MINO NY FISIANY MATOTOA VE NAREO?
1. endrika01
(
27/07/2009 09:11)
Hotry ny mahakamo be,ny mihaino ireo olona mitantara we manangatra i ranona,misy matotoa ao aminio trano io,na toerana io,nareo ve mba mahatoky anireny? Efa nisy nahita maso kou ve?
répondu par manambina14 le 15/11/2014 15:24
3. xxx
(
27/07/2009 10:01)
endrika01:
Hotry ny mahakamo be,ny mihaino ireo olona mitantara we manangatra i ranona,misy matotoa ao aminio trano io,na toerana io,nareo ve mba mahatoky anireny? Efa nisy nahita maso kou ve?
Izaho tsy mino matoatoa, imagination no be dia be ny fahafantarako azy
4. Papoose
(
27/07/2009 11:31)
za ngamba rehefa tena misy manangatra amko vao tena mino b fa zao aloha tsy tena mino b fa kely :)
5. tess
(
27/07/2009 12:07)
endrika01:zà tsy mino raha tsy izaho mintsy no mahita na hiaran'ilay angatra
Hotry ny mahakamo be,ny mihaino ireo olona mitantara we manangatra i ranona,misy matotoa ao aminio trano io,na toerana io,nareo ve mba mahatoky anireny? Efa nisy nahita maso kou ve?
:-P
6. xxx
(
27/07/2009 12:31)
Nisy dinika teto , dia nisy nanome lien momba n'ny sommeil maninona moa izy izay , manazava ilay hoe misy manindry misy manindry , nefa en fait tratran'io sommeil io ilay olona dia semi-conscient fa tsy manana force hampiasana ny tanany sy tongony dia lazainy fa misy manindry
7. ikaretsaka
(
27/07/2009 21:05)
za koa tsy mino raha tsy mino raha tsy za mihitsy no nahita ilay angatra... fa le milay le tsy mahalala raha tsy misy mikozy hoe "izy iny"
8. kotobekibo
(
27/07/2009 22:31)
xxx:
Nisy dinika teto , dia nisy nanome lien momba n'ny sommeil maninona moa izy izay , manazava ilay hoe misy manindry misy manindry , nefa en fait tratran'io sommeil io ilay olona dia semi-conscient fa tsy manana force hampiasana ny tanany sy tongony dia lazainy fa misy manindry
mety nisy nanome lien fa za kosa efa voa ka kopy tsara ny zvt nitranga :^)
3 lahy izahay no mpiray trano tany @ polytech. vontovorona ary ref mianatra @ alina iny d matetika izay matory mialoha aminay foana no voa d miaramihomehy ny 2 ambony LOL
naleo nihomezana t@ izany fa efa ho lava :-D:-D:-D
bdb ny tranga hafa tany fa raha hendry nareo d tantaraiko @ manaraka .
:-P
9. ikaretsaka
(
27/07/2009 23:39)
ka tao Vonto kao izany fa zaho tsary nahalala hoe izy iny raha tsy elabe taty afara.. aminay vakinankaratra any koa feno fa nena aleoko rehefa mihatra le izy vao fantatro hoe izy iny toy izay hoe tsy misy lilil akory de hoe ooooo matotou
10. xxx
(
28/07/2009 08:44)
kotobekibo:
mety nisy nanome lien fa za kosa efa voa ka kopy tsara ny zvt nitranga :^)
3 lahy izahay no mpiray trano tany @ polytech. vontovorona ary ref mianatra @ alina iny d matetika izay matory mialoha aminay foana no voa d miaramihomehy ny 2 ambony LOL
naleo nihomezana t@ izany fa efa ho lava :-D:-D:-D
bdb ny tranga hafa tany fa raha hendry nareo d tantaraiko @ manaraka .
:-P
dia mba tantarao hoe ohatran'ny ahoana ilay izy ?
15. xxx
(
28/07/2009 12:35)
Mis dadatoako zay dray.-tsy natoky otranareo io ko, fa nipoirany vao natoky ar teo ah tamy lery nitantara! Chantier any ambanivolo hiasan dry zalah d ny oul rht efa miten mis alok kel mitsorika rhfa amy alina oul lava b any atokotan na mody masoanro iny. Lery rery b doik fa ts nino. N sasan ts nino fa ba manaik ian fa matou betsk miten ao raha. dray andro am\'zay nvok amy alina fa pourtra d 2lah no niarak. pipy ts vita nipoitra ile angatra volo b alokkel melava b tampok mtrena b:-Dlery vaky nandositra:-D
16. Papoose
(
28/07/2009 12:41)
za kou olona akaiky be ahy roa no efa tratra eeee!! fa nifarihy aho rehefa nandalo teo @ le toerana tao @ le chambre!!
17. xxx
(
28/07/2009 12:45)
xxx:
Mis dadatoako zay dray.-tsy natoky otranareo io ko, fa nipoirany vao natoky ar teo ah tamy lery nitantara! Chantier any ambanivolo hiasan dry zalah d ny oul rht efa miten mis alok kel mitsorika rhfa amy alina oul lava b any atokotan na mody masoanro iny. Lery rery b doik fa ts nino. N sasan ts nino fa ba manaik ian fa matou betsk miten ao raha. dray andro am\'zay nvok amy alina fa pourtra d 2lah no niarak. pipy ts vita nipoitra ile angatra volo b alokkel melava b tampok mtrena b:-Dlery vaky nandositra:-D
Ka sao biby indray zany fa tsy matoatoa
Ilay hoe matoatoa anie hoe olona velona taloha no nitsangana niseho e
18. soanja
(
28/07/2009 12:55)
endrika01:
Hotry ny mahakamo be,ny mihaino ireo olona mitantara we manangatra i ranona,misy matotoa ao aminio trano io,na toerana io,nareo ve mba mahatoky anireny? Efa nisy nahita maso kou ve?
Misy ny angatra ka. Tsy ny rehetra no ipoirany anefa fa vitsivisty amintsika olombelona ihany satria naman'ireo manana fahitana miavaka ny olona mahita azy. Toy ny fahitana ireo anjely sy ny olona miseho tampoka sns... voaresaka ao anaty baiboly na hafa. Misy olona mahita ny miafina tsy hitan'ny be sy ny maro ka ao ny olona tsotra na mpimasy na mpaminany. Ny olona tsy manana fahatokisana amin'ny tenany no matetika isehoan'ny angatra satria izy mahalala fa malemy ianao. Fanahy ratsy ny angatra ary vitany tokoa mampihorohoro ny momba anao rehefa izay! Ny miteny aminy tsotra fotsiny hoe mandeha mandeha fa tsy ilaiko dia efa mampiala azy na hoe ndana mody satria ny angatra dia malemy kokoa noho isika olombelona ny heriny fa izay tsapany fa malemy kosa ampijaliana tokoa.
19. xxx
(
28/07/2009 13:33)
Tohin'ny lazain'i Soanja aza :
- ny olona toy inona hono no miseho na efa maty aza ? Ny olona rehetra ve? Olona nasiaka ve, olona tsy nivonona ho faty ve ?
- masiaka ary ve ny matoatoa sa dia mijerijery fotsiny ?
Tsy izany mantsy fa nisy olona izay nahasorena ahy, hoe maty ny dadany dia hifindra hipetraka any aminay hono izy fa matahotra sao isehoan'ny dadany . Ny anadahiko io no sipany. Asa na excuse fotsiny hatoriana any aminay, satria tsy tao @ trano nipetrahany no maty ny dadany, sady tsy tao no nandrasana. En plus dadako izao ve dia hatahorako raha toa ka manangatra tokoa aza