Ny baiboly: Ilay boky nampisara-bazana ny kristianina
61. cutie
(
02/09/2009 21:31)
48. Mpandefa : rakapy [ Valio ] 02-09-2009 20:50:08
Lohateny : Re : Ny baiboly: Ilay boky nampisara-bazana ny kristianina
Efa mazava be toy ny vay an-kandrina anie ilay izy fa mbola be ny manda
eny wa sarotra be ny hanao an'le we "eny"
efa hita be zao fa samy te hanamari-tena daholo ny anay no mety sy marina, sy iray ihany ny religion nefa refa veo misavoritaka daholo :-D :-D :-D
62. ikaretsaka
(
02/09/2009 21:46)
zay ry cutie de sarotra @ "freako rite wing " an.. mitady kil aza izy hanakona ny "vay" fa tsy hihaiky mihitsy hoe ok...misy vay io
64. soanja
(
03/09/2009 02:24)
rijadolly:
ô!soanja:Afaka omen'ise toko sy andininy aho ve,aiza ao amin'Baiboly no misy izany tsy lafatra izany?
Raha hiverina amin'ny lohahevitra dia marina ny fahitanao azy Rakapy: Tsy lafatra ny baiboly satria olombelona toa antsika ihany no nanoratra azy. Samy mandray izay tandrify azy no betsaka ary izay tokoa dia mitondra amin'ny fisarantsarahana.
Tsy inoako hoe ity Andriamanitra voalaza manaraka ireto ilay Andriamanitra tompoiko. TSY EKEKO NY FAMONOANA INDRINDRA NY TSY MANANTSINY NY FAMALIANA FATY NY HAFA. GOAVANA NY FITIAVAN'ANDRIAMANITRA FA TSY MIFIKITRA AMIN'NY ZAVATRY NY TANY FOTSINY.
Ilay Andriamanitra hinoako dia Andriamanitra Fitiavana. Tsy lafatra ny baiboly satria afaka manasaratsaraka antsika olombelona noho izy nosoratan'olombelona mitovy amintsika ihany, izay tia tokoa an'Andriamanitra tiaviko saingy tsy nahalala hoe ny fomba ilazany izany amin'ny namany.
Ny famonoana olona ao amin'ny baiboly
Isaia 13:15-18
Anyone who is captured will be run through with a sword. Their little children will be dashed to death right before their eyes. Their homes will be sacked and their wives raped by the attacking hordes. For I will stir up the Medes against Babylon, and no amount of silver or gold will buy them off. The attacking armies will shoot down the young people with arrows. They will have no mercy on helpless babies and will show no compassion for the children. (Isaiah 13:15-18 NLT)
Â
15Â Izay rehetra azo dia holefonina, ary izay rehetra tratra dia ho lavon'ny sabatra.
16Â Ary ny zanany madinika hotorotoroina eo imasony; Ny tranony hobaboina, ary ny vadiny hosavihina.
17Â Indro, hamporisihiko hamely azy ny Mediana, izay manao ny volafotsy tsy ho zavatra ary tsy mankamamy ny volamena.
18 Ny tsipìkany handripaka ny zatovo, ary izay ateraky ny kibo tsy hamindrany fo, eny, na dia ny zaza aza tsy hiantran'ny masony.
1 SAMOELA 15:2-3
2Â Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Hovaliako izay nataon'ny Amalekita tamin'ny Isiraely, dia ny nanotrehany azy tany an-dalana, fony izy niakatra avy tany Egypta.
3Â Koa mandehana ankehitriny, ka mameleza ny Amalekita, ary aringano* izay rehetra mety ho azy, ka aza asiana miangana, fa vonoy avokoa, na lahy na vavy, na ankizy madinika, na zaza minono, na omby, na ondry aman'osy, na rameva, na boriky.[Heb. ataovy herema]
2Â Thus saith Jehovah of hosts, I have marked that which Amalek did to Israel, how he set himself against him in the way, when he came up out of Egypt.
3Â Now go and smite Amalek, and utterly destroy all that they have, and spare them not; but slay both man and woman, infant and suckling, ox and sheep, camel and ass.
EKSAODOSY 32:26-29
26Â dia nijanona teo amin'ny vavahadin'ny toby Mosesy ka nanao hoe: Izay rehetra an'i Jehovah mankanesa ety amiko. Ary ny taranak'i Levy rehetra niangona teo aminy.
27Â Dia hoy izy taminy: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Samia manao ny sabany eo am-balahany avy hianareo, dia mandrosoa sy miverimberena amin'isam-bavahadin'ny toby, ary samia mamono ny rahalahiny avy sy ny sakaizany avy ary ny namany avy hianareo.
28Â Dia nanao araka ny tenin'i Mosesy ny taranak'i Levy; ary nahafatesana tokony ho telo arivo lahy ny olona tamin'izany andro izany.
29Â Fa Mosesy efa nilaza hoe: Mano kàna ny tenanareo ho an'i Jehovah hianareo anio; eny, samia mamono ny zanany sy ny rahalahiny avy, mba hahazoanareo fitahiana anio.
26Â then Moses stood in the gate of the camp, and said, Whoso is on Jehovah`s side, [let him come] unto me. And all the sons of Levi gathered themselves together unto him.
27Â And he said unto them, Thus saith Jehovah, the God of Israel, Put ye every man his sword upon his thigh, and go to and fro from gate to gate throughout the camp, and slay every man his brother, and every man his companion, and every man his neighbor.
28Â And the sons of Levi did according to the word of Moses: and there fell of the people that day about three thousand men.
29Â And Moses said, Consecrate yourselves to-day to Jehovah, yea, every man against his son, and against his brother; that he may bestow upon you a blessing this day.
65. soanja
(
03/09/2009 02:30)
Koa ambava homana am-po mieritreritra!
Tahak'izao ataoko izao no maharatsy ny kitsipotsipona resahin'i Ika mantsy.
Betsaka ny tenin'Andriamanitra LAFATRA ao anaty baiboly ary ireo no mbola ifikirako aminy satria mahasoa sy mahavelona, afaka hiodinako eo amin'ny fiainana.
Ny saonjo iray lohasaha hoy ny Ntaolo tsy ilaozan'izay hamarara.
Tahak'izao ataoko izao no maharatsy ny kitsipotsipona resahin'i Ika mantsy.
Betsaka ny tenin'Andriamanitra LAFATRA ao anaty baiboly ary ireo no mbola ifikirako aminy satria mahasoa sy mahavelona, afaka hiodinako eo amin'ny fiainana.
Ny saonjo iray lohasaha hoy ny Ntaolo tsy ilaozan'izay hamarara.
66. soanja
(
03/09/2009 02:37)
ni81:
Dia raha ny namana indray no miteny na zavatra diso aza dia ekena ihany satria namana izy ireo satria akaiky ny tena ary tiana .... mbola ho aiza re izy ity e!!!!zà tsy manao toy izay ka! rehefa tsy eken'ny saiko dia laviko foana na dia namako sy tiako aza satria izy tsy ahavonjy ahy tsinona...
Ilay izahay sy ianareo aloha dia tsy mety amiko loatra satria manilikilika. Iza moa izahay ary iza moa ianareo??? Iza moa Rakapy fa tsy havantsika ihany, ny hevitra no mety tsy hitovy.
67. rakapy
(
03/09/2009 04:14)
Soanja, Ika> Misaotra anareo mbola mahita ny fahamarinana. Ny sasany mantsy dia manao toy ny ondry ka raha vao mitsambikina anaty ranomasina ny mpitarika dia lasa daholo ny rehetra. Soa fa mbola misy xana manana saina sy fanahy mamakafaka.
68. ni81
(
03/09/2009 05:53)
Ilay izahay sy ianareo aloha dia tsy mety amiko loatra satria manilikilikaka samy manana izay mety aminy io ka! ianareo no nanaiky fa izaho mamaky fotsiny
69. ari.malala
(
03/09/2009 06:33)
" Emancipate yourself from mental slavery 'cause none but yourself can free your mind"marina tanteraka!
Ny tena hitako olana d zao, maka verset 1 na 2 ao @ boky 1, d iny no interprété na araka izay mahametimety ny saina eo, d mody anaovana fanoharana mitovitovy cas @ iny d lasa amizay mandresy lahatra ny hafa fa hoe izay tokoa no nolazain'ny Fanahy Masina sns, d tonga amizay koa ny hevitra hanaratsiana izay tsy mitovy firehana @ tena... d refa tratran'ny fanontaniana manohintohina d mandrahona hoe manohitra an'Andriamanitra ilay mpanontany satria io olona mitory sy miteny io d irak'Andriamanitra :roll: sinon manambany ny hafa ho béte refa tsy mahatakatra izay tiany ambara... nefa ilay Jesoa toriana ao anatin'ilay baibioly malaza fa 'Fitiavana', nampianatra ary nandidy akory aza hoe 'Mifankatiava'
71. ari.malala
(
03/09/2009 06:48)
ni81, k zay akia lay zavatra tsapako eto ko! mampalaelo fa zany oe samy hotsarain'Andriamanitra @ teniny sy ny ataony moa ny tsirairay...
72. Mandefitra
(
03/09/2009 06:49)
Soanja> raha ekena fa Andriamanitra dia mpamorona (Createur) ... tsy tokony hahagaga loatra raha mananjo handripaka zay noharian ny tanany Izy, araky zay sitrapoNy.
Vao ny olombelona fotsiny aza napetraka ho mpanjakan ny zavaboahary, firifiry no efa naripany?
Zay mahasamihafa antsika, @ izy Andriamanitra, dia ny Izy manao izany @ fitiavana sy fahamorampo foana, ary afaka manome fiadanana ho an ireo lazainao tsy manantsiny nasaiNy novonoina, na novonoiNy mitsy aza (safo-drano ohatra) ...
Satria @ Andriamanitra ny tena fiainana tsy eto antany fa any andanitra ...
Ka raha hatao hoe fitiavana fotsiny Andriamanitra, dia ny ampahaNy ihany @ maha Izy Azy no ho voajery, ka handiso ny tantara.
Vao ny olombelona fotsiny aza napetraka ho mpanjakan ny zavaboahary, firifiry no efa naripany?
Zay mahasamihafa antsika, @ izy Andriamanitra, dia ny Izy manao izany @ fitiavana sy fahamorampo foana, ary afaka manome fiadanana ho an ireo lazainao tsy manantsiny nasaiNy novonoina, na novonoiNy mitsy aza (safo-drano ohatra) ...
Satria @ Andriamanitra ny tena fiainana tsy eto antany fa any andanitra ...
Ka raha hatao hoe fitiavana fotsiny Andriamanitra, dia ny ampahaNy ihany @ maha Izy Azy no ho voajery, ka handiso ny tantara.
73. ikaretsaka
(
03/09/2009 12:01)
ari.malala:
" Emancipate yourself from mental slavery 'cause none but yourself can free your mind"marina tanteraka!
Ny tena hitako olana d zao, maka verset 1 na 2 ao @ boky 1, d iny no interprété na araka izay mahametimety ny saina eo, d mody anaovana fanoharana mitovitovy cas @ iny d lasa amizay mandresy lahatra ny hafa fa hoe izay tokoa no nolazain'ny Fanahy Masina sns, d tonga amizay koa ny hevitra hanaratsiana izay tsy mitovy firehana @ tena... d refa tratran'ny fanontaniana manohintohina d mandrahona hoe manohitra an'Andriamanitra ilay mpanontany satria io olona mitory sy miteny io d irak'Andriamanitra :roll: sinon manambany ny hafa ho béte refa tsy mahatakatra izay tiany ambara... nefa ilay Jesoa toriana ao anatin'ilay baibioly malaza fa 'Fitiavana', nampianatra ary nandidy akory aza hoe 'Mifankatiava'
Marina izay ry ari
Saingy aza adino koa fa nafaran'ny Tompo koa mba tsy hanao "mouton de panurge" sy hoe ny tena tia de tsy mijery vay ankandrina fa tsy hoe "mifankatiava" akory de midika hoe na hanondrana aza le namanao, na hitanao aza fa tsy any @ izy ny ifikirany. Sy vazavazainy.. de tsy midika izany fa tsy tenenina sy conscienciser na izy.... mety mahery vaika io.... waking up is unpleasant hoy ilay olomasina izay
74. cutie
(
03/09/2009 12:41)
. Mpandefa : soanja [ Valio ] 03-09-2009 04:30:10
Lohateny : Re : Ny baiboly: Ilay boky nampisara-bazana ny kristianina
Koa ambava homana am-po mieritreritra!
Tahak'izao ataoko izao no maharatsy ny kitsipotsipona resahin'i Ika mantsy.
Betsaka ny tenin'Andriamanitra LAFATRA ao anaty baiboly ary ireo no mbola ifikirako aminy satria mahasoa sy mahavelona, afaka hiodinako eo amin'ny fiainana.
Ny saonjo iray lohasaha hoy ny Ntaolo tsy ilaozan'izay hamarara.
misy fanontaniana ty:
Ny xstiana nga tsy natao ho hamaky ny testamenta vao2 ihany?? sady tsy io ve no tokony harahina raha hanaradia an'i kristy???
le resaka famonoana bdb ary @ testamenta taloha manko tao tsy mbola nisy resaka kristy tao sa za no diso ??? Za koa moa tsy mamaky baiboly rahateo ka tsy mahay n'inin :-D
75. rzakarivola
(
03/09/2009 13:11)
ikaretsaka:
Nanangana izy nanao hoe fahano ny reniondriko sns ka.....
==> Voasoratra tokoa fa niteny t@ i Simona zanak'i Jonas Izy hoe "raha tena tia ahy marina ianao, dia fahano ary ny ondriko". Fa aiza @izany no fananganana institution religieuse ? Sao dia tsy azoko ilay valin-teny.
76. rzakarivola
(
03/09/2009 13:13)
ikaretsaka:
Tsy inoako satria tsy ho hisy jiosy mpanjono avy any tiberiady hiditra serasera mihitsy fa mpisandoka no bobaka...
==> Nahoana ianao no tsy mino ? Moa ve tsy hain' Andriamanitra no manatanteraka an'izany ?
Fa izao koa, raha tsy mino an'izany hisy sy ho tanteraka eto @izao vanim-potoananao sy eto @ environnement-nao ianao, ahoana no ilazanao fa inoanao an'izay nisy tany @ toerana tsy niainanao sady t@ vanim-potoana tsy niainanao fa voasoratra ara-tantara fotsiny ?
77. rzakarivola
(
03/09/2009 13:16)
soanja:
Tsy lafatra ny baiboly satria olombelona toa antsika ihany no nanoratra azy. Samy mandray izay tandrify azy no betsaka ary izay tokoa dia mitondra amin'ny fisarantsarahana.
==> Tsy mino ve i Soanja fa hain'i Jesoa Kristy, ilay Fitiavana sady mahery no miasa ao anatin'ny sain'ny olona hanoratra izay tiaNy ? Nefa, hajaiko raha izay no tandrify anao ka raisinao.
Ohatra ny mampieritreritra ahy io hoe :"samy mandray izay tandrify azy" io. Raha io no marina dia hifanaja tokoa ka hitoetra ho iray, fa ny fahalalako azy, toa mandray izay tsy tandrify azy ny tsirairay fa te hi-domine @ zava-drehetra. Izaho koa mety ho isan'izany. Kanefa Izy ambony noho izaho, sady mahery noho izaho.
78. rzakarivola
(
03/09/2009 13:19)
rakapy:
Efa mazava be toy ny vay an-kandrina anie ilay izy fa mbola be ny manda :-D :-D :-D
==> toa ny teninao ihany izao no mandà ny lohahevitra napetrakao. Izao no teninao (raha azoko tsara) : ny fandraisan'ny olona hevitra ao @ baiboly no mahatonga ny olona tsy hitovy hevitra ka mahatonga fisaraham-bazana. Ny dikan'izany dia izao, tsy ny hevitry ny baiboly no raisin'ny olona fa ny an'ny tenany.
79. rzakarivola
(
03/09/2009 13:20)
ni81:
Ka marina kosa izany lazain I soanja izany ko..sa part aiza @ izay no tsy mazava @ ni?ireto ianareo resy lahatra @ lazain-drakapy no mahatalanjona ahy...
==> Izaho izao efa manomboka tsy gaga, manomboka miseho marina ny fanambaran'i JK.
80. rzakarivola
(
03/09/2009 13:28)
soanja:
Ny Fahamarinana ihany no hanafaka antsika amin'ny fanandevozan-tsaina.
==> 1- "Raha ny Zanaka no manafaka anareo dia ho afaka tokoa ianareo"
2- "Izaho no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana"
soanja:
Eto ilay Ego iombonana no mitranga. Na dia hita fa efa mibaribary ny zavamisy dia noho ny tombotsoa iombonona tsy mitondra aiza fa any amin'ny aiza mangitsokitsoka satria olona tsy ao anatin'ilay antoko no milaza izany dia ny mitady handetika ilay olona ihany no atao na dia hita aza fa manana ny fahamarinana ilay olona heverin'ilay antoko fa fahavalo na hafa tsy mitovy amin'ny tena.
Dia raha ny namana indray no miteny na zavatra diso aza dia ekena ihany satria namana izy ireo satria akaiky ny tena ary tiana .... mbola ho aiza re izy ity e!!!!
==> Hitako izao fa ianareo sy Ika dia mpinamana tokoa, ary i Fidinirina dia tsy anatin'ny antokonareo.
soanja:
Hozy ny hiran'i Bob Marley izay hoe: " Emancipate yourself from mental slavery 'cause none but yourself can free your mind"
==> And this is how it works : "You accept the grace of God"
