MINO NY FISIANY MATOTOA VE NAREO?
21. xxx
(
28/07/2009 13:40)
xxxx16 rangah b miendrik oul no notantarainy lou e fa mapataoatra b ny tarean hono
23. marindra
(
28/07/2009 13:44)
Ny olona tsy manana fahatokisana amin'ny tenany no matetika isehoan'ny angatra satria izy mahalala fa malemy ianao. Fanahy ratsy ny angatra ary vitany tokoa mampihorohoro ny momba anao rehefa izay!
io ndray alou tsy inoako :D
24. sakaizakely
(
28/07/2009 13:56)
xxx:
ny olona toy inona hono no miseho na efa maty aza ? Ny olona rehetra ve? Olona nasiaka ve, olona tsy nivonona ho faty ve ?
- masiaka ary ve ny matoatoa sa dia mijerijery fotsiny ?
tsy haiko klouny oe ny oul inn no manangatra
fa amiko mazava oazy fa mielinelina manodidina antsika eny ry zalah, fa mety misy parametrages mahatonga antsika tsy ahita azy ireo, indraindray anefa mety mi bug ny parametrages dia izay no mahatonga ny sasany ho hita ohatra. Tsy haiko hoe iza no misahana io parametrage io sady mba teny entiko hanazavana ny fahatsapako azy fotsiny io fa tsy haiko hoe marina sa tsia
tsy hoe fitiavana hinohino foana, fa efa nitranganjavatra in2 aho tam vao zaza. Ny fiheverako azy, dia misy fanahin'oul manana sensibilité afaka mi capter ny fanahin'ireo avelo mandendeha anivontsika, mety hoe olona "madio" - "pure" fanahy ve, tsy haiko, fa matoa izaho zaza nitrangany, nefa taty afara tsy nahita intsony, misy antony tsy fantako ao, izaho koa tsy maniry ny hiverenan'ilay fahitana, na dia tsy zavatra goavana aza no hitako an
fahafantarako azy, araky ny hakelin'ny fahalalako ihany io, fa misy izao oul be fahalalana be hiteny hoe mifoka bozaka sakaizakely :-D :-D :-D, dia efa misy fanandramana mikasika ny mety ho fisian'ny fivezivezena eo @ fotoana na "voyage dans le temps", na tsy lehibe aza ny application mikasika azy, dia fantatra fa "mety ho" possible ny mamakivaky ny espace spacio temporel ahafahana mankany @ alohabe amantaonany, na any aorina sns.
ka nahoana ny maty no tsy ho afaka hamaky ny sakana tsy ahafahany mitranga amin'ny velona ? Ny vatana no maty, fa tsy ny "fanahy", mankaiza io fanahy io rehefa maty, manao inona sns...
aleo hilam :@ :@ :@ :@ :@
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
25. sakaizakely
(
28/07/2009 14:03)
marihiko fa tsy mampatahotra ny zavatra efa nitranga tamiko, nefa dia nanambara marina izy ireo.
Mbola tadidiko tsisy very @ antsipiriany ny sarin'ny zavanitranga tamin izany mandrakiny androany, nefa zaza 3-4 taona aho tamin'izany
Mbola tadidiko tsisy very @ antsipiriany ny sarin'ny zavanitranga tamin izany mandrakiny androany, nefa zaza 3-4 taona aho tamin'izany
26. ritsa
(
28/07/2009 22:31)
Araka ny lazain'i bebenay izay de hoe ny olana maty tsy nahazo
paradisa hono no lasa manangatra,fa tena misy hoy izy ny angatra,
iza aloa tsy mino no sady tsy te ahita e
paradisa hono no lasa manangatra,fa tena misy hoy izy ny angatra,
iza aloa tsy mino no sady tsy te ahita e
27. endrika01
(
29/07/2009 09:09)
Ny tena mahakamo an,( mody mba ataoko we mahakamo,nefa mampifezaka no tena izy =)) hi hi ) aiza ve ka toerana mba fandalovana,mahazatra ny tena iny,misy alaala kininina kely,de somary misy fasana tsy de lavitra eo, mandalo eo zah rery mitondra ny kinaka,tsy misy maninona,de lasa eo ny resaka de lazaina fa tsy azo andalovana eo,amle mitatao vovonana be iny (midi-14h) fa misy angatra,sa matotoa sa avelo,tsy haiko tsara,fa dia ny bebeako izao no mitantara.(tsy mifosa maty aho a,efa lasa nody izy mako) isaky ny atoandro,rehefa maka fakon anana ,eo aminy taninan andranony izy,dia mahita vhv 3 mamirapiratra,sy manao akanjo fotsy be,manodidina io fasana io,dia mandeha nefa tsy mikasika ny tany ny tongony hoy izy,mpivavaka be sy tsara fanahy io bebeako io,any amizay toerana atao hoe Ampasatokana zay le toerana! Nisy pasitera avy any Arivonimamo zay,fianakavianay sendra mba nandalo,tany Bira dia nasany mba hijery lay spectacle,fa zah kalou tsy izy mintsy e, :-D:-D:-D ,tsy haiko na nahita kou izy na tsia,fa ny hatezerako no betsaka,satria lalako nahazatra ahy,lasa nampifezaka be ahy!Tena mahakamo mintsy! fa tsy aiko,fa zay miresaka de we nokendainy matotoa we ranona tantaraiko anareo am manaraka :-P
28. endrika01

29. xxx
(
29/07/2009 14:49)
io vao nisy fandaharana @ TV hoe misy olona maty hoe dia tsy liberé ny esprit -ny , izany hoe tavela eto an-tany au lieu de lasa any @ au delà.
Dia manifestations fotsiny ilay izy fa tsy misy hoe olona miseho : courant d'air, pas ... etc
dia misy olona afaka manala azy, ka justement mi liberer ireo esprit ireo no ataony mandritra ilay séance, dia lasa any @ au delà rizareo dia milamina ny eto

30. soanja
(
29/07/2009 15:45)

Tantaraiko zavatra ianareo.
Tamin'ny fahazazako na fahatanorako dia nalaza tokoa ny tovovavy mbola vantony namono tena noho ny fitiavana. Izay no tantaran'ity zazavavy tsara tarehy kely vao 17 taona metisy arabo ity. Niaraka tamina rangahy efa lehibe taona noho izy no manambady no hafa firazanana zany hoe gasy razana Makoa. Bedin'ny ray aman-dreniny ilay tovovavy noho ny zavamisy dia tsy nahazaka niaina intsony. Nony maty ilay tovovavy tany daholo izahay niandry faty sy nandevina. Tsy lavitra ny misy anay anefa ny fasana. Isanalina anefa araka ny voalazan'ny gardien ny fasana dia heno misy feo mitomany eo amin'ny faritra misy azy nefa tsy ahitana olona mihitsy. Tsy nino ny fianakaviana dia lasa nirohotra tany avokoa ny olona sy ny havany ary isany aho nihaino ity feo mitoreo sy mitalaho ao anaty aizina. Angamba 11 taona aho tamin'izay. Variana aho fa feon'ilay tovovavy tokoa ilay toreo. Feo entin-drivotra dia miverina moramora manenika ny toerana sy mampitsangam-bolo. Nitondra sapile aho tamin'izay ka nivavaka no mihaino tsara. Ny olona sasany nisy namelona labozia. Ny zoman'iny dia natao ny fomba. Nanaovana joro sy namonoana omby mihitsy ilay toerana. Raha nihaino ny teny voalaza aho tamin'izay dia ny fangatahana ny fanahin'ilay razana tsy hijanona eto hiaraka amin'ny velona fa hiampita amin'ny fiainana any ankoatra no ambetin-teny ary ny fifamelana izay vita ho isan'ny vita ary ny fangatahana tso-drano ho an'ireo izay mbola velona.
Hatramin'izay dia nandry am-piadanana ny fanahiny satria tsy heno intsony ilay feo mitoreo.
Tena mandalina ny siansa tokoa ny tenako fa betsaka eto an-tany ny zavatra mbola tsy voazavany koa aleo aza misokatra ny saina hijery hoe aiza ho aiza isika olombelona sy fahafahana ananantsika, moa ve ny siansa ihany no afaka hamaly ny hetahetam-pahalalantsika. Hatraiza ny asan'ny atidoha? Mazotoa mandalina, ary aza mora maka tsoaka fa miovaova ny seho satria lasitra goavana no niantombohantsika fa tsy vovoka sy rora fotsiny.
31. ravonjison
(
30/07/2009 09:11)
Misy hatsikana vita gasy ( blaque, mifanaraka tokoa @ zavamisy ao Dago) izay itý ho lazaiko :
Tao ambanivohitra ao @ tanána kely iray dia mino daholo ny olona fa rehefa mandalo fasana ka mitondra henan\' ondry, dia angatahin\' ny fanahin\' ny maty ( angatra ) ireo hena.
Nisy ary tovolahy roa avy ao @ ilay tanána namonjy lanonam-panambadiana. Rehefa vita ny lanonana ny alina dia nahazo henan\' ondry masaka avy @ mpivady vao izy ireo hoentina mody. Ny lalana anefa mandalo fasana.
Teny an-dalana dia niahiahy ny iray ary natahotra, sao dia angatahin\' ny angatra tokoa ireo hena. Namaly ny iray : ialahy itý koa minomono foana, resaka finoana fotsiny izany, fa anadao.
Nony nandalo fasana tokoa izy ireo dia nivoaka avy @ fasana ny feo:
- miao o o miao o o miano o miaoooooooo
- torakovitra iry roalahy, niteny ny iray: marina tokoa kay ilay izy , ary dia natsipin\' izy ireo ny hena ka lasa nitsoaka izy roalahy.
Nivoaka avy ao ambadiky ny fasana kosa tovolahy efatra (4) hafa, ary faly ery nihomehy sy niteha-tanana :
- tena mandaitra lesy ilay fika, andao aloha hinan-kena, tena manja kosa.
Vao nanomboka niperaka anefa izy ireo dia niverina indray ilay feo:
- miaoooo, miaooooo, miaoooo.
Torakovitra ny rehetra ka niteny ny iray:
- tena marina lesy izany finoana izany fa andao hitsoaka.
Dia lasa nitsoaka ireo ary navelany ny hena.
Taoriana kelin\' izay dia nivoaka avy ao ambadiky ny fasana ny renin-tsaka iray miaraka @ zanany, izay noana dia noana. Ireo saka ireo no nihinana ilay hena, izay tena tsara nahandro sy fikarakarana tokoa.
Hatreo aloha...
Izaho aloha dia tsy mino ny fisian\' ny matoatoa e. Ny maty dia maty ary tsy afaka miverina intsony. Isika ihany no mampiverina azy ireo ao antsaintsika. Ny ankoatr \' izay dia finoana fotsiny.
Ny olana aterak\' izany dia matetika ( araka io blaque io) ireo tsy mino ny fisiany dia manararaotra ny finoan\' ny sasany mba ahazoana tombotsoa.
32. endrika01
(
30/07/2009 11:40)
Tohizako lay nolazaiko tery ambony we,misy mitantara kou,fa nanakenda we ny angatra,sa matotoa sa avelo ,hotrizao le tantara nisy mpisipa zany,le bandy efa nanambady,de nanana sipa iany kou,le sipa tsy nahalalamintsy fa efa manambady le bandy.Ny vadiny efa ho faty ,de nanary dia tamle sipakely izy.Maty le vadiny,de nisy rojo volamena,anle maty,nomenle bandy anle sipa.Le sipa io tsy nahalala we efa anolon-kafa lay rojo,fa nanaovany soamatsara,isaky ny alina we izy,misy manakenda,de we angamba nofy,fa tamfarany we misy vehivavy niteny hoe avereno ny fananako,de gaga le sipa,saingy tsy mbola kopy fa zinga be,hi hi(sady matahotsa anefa zah mitantara hi hi hi)de mbola nisy nanakenda sy niteny hoe avereno ny fananako,de zay izy hoe vo sahy nanotany tsisazoka hoe,fa iza enao,de inona ny fanananao nalaiko? Tsisy valiny le fanotaniana fa le rojo no hotry ny nisy namoha forcer be,de nipitika teny aminy tendany(...)de avy eo naterinle bandy teny @fasana nandevenana anle vadiny! Nivady iany izy sy le sipa.Angatra masika zany io sa inona loatra?
33. ravonjison
(
30/07/2009 15:07)
Resaka fotsiny izany ry Endrika01 a , tsy misy angatra manakenda izany.
35. ikaretsaka
(
30/07/2009 17:28)
rehefa tsy mbola voakendany de bebe vava :wink:
zany foana io
izay koa ny fandraisako azy sns
zany foana io
fa amiko mazava oazy fa mielinelina manodidina antsika eny ry zalah, fa mety misy parametrages mahatonga antsika tsy ahita azy ireo, indraindray anefa mety mi bug ny parametrages dia izay no mahatonga ny sasany ho hita ohatra. Tsy haiko hoe iza no misahana io parametrage io sady mba teny entiko hanazavana ny fahatsapako azy fotsiny io fa tsy haiko hoe marina sa tsia
tsy hoe fitiavana hinohino foana, fa efa nitranganjavatra in2 aho tam vao zaza. Ny fiheverako azy, dia misy fanahin'oul manana sensibilité afaka mi capter ny fanahin'ireo avelo mandendeha anivontsika, mety hoe olona "madio" - "pure" fanahy ve, tsy haiko, fa matoa izaho zaza nitrangany, nefa taty afara tsy nahita intsony, misy antony tsy fantako ao, izaho koa tsy maniry ny hiverenan'ilay fahitana, na dia tsy zavatra goavana aza no hitako an
izay koa ny fandraisako azy sns
36. ravonjison
(
31/07/2009 09:02)
ikaretsaka:
rehefa tsy mbola voakendany de bebe vava :wink:
zany foana io
fa amiko mazava oazy fa mielinelina manodidina antsika eny ry zalah, fa mety misy parametrages mahatonga antsika tsy ahita azy ireo, indraindray anefa mety mi bug ny parametrages dia izay no mahatonga ny sasany ho hita ohatra. Tsy haiko hoe iza no misahana io parametrage io sady mba teny entiko hanazavana ny fahatsapako azy fotsiny io fa tsy haiko hoe marina sa tsia
tsy hoe fitiavana hinohino foana, fa efa nitranganjavatra in2 aho tam vao zaza. Ny fiheverako azy, dia misy fanahin\'oul manana sensibilité afaka mi capter ny fanahin\'ireo avelo mandendeha anivontsika, mety hoe olona \"madio\" - \"pure\" fanahy ve, tsy haiko, fa matoa izaho zaza nitrangany, nefa taty afara tsy nahita intsony, misy antony tsy fantako ao, izaho koa tsy maniry ny hiverenan\'ilay fahitana, na dia tsy zavatra goavana aza no hitako an
izay koa ny fandraisako azy sns
Mahaliana be ilay firesaka azy etsy ambony.
Ny fisian\' ny angatra dia eritreritra , tahotra, finoana ary ny tsy fananana fanazavana @ cas concret no mahatonga izany. Ny maty dia tsy mahavita inon¨inona intsony, tsy afaka manakenda , tsy afaka manoro hevitra sns...
Raha afaka manao izany ny maty dia mba betsaka ihany ny olana voavaha eto antany, na betsaka koa ny olana mipotra.
Misy fanontaniana tokony ho valianao ireto hilazanao fa misy na tsy misy ny angatra :
1- nahoana ary no misy ao Dago ilay izy fa tsy misy kosa any @ firenena na faritra sasany ? Niangaran\' ny natiora ve i Dago @ izany? ( resaka toerana)
2- maninona no tsy manakenda na mamaly faty amin\' ny mpangalatra na mpamono olona ny olona matin\' ny herisetra tsy rariny ( tifitra, tombokantsy, ady sns..., fangalarana ohatra nify volamenan\' ny maty)
3- @ tany efa mandroso iray, naninona no nisy koa ny angatra taloha ela be tany , kanefa kosa tsy misy intsony izy @ izao fotoana izao ? ( resaka fotoana )
Raha ekenao ny fisian\' ny angatra sy matoatoa, manambara izany fa azo adaladalaina ianao !!!!!
37. xxx
(
31/07/2009 09:17)
Toa lasa mino tsy mino aho :-P
Ny hoe olona proche no managatra amiko dia heveriko fa fruit de l'imagination sy tahotra ary alahelo ihany izay tonga ary @ subconscient ary ka mampanonofy .
Misy nefa ilay appareil fi détecter-na hoe misy zavatra eto , ampiasain'ny mpanala zavatra, aty @ tany mandroso , dia eo indray aho no misalasala

38. xxx
(
31/07/2009 09:56)
Nena ndray ry reto tena hafa be mintsy ny zavatra miseho amiko a! Za matetika dia misy lelah tonga foana @ nofiko, de tam voloany za nataohatra be fa amin'izao izahay dia tia manao firaisana aminy ary tena tiko b mintsy ilay izy.mahazo orgasme fona za rehefa tonga amiko iz.
Izy tsy masika amiko fa ny magaga ana de izy tsy miseho raha tsy @ nofiko ary ny nofiko de tena ohatrany tena niainako mintsy refa mifo maraina za.Richard no anarany nefa za tsy nafanatara olona atao hoe Richard mintsy t@ fianako , de t@ herinandro lasa izy nangataka ana ho vady de nolazaiko fa mbola iheritreritra wa za.
inona no tokny ataoko???

39. ni81
(
31/07/2009 10:55)
Nena ndray ry reto tena hafa be mintsy ny zavatra miseho amiko a! Za matetika dia misy lelah tonga foana @ nofiko, de tam voloany za nataohatra be fa amin'izao izahay dia tia manao firaisana aminy ary tena tiko b mintsy ilay izy.mahazo orgasme fona za rehefa tonga amiko iz.:lol: :lol: Hafa kely indray koa izany an!