MINO NY FISIANY MATOTOA VE NAREO?

41. ravonjison ( 31/07/2009 12:18)
xxx:

Nena ndray ry reto tena hafa be mintsy ny zavatra miseho amiko a! Za matetika dia misy lelah tonga foana @ nofiko, de tam voloany za nataohatra be fa amin'izao izahay dia tia manao firaisana aminy ary tena tiko b mintsy ilay izy.mahazo orgasme fona za rehefa tonga amiko iz.
Izy tsy masika amiko fa ny magaga ana de izy tsy miseho raha tsy @ nofiko ary ny nofiko de tena ohatrany tena niainako mintsy refa mifo maraina za.Richard no anarany nefa za tsy nafanatara olona atao hoe Richard mintsy t@ fianako , de t@ herinandro lasa izy nangataka ana ho vady de nolazaiko fa mbola iheritreritra wa za.
inona no tokny ataoko???



Ny hypothese voalohany aloha dia ny heo : misy besoin sexuelle ilain' ny
tenanao. Raha tsy manana partenaire ianao dia maintsy ianao irery ihany no miezaka ( mijery fim, manafosafo ny tenanao sy ny taovam-pananahanao ......) Farafaharatsiny mba tokony hanana orgasme in-3 isan-kerinandro ianao, dia ho faly ny tenanao.
Mino aho fa tsy hoa avy hamangy anao intsony Richard.
42. xxx ( 31/07/2009 12:43)
ravonjison >>> tsy niteny anie izy hoe tsy tiany hamangy azy intsony Richard e :-)
43. ravonjison ( 31/07/2009 13:17)
xxx:

ravonjison >>> tsy niteny anie izy hoe tsy tiany hamangy azy intsony Richard e :-)



Raha tiany izany ny hiverenan-dRichard dia tokony hadinoiny ilay torohevitro.
Fa lany andro kosa izy raha hieritreritra fa misy tokoa ilay Richard ka tokony ho tadiavina.!!!
Tsaratsara kokoa ny mitady sipa hiarahana.
44. milamm ( 31/07/2009 15:44)
mahalina ty resaka ty, :roll: ,za kalo de olona tsy mpino2 foana raha tsy itako tsapako ary iainako izay le zv .Tsy handresy lahatra an'iza2 no tanjoko eto satria ny hitany hafa tsy hitako ary ny fantatro tsy ho fantatry ny hafa fa ifampizarana eny ny resaka.Misy tokoa amiko ny angatra,avelo,matotoa tsy teny noforonina t@ angano ireny fa efa niainany ireo teo aloha na ny vazaha aza betsaka ireo fanamarinana nataony fa dia mijanona ho phenomenom paranormal izy ireny,oh @ izany ny "poltergeist"(izay niseho tao alemana sy angletera documentary sasany ireny fotsiny aza dia misy ahitanareo azy tsy monter-na akory fa nisy,amiko manokana dia misy io raha ny tranga nahazo ahy efa maty ny raiko fony mbola zaza aho nefa tadidiko tsara daholo ny momba azy,1 mande ary niady izaho sy ny anabaviko ary tena nanao izay nampalahelo azy io aho ,rehefa tafatory tsara iny tsy nanampo in2 aho de nipoitra tamiko ny raiko taty andafy no niseho io ary saika hanakenda ahy mafy tsy haiko hoe avy aiza no nipoirany fa otrany nofy nefa tena hitako tsara izao izy ary ny hany heriko farany talohany zany dia nivavaka ary nanjavona izy avy eo ,ny ampitson'io dia nihavana haingana aho sy ny anabaviko ary tsy niseho intsony izy avy eo
45. endrika01 ( 31/07/2009 15:45)
Sakaizakely> mbo azo tantaraina ve lay,zavatra niseho taminao tamny fahazaza? Za mbo liana,raha toa ka secret perso tsy maninona,aza tantaraina! (l) de hono wa aloha e,tamzah tany Dago,vao haingana iany,naseho taminy Gazety Midi lay tantara,fa we nisy sipa manja be sa kely,tsy tadidiko tsara;nanakana fiara harivariva,de nentindry zalahy,de niarahany natory,tany @trano tsara be ,de nifoha de teny ambony fasana,bla bla bla, tena mba marina ve ireny?(tamzany,raha vao mande harivariva ka misy kofa mijanona,ka miteny we ndao njy raha haterina,de odiana fanina be na milay be aza le vam :-P noho lay resaka,mahakamo be,ai,mampifezaka be :-D:-D:-D )
46. niryna ( 31/07/2009 16:34)
Ny fahafantarako azy dia misy daholo ireo teneninareo ireo ,efa nandefa sujet mikasika izany aho,misy milalao piano amin'ny alina kanefa tsy misy olona eo ambonin'ilay seza,misy zazakely mandehandeha eraky ny trano kanefa tsy manan-janaka ilay olona fa zaza maty tao taloha efa elabe
Ny baiboly aza milaza fa noheverin'ireo mpianan'i Jesosy ho matoatoa teny ambonin'ny rano izy
Ny any anindrana no tena ahitana zavatra toa izany ,lolo-bozaka moa no anarany fa tsy dia fantatro loatra ,mitsingevaheva ny tongony rehefa mandeha ary mandehandeha eny an-tsena izy,ny tany hono no fady azy ireny ary izy tsy maninona fa mandeha amin'ny andro antoandro ka raha misy olona sahy manimpy vovotany azy dia miverina ho vovotany amin'izay izy.Tsy tadidiko ilay toerana fa raha tsy toleara izy izay dia morondava.
Misy trano izay amidy matetika dia lafo ary avy eo misy mifindra dia mitady mpivarotra indray ilay olona,ny antony dia hoe misy matoatoa ao ary manangatra ilay izy amin'ny alina na atoandro matoritory iny :^) :^) :^)
47. ni81 ( 31/07/2009 16:51)
Ny any anindrana no tena ahitana zavatra toa izany ,lolo-bozaka moa no anarany fa tsy dia fantatro loatra ,mitsingevaheva ny tongony rehefa mandeha ary mandehandeha eny an-tsena izy,ny tany hono no fady azy ireny ary izy tsy maninona fa mandeha amin'ny andro antoandro ka raha misy olona sahy manimpy vovotany azy dia miverina ho vovotany amin'izay izy.Tsy tadidiko ilay toerana fa raha tsy toleara izy izay dia morondava.
lolo vokatra no fiteny niryna a
48. ikaretsaka ( 31/07/2009 21:05)
Misy fanontaniana tokony ho valianao ireto hilazanao fa misy na tsy misy ny angatra :

1- nahoana ary no misy ao Dago ilay izy fa tsy misy kosa any @ firenena na faritra sasany ? Niangaran' ny natiora ve i Dago @ izany? ( resaka toerana)

2- maninona no tsy manakenda na mamaly faty amin' ny mpangalatra na mpamono olona ny olona matin' ny herisetra tsy rariny ( tifitra, tombokantsy, ady sns..., fangalarana ohatra nify volamenan' ny maty)

3- @ tany efa mandroso iray, naninona no nisy koa ny angatra taloha ela be tany , kanefa kosa tsy misy intsony izy @ izao fotoana izao ? ( resaka fotoana )

Raha ekenao ny fisian' ny angatra sy matoatoa, manambara izany fa azo adaladalaina ianao !!!!!


1-iza no miteny fa tsisy ny angatra @ toerankafa ivelan"i Madagasikara?

2- tsy voatery masiaka ny angatra.. mist @ izy ireny tsy mampatahotra, misy amin'ireny mangataka fanampiana mba andehanany any @ toerana tokony hisy azy sns

3-@ tany efa mandroso dia mbola misy ny angatra hatr@ izao...; misy tsy film ireny maison hantee ireny fa misy tena misy tokoa.. rehefa manam-potoana dia Andramo ohatra i bachelort's groove Cemetary (Illinois USA,) na i Devil's Promennade,( Hornet Missouri, USA)
tsy matahotra aho na hoe mora adalaina fa za tia mamakafaka de nandeha... dia anontaniana izy fa tsy atahorana...


fa araka ny voalazan'ny namana ao ambony ao dia heo arakarak"olona koa ilay izy... misy mahita sy sensible misy tsia
49. endrika01 ( 01/08/2009 06:00)
De inona kay no atao raha sanatry mifanena na mahita na tongavanizy ireny,brrrrr,mampitsangam-bolo :roll::roll:
50. endrika01 ( 01/08/2009 06:52)
Hono wa,maninona kay ny zazakely ,no misarangorangotra be zany,sady tsy matory,ny sasany aza safotra miintsy,refa lay miteny iny reo ray aman-dreniny hoe: tena narahin-dolo tany io zaza io,na hoe tsindrian aloka,sns...sns tsy zakany ati-dohakeliny ve lay tranga?Sa mampitahotra be azy le zavatra hitany?
51. niryna ( 01/08/2009 13:38)
niryna:
Ny any anindrana no tena ahitana zavatra toa izany ,lolo-bozaka moa no anarany fa tsy dia fantatro loatra

ni81:
lolo vokatra no fiteny niryna a
misaotra anao ,izany no nahatonga ahy niteny hoe tsy fantatro loatra ny anarany fa adinoko koa ny filaza azy e


:D
52. ikaretsaka ( 01/08/2009 14:28)
endrika01:

De inona kay no atao raha sanatry mifanena na mahita na tongavanizy ireny,brrrrr,mampitsangam-bolo :roll::roll:


ny nanabeazana antsika de heo rehefa angatra sy lolo sy matoatoa sy trangan-javatra hoe voafetra ho an"olombitsy ihany no afaka mahita azy de tonga de eritreretintsika zavatra mampatahotra izay... na ratsy izay .. na herin"y maizina izay.... na devoly izay
hany ka ny tahotra foana no tonga mialoha
tsary voatery anefa fa mety zavatra mila fanampiana izy ireny na hamela hafatra, na le misy koa manao sequel (hoe maminy ilay toerana nialany aina ohatra dia ei izy de le zavatra nataony teo fahavelony no averimberiny karaha diska goaka)
fa ny tokony atao dia miezaka mamantatra, miezaka mi comprendre sy mi accepter izay tadiaviny..


53. endrika01 ( 01/08/2009 19:22)
An,an,kah iza kosa kalou no tsy hatahotra e,varavarankely tsofony rivotra, mikatona hoazy aza, efa mampitsangam-bolo kouwa,de mampaninona ny angatra,matotoa,avelo,alou ny fandorany olona fati-bolo sy fingotra mou sa pneu izy zay :-D:-D:-D
54. endrika01 ( 01/08/2009 19:23)
An,an,kah iza kosa kalou no tsy hatahotra e,varavarankely tsofony rivotra, mikatona hoazy aza, efa mampitsangam-bolo kouwa,de mampaninona ny angatra,matotoa,avelo,alou ny fandorany olona fati-bolo sy fingotra mou sa pneu izy zay :-D:-D:-D
55. endrika01 ( 01/08/2009 19:24)
An,an,kah iza kosa kalou no tsy hatahotra e,varavarankely tsofony rivotra, mikatona hoazy aza, efa mampitsangam-bolo kouwa,de mampaninona ny angatra,matotoa,avelo,alou ny fandorany olona fati-bolo sy fingotra mou sa pneu izy zay :-D:-D:-D
56. ikaretsaka ( 01/08/2009 20:26)
ka arakaraka ny nitaizana anao io hoa.. ny anao iznay de hoe matoatoa =mampatahotra de matahotra ianao..
tsy misy hafa @ vazahakely matahotra valala ihany io
57. tsiambaratelo ( 02/08/2009 04:44)
Tsy lay tsindrimandry ve lay hoe misy hafatra tiany hapetraka, ( somary nofy,lay olona eto tsy tena matory,fa toa rendremana fotsiny) ny matoatoa zany no mampita lay tranga aminy ;-)
58. kotobekibo ( 02/08/2009 21:55)
za tsy d kanosa za kosa aloha d tsy misangy @ matotoa izany e!

Indray andro , ( teo vontovorona ihany no nitranga ny tantara . )
dia nilalao volley teo @ terrain de volley akaikin\'ny bâtiment-n\'ny vhv izahay .
Bdb ny ol , lahy sy vavy no niaranilalao teo . Ny andro atoandro b nanahary .
( azavaiko ho an\'ireo izay mbola tsy tany ; varavarana 1 ihany no fidirana sy fivoahana ny toilettes , izany hoe misy cabines de douche 2 sy WC 2 ao ary lavabo lehibe 1 )
Nikikiaka nivoaka avy tao ilay sipa iray izay , miboridana feno savony , nankeny @ ol tsy nahalala menatra , fa nisy nikosoka , hono , ny lamosiny . Nihazakazaka nankeny nisava izahay hoe iza koa izany bandy mba tsy vanona mananihany sy mampitahotra sipa izany ?
LOOOZA , tsy nisy ol tao !!!!!
( marihiko fa mbola tao anatiny izy , d efa niherika izahay noho ny kikiaka , tsy nisy ol hafa nivoaka avy tao , afa-tsy izy irery ihany )
iza izany no nikosoka ny lamosiny , fa naninona no nivoaka niboridana izy ( na slip aza tsy nanaovany ) ....?
59. kotobekibo ( 02/08/2009 23:14)
Efa nahita reportage-n'ol tahaka ny anao io za t@ TV
" " angamba no titre raha tsy diso za ,
fa tsy tadidiko ny solution ( efa alizeimera izy manao an'io :-D :-D :-D )
Ny fantatro d aza manaiky manaraka an'ireny fantome ireny fotsiny , fa avy d vita b hono ( maty ) ;
Asio baiboly ao ambany ondana , d tsy maninn intsony njy normalement .
korazy e! ;-)
60. ari.malala ( 03/08/2009 06:37)
Ary marina v ilay hoe refa manonofy ireny olon-dehibe ireny hono, ka manao akanjo rovidrovitra b izy zay, na kou miteny we mangatsika ah, d mila manao famadihana e! dadanay sy bebeanay manko mpanonofy an'izany, dadabeanay efa maty d t@ 98 sy 2006 zao nanao famadihana zareo fa hoe nanofy an'i dadabe hoe mangatsika nga hoe... de maman'i bebeanay kou (maman'i dada) hoe niteny t@ bebe hoe mba tsidiho zay fa malaelo, d lasa namangy fasana tany reo, d ts nanofy tson bebeanay...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.918