MINO NY FISIANY MATOTOA VE NAREO?

121. ari.malala ( 18/08/2009 06:33)
Zà efa niteny fa zemanfou! atov ze ataonao, teneno ze teneninao fa zemanfou.
122. ikaretsaka ( 18/08/2009 18:00)
ary raha hoe vato napetrak'olona nataony fanahy iniana ohatra no naha tafitohina anao ry ari de satria tafitohina de hipoly???
miandry tsy misy ao izy izany?
123. ari.malala ( 19/08/2009 06:57)
ika ts mahazo resaka! efa hoe tafintohina par hasard fa tsy resaka vato nataon'olona fanahiniana.
124. ikaretsaka ( 19/08/2009 19:36)
ah ok,,, fa atao hoe tsy fantatrao fa olona no nanao an'io teo izany ohatra e.. hitanao le lalana kisilasila be ireny ohatra de nody nasiany vato handehanana eo nefa tena fosika le izy
125. ari.malala ( 20/08/2009 06:24)
Tsy azon'ika mintsy v ny hoe par hasard?
126. endrika01 ( 23/08/2009 09:15)
raha ireny olona mampiseo miracle ireny,zany aona?ny matotoany ve no mahita sa tsy azoko,we miseho sns...sns,hotry ty ohatra www.saintcharbel-annaya.com
olona tsotra.
127. rhina ( 08/09/2009 12:24)
za ko lo reto mbola ts nahita a
fa indraindray ko ne ny eritreritra no efa lasabe d mamorona sary e!!!
d otran'ny oe misy tokoa le iz !!!
fa raha ny afa tena baraingo be mintsy
128. ikaretsaka ( 13/09/2009 22:34)
de aza maniry ny hahita fa aleo manao ohatra ahy ihany... ilay tsy mahalala hoe izy iny raha tsy rehefa avy hisehoany :wink:
129. manambina14 ( 15/11/2014 15:24)
za ndray te hino tsy te hino satria rehefa mino aho dia tena ohatran'ny misy ilay izy fa rehefa tsy mino aho dia tsisy ilay izy. izany hoe ny tsirairay ihany no mamorona ny fisian(ny matotoa rehefa ilay tratra alina eny an-dalana irery iny ianao ka sendra tsofin'ny rivotra tampoka ny ravi-kazo, dia hoy iianao hoe: ary toa, ary toa ohatran'ny misy olona izany; izay ilay hoe maTOATOA ianao ihany no mamorona azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9394