MINO NY FISIANY MATOTOA VE NAREO?
101. endrika01
(
11/08/2009 06:02)
Hanamafisako ny voalazany namana etsy ambony hoe tokony tsy hampatahotra le zavatra,raha tsy nanao inoninona anao.Ity tranga ho tantaraiko eto ity ,raha tsy diso ny fitadidiko dia efa napetrako tany @diniky ny namana tany.Misy namako izay,ny dadany tongavan-javatra foana ,dia lasa miverimberina lay tranga,de mbola tsy kopy iany izy,nanafatra azy lay fanahy,nanorotoro azy toerana tsy mbola hitany,sy tsy falehany.Nanorotoro azy zavatra atao,sy zavatra hoentina.De niainga ny anao lahy,nitondra namana maromaro,vatan-dehilahy.Ka mila mailo,toerana mbola tsy nalehanao,olona tsy fantatrao,tsy itanao endrika,refa tonga tany ry zareo ,dia nataony avokoa zay nafarany lay zavatra,marihiko an,fa niverina matetika lay tranga satria noheverinle rangahy io fa rediredy,sa izy no mamorona anilay tranga tao aneritreriny.Nampitondra ranomanitra iany koa ilay feo tsy ita hendrika,nilaza ilay feo fa toa we mpanjaka izy ireo(...)de gaga we ry zareo tonga tany @le toerana fa tsisy trano na 1 aza,fa alaala,de somary natahotra iany ry zalahy,refa vita doly we zay hafatra nasainy narahana,de ilay ranomanitra @tavohangy kely ireny nofihininy mafy be teny an-tanany,satry hoy lay zavatra we izay toerana ilatsahaniny teny an-tananao,dia ao izahay no mipetraka.De nande,de nivezivezy teo @lay toerana t@farany nilatsaka hoazy lay ranomanitra.Dia samy gaga,ny sasany nihevitra anilay namany io ho adala mpandainga,tsy araky ny fatantarany,tsisy trano akory na ny iray aza,ny tena noana,nanantena we mpanjaka de we hisy fandraisana makotrokotroka, :D de samy very hevitra teo,de farany nangadina teo @le toerana fa sao,dia mba tototra ao ambany ao ilay trano! Efa nadiny lalindalina iany,dia nahitany razana maromaro nilahatra,efa tsisy nofo intsony fa karana,de narahana doly zay voalazany lay zavatra,(...)secret nio rangahy io ny tohiny,fa dia nokarakarainy tsara ireo taolam-balo ireo,ary nanomboka tamzany andro izany,dia lasa manana DON hafahafa rangahy io,aminy alalany tsindrimandry,tsy nino ny fitantaranle sipa namako aho,ndray andro sendra nitady azy aho,lay namako io an,dia ireny nisy andian olona vitsivitsy itady ny dadany,fa very ny ombivavy berononony 3,efa lany haiky nitady,de nandeha natory lay rangahy, 30min teo ho eo.Nifoha avy tao izy de niteny hoe,ndana mody fa ifanena eo am-bahady ianareo,ny ombiny very,sy ireo tompony.De zah mou mbola tao amle namako,fa be resaka kou zay refa tafahaona,15min taoriany nandehananle very omby,de nisy niverina ny sasany tamin-dry zareo faly sy nibitaka sy nisaotsaotra sy ze tohiny tany tsy haiko,fa zah maika hody de lasa.Tsy sahy nitantara t@Rad-ko anizany zvt retra2 zany aho fa natahotra ho bedy. Fa ny hany nahalasa ny saiko de we,taiza le omby?De aona no niverenany irery tsisy mpandroaka?Raha ny nahita efa nisy napandre we misy omby telo be mirenireny tsisy mpitondra any!Sa le rangahy matory iny no lasa nitady azy ny amborohany,sa niresaka t@le feo nitafa taminy izy we tadiavo sa... eny e,zany kou ve atao hankarary coco eo.Misteriny zany! :roll: :roll: :roll:
103. endrika01
(
11/08/2009 19:12)
ie,efa nalefako na tao @kolontsaina,na tao aminy dinika Fiaraha-monina izy io,tsy mpanandro akory rangahy io,fa refa misy olona very zavatra na vola,na entana,ka tonga ao aminy,dia afa-po aby ny hakabetsahany.
104. ikaretsaka
(
11/08/2009 19:33)
betsaka ny olona mahay io raha io any @ faritra bara iny
za mahalala olona 1 manana io don io fa za tsy nino t@ voalohany!
de nitranga le raha .. very ny peratra sapile ko volamena izay de efa notadiavina eran"io eran"io fa tsy nety hita de efa naman"ny nafoy hoa izany ho'zy ahako anakampo sady efa nionona.. tsy fantatro be ilay rangahy t@ izany fa sendra mpifampiarahaba fotsiny rehefa samy eny amoron-drano.. dia izy no niteny tamiko hoe ianao very peratra .. jereo atsy akaikin"ny hazo votsinefy atsy fa latsaka tao izy t@ nao nangala tsinefy teo... dia teo araka ny nolazainy le izy.. fa tsy mbola nino za..
avy eo izy nihaona tamiko fa nisy rangahy te hivaro bary tamiko de hozy hoe mividiana vary @ io rangahy io fa tsy ho tonga ny rezerve varinareo raha tsy @ volana ambony.. de tsy nino aho fa nividy ihany dia izay tokoa no nitranga
nanontaniako izy moa de heo misy olona tsy hita fa reny miteny azy ny tokony atao hono ...
taty afara dia lasa mannoeuvre ko tany @ chantier izy io, de rehefa le manao nivellage sy defrichement ireny za de lasa manontany azy aloha alohan'ny hanombohana sy hampiasana engins.. de izy no miteny hoe atsy misy vato, de atsy misy razana milevina fa anaovy fomba aloha de mitady an zao.. de par prudence de arahako le lazainy...
Misy tanana izay hoe Zazafotsy ao akaikin'Ankaramena, dia ao izy no monina izao isika miteny izao

105. ari.malala
(
12/08/2009 05:57)
Zà koa misy fotoana manao toa an'io olona tenenin'ika io, fa ndremande zay, nisy havanay hoe hoavy tao antrano, d nefa nisy zavatra tokony nalehan'i neninay d hoe ts handeha izy fa hiandry an'ilay havanay, d ouz ah mantsy anazy hoe mandehana vonjeo ny alehanao fa ts hoavy eo zany reny, fa zà eto ian d raisiko ny hafatra raha misy, d lasa i neninay, fa tena ts tonga tokou le oul.
D ty ndray zavatra hafa mints. Zà refa mifanena @ bibilava, d hisy loza ao zay, na fahafatesana... T@ mbola mpianatr'Ankatso, d le en face ny lettre hoany @ DEGS iny d ao ambany ao misy coin tsara mangingina sady malomaloka zay, fisakafoanana, d hande tao zà sy le sipa mpiaramianatra aminay, no misy bibilava mande @ iny goudron b iny! any @ côté misy anà an! fa naika torana ah! tonga tany an-trano ah, mamanay efa toran'ny tomany fa maty ny rahavaviny no vantaniko. Mbola resaka bibilava iany, any Moramanga misy tranon'ny dadabeanay, d mpanao vacances tany hatry ny fahakely zay. Eo an-tokotany misy voninkazo d misy serre iany koa fa ts mbola naita bibilava tao zà hatry ny nivezivezeko tany. Fa t@ 31/12/96 avy @ douche zà hande hanaha lamba ery am tady no notapahim-bibilava ny lalako nivoaka tampoka avy ao anaty voninkazo tao le izy d nitsorapaka tany @serre tany d nivoaka ny fefy d lasa... Ny ampitso koa 01/01/97 mbola toy izay iany, avy ao @ douche handeha hanaha lamba no notapahim-bibilava ny lalako fa izy ndray tery akaikin'ny wc, toerana maina b tsy tokony hisy bibilava mitns! nody taty Tana ah ny ampitso 02/01/97 tonga tao an-trano, manjombona b dool ny oul fa hoe lasan'n police ary ts mbola tafaverina le oul akaiky b anay zay, resaka endrikendrika no nahavoatana azy tany... Mbola resaka bibilava iany. Tany Tamatave ah ny 18/01/97 fa narary lay cousine ko tany d hoe zà mbola vacances d ts manin ra midina any alo manampy ny RAD ny fa zareo miasa dool d tsisy iandry lay cousine. D nirahina nividy sakafo maraina ah no nifanena t@ bibilava, fa tonga d nanao tongotra an-katoka nody. Vao toga tao antrano ah d hoe mifanintona ikalakely fa aingana! ry zareo aza gaga b hoe ahoana no nahalalako hoe mila mody haingana ah!

107. ni81
(
12/08/2009 12:45)
betsaka ny zava-miafina mbola tsy fantatry ny olombelona.:roll:
http://www.neobux.com/?r=ferox
109. endrika01
(
12/08/2009 15:17)
ari.malala> shut,ni.mbola tsy eo :-D ,fa miresaka bibilava i ari. Dia mety ho marina tokou zany,lay we raha vao sakanana bibilava @andro maina be de misy loza,na fahafatesana.Satry zaho koa dia saiky nitovy cas t@ ari. T@zany andro zany Sabotsy tolakandro,zah andeha hampianatra katesizy tao @sekoly misiona tao antam-potanan i Bira tao, misy Bank BNI zay ao ,de eo atsimon io Bank io misy ny Prefet-ny Vakinakaratra,mifefy tamboho teo t@zany andro zany.De io arabe manelanelana ny Bank sy ny Prefet io no niampitanle bibilava miloko volamena,somary tery ambanimbany nifanandrify t@ vodi-tranony Tresor. Hatraty avaratra le bibilava niampita nianatsimo,zah aminio avy aty Antsinanana hiakandrefana,de nisy mpitari-posy nitondra olona,avy aty andrefana hianatsinanana. De tafajanona izy no niteny we ny iray amintsika mety handre loza,ka samia mivonona,tena hafa de hafa iny biby inyAvy eo le izy to nanjavona.Zah mou nanohy ny lalako hande hampianatra,sady niteniteny foana noho ny tahotra hoe, :D enga anie mba tsy hoaminy fianakaviako no hisinizany loza izany,de naverimberina tokou mou hi hi hi,kinanjo noho ny tonga tao an-trano aho ny hariva tokony ho t@5ora,de indreo i Papanay sy Mamanay fa miomakomana,miakanjo fa tonga teo ny mpilaza fa maty io tolakandro io ny Dadabeko.Notantaraiko azy ireo lay tranga,de tonga hatrany @fiandrasam-paty de to hadinodino kely lay fahoriana fa lasa resa-be tao lay biby hafahafa.De we ny fanahinle olona maty ve lasa naka endrika biby?Nokarohanle mpitondra posy miitsy satry lokombolamena nangirana be,fa tsy ita tsony! Marikoditra be zah!Brrrrrrrrrr
111. ikaretsaka
(
12/08/2009 18:07)
ari... miompia bibilava....
zandrinay 1 koa manao an"io de zandrinay kely avy eo tia reptiles be de niompy sokatra ...bibilava iguanes lezards.. fa afaka ho azy le izy
zandrinay 1 koa manao an"io de zandrinay kely avy eo tia reptiles be de niompy sokatra ...bibilava iguanes lezards.. fa afaka ho azy le izy
112. endrika01
(
12/08/2009 20:25)
ikaretsaka:Oh ! My God! zany we ry ari. a,miompia we njy bibilava.
ari... miompia bibilava.... zandrinay 1 koa manao an\"io de zandrinay kely avy eo tia reptiles be de niompy sokatra ...bibilava iguanes lezards.. fa afaka ho azy le izy
113. ari.malala
(
13/08/2009 05:54)
:{ :{ ôka ian le hiompy bibilava kle! ts tia anireny za!
Mbola tranga hafahafa iany... Tsy haiko mints hoe manin, fa zà refa mifanao fotoana @ oul k tafintohina, na voasakana ny lalako d ts ho ao zay le oul! Misy fotoana, efa eny an-dalana no tafintohina nefa lalana mahitsy tsara tsy tokony hahatafitohina mints a! tsis vato tsis in'in fa mbola mi insiste iany mande any,d reradrerapoana sy sorisorena @ ts antony ftsn! le voasakana lalana ndray, varavarana mivoha tsara zao fa refa hivoaka ah d mikatona le iz manaka ny lalako... d'efa aleo mijan e!

114. endrika01
(
13/08/2009 17:17)
Mety itombina iany zany,lay misy milaza we lasa maka endrika biby ny fanahinle maty. :-P
115. ikaretsaka
(
14/08/2009 02:51)
ari> bibilava kely fa nga le ngoozabe ireny.. rehefa ngoza le izy ka tsy omby ny tranony sy tsy vitanao intsony ny mikarakara azy de aterina any @ zoo.. fa milay rehefa ririnina an..satria atao ao anaty lafaoro ry zareo fa ao no mafana (solon"ilay mitapy andro) ka mila mailo ihany rehefa hamana zavatra ao ....lol...
le tafitohina sns indray amiko finoanoampoana... io le hoe rehefa izay no hanaovana ny saina.. izaho t@ mbola nanao baseballdia tsy maintsy izay kasikety rovitra izay foana no anaovako rehefa tena hoe match sy concours.. dia nifindra entina manao boules le izy ankehitriny ( na izay na chiffon jaune ao am-paosy na eny an-tanana)... fa tsy mety mihitsy ny atao raha vao tsy eo ireo zvtr ireo ka eritreretina.. rehefa entrainements anefa indraindray manadino ireo zavatra ireo fa tsy eritreretina hoe adino ireo de mitovy ihany

116. ari.malala
(
14/08/2009 08:20)
ika, non, ts resaka finoanoampoana mints, fa efa nanandrana ah ts in1 fa misy fotoana hoe tafintohina fa mande iany, fa tena tsisy oul any e! sorena @ ts antony ftsn... misy fotoana tena hoe ts mieritreritra mints hoe ts hoao le oul fa mande any iany, fa tena ts ao izy e!
117. ikaretsaka
(
14/08/2009 15:54)
Finoanoam-poana io
Ohatran hoe za tsy mahazaka toaka gasy mihitsy na 1 sotrokely aza nefa rehefa famadihana na 2 zinga aza tsy mihontsona...
De nisy niteny anahy hoe le. Fanahin lematy hono lasa ao amiko. De iny no misotro taoka fa tsy za...
Tsy haiko aloha ze fahamarinany...fa amiko le izy natao hampitahorana anahy fotsiny

118. endrika01
(
16/08/2009 10:02)
ika> de nahamay ve lou ny tany anatinao tany ,tamle nisotra anle taoka,sa norme be i ika.
raha norme de midika zany fa mety nisy marina le fanahy tonga tao aminao,
fa raha mamo enao na narary ny aty dia tsy marina le tranga fa ,ohatra hoe hambo-po fotsiny lay nisotroana lay toka be!:D
raha norme de midika zany fa mety nisy marina le fanahy tonga tao aminao,
fa raha mamo enao na narary ny aty dia tsy marina le tranga fa ,ohatra hoe hambo-po fotsiny lay nisotroana lay toka be!:D
119. ari.malala
(
17/08/2009 07:16)
boff, refa zay ny fandraisanao anazy ts manin fa nenao kou nge refa ts mifanaraka @ sitraponao sy ts nihatra t@nao d tsizy e :P zemanfou
120. ikaretsaka
(
17/08/2009 16:11)
tsisy hafa @ sekret de polisinel ihany io ry ari an.. pli afenina fa intime hono ... plis mitaraina fa tsy zaka hono le anihaniana