehefa tsy mino @ fony fa manao ny fivavahana ho fombafomba ivelany fotsiny, dia tsy hahalala ny marina mihitsy ka ho very.
169. rzakarivola
(
11/09/2009 11:58)
ikaretsaka:
Ka raha mora toy izany dia inona no andaniana fotoana ivavahana sy hanaovana tsara fa tsy araka ny voasoratra hoe : \"Aleo hihinana sy hisotro\" ?
ka rehefa mivavaka ange mihinana sy misotro razaka fa aiza ary nareo izany...
rehefa manao komonio : Raiso ary hano fa vatako ity... samia misotro avy @ ity kalisy ity ianareo fa rako ity
Raha izany teninao izany no marina dia tsy ho nampitandrina toy izao i Jesoa : \"Ary mitandrema fandrao ny fonareo hovesaran’ny fisotroan-toaka sy ny fahamamoana ary ny fiahiahian’izao fiainana izao ka ho avy tampoka aminareo tahaka ny fandrika izany andro izany\"
dia niteny koa i Jesoa hoe aza manahy fa manaova ohatran\'ny voro-manidina sy voninkazo eny an-tsaha...
-> de iza @ ireo tenin\'i jesoa ireo aza no hitsimponina? hmm?
==> Ny tenin\'i Jesoa tsy misy diso na kely aza.
Raha ny contexte no jerena ary tsy tsimponina tapatapany ilay tenin\'i Jesoa dia hoy izy hoe :
\"Dia aza manahy hianareo ka manao hoe: Inona no hohaninay? na: Inona no hosotroinay? na: Inona no hotafianay?
32 Fa izany rehetra izany dia katsahin\'ny jentilisa fatratra; fa fantatry ny Rainareo Izay any an-danitra fa tokony ho anareo izany rehetra izany.
33 Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany.\".
Asa ny fahazoanao an\'izany, fa ho ahy ny fahazoako izany dia hoe : aza manahy (mikatsaka) ny an\'ny nofo, fa katsaho ny fiadanan\'ny fanahy (izay ao @ fanjakàn\' Andriamanitra, ho an\'ny olona marina), dia hanampy ho anareo ireny momba ny nofo rehetra ireny.
170. ikaretsaka
(
11/09/2009 14:03)
De raiso aby fa tsy ze tsimpotsimpona mety aminao fotsiny... ny eokaristia ohatra izao... tena teniny tokoa ny hoe vatany io sy ra-ny...
Nefa maninona no tsy ekenao?
Nefa maninona no tsy ekenao?
171. rakapy
(
13/09/2009 09:29)
Eny ary, raha ho raisina ny tenin'ireo manda fa tsy ny baiboly no mampisara-bazana ny xana.
hoy Fody
Ka tsy midika ve izany fa ny politika sy ny fitadiavana tombotsoa manokana no ambony kokoa eo @ ireo xana noho ilay baiboly lazaina fa tenin'A/tra?
Toy ny tokan-trano misy olana izany ilay izy ka hoe aleo ny tokan-trano no ravaina toy izay hitsinjo ireo zaza ao an-tokatrano?
Asa !Izay angamba no toro-hevitr'ilay nanoratra ny baiboly.
hoy Fody
Manaraka an'izay dia izao: raha misy mpahay tantara (tantaran'ny Fiangonana) fantatrao dia anontanio ny anton'ny fisarahana rehetra fa tsy resaka baiboly velively.
Raha tsorina dia resaka politika sy fitadiavana tombon-tsoa manokana no nampisaraka. hatramin'izay izany ka hatramin'izao
Ka tsy midika ve izany fa ny politika sy ny fitadiavana tombotsoa manokana no ambony kokoa eo @ ireo xana noho ilay baiboly lazaina fa tenin'A/tra?
Toy ny tokan-trano misy olana izany ilay izy ka hoe aleo ny tokan-trano no ravaina toy izay hitsinjo ireo zaza ao an-tokatrano?
Asa !Izay angamba no toro-hevitr'ilay nanoratra ny baiboly.
172. rakapy
(
13/09/2009 09:34)
Hoy Rzakarivola
Angamba mbola tsy nisy niteny teto hoe DISO ny tenin'i jesosy! Fa ny fomba fi -interpreter-na ny teniny no tsy itovizana hevitra.
==> Ny tenin'i Jesoa tsy misy diso na kely aza
Angamba mbola tsy nisy niteny teto hoe DISO ny tenin'i jesosy! Fa ny fomba fi -interpreter-na ny teniny no tsy itovizana hevitra.
