Ny baiboly: Ilay boky nampisara-bazana ny kristianina
41. rzakarivola
(
02/09/2009 14:31)
Ikaretsaka:
De naninona ny zanak'i god no 1 ihany no religion naoriny de nankininy t@ na mpanjono jiosy tany tiberiady?
==> Iray ihany tokoa ny religion naoriNy, fa toa tsy nanangana institution religieuse Izy, ary tsy nampanorina an'izany rahateo (raha tsy diso aho). Ny tiako anontaniana an'i Ikaretsaka dia hoe, inoanao ve raha eto, @izao iainanao izao, eto @ serasera eto, no misy mpanjono jiosy avy any Tiberiady izay isan'ny nanankinan' i Jesoa Kristy an'io fomba fifandraisana @ Andriamanitra (religion) naoriNy io ?
43. ikaretsaka
(
02/09/2009 14:57)
Tsy inoako satria tsy ho hisy jiosy mpanjono avy any tiberiady hiditra serasera mihitsy fa mpisandoka no bobaka...
44. soanja
(
02/09/2009 15:35)
Raha hiverina amin'ny lohahevitra dia marina ny fahitanao azy Rakapy: Tsy lafatra ny baiboly satria olombelona toa antsika ihany no nanoratra azy. Samy mandray izay tandrify azy no betsaka ary izay tokoa dia mitondra amin'ny fisarantsarahana.
47. ni81
(
02/09/2009 15:49)
Raha hiverina amin'ny lohahevitra dia marina ny fahitanao azy Rakapy: Tsy lafatra ny baiboly satria olombelona toa antsika ihany no nanoratra azy. Samy mandray izay tandrify azy no betsaka ary izay tokoa dia mitondra amin'ny fisarantsarahana.:roll:
48. ikaretsaka
(
02/09/2009 16:08)
Ka marina kosa izany lazain I soanja izany ko..sa part aiza @ izay no tsy mazava @ ni?
49. rakapy
(
02/09/2009 18:50)
Efa mazava be toy ny vay an-kandrina anie ilay izy fa mbola be ny manda :-D :-D :-D
51. ni81
(
02/09/2009 19:06)
Ka marina kosa izany lazain I soanja izany ko..sa part aiza @ izay no tsy mazava @ ni?ireto ianareo resy lahatra @ lazain-drakapy no mahatalanjona ahy...
52. ikaretsaka
(
02/09/2009 19:14)
ka marina tsy misy hanombinana ny lazain-drakapy na verite qui blesse aza....
53. ikaretsaka
(
02/09/2009 19:27)
ny ahy rehefa marina kosa le izy ary hita miharihary na mahamenatra aza.. inona no mbola hihazohazoana... ka izay aza no zava misy ko..amiko mainka mamita tena raha tsy manaiky anzany
54. soanja
(
02/09/2009 19:40)
ni81:
Ka marina kosa izany lazain I soanja izany ko..sa part aiza @ izay no tsy mazava @ ni?ireto ianareo resy lahatra @ lazain-drakapy no mahatalanjona ahy...
Ny Fahamarinana ihany no hanafaka antsika amin'ny fanandevozan-tsaina.
Eto ilay Ego iombonana no mitranga. Na dia hita fa efa mibaribary ny zavamisy dia noho ny tombotsoa iombonona tsy mitondra aiza fa any amin'ny aiza mangitsokitsoka satria olona tsy ao anatin'ilay antoko no milaza izany dia ny mitady handetika ilay olona ihany no atao na dia hita aza fa manana ny fahamarinana ilay olona heverin'ilay antoko fa fahavalo na hafa tsy mitovy amin'ny tena.
Dia raha ny namana indray no miteny na zavatra diso aza dia ekena ihany satria namana izy ireo satria akaiky ny tena ary tiana .... mbola ho aiza re izy ity e!!!!
Hozy ny hiran'i Bob Marley izay hoe: " Emancipate yourself from mental slavery 'cause none but yourself can free your mind"
55. ni81
(
02/09/2009 19:54)
Dia raha ny namana indray no miteny na zavatra diso aza dia ekena ihany satria namana izy ireo satria akaiky ny tena ary tiana .... mbola ho aiza re izy ity e!!!!zà tsy manao toy izay ka! rehefa tsy eken'ny saiko dia laviko foana na dia namako sy tiako aza satria izy tsy ahavonjy ahy tsinona...
56. rijadolly
(
02/09/2009 20:04)
rzakarivola:Somary hamafisiko kely io hevitra io.Midika izany fa tsy ny Baiboly mihitsy no mampisaraka fa ireo mpino no te hisaraka,dia araka ilay hevitro ihany io "Ny anay ihany no marina" Nefa samy Kristy ihany no samy toriana,Mahagaga ô!
==> Raha ity no azoko tsara dia hoe : ny fomba fijerin'ny olona tsy mitovy no mahatonga ny fisaraham-bazana eo @ samy kristiana milaza fa mino ny Baiboly. Raha te hitovy sy hiray izany ireo kristiana ireo dia mila maka ny fijerin'ny Tompon'ny Baiboly, dia i Jesosy.
soanja:Afaka omen'ise toko sy andininy aho ve,aiza ao amin'Baiboly no misy izany tsy lafatra izany?
Raha hiverina amin'ny lohahevitra dia marina ny fahitanao azy Rakapy: Tsy lafatra ny baiboly satria olombelona toa antsika ihany no nanoratra azy. Samy mandray izay tandrify azy no betsaka ary izay tokoa dia mitondra amin'ny fisarantsarahana.
57. ikaretsaka
(
02/09/2009 20:22)
lazaivo fa Andriamanitra koa no nanoratra ny taratasin'i Paoly ho an''i Titosy :-D :-D :-D
farany amin'nyEvanjelin'i Md Joany misy miteny hoe tsy voasoratra ato aby ny nataon'i Jesoa fa sasantsasany ihany ireo
fa ny nampiasain'ireo "te hisaraka" nanohanany ny heviny .... tsy hoe "ho'zy ny baiboly hoe...." foana ve?
Afaka omen'ise toko sy andininy aho ve,aiza ao amin'Baiboly no misy izany tsy lafatra izany?
farany amin'nyEvanjelin'i Md Joany misy miteny hoe tsy voasoratra ato aby ny nataon'i Jesoa fa sasantsasany ihany ireo
Somary hamafisiko kely io hevitra io.Midika izany fa tsy ny Baiboly mihitsy no mampisaraka fa ireo mpino no te hisaraka,dia araka ilay hevitro ihany io "Ny anay ihany no marina" Nefa samy Kristy ihany no samy toriana,Mahagaga ô!
fa ny nampiasain'ireo "te hisaraka" nanohanany ny heviny .... tsy hoe "ho'zy ny baiboly hoe...." foana ve?
59. rijadolly
(
02/09/2009 20:47)
adinon'ika ity teniko ity a!
za:eny tokoa Izay "te hisaraka" araka ny tenin'ise fa tsy ny Baiboly no mampisaraka
Asakasaky izay hanao fitaovana ny Baiboly hampisaraka ny Mpino hoe:"aza Jesoa Kristy no inoana fa Izahay"
ika:Tsy niteny izany za ka!Ekeko fa tsy Andriamanitra fa kosa aviamin'Fanahimasina no nampanoratra an'Paoly dia izay no mitarika ilay fitakiako hoe aiza ilay tsy tongalafatra?
lazaivo fa Andriamanitra koa no nanoratra ny taratasin'i Paoly ho an''i Titosy
ika:Dia ilay tsy voasoratra ve zany no tsy tonga lafatra sa? Nefa za mino kosa fa matoa tsy nosoratany dia efa voafehin'izay efa voasoratra izany rehetra izany .Izany hoe efa tafapita amin'ireo efa vosorany ny hafatra.Satria tsy vitany ny asa izay tena nampanaovin'Jesoa Kristy azy ra tsy voatoriny ny Marina.
farany amin'nyEvanjelin'i Md Joany misy miteny hoe tsy voasoratra ato aby ny nataon'i Jesoa fa sasantsasany ihany ireo
60. ikaretsaka
(
02/09/2009 21:17)
ka tsy tsimpona ao amin'ny baiboly ve no mody ampiasaina rehefa iny izy fa hisaraka? mody hoe 'Jesoa no torianay' io foana no tsimponina...
Ny zavatra feno sy lafatra izany dia parfait.. tsy anapiana izany ary tsy analana , za tsy mino hoe soratra de maha voafehy izany satria Atra tsy azo fehezina. mbola misy ny tohiny matoa izy (Md Joany) niaiky hoe mbola bedebe lavitra... fa anjaranao no mitady ... izay no invitation nataony sy nisintonany hatr@ nanoratany ny Evanjeliny sy izay nosoratany rehetra na pistily izany na pokalipsa na ireo maro be tsy nalain'i Md Augustin sy i Md Jerome ka narafiny ho ao anaty baiboly.. ka nahatonga azy tsy ho hitanao!