MINO NY FISIANY MATOTOA VE NAREO?
81. ari.malala
(
06/08/2009 08:29)
ika, aiza ze niryna eo e! :-D :-D efa mi hanter anao mntsy nga izy iny? :-D :-D
82. soanja
(
06/08/2009 23:20)
Misy aby ireo e
Ny lolovokatra, ny angalampona, ny kokolampy, ny kalanoro, ny lolo na angatra, ny avelo, ny lolon-drano ary ny maro izay heverin'ny hafa fa tsy misy. Ny hoe aza hitako aza mahita azy dia izay angamba no ivavaho. Sambatra ianao raha mbola tsy nahita. Satria izay efa nahita dia hino avokoa amin'izay.
Ny tenako dia efa nahita angam-bazaha indianina. Tsy nahalala izay heviny aho fa satria hitako ny fisiany dia nino aho fa misy izy.
Eo ampahitana azy kosa dia afaka lalaoviny ianao raha malemy saina, na ianao matahotra na masiaka aminy na tsy taitra. Izay mahery ihany no mandresy.

83. ravonjison
(
07/08/2009 07:18)
Raha hiverenako ilay lohahevitra hoe : misy ve ny matoatoa ? , araka ilay feiheverantsika gasy azy , ny olona efa maty no miseho, dia tsia ny valiny.
Ny fomba fisainantsika gasy ihany no mampisy azy ireo.
Ireo sasany kosa, lolovokatra, lolon-drano, kalanoro sns...dia tokony ho faritana tsara hoe inona marina no tiantsika ho lazaina @ izany. Fa raha mieritreritra ianareo fa misy zavatra hafa, mahagaga, "exeptionel" any dago, dia tsy misy an'izany any.
Ny ankamaroany dia ny olona no mamorona izany mba ahazoany tombotsoa, na isika gasy no minomino foana.

84. ravonjison
(
07/08/2009 07:28)
Raha misy afaka mampiseho, na mahafantatra toerana misy izany, ahitana izany tsy misy adihevitra, dia mba contacter - aho . Hoany dago mantsy aho @ fevrier 2010, ary hijanona elaela ao. Noho izany mba liana tokoa ahita ireny zavatra mahagaga ireny. Mety tsy irery aho fa hiaraka amin¨olona hafa izay hanampy ahy @ izany.
85. xxx
(
07/08/2009 07:42)
Mpitoriteny 19: 6
Na ny fitiavany, na ny fankahalany, na ny fialonany, dia samy efa levona ela sady tsy manana anjara intsony mandrakizay amin'izay atao aty ambanin'ny masoandro izy.
Na ny fitiavany, na ny fankahalany, na ny fialonany, dia samy efa levona ela sady tsy manana anjara intsony mandrakizay amin'izay atao aty ambanin'ny masoandro izy.
86. endrika01
(
07/08/2009 16:52)
xxx:ny hevitra napetraky ny namana ery ambony ery no hamafisiko le oe nihevitra ny Tompo ho matoatoa ireo mpianany,raha nahita Azy nandeha tambony rano de jereo koa taminy fananganana an i Lazara taminy maty zany we efa nisy hatr@ela be zany lay resaka matoatoa fa saingy tsy misy porofo azo tsapain-tanana,de hanao hotry Thomasy mou izy iny,ilay tsy nino raha tsy nahita,nefa hoy ny Tompo oe sambatra koukou izay tsy nahita nefa nino( @fivavahana iany io e? )ka eto tsy resaka fivavahana aloha zao,fa le zava-misy bizzare,mampatahotra,mampifezaka,mampitsangam-bolo,hi hi,Misy kofa namako zay,tsy haiko izy alou raha namana serasera ato :-P mipetraka any ****,nitantara tamiko ny zokiny fa ampijaliany matotoany dadatoany miaramila efa maty foana io namako io,le trano zany no brrrr,refa aminy alina resi-tory iny ny rehetra dia lay kiraro na miaramila migadogadom-pamindra be ireny no manao va -et-viens aminy tohatra samy tsy misy mahita we iny eny eo fa misy aloka na vatan olona.Refa nolazaina ny rehetra dia misy ny tsy mino,de ilay tsy mino iny no nobatainy mbola tsy natory,sady tsy maty jiro,de itany rehetra,nobatain-dry zalahy nidina ny tohatra,fa tena torakovitra we de tsy sahy natory tany @io trano io intsony!!!! raha mpikambana ato izy tonga de kopy! De sady andefasako pt coucou! Salut Namako an
Mpitoriteny 19: 6 Na ny fitiavany, na ny fankahalany, na ny fialonany, dia samy efa levona ela sady tsy manana anjara intsony mandrakizay amin\'izay atao aty ambanin\'ny masoandro izy.
87. ikaretsaka
(
07/08/2009 18:21)
ravonjison:
Raha misy afaka mampiseho, na mahafantatra toerana misy izany, ahitana izany tsy misy adihevitra, dia mba contacter - aho . Hoany dago mantsy aho @ fevrier 2010, ary hijanona elaela ao. Noho izany mba liana tokoa ahita ireny zavatra mahagaga ireny. Mety tsy irery aho fa hiaraka amin¨olona hafa izay hanampy ahy @ izany.
aoka aloha hazava fa misy karazany maro ny fifandraisana @ io resaka paranormal io..tsy ataoko hoe don fa hoe miovaova arak'olona
-misy le karazan'olona tena manana ilay fahafahana mifanerasera amin'izy ireny mihitsy sy hoe mahita foana, ary efa mifankazatra izy sy ilay "zavatra"
- misy ny karazan'olona matahotra azy ireny sy tsy te hifanerasera aminy...nefa ifaneraserany foana.
-misy ny karazan'olona tsy mahalala akory koa nefa isehoany ka rehefa vita ny "fisehoana izay vao hoe ooooo kay izy iny
-dia misy ny tsy mifandray mihitsy sy tsy miraharaha
- dia misy ny te hifandray amin'izy ireny kanefa tsy isehoany akory...
Dia mila mahafantatra ianao aloha hoe iza @ reo sokajy ireo
88. klitika
(
07/08/2009 18:38)
Tantara tamin'ny vakansy ny paska teny Andranovelona Avaradrano, raha nanao fitsangatsanana teny ny Tily FJKM Ambohitrarahaba.
Rehefa hirava dia raikitra ny fakana sary. Efa samy manana an'itony Digital itony daholo moa ny rehetra ka dia nifandimby naka sary. Akory anefa ny fahatairan'ilay saika anapika sary voalohany fa hitany teo akaik'ireo olona mitsagana alaina sary ny Tily naman-dry zareo maty tany Mahajanga andro tamin'io Paska io ihany. Tsy nino ny sasany dia nanadrana, ary dia nisy ny torana, nisy ny vaky nandositra ary ny nahiditra hopitaly koa noho ny tahotra be loatra sy ny alahelo.
Samy gaga ny rehetra fa olona maty any Mahajanga no tonga alaina sary tany Andranovelona ny avelony

89. niryna
(
08/08/2009 17:27)
ari.malala:
ika, aiza ze niryna eo e! :-D :-D efa mi hanter anao mntsy nga izy iny? :-D :-D
:roll: :cry: :cry: :cry:
90. ikaretsaka
(
08/08/2009 17:40)
Mmba anarana mifandiso fa I niryna ko de lalina...tia kitsimpona loatra ka ny raraka aza tsimponina
91. ikaretsaka
(
09/08/2009 03:03)
. Ny hoe aza hitako aza mahita azy dia izay angamba no ivavaho. Sambatra ianao raha mbola tsy nahita. Satria izay efa nahita dia hino avokoa amin'izay.
izay
92. ikaretsaka
(
10/08/2009 02:57)
Ny fandraisako an'io de Hoe miovaova isak'olona ihany. Ohatran'ny hoe misy olona mahay maths be le surdoue be ireny de misy tsy any mihitsy na mianatra be aza... na misy olona souple be de misy tsy mahay mihitsy...misy olona ze zava maneno kitihany de hainy...misy na misioka aza mamalana...dia misy olona mahita sy hiseoana zavatra paranormal dia misy olona tsy mahita na de te hahita aza.
Karazana dons. Sy talenta io amiko
Fa le fisainana hoe zavatra tsy hainao dia = ratsy sy mampatahotra no esory..rehefa tsy mifaninona sy tsy mifanimba ianareo sy le zavatra.
Karazana dons. Sy talenta io amiko
Fa le fisainana hoe zavatra tsy hainao dia = ratsy sy mampatahotra no esory..rehefa tsy mifaninona sy tsy mifanimba ianareo sy le zavatra.
93. ari.malala
(
10/08/2009 06:12)
Raha zavatra paranormal aloha efa betsabetsaka iany zay tsapako amiko zay e! (zany hoe HS amty resak ty d ts teneniko) afats'io resaka angatra io, izay isaorako an'Andriamanitra tys mbola niseho tamiko ary tsy iriako hiseho amiko...
94. ravonjison
(
10/08/2009 07:01)
xxx:
Mpitoriteny 19: 6
Na ny fitiavany, na ny fankahalany, na ny fialonany, dia samy efa levona ela sady tsy manana anjara intsony mandrakizay amin'izay atao aty ambanin'ny masoandro izy.
Misaotra anao nanome argument, saingy somary ahitsiko kely ilay izy.
Mpitoriteny 9: 5-6
95. ikaretsaka
(
10/08/2009 10:36)
Wfa nisy nitondra tsimpona moa ka ahoana ny @ elia sy abrahama ilay t@ fiovan tarehy kay?
Ireny izany tsy manana anjara?
Ireny izany tsy manana anjara?
98. endrika01
(
10/08/2009 17:47)
ikaretsaka:Marina izany! =D zah aloha de kanosa e,sarotra ny tsy hilaza ny marina :D
Ny fandraisako an\'io de Hoe miovaova isak\'olona ihany. Ohatran\'ny hoe misy olona mahay maths be le surdoue be ireny de misy tsy any mihitsy na mianatra be aza... na misy olona souple be de misy tsy mahay mihitsy...misy olona ze zava maneno kitihany de hainy...misy na misioka aza mamalana...dia misy olona mahita sy hiseoana zavatra paranormal dia misy olona tsy mahita na de te hahita aza. Karazana dons. Sy talenta io amiko Fa le fisainana hoe zavatra tsy hainao dia = ratsy sy mampatahotra no esory..rehefa tsy mifaninona sy tsy mifanimba ianareo sy le zavatra.
99. endrika01
(
10/08/2009 17:48)

100. ikaretsaka
(
10/08/2009 22:02)
ka ny nanabeazana anao de hoe angatra ,matoa2 sy ny sisa= raha mampatahotra
ny ahy tsy fantatro hoe izy iny raha tsy efa hitako sy nisehoany aho
ny an ravonjy maniry mafy fa tsa hisehoany
ny ahy tsy fantatro hoe izy iny raha tsy efa hitako sy nisehoany aho
ny an ravonjy maniry mafy fa tsa hisehoany