MINO NY FISIANY MATOTOA VE NAREO?
61. ikaretsaka
(
03/08/2009 09:24)
Arakaraka io amiko... possible hoe ianao no nahatsiaro na nalahelo de alainao nofy le raha
Possible koa hoe tsy noeritreretinao mihitsy nefa de tonga ho azy tanaty nofy...
Ny ahy aloha ny nofy tsy de inoako loatra fa ny tranga tena hita sy tsapa sy re no Mahaliana ahy...
Fa ny ahy matetika efa mitranga amiko le raha de tsy arako raha tsy olona eo akaikiko no miteny ahy hoe izao sy izao reny...
Ohatra hoe za t@ 11 taona de mande knaka avy nianatra no nahita sy tafaraka t@ olona hoe ramarcel izay de tena olona tsara izao no nahitako azy de niresaka tamiko eraky ny lalana hoe Lazao ny lehibe hoe mba hanaterana lamba zahay any ambanivohitra.. de milaza @ rabaininay za de lazaiko ny anarany sy ny pozipoziny..de zay lery vo milaza hoe olona efa maty t@ zao toana I dadafara marcel ary otran zany mihitsy ny endriny. Sy ny fiteniny sns...
Indray maka koa za efa lehibe izao de nanao chantier tany atsimo de mandeha Lava alina @ ireny 4x4 double cabine ireny zahay sy le sofera avy tany toliary ho any tana no misy fianakaviana nanakana tao akaikin'Andranovory tao hoe ho any Ihosy hono. De miakara ao afara ao hoa de lasa ka lasa.. le sofera no lasa tsy niresaka tamiko tsony sady lasa hafahafa fa ny lalana no nizorany ..dia tonga tao Ikalamaiinty le atsimon'ihosy de hoe hiala amzay ry zareo... izay le sofera vo niteny tamiko hoe lolo vokatra hono ireny... za ve nahalala?

62. rakapy
(
03/08/2009 09:33)
Sao dia i Rataeza no anaran'ilay rangahy dia miala ery an-tapon'Ikalamaintsy eo sapanana Betroka/Rahonira?
63. ikaretsaka
(
03/08/2009 09:57)
Tsary haiko ny anarany fa 4 mianaka zareo de le zazakely mbola babena anaty lamba...fa eo mihitsy zareo no niala
64. rakapy
(
03/08/2009 10:05)
Lavitra ihany raha avy tany A/vory ka ao Ikalamanty vao niala? tonga de dakadaka be ve izany sa mba mody nijanona tao Rakaraha na Ranohira dia avy eo nomena ny ampitaka???
65. rakapy
(
03/08/2009 10:12)
Nisy akama efa tratran'io koa ka izay no nahalalako ilay anarana hoe Rataeza minakavy kely. Raha ny tantara henoko dia olona nitady ravinahitra tany @ iny faritra atsimo iny hono izy mianakavy kely ireo ka maty, Tsy haiko izay nahafaty azy.
Ikalamainty indray dia malaza misy vhv miakanjo mainty manao auto-stop izany @ alina dia raha mitondra azy ianao dia manjavona izy rehefa akaiky ho tonga @ ilay tany tiany aleha.
Ao Mandalahy(Alakamisin'Ambohimaha) koa dia volaza fa misy vhv manao auto-stop ary dia manjavona koa rehefa akaiky tonga @ alehany. Ity iray ity indray toa hoe maty t@ accident taxi-brousse TATA sa Andriamilanja moa izy izay ka dia mbola mitoetra eo ny fanahiny.

66. mmmhh
(
03/08/2009 11:40)
Zah aloha mbola tsy nahita e, ary tsy te hahita , fa t@ tranonay tany Majunga nisy,
efa matetika ny olona tao aminay no nahita : tantaraiko tranga anankiroa ianareo. Le izy tsy @ le trano tena hipetrahany fa ao am-badika , mitambatra ihany , fa ilay trano fandraisam-bahim-panjakana ireny, de rehefa be vahiny zahay de alefa matory any ny sasany aminay, 2eme etage le izy.
1) Vahininay :
Nisy vahininay izay natory tao, roa vavy i R sy i P, izy roa vavy samy manao postiche, de natory izy roa vavy ny alina. Nony nifoha maraina de nitantara i R, satria nitsoatsoaka daholo ny posticheny, (hitako aloha ilay postiche mitsoatsoaka e), we nisy olona zany nanantona azy ny alina , satria izy nihohoka matory, de nipetraka teo @ lamosiny de nisintosintomin'ilay angatra ny volony, de izy io hitanay nitsoatsoaka io,
de nataon'iray trano fihomehezana le izy , i P @ io nihomehy mafy,
fa ny alin'iny anjanan'i P ndray no tratra....
2) Zokinay roa vavy :
T@ zay periode d'exam , hanala Bacc izy roa vavy t@ zay, de manao revision miaraka, ka ao an-trano somary be olona, de nanakany @ le fandraisam-bahiny izy roa vavy nanao revision satria any tsy misy olona no tsy misy manakotaba, de nianatra teo, efa ho @ 11 alina hono, de mahita olona mandehadeha @ ilay sisin'ny balcon iny ry zareo, (nefa any @ 2eme etage), de mivezivezy eo le olona de manjavona de mipoitra,
fa fikoropaha ny an'izy roa vavy niala tao??, tadidiko ny fibosesin'izy roavavy niditra ny varavarana n'ny trano, hataonay we nisy inona t@ zay,
Be de be ny tranga rah t@ io trano notantaraiko io fa ny voalohany nahafantaranay azy de t@ R sy i P,

67. endrika01
(
03/08/2009 11:46)
Raha fanahy mivezivezy mampalahelo,hoatrizany kosa,tokony hanaovany tompontany na ny fianakaviany,na ny mpivavaka ,fombafomba mba andehanany any aminy tokony hipetrahany,na mety tsy nisy nahalala ny nalehany sy ny nahafatesany ny havany,de mbola mitady ny havany izy,alohany tsy iverenany eo tsony! :P
68. ikaretsaka
(
03/08/2009 14:18)
Tsary haiko aloha raha nitovy na tsia ny olona resahintsika sy rakapy. Fa raha ny fandehany dia toa fianakaviana 1 ihany anefa raha miala atsimon'ihosy. Tonga de dakadaka satria avy nividy charbon indrindra no nifanakalo zahay sy le saofera (za tsy tia mitondra alina be @ lalana miolikolika de @ iny za no mitondra t@ izany..de lery rendremana eo akaikiko eo satria hitondra indray rehefa akaiky hiditra an'ambalavao...no hitako @ endriny fa nifezaka... za koa tsy nanontany fa ny vam no nokaravasiako
Rehefa lasa ireto zavatra ary efa afaka an'ihosy vao sahy nilaza I lery hoe zao sy zao ny momban'ireny...zay za vo gaga fa efa vita moa ka akory atao..
Tsy niverna intsony moa le izy taty afara na nivezivezy teo ary za..ary tsy sahy maka olona nanao stop @ andro alina intsony

69. ikaretsaka
(
03/08/2009 14:27)

70. ravonjison
(
03/08/2009 15:21)
ikaretsaka:
Misy fanontaniana tokony ho valianao ireto hilazanao fa misy na tsy misy ny angatra :
1- nahoana ary no misy ao Dago ilay izy fa tsy misy kosa any @ firenena na faritra sasany ? Niangaran\' ny natiora ve i Dago @ izany? ( resaka toerana)
2- maninona no tsy manakenda na mamaly faty amin\' ny mpangalatra na mpamono olona ny olona matin\' ny herisetra tsy rariny ( tifitra, tombokantsy, ady sns..., fangalarana ohatra nify volamenan\' ny maty)
3- @ tany efa mandroso iray, naninona no nisy koa ny angatra taloha ela be tany , kanefa kosa tsy misy intsony izy @ izao fotoana izao ? ( resaka fotoana )
Raha ekenao ny fisian\' ny angatra sy matoatoa, manambara izany fa azo adaladalaina ianao !!!!!
1-iza no miteny fa tsisy ny angatra @ toerankafa ivelan\"i Madagasikara?
2- tsy voatery masiaka ny angatra.. mist @ izy ireny tsy mampatahotra, misy amin\'ireny mangataka fanampiana mba andehanany any @ toerana tokony hisy azy sns
3-@ tany efa mandroso dia mbola misy ny angatra hatr@ izao...; misy tsy film ireny maison hantee ireny fa misy tena misy tokoa.. rehefa manam-potoana dia Andramo ohatra i bachelort\'s groove Cemetary (Illinois USA,) na i Devil\'s Promennade,( Hornet Missouri, USA)
tsy matahotra aho na hoe mora adalaina fa za tia mamakafaka de nandeha... dia anontaniana izy fa tsy atahorana...
fa araka ny voalazan\'ny namana ao ambony ao dia heo arakarak\"olona koa ilay izy... misy mahita sy sensible misy tsia
Mahafinaritra aloha ny mihaino ireo tantaran\' angratre e, tsy laviko izany. Efa betsaka ny tantara henoko mikasika angatra.
1- tsy azoanao amganba ny fandehan\' ilay \" raisonnement : raha misy tany iray na toerana ,na foko iray milaza fa misy izany, dia tokony ho azo porofoina any @ tany hafa na foko hafa satria na aiza na dia misy ny maty ( mitovy daholo izany). Raha toa ka tsy azo porofoina n\'aiza n\' aiza ilay izy , izany dia manambara fa noforonona fotsiny.
2- Ny maty dia tsy afaka manovy ny fiainantsika ary tsy azontsika baikona koa ( roasina sns....), satria efa tsy misy inon\'inona intsony.
3- Misy antokon\' olona izay miezaka mampiseho ny fisian\' ny angatra, misy indray ny zavatra mbola tsy ananana fanazavana, fa tsy midika avy atrany izany fa angatra. Ireny zavatra miseho any @ tany mandroso ireny dia arahimaso sy karohina tokoa, sao dia marina. kanefa hatr@ izao dia mbola tsy misy ny porofo mazava milaza fa misy ny angatra.
Misy rangahy amerikana izay ( James Randi, sceptique, www.randi.org ) nampamantena fa raha misy olona eran\' izao tontolo izao, afaka, na manana porofo mazava mikasika ireny zavatra lazaina ho \" phenomene paranornmal \" ireny , anisan\' izany ny angatra, dia homeny vola be. Hatramin\'izao anefa dia mbola tsy nisy, satria:
- na ilay izy azo azavaina ny fisiany
- na ilay olona mamorona na mandainga
- na ilay izy fidiram-bolan\' ny mpanao gazety sy ny mpanoratra boky.
Raha misy gasy afaka mitondra porofo, na miaraka mijery ny fisian\' ny angatra, dia hanankarena izy.
Raiso ohatra hoe: misy olona namanao milaza aminao fa nisy angatra tonga tao aminy , nampitahotra sy nilaza ilay angatra fa tokony homenao vola ilay namanao.
Inona no ataonao ?
71. ikaretsaka
(
03/08/2009 16:25)
Fantatro ny tantaran drangahy io fa bedebe ny miteny hoe tsy mqanambola homena akorey razoky de. Mi raisonne be doika @ arguments ny
72. rakapy
(
03/08/2009 17:05)
Rehefa lasa ireto zavatra ary efa afaka an'ihosy vao sahy nilaza I lery hoe zao sy zao ny momban'ireny...zay za vo gaga fa efa vita moa ka akory atao..
Raha ny filazan'ny olona dia tsy tokony hiteny mihintsy hoe hono ianao raha nahita zavatra hafahafa raha tsy efa tonga soa aman-tsara any @ tany aleha.
Eo antapon'Ikalamainty eo @ sapanana Betroka/Ranohira dia misy izay bozaka kely maniry eo an-kavanan-dalana izay , lazain'ny olona fa tsy azo hitsahana ,na @ fiara na tongotra hono. Izay rehetra nanitsaka an'io hono dia niaran-doza avokoa. Io aloha mbola tsy nahitako porofo moa izaho koa tsy mbola nanitsaka azy io.
73. ari.malala
(
04/08/2009 11:34)
ika, d ôtran'ny ahoana kay ny pozin'zany lolovokatra?
Ary ny fanano (le oul mivadika bibilava) v misy e?! ao @ fianakavian-dry dadanay hono misy fa toa izay oul zay rery no lasa fanano... Toa vadin'ilay anabavin'i dadabe anay angaha hoe? tsy haiko tsara izay tena rohim-pihavanana t@ io oul io, fa misy tanin-dry mopera zay any Moramanga any, d toa hoe teo angaha no nalevina ilay rangà t@ maty, d nilain-dry mopera ny taniny, d ze nanana havana nilevina teo zany tsy maintsy nanao fomba t@ ireo razana teo(mamadika na mamono lamba) d ry dadanay zany nande tany (zà ts afaka nanatrika satria mbola kely ny zanako t@zany fa ry zandrinay no mitantara d entiko le fitantarana) fa toa hoe vao nisokatra ngà hono le fasana d nisy bibilava nivoaka avy tao... D hoe ny fomba fandroahana azy ireny hono tenenina hoe ndana mande fa matahotra ny ankizy, na kou hoe osorana tantely hoe ny vavany d heo efa ts miara mipetraka tsony tsika fa ndana mody d ts miverina tsony ono?

74. tess
(
04/08/2009 15:00)
raha vao hono hono ry zareo dia tsy maharesy lahatra ahy fa ho raisiko toy any angano daholo.... raha tsy izaho mintsy no mahita sy hiaran'ilay raha fahfahafa dia izay aho vao mahatoky sy mino ny fisiany :-P
75. ikaretsaka
(
04/08/2009 15:19)
ari.malala:
ika, d ôtran'ny ahoana kay ny pozin'zany lolovokatra?
Ary ny fanano (le oul mivadika bibilava) v misy e?! ao @ fianakavian-dry dadanay hono misy fa toa izay oul zay rery no lasa fanano... Toa vadin'ilay anabavin'i dadabe anay angaha hoe? tsy haiko tsara izay tena rohim-pihavanana t@ io oul io, fa misy tanin-dry mopera zay any Moramanga any, d toa hoe teo angaha no nalevina ilay rangà t@ maty, d nilain-dry mopera ny taniny, d ze nanana havana nilevina teo zany tsy maintsy nanao fomba t@ ireo razana teo(mamadika na mamono lamba) d ry dadanay zany nande tany (zà ts afaka nanatrika satria mbola kely ny zanako t@zany fa ry zandrinay no mitantara d entiko le fitantarana) fa toa hoe vao nisokatra ngà hono le fasana d nisy bibilava nivoaka avy tao... D hoe ny fomba fandroahana azy ireny hono tenenina hoe ndana mande fa matahotra ny ankizy, na kou hoe osorana tantely hoe ny vavany d heo efa ts miara mipetraka tsony tsika fa ndana mody d ts miverina tsony ono?
ny lolo vokatra aloha ny nahitako azy de ohatran ny olona tsotra ihany e, za koa tsy nandinika tsara fa de nanakana izy de nanontaniako hoe ho aia de ihosy ho'zy de afara ao ary hoa de niakatra zareo de ndesiko tobil, de nony hiala zareo de nopehany ny tafotrano de naka sisiny za de zay..de nojereko ny retro tsisy olona tsotry tao afara de ninga za!
efa tafidina an'Ikalamainty, efa akaikin"ilay tetezana hiditra an"ihosy iny le sofera niparararetra sy hnidodo teo akaikiko no niteny hoe lolo vokatra ireny, de izy (bara lery) no namelabelatra teo... zay za vo nahalala
le hoe miova zao sy zao indray tsy haiko loatra satria tsary mbola nahita ahako
76. endrika01
(
05/08/2009 05:34)
Marina ve fa rehefa maty ny olona iray,dia mifindra aminy biby na zava-miaina eo aminy toerana handalovany razana ny fanahiny.Misy olona raika zay mako niteny we,ka noho io fanahiny mbola mivezivezy be io,no iandrasana ny razana andro vitsy2 vao alevina hahitany ny vatany,(zany kou ve de ho marina) hoatranao matory io hoy izy,ny amboroanao mivezivezy @toerana maro,satry tsy tokana izy io fa maro de samy manana ny lalany,de (...) Mahakamo miitsy :-P
77. endrika01

78. ari.malala
(
05/08/2009 06:17)
ika, de tsisy raha anormal mintsy v pendant ny voyage nareo reo olona reo tao anaty fiaranao?
79. ravonjison
(
05/08/2009 09:23)
ari.malala:
ika, d ôtran\'ny ahoana kay ny pozin\'zany lolovokatra?
Ary ny fanano (le oul mivadika bibilava) v misy e?! ao @ fianakavian-dry dadanay hono misy fa toa izay oul zay rery no lasa fanano... Toa vadin\'ilay anabavin\'i dadabe anay angaha hoe? tsy haiko tsara izay tena rohim-pihavanana t@ io oul io, fa misy tanin-dry mopera zay any Moramanga any, d toa hoe teo angaha no nalevina ilay rangà t@ maty, d nilain-dry mopera ny taniny, d ze nanana havana nilevina teo zany tsy maintsy nanao fomba t@ ireo razana teo(mamadika na mamono lamba) d ry dadanay zany nande tany (zà ts afaka nanatrika satria mbola kely ny zanako t@zany fa ry zandrinay no mitantara d entiko le fitantarana) fa toa hoe vao nisokatra ngà hono le fasana d nisy bibilava nivoaka avy tao... D hoe ny fomba fandroahana azy ireny hono tenenina hoe ndana mande fa matahotra ny ankizy, na kou hoe osorana tantely hoe ny vavany d heo efa ts miara mipetraka tsony tsika fa ndana mody d ts miverina tsony ono?
Mikasika ny lolovokatra dia izao no mba fantatro mikasika izany.Izaho aloha mbola tsy nahita.
Araka ny henoko dia any @ faritra betsileo no tena misy azy , ary \" kinolo \" no iantsoana azy any. Izy io hono dia olona efa maty, mitsangana indray anefa fotoana fohy avy nandevevnana azy, avy eo dia mandehandeha.
Izay no \" version gasy \"
Io lolovokatra io koa dia misy any Haiti, noho izany dia tany mihitsy no nanaovana ny fikarohana mikasika izany. Mitovy @ fandraisantsika gasy izany ihany ny fandraisan\' ny olona any ny lolovokatra ( zombie).
Izao no zavatra hita nandritra ny fikarohana :
1- Misy olona mpanao fanafody ( karazana mpanao fanafody gasy atý amintsika) manafina ny zavatra ataony. Ny ataony dia mampiasa poizina avy any @ trondro. Io poizina io no ataony izay hihinanan\' ilay olona azy , avy eo dia matory lalina dia lalina ilay olona ( karazana anestesie general ihany), toy ny maty mihitsy ( raha tsy mampiasa fitaovana moderne dia tsy fantatra hoe tsy mbola maty anie io olona io)
Avy eo @ izay izy antsoin\' ny olona mba hamelona na hanasitrana ilay olona. Izy ihany no manana antidote.Rehefa tafatsangana ilay olona avy eo dia mandehandeha toy ny very saina. Izayn procedure izany no atao hoe : zombification. Zombie izany ilay lolovokatra.
Ny hanaovany azy izany dia ny mba HANANAY TOERANA MANANDANJA EO @ fiaraha-monina.
Rehefa misy izany olona mifamaly sy tsy mifankahazo dia mandeha any aminy, avy eo asiany fanafody izay tian\' ilay client asiana.
Ny mitranga anefa indraindray maty ilay olona ka tsy tafavelony intsony.
2- Raha sanatrian\' izany maty ilay olona dia hitadiavandr\' ry zareo olona hafa ( matetika olona marary saina tsy misy fianakaviana, @ izay koa tsy afaka manao vavolombelona) hatao solony hoan\' ilay fianakaviana, ary lazainy hoe : io izy io fa efa tafatsangana indray.
Teo @ tanána mantsy nisy bandy kely iray izay lazain\' ny olona fa hoe lolovokatra, ary zanak\' i Ranona. Rehefa nataon\' ilay dokotera ny fampitahana ny DNA n\' ilay bandy sy ireo izay lazaina fa Ray aman-dReniny, dia hita fa tsy misy hitovizany mihitsy. Izany hoe : tsy zanak\' izy ireo mihitsy ilay bandy fa mody nataon\' ilay mpanao fanafody an¨\' izany fotsiny mba hampi-calme n-dry zareo. Ny zanak\' ireo ray aman-dReny anefa dia nasian\' ilay rangahy fanafody tokoa ka maty , ary tsy nitsangana intsony.
Nohezahiko nofintinina ilay izy, fa mbola misy ny zavatra tsy voalazako ao.
80. ikaretsaka
(
06/08/2009 04:24)
niryna an> aza ampitoviana @vodoo sy ny zombie any haiti sy caraibe ny lolo vokatra fa samihafa