Ny baiboly: Ilay boky nampisara-bazana ny kristianina
141. ikaretsaka
(
07/09/2009 01:11)
rzakarivola:
Nanangana izy nanao hoe fahano ny reniondriko sns ka.....
==> Voasoratra tokoa fa niteny t@ i Simona zanak'i Jonas Izy hoe "raha tena tia ahy marina ianao, dia fahano ary ny ondriko". Fa aiza @izany no fananganana institution religieuse ? Sao dia tsy azoko ilay valin-teny.
De mila niteny @ ndry piera de voasorata ve jesoa hoe manangana laisany institution vao hahazo ilay valinteny ianao? Tsia hoy aho....
Sy ny hoe izaho no mpiandry ondry sns de hoe havadika ho ondry aby isika mianakavy de raha niteny izy hoe betsaka ny tsy @ ity vala ity de midika fa hanao miracle hamadika Fiangonana ho valan'ondry koa izy?
142. fidinirina
(
07/09/2009 09:54)
ikaretsaka:
Sy ny hoe izaho no mpiandry ondry sns de hoe havadika ho ondry aby isika mianakavy de raha niteny izy hoe betsaka ny tsy @ ity vala ity de midika fa hanao miracle hamadika Fiangonana ho valan'ondry koa izy?
Vakio tsara aloha ny baiboly fa tsy voasoratra ao hoe hivadika an'izao na izatsy velively fa fanoharana io r'ise a!
143. ikaretsaka
(
07/09/2009 15:40)
Za hoa efa miteny an'ity fa aza atao 'ise' izany grrrrr itony koa sarotra tenenina
Ho an razaka no nanoratako an'io fa tsy misy manda ny hoe fanoharana ange eo e..fa @ razaka ve zany hoa de mila atao TSY FANOHARANA vao hoe mety?
Ho an razaka no nanoratako an'io fa tsy misy manda ny hoe fanoharana ange eo e..fa @ razaka ve zany hoa de mila atao TSY FANOHARANA vao hoe mety?
144. Fody
(
08/09/2009 14:18)
Efa lava ilay dinika ka tsy voavakiko daholo. Fa izao: raha nahay tantara kely fotsiny ilay nanokatra ny sujet, na mba manaraka ny fandehan-javatra ankehitriny dia tsy nanoratra an'io confirmation gratuite io.
Raha ny tantara no nojerena dia hita mazava fa tsy resaka Baiboly no nampisaraka ny Kristiana. Azonao vakina ny boky rehetra mitantara ny fiandohan'ny Fiangonana sy ny fisamahana nisy teo aminy, dia hazava aminao izany.
Raha jerena koa ny zava-misy ankehitriny dia mbola tsy resaka baiboly koa no nampisaraka azy. Hadihadio kely ny nahatonga ny Fiangonana lehibe Jesosy mpamonjy, ho lasa nizara maromaro ka nampisy ny Jesosy Mamonjy sns... Ny nahatonga ny fiangonana eny an-taninkatsaka... sns... Tsy misy resaka baiboly ireo Rakoto, raha tena dinihina marina tokoa. Ny spekta tsy manadihady sy tsy de mandinika loatra no milaza fa resaka baiboly ny mampisaraka azy... Efa resaka ambom-po diso toerana ny fisehoana ho tena mahalala izay voasoratra noho ny hafa re sy hita amin'ny haino aman-jery etsy sy eroa.
hatreo aloha.
145. ikaretsaka
(
08/09/2009 14:28)
Mety adinon'ilay mpanokatra sujet ngamba ny teny hoe "ny tsimpona andalana izay metimety taminy TAO ANATY BAIBOLY ...sy ny interpetation an'iny araka izay itiavany azy".... fa nobangoiny tokana hoe baiboly....
Fa za d'accord raha io voalazako io ambony io hoe io no mampisaraka...na ara tantara na ara java misy
Fa za d'accord raha io voalazako io ambony io hoe io no mampisaraka...na ara tantara na ara java misy
146. rakapy
(
08/09/2009 15:34)
hoy i Fody
Ny valiteninao ihany no namalianao azy
Ilay voasoratra tao anaty inona? ilay voasoratra tao anaty Harry Potter ve? Sa ilay voasoratra ao anaty baiboly no nampisara-bazana ny xana?
Fa izao: raha nahay tantara kely fotsiny ilay nanokatra ny sujet, na mba manaraka ny fandehan-javatra ankehitriny dia tsy nanoratra an'io confirmation gratuite io.
Ny valiteninao ihany no namalianao azy
Efa resaka ambom-po diso toerana ny fisehoana ho tena mahalala izay voasoratra noho ny hafa re sy hita amin'ny haino aman-jery etsy sy eroa.
Ilay voasoratra tao anaty inona? ilay voasoratra tao anaty Harry Potter ve? Sa ilay voasoratra ao anaty baiboly no nampisara-bazana ny xana?
147. Fody
(
08/09/2009 16:16)
rakapy: Aza manalabaraka vatana ry namana. Hay ny anareo harry Potter no vakina dia ekena hoe zay no marina koa.
148. ikaretsaka
(
08/09/2009 16:20)
Aza raisina antendrony kosa le izy ry zalahy fa tsy nazava kosa hoe voasoratra taiza ity"voasoratra" averimberinareo etoaqna ity
149. Fody
(
08/09/2009 16:23)
Manaraka an'izay dia izao: mandehana anontanio ny pasteran'ilay Fiangonana ao an-tanin'anandrano (fiangonana nisakataka tao amin'ny Fiangonana andravohangy fivavahana io) raha misy resaka Baiboly na kely aza no nahatonga azy nisitaka ka nanorina ilay Fiangonana vaovao.
Anontanio koa ny pasteran'ny Fiangonana Jesosy Mamonjy raha misy resaka Baiboly ny naha tonga azy hisitaka tao amin'ny Fiangonana Jesosy Mpamonjy.
Mandehana vakio kely ny tantara nisy teo amin'ny Fiangonana fa ho hitanao koa fa tsy resaka Baiboly no nampisaraka azy.
hatreo aloha.
150. rakapy
(
08/09/2009 16:30)
Fialana bala sy fiatsaram-belatsihy izany ry Fody a! Tsy hilaza aminao ny marina na oviana na oviana ny pasitera satria tsy te ho afabaraka izy.
Izany ve dia tsy takatrao? :-D :-D :-D
Izany ve dia tsy takatrao? :-D :-D :-D
151. ikaretsaka
(
08/09/2009 16:32)
Oaadray fody e.... marina hoe adin'izy sy ny sinoda sy ny foibe no nampisaraka azy...fa. asaivo avoakany anie ny raison hoe naninona ry zareo no nisintaka e.. fa tsimpona sur tsimpona no mandravaka le taratasy fa tsy tonga de mazava hoe satria tsy revena ny decisions avy any @ arofenitra ambony any...nefa izay no tena marina
152. Fody
(
08/09/2009 16:55)
Ny inona ny fihatsaram-belatsihy, ny taratasy lazain'i ikaretsaka sa ny zavatra ambarako fa tsy misy resaka baiboly???
153. ikaretsaka
(
08/09/2009 17:58)
asaivo manazava (na angataho taratasy manazava raha ohatra ianao mpanao gazety na tsy haiko) anie ny zareo hoe fa naninona no nisintaka t@ Andravoahangy e!
fa ny contenu an'ny taratasy sy ny fanazavana dia tsimpona hanamarinan-tena hoe "mety ny nataony"no betsaka nohon'ny filazana tsotra hoe "satria tsy ekena ny fanapahakevitry ny foibe"
fa ny contenu an'ny taratasy sy ny fanazavana dia tsimpona hanamarinan-tena hoe "mety ny nataony"no betsaka nohon'ny filazana tsotra hoe "satria tsy ekena ny fanapahakevitry ny foibe"
154. Fody
(
09/09/2009 21:13)
Tsy lavitra Rakoto fa vakio kely izay voasoratra ato: http://www.madagascar-tribune.com/IMG/article_PDF/Mifamahofaho-ny-resaka,9408.pdf
ohatra ihany io, fa azonao jerena any amin'ny archive-n'ny gazety ny momba ny Fiangonana Jesosy Mpamonjy sy ny namany...
ohatra ihany io, fa azonao jerena any amin'ny archive-n'ny gazety ny momba ny Fiangonana Jesosy Mpamonjy sy ny namany...
155. ikaretsaka
(
09/09/2009 23:06)
ka io ange vavan-gazetyu (izay tsy voatery ho mpamaky baiboly no nanoratra azy) ohatran'ny hoe raha misy silamo mizara ka ianao no mitatitra azy de tsy voatery hanisy tsimpona qu'ran ao ianao
fa le olona niala tao..asaivo manazava ny antony nialany tao ka nankary .. indrindra raha lohandohan'ny mpisorona tao izy raha tsy......
fa le olona niala tao..asaivo manazava ny antony nialany tao ka nankary .. indrindra raha lohandohan'ny mpisorona tao izy raha tsy......
156. soanja
(
09/09/2009 23:24)
Tsotra fotsiny re izy ity ry namana rehetra.
Inona no inoan'i Advantista??? ary inona ny inoanan'ny Temoins de Jehovah ary inona no inoan'i Katolika sy protestanta?? Ireo fotsiny dia hazava fa avy amin'ny soratra tao anaty baiboly no mitondra azy.
Anontanio anie ny Advantista e, vetivety aminy ny haka baiboly sady hanoro anao mazava ny atony. Ny antony dia ny politika ao anaty fiangonana iray tsy mifandraika amin'ny zavatra/ soratra/ hevitra raketin'i baiboly.

157. ikaretsaka
(
09/09/2009 23:55)
Raha ny katolika tsary ho voatery ry soanja a..satria katolika ange ry piera sy paoly sns... nanoratra Ny boky sasany ao @ baiboly e..izany hoe nahita sy niaina izy vao nanoratra fa tsy ni se baser fotsiny @ efa voasoratra tahaka ny hafa
158. Fody
(
10/09/2009 10:09)
ika: aiza àry ianareo izany! Rehefa aseo aminareo ny zava-nisy dia lazaina fa vavan'ny mpanao gazety... angaha moa ny mpanao gazety mamorona e? Angaha tsy ny zava-misy no lazainy?
Manaraka an'izay dia izao: raha misy mpahay tantara (tantaran'ny Fiangonana) fantatrao dia anontanio ny anton'ny fisarahana rehetra fa tsy resaka baiboly velively.
Raha tsorina dia resaka politika sy fitadiavana tombon-tsoa manokana no nampisaraka. hatramin'izay izany ka hatramin'izao.
159. Mandefitra
(
10/09/2009 11:37)
fody:
Raha tsorina dia resaka politika sy fitadiavana tombon-tsoa manokana no nampisaraka. hatramin'izay izany ka hatramin'izao.
Mitady ho marina ... satria raha misy fisarahana, dia avy @ olona ihany izany.
Za eto tsy manondro hoe ilay nisintaka sa nosintahana no nitady tombotsoa na nanao politika ... mety izy roa mitambatra mitsy.
Fa au contraire aza, ny baiboly sisa no iraisana. Samy mbola manaiky fa mirakitra ny Tenin'Andriamanitra io.
160. ravonjison
(
10/09/2009 12:00)
Misy aloha hita fa resaka tombotsoa no nampisaraka ireo fivavahana. Fa misy kosa tena ilay hevitra ara-teolojika mihitsy no nampisaraka.
ohatra: Ny fivavahana silamo dia avy @ kristiasnisme no nisaraka.
Ny kristianina dia mino fa i Jesosy dia zanak' Atra tonga nofo, ary nitsangana t@ maty.
Ny silamo kosa dia mino fa i Jesosy dia mpaminany tsotra fotsiny, toy ny mpaminany rehatra ihany.
Hitantsika @ io fa resaka hevitra ilay izy, hevitra tsy azo porofoina na confirmer- na, noho izany samy mitazona ny azy. Mazava anefa fa tsy maintsy ny iray @ ireo ihany no marina ,na izy roa samy tsy marina daholo.